· pour la première fois la gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (gpec) vient...

12
ANNEE 4| NUMERO 12 GRATUIT | AVRIL 2016

Upload: nguyentruc

Post on 11-Sep-2018

215 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

ANNEE 4| NUMERO 12 GRATUIT | AVRIL 2016

N Y F A M E T R A H A N A N Y F O M B A F I A S A G . P . E . C

Page 2:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes
Page 3:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

L’éditoL’éditoL’éditoL’édito Tafapetraka soa amantsara ny GPEC ho an’ireo tom-

pon’andraikitra eto amin’ny SOCOLAIT :44 mpiasa no

voakasik’io fandaharanasa io amin’izao dingana voa-

lohany izao .

Ny tanjontsika moa dia ny hamolavola ny ho avy ara-

karakin’ny zavamitranga ara- toekarena sy izay paika-

dy ara-barotra apetrantsika ka ahafahana mialoha

mandamina ny mety ho filana sy fitantanana ny mpia-

sa sy ny fahaizamanaony .

Ny nanombohana ny fametrahana io

fandaharanasa io dia ny nanaovana

fanadihadihana ny lanjan’ny asa tsi-

rairay ato anatiny .Notohizana ta-

min’ny fandinihana ny fahaizama-

naon’ny mpiasa hamitany izany anja-

ra asany izany .

Ny GPEC dia fitambarana fomba fia-

sa ,laminasa napetraka mba hamari-

tana sy hanadihadihana ny mety ho

avin’ny orinasa ka ahafahana maka

fanapahan-kevitra mialoha ny amin’-

ny fitantanana ny mpiasa .

• Fomba fitantanana mpiasa mijery diaeny

mialoha sy maminavina ny mety hiseho vo-

katrin’ny zavamiseho ara-toe-karena sy ara-

barotra

• Fitaovana entina mampandray anjara ny

tomponandraikitra mifandray mivantana

amin’ny mpiasa :io no ataony fitaovana enti-

na hiseraserana amin’ny mpiasa tsirairay

tantaniny

• Fomba ahafahana manao jery todika ny se-

hatrasa misy antsika sy ny fahaizamanaon’-

ny tsirairay koa io :manampy amin’ny fame-

trahana fitsipika sy paika ha-

hamari-pototra ny filana sy

fitantanana mpiasa

• Io koa no endrika iray hijerena manokana ny

mpiasa tsirairay avy mba ho izy no mandray

anjara amin’izay ho vinavinam-pivoarana

arakasa eritreretiny .

Ny tombontsoa entin’io GPEC io dia :

• Manao fanadihadihana ny fomba fitantana-

na sy ny fahaizamanao fototra misy eto

amin’ny orinasa

• Fahafahana mampifandray

mialoha ny fahazaimanaony tsirairay

amin’izay asa misy eto amin’ny orina-

sa

• Fampitovina lenta ny asa

hiandraiketana sy ny tokony ho mari-

karama raisiny mpiasa

• Fahafahana mifehy ny mety ho

vokatrin’ny fivoarana ara-teknolojia

sy ara-toe-karena

• Manolotra fijery tsaratsara kokoa ny

fivoarana arakasan’ny mpiasa tsirairay

• Fahafahana misafidy tsara izay fihofana tena

ilain’ny mpiasa .

Ny GPEC izany no hanampy amin’ny fanapahan-

kevitra tokony ho raisina ao anatin’ny 3 na 5 taona ho

avy :ahafahana miatrika ny fiovaovan’ny isan’ny mpi-

asa ,ny lalana tokony hizorana arak’asa sy izay mety

ho tanjona tiana tratrarina .

Ny dingana manaraka arahintsika dia ny fijerana ny

fivoarana mandavantaona an’ireo tanjona nape-

trak’ireo tompon’andraikitra tsirairay ka hanomanana

ny fanapariahana io fandaharanasa

GPEC io amin’ireo mpiasa mpifehy eo

ambanin’ireo tomponandraikitra ireo .

NY FAMETRAHANA NY FOMBA FIASA G.P.E.C.

Nosoratan’i / Ecrit par

Philippe PENOUTY

(Tale Jeneraly / Directeur Général)

Page 4:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des

emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes ont été concernées dans cette 1ère éta-pe.

Notre objectif est d’anticiper l’avenir en fonction des contraintes de l’environnement et des choix stratégi-ques de l’entreprise, par une gestion anticipative et préventive des ressources humaines.

Nous avons commencé par l’évaluation du poids des postes dans l’entreprise, et ensuite nous avons travail-lé à estimer les capacités de chaque collaborateur à remplir sa mission dans le poste qu’il occupe.

La GPEC c’est un ensemble des démarches, procédu-res et méthodes ayant pour objectif de décrire et d'analyser les divers avenirs possibles de l'entreprise en vue d'anticiper les décisions concernant les ressources humaines.

• C’est une gestion anticipative et préventive des ressources humaines, visant à détecter et à ré-soudre en amont des questions relatives à l’évo-lution de nos métiers, des emplois et des com-pétences, tout en intégrant les contraintes de l’environnement de l’entreprise, et de ses choix stratégiques,

• C’est un outil de gestion impliquant les respon-sables opérationnels et l’encadrement de proxi-mité, il doit devenir un outil de dialogue social

• C’est un moyen de faire de la prospective de nos métiers, des emplois et des com-pétences, afin de nous permettre la définition des règles et

moyens facilitant l’ajustement des besoins et ressources, c’est ensuite un volet où nous de-vrons prendre en compte l’individuel pour aider chaque salarié à être acteur de son parcours professionnel,

Les avantages de la GPEC

• Faire un diagnostic sur l'organisation et les compétences – clés

• Avoir une meilleure anticipation de l’a-daptation des compétences aux emplois

• Faire un meilleur calibrage des postes et des niveaux de rémunération adaptés.

• Avoir une meilleure maîtrise des consé-quences des changements technologi-ques et économiques.

• Proposer une meilleure gestion des car-rières.

• Des meilleures sélections et program-mations des formations nécessaires.

Elle devra nous aider à la détermination des actions à mettre en œuvre, dans les 3 à 5 ans à venir, permet-tant de faire face aux évolutions d’effectifs, de définir les orientations, fixer les objectifs à atteindre.

La deuxième étape sera de suivre annuellement l’évo-lution des cadres par rapport aux objectifs et actions fixées et de préparer l’encadrement à déployer la dé-marche de la GPEC auprès de nos agents de maitrise.

La mise en place de la GPEC effective

EDITORIAL P.3 /P.4

DIRECTION COMMERCIALE P.5

DIRECTION D’USINE P.6/P.7

RESSOURCES HUMAINES P.8

DEVELOPPEMENT RESEAU P.9

Edité par

SOCOLAIT S.A

Route Mandaniresaka

Antsirabe 110

MADAGASCAR

Directeur de publication:

Philippe PENOUTY

Rédacteur en chef:

Doria GIZY

Comité de rédaction: David De La

Fuente, Vincent Lucas, Rosa Andriami-

fidy, Hanitriniaina Raveloarimino, Em-

manuelle Rasoarahona

Ont collaboré à ce numéro: Marina

Ramandaniarivo, Onja Rabezandrina

Crédit photos: Socolait, Source inter-

net

Régie Publicitaire: SOCOLAIT

3ème étage Imm. DIGITAL

Ivandry—Antananarivo 101

Tél.: 020 22 483 93

Impression: Print Express

Nombre d’exemplaires: 350

http://www.socolait.net

SommaireSommaireSommaireSommaire

Page 5:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

Isaky ny laharana mivoaka amin’ny SOCOSERA dia fifaliana ha-

trany no mampahafanatra anareo mpiaramiasa sy mpiarami-

hombonantoka SOCOLAIT ny fivelarana ara-barotra natao tany

amin’ny faritany .

Nanomboka tamin’ity volana Martsa ity

dia natevenina ny asa natao tany amin’ny

faritr’i Fianarantsoa :nisy mpaninjara

vaovao indray hanampy hamatsy iny fari-

tra Matsiatra Ambony iny .

Arabahina manokana eto ny orinasa Be

DISKA sy ny taleny ,Andriamatoa Anthony

RAKOTOMALALA amin’ny fanoloran-

tenany amin’izany sehatra ara-

pitsinjarana izany .Satria io tobim-

pamantsiana io dia manana efitra fam-

pangatsiahana sy fiara frigorika indrindra ny vata fampangatsia-

hana dia afaka manantena isika fa voafehy ara-potoana ny

famatsiana iny faritra iny izay anisan’ny fanomezana fahafa-

hampo ny mpanjifa sy izay te ho mpanjifa ihany koa .

Pour chaque numéro de Soco Sera nous souhaitons informer Socolait et nos partenaires de notre développement en province.

Les actions sur la ville de Fianarantsoa se sont intensifiées depuis le début de ce mois de mars, avec l’intégration d’un nouveau partenaire de distribution pour la région Haute Matsiatra.

Nous félicitons donc la société BE DISKA, et son directeur Mr Anthony Rakotomala-la pour son implication actuelle dans l’or-ganisation de la distribution, avec ce nou-veau point de vente, équipé d’une cham-bre froide, de réfrigérateurs et d’un véhi-cule de distribution frigorifique, nous sommes confiants pour couvrir l’ensem-

ble de la région dans les meilleurs délais, et ainsi mieux servir nos consommateurs et futurs consommateurs.

Mitohy hatrany ny fivelarana ara-barotra

Notre développement se poursuit

YAO mivoatra : ho fiarovana ny mpanjifa sy hanome

endrika raitra ny vokatra

Ireo no iasantsika isanandro :isika rehetra miaraka

amin’ny sampanasa

misy eto amin’ny

orinasa .Ataontsika

ho fototrasa ny fa-

hadiovan’ny vo-

katra atolotra ny

mpanjifa .

Efa ho herinandro

vitsivitsy izay no

nanomboka novana

ny fonon’ny YAO

250 ML :io endrika

vaovaon’ny fonona

yao io dia natao

indrindra hahazo antoka ny hidin’ny saronan’ilay

tavoahangy yao .Io antoka io dia anisan’ny fanga-

tahan’ny mpanjifa ka tonga izao ny fotoana nahafa-

hana mamaly izany hetaheta izany .Akoatran’izany

antoka izany dia anisan’ny tombony amin’io fanovana

io koa ny fanomezana endrika vaovao mahasarika sy

manintona an’ity tavoahangy yao ity .

Yao évolue, pour la sécurité de nos consommateurs

mais aussi pour donner + de style à notre belle bou-

teille.

Nous y travaillons chaque jour dans l’ensemble des dé-partements de l’en-treprise, la sécurité alimentaire est un élément fondamen-tal.

Nous avons com-mencé il y a quel-ques semaines à changer de sleeves sur les Yao 250ml, ce nouveau packa-

ging nous permet donc de sécuriser le bouchon de la bouteille, c’était une attente de nos consommateurs, nous y repondons. L’avantage de ce nouveau packa-ging est également l’amélioration esthétique.

Nosoratan’i / Ecrit par

Vincent LUCAS

(Tale Ara-Barotra / Directeur Commercial et Marketing)

Page 6:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

SOCOLAIT manampy ny mpianatra

Nikarakara forum momba ny asa ho an’ny mpianatra ny

Collège Français Jules Vernes ny 12 martsa lasa teo. Ny 4e

sy 3e

no nandray anjara tamin’io ary nisy mpianata 2nde

sy kilasy famaranana avy amin’ny lycée Saint-Joseph sy

lycée André RESAMPA (LARA). Nahitana tompon’andraiki-

tra samihafa avy anin’ny orinasa maro tany an-toereana.

Enina no nisolotena ny Socolait izay mampahafantatra ny

asany tsirairay avy, ny fitantanana orinasa, ny fikarohana

sy fivoharana, ny laboraoiara, ny kalitao ary ny teknika.

Nikasika ireto manaraka ireto avy ny resaka noresahina

momba ny asa tsirairay:

• Ny asa atao sy ny

fomba hanatate-

rahina azy

• Ny kalitao ilaina

mba ahafahana

manao io asa io

• Ny fianarana na-

tao mba ahafaha-

na manao io asa

io

• Ireo sehatra afaka

ivoarana ( eto Madagasikara sy any ivelany)

• Ary ny orinasa iasana

Nahafahana nampahafatatra ny asa misy ao anivon’ny So-

colait io forum io sy ny asa efa nataon’ny tsirairay.

Akohatr’izany, miara-miasa amin’ny sekoly maromaro mba

ahafahana mandray mpianatra asa mba hanampiana ny

tanora vo mivoatra.

Ho an’ny orinasa kosa, afaka mampita fahaizana sy maha-

zo olona tsara ho an’ny fampidirana mpiasa amin’ny ho

avy. Nandray mpianatra asa 7 ho mpiasa raikitra amin’ny

asa samihafa ny orinasa tao anatin’ny telo taona: mpiasa

tsotra ary tompon’andraikitra ny departementa.. Avy

amin’ny oniversité tany Fianarantsoa, Antsirabe ary Anta-

nanarivo

SOCOLAIT oriente les élèves dans leurs futurs métiers

Le Collège Français Jules Vernes a organisé le 12 mars

2016 le Forum “DES MÉTIERS POUR DEMAIN” pour ses élè-

ves de 4e et de 3e. Mais aussi des élèves de 2nde (ou de

terminale) du lycée Saint-Joseph et du lycée André RESAM-

PA (LARA). Ce forum a vu la participation de différents

chefs d’entreprises et de professionnels.

Six représentants de la Socolait ont eu l’occasion d’exposer

chacun leur métier, notamment la direction d’une usine

agroalimentaire, la recherche et développement, le labora-

toire, la qualité et la technique.

Pour chaque métier, les

thèmes abordés por-

taient sur :

• la nature du travail, et

les conditions de travail,

• les qualités personnel-

les requises pour exercer

le métier,

• les études et les for-

mations nécessaires,

• les débouchés actuels

possibles (à Madagascar

et à l'étranger),

• et éventuellement à l’entreprise.

Le forum a permis de faire connaitre les différents métiers

existants au sein de la Socolait ainsi que les parcours pro-

fessionnels de chaque intervenant.

C’est pour dire que l’usine coopèrent avec différents éta-

blissements scolaires pour recruter des stagiaires afin de

donner une chance à cette jeunesse dynamique.

De plus, l’usine peut former et avoir des bons éléments

pour des futurs recrutements. Ces trois dernières années,

nous avons recruté 7 de nos stagiaires en contrat CDD à

des différents postes qui ont évolués, en tant que techni-

ciens, agent de maitrise, responsable de département…

sortant de l’université de Fianarantsoa, d’Antsirabe, d’An-

tananarivo

Page 7:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

Mampahafatatra ny antanatohatra makany amin’ny kalitao ny

mpikambana ao amin’ny SIM ny SOCOLAIT

Mba hanamafisana hatrany ny fifandraisana amin’ny mpikamba-

ba, nanao fitsidihana ny mpikambana ao aminy ny SIM ny 03 sy

04 febroary lasa teo.

Ny tanjona lehibe indrindra dia ny ahafatarana tsaratsara kokoa

ny orinasa, ka mba ahafahana mahafantatra ny zavatra ilainy

mba hahavitana ny andraikitrany lehibe sy mpiraimiobon’antoka

mafatrapo ao amin’ny firoboroboana sy ny fivelarana eo amin’ny

sehatran’ny indostria malagasy.

Nandray anjara tamin’io fihaonana io moa ny orinasa SOCOLAIT

izay nireska momba ny norma kalitao eo anivon’ny orinasa.

Natomboka tamin’ny famelabelarana ny momba ny orinasa ny

fitsidihana. Orinasa indostrialy manodina ronono anaovana vo-

katra azo tehirizina (« farine infantile » , ronono mandry mamy)

sy vokatra vaovao (yourta, fromazy, yaourta sotroina). Miara

miasa amin’ny mpiompy sy mpanangona ronono mihoatra ny

1500 ary mpiasa olona 300 eo ho eo.

Tao aorinan’ny nividianany GROUPE ADENIA tamin’ny 2012 ny

orinasa, fanavaozana maro no natao. Certifiée HACCP tamin’ny

2014, Miheritreritra ny hanondrana entana any ivelany ny orina-

sa ao aorinan’y fahazahoana ny ISO 22 000.

Manaraka izany, nyfitsidihana ny tany anaty osina no notantera-

hina.

Nampetraka nanomboka ny taona 2014, natao ny servisy QHSE

na Kalitao—Fahadiovana– Fiarovan -Tontolo iainana mba hana-

mafisana sy hahatratrarana ny tanjona napetraka izay hanome-

zana vokatra manaram-penitra ny mpividy.

Mba hahatratrarana izany, napetraka isaky ny torolalana isaky

ny dingana ny famokarana mba hanataterahana ny fahadiovana

sy ny kalitao ny famokarana.

SOCOLAIT partage la démarche qualité avec les membres

du SIM

Dans le cadre du renforcement de lien avec ses membres, le SIM

a accompli les 03 et 04 février 2016 une visite de ses membres à

Antsirabe.

L’objectif principal du SIM étant de connaitre au mieux l’entre-

prise, de déterminer ses besoins afin de garantir son rôle de lea-

der et de partenaire efficace dans le développement et la promo-

tion du secteur industriel malagasy.

Cette visite a vu la participation de SOCOLAIT qui a développé un

thème sur les normes qualités au sein de l’usine.

La visite a commencé par la présentation de la Socolait. En effet,

c’ est une industrie laitière spécialisée dans la fabrication de pro-

duits à longue conservation (farine infantile, lait concentré) et de

produits frais (yaourt, fromage, yaourt à boire). SOCOLAIT tra-

vaille avec plus de 1500 éleveurs et collecteurs de lait et emploie

environ 300 personnes.

Suite à l’achat de Socolait par le GROUPE ADENIA en 2012, des

importantes rénovations ont été réalisées. Certifiée HACCP de-

puis 2014, Socolait projette d’exporter après obtention de l’ISO

22 000.

Par la suite, une visite d’usine a été effectuée. Mis en place de-

puis 2014, le service QHSE soit Qualité– Hygiène– Sécurité et

Environnement est créé afin de renforcer et d’atteindre l’objectif

qui est de fournir des produit conformes aux clients.

Pour ce faire, des procédures à chaque étape de la production

ont été mis en place pour respecter l’hygiène et la qualité de la

production.

Nitsidika ny SOCOLAIT ny Syndicat des industries de Madagascar

La visite du Syndicat des industries de Madagascar

Photo : Becom. Membres et partenaires du SIM,

lors de la visite de l’usine SOCOLAIT 3 février 2016

Nosora- tan’i / Ecrit par

David De La FUENTE

(Talen’ny Ozinina / Directeur d’usine)

Page 8:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

Nosoratan’i / Ecrit par

Marinà RAMANDANIARIVO

(Tompon'Andraikitry ny sampana RH / Responsable RH)

Ry mpiara-miasa vaovao: Ahoana no hatao hahatomombana ny fiharoanao volo eo amin’ny tontolon’ny

asa?

Nouvelles recrues: Comment optimiser votre intégration

Maro ireo mpiara-miasa vaovao nanatavevin-daharana tamin’ny

fiandohan’ity taona 2016 ity.

Raha niresaka momba ny politika fampidirana mpiasa isika

tamin’ny laharana Socosera farany, amin’ity kosa isika hiompana

bebe kokoa amin’ny fampiharoana volo, izay atokantsika ho an’i-

reo mpiara-miasa vaovao izany. Ireto misy torohevitra vitsivitsy

hanampy azy ireo, hanamora ny fandraisany ny asa.

Eo am-panombohana

• Vakio tsara ny fifanarahana araka

asa alohan’ny hanaovan-tsonia

• Karakarao ny taratasy rehetra

mety ilaina (kaonty, fizaham-

pahasalamana, ny dosie, sns)

• Resaho izay rehetra mety ilanao

fanazavana misimisy kokoa

• Ataovy tomombana ireo

fitaovana sy tahirin-kevitra mety

ilainao (fitsipika anatiny, organi-

gramme, fiche de poste,...)

Mandritra ny telo volana voalo-

hany

• Mifampiresaha matetika amin’ny helibenao amin’ny

fizotry ny asa andrasana aminao, ary fantaro hatraiza ny

andraikitrao

• Aza matahotra ny mametraka fanontaniana

• Fantaro ireo fombafomba iainana ao amin’ny orinasa

(sakafo antoandro, dégustation,…) izay manamora ny

fifandraisana sy mba hahafahanao mamantatra misimisy

kokoa ny zava-mitranga ao anatin’ny orinasa

• Akaikezo sy henoy ny mpiara-miasa hafa. Hanampy anao

sy hanamora ny fanatraranao ny tanjona amin’ny asanao

ny fiarahanao miasa akaiky aminy

• Manàna firaisan-tsain’ny iray asa : mahafoy fotoana sy

manana fandavan-tena, tsy atao tafahoatra nefa

• Meteza hanana ny tsanganan-kevitrao amin’ny fahitanao

ny fomba famaly sy ny fihetsiky ny hafa. Nefa, fadio ny

mitsitokotoko na miangatra.

• Farany, mahefà be : asehoy fa arakao tsara sy haingana

ny asanao.

En début de cette année 2016, nombreux sont les nouveaux em-

ployés qui ont rejoint la SOCOLAIT.

Dans le dernier article RH, nous avons abordé la politique de re-

crutement. Cette fois-ci, nous allons parler de l’intégration, qu’on

consacrera aux nouvelles recrues. Voici quelques conseils qui les

aideront à faciliter leur prise de fonction.

A la prise de poste

• Bien relire le contrat avant de le signer

• Réglez les diverses formalités ad-ministratives ( le RIB, la visite médicale d’embauche, les documents administra-tifs)

• Discutez des points qui mérite-raient quelques éclaircissements avec votre interlocuteur

• Assurez vous que tous les outils de travail et les documents informatifs de l’entreprise soient mis à votre disposi-tion (Règlement intérieur, organigram-me, fiche de poste,...)

Pendant le premier trimestre suivant votre embau-

che

• Revenez voir fréquemment votre supérieur hiérarchique pour voir l’avancement de votre travail qu’on attend de vous, et connaître où commencent vos responsabilités, et où elles s’arrêtent

• Ne pas avoir peur de poser des questions

• Repérez les rites de l’entreprise (pause déjeuner, dégusta-tion,…) qui permettent la circulation d’informations (officielles et officieuses), et vous permettront de rester au courant des affaires en cours de la société

• Allez vers les autres et soyez à l’écoute. Une bonne enten-te avec vos collaborateurs facilitera la circulation d’infor-mations, de documents, et ainsi, la réalisation des objec-tifs

• Ayez l’esprit d’équipe : être disponible et impliqué, ne pas en faire trop quand même

• Faites-vous votre propre opinion en observant les réac-tions et les habitudes de chacun. Évitez les « clans », res-tez le plus neutre possible

• Enfin, soyez performant : montrez que vous assimilez

bien et rapidement votre travail.

FAHATERAHANA/ NAISSANCES

RAMANAMPY Harivony Harenaniaina Mathieu (RAMANAMPY Roger) /

ANDRIANANTENAINA Judicael Aissah (RAKOTONDRINA Falimanana) /

ANDRIAMANANIARY Nekena Sarobidy Cariene ( ANDRIAMANANIARY

Hermann Nhini) / RAMANANA Rivo Aro Manda Hendry Tahinjanahary

Page 9:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

SOCOLAIT mifety SOCOLAIT en fête

Page 10:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes

Mpaninjara manakaiky hatrany ny mpanjifa

Détaillants de proximité

Isan’ny fanamby iray goavana amin’ny fitsinjarana

ny vokatra SOCOLAIT amin’ity taona 2016 ity ny fanatona-

na sy fanakaikezana hatrany ny mpanjifa any amin’ireo

fokontany tsirairay. Izany indrindra no mahatonga anay

miara-miasa amin’ireo mpanjinjara SOCOLAIT miparitaka

manerana ny fokontany eto Antananarivo ho fanomboha-

na azy mba hanamora hatrany ny andavan’andron’ny olo-

na amin’ny fanjifana ny vokatra.

Misy fito ireo mpanjinjara ireo amin‘izao fo-

toana izao no manampy anay amin’ny fitsinjarana ny voka-

tra indrindra indrindra any amin’ireo fokontany sy toerana

azo lazaina fa saro-dalana tsy tafiditry ny fiarabe fitsinjara-

na kanefa dia maro mpanjifa vokatra SOCOLAIT tokoa. Ny

tanjona moa dia ny hametraka mpanjinjara 25 hatramin’ny

faran’ny taona. Ireo mpanjinjara SOCOLAIT misy amin’izao

fotoana izao :Chez Fabrice Ivato ,Nirina Talatamaty,Chez

Miora Ambohimanandray,Chez José Antohomadini-

ka,Mampionona Pavillon Anosibe,Chez Ando Andavamam-

ba,Felana Behoririka

Amin’ny maha mpanjinjara SOCOLAIT azy ireo dia

tsy maintsy manaraka ireo fepetra rehetra amin’ny fitante-

rana sy fitsinjarana ny vokatra izy ireo mba hofiarovana

hatrany ny kalitao ary indrindra indrindra ny fahasalaman’-

ny mpanjifa, ny orinasa no mamatsy azy ireo ny fitaovana

amin’izany toy ny kalesa (chariot) ho fitanterana, ary in-

drindra indrindra ny vata fampangatsiahana (glacière) mba

hitahirizana ny hatsiaka amin’ireo vokatra mila izany man-

drintra ny fitsinjarana azy, azo antoka tanteraka arak’izany

ny vokatra zarain’ireny mpanjinjara ireny ary manantena

izahay fa manamora tokoa ny fiainanao amin’ny fividiana-

na ny vokatra SOCOLAIT.

L’un des plus grands défis de SOCOLAIT cette année est de mettre l’ensemble de notre gamme de produits à la dispo-sition de la plus grande partie des consommateurs malga-ches . Nous avons ainsi entrainé nos détaillants dans ce

défi tel qu’ils vont nous aider à placer nos produits à proxi-mité de nos clients.

Sept d’entre eux sont dotés de solides chariots arpentent et sillonnent les ruelles des quartiers animés de Tana : AN-tohamandinika chez José , AMBOHIMANARINA chez Mio-ra , Anosibe Pavillon de Mampionona , ANDAVAMAMBA Chez Ando,Behoririka chez Felana , TALATAMATY chez Niri-na ,et à Ivato chez Fabrice . Notre objectif cette année est d’impliquer 25 détaillants .

Tout en respectant la qualité de nos produits frais et sou-ciant de la sécurité de nos consommateurs , les chariots sont équipés de glacières pour garder intact la chaine de froid . Ainsi nous pouvons assurer la satisfaction de nos clients en leur offrant de produits surs et en facilitant leur achat quotidien des produits SOCOLAIT.

Nosoratan’i / Ecrit par

Onja RABEZANDRINA

(Tompon'andraikitra ara-barotra / Responsable Commercial Centre)

Page 11:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes
Page 12:  · Pour la première fois la Gestion prévisionnelle des emplois et des compétences (GPEC) vient d’être mise place pour les cadres ou assimilés cadre de Socolait, 44 personnes