r tranga mampivarahontsana z ... - ny valosoa vaovao · betroka sy isoanala ny alin’ny krismasy...

Post on 05-Aug-2020

1 Views

Category:

Documents

0 Downloads

Preview:

Click to see full reader

TRANSCRIPT

RANo MiAkAtRA

Zazavavy tokony ho 16 taona lasan’ny rano

6Lah 999 Sabotsy 28 desambra 2019Samihafawww.gvalosoa.com

Ireo nanao ny fitadiavana ilay ankizivavy lasan’ny rano tanyMandritsara.

Noho ny orambe ni-kija tao ho ao, tanyamin’ny tapany ava-

ratry ny Nosy iny, niakatrany rano any an-toerana,toy ny any amin’ny distri-kan’i Mandritsara faritraSofia, tondraka ny renira-non’i Mangarahara, izaymandalo ity tanànan’iMandritsara ity. Zazavavykely tokony ho 16 taonaeo ho eo, mpianatra amin'ny sekoly tsy miankinaJean Paul II, kilasy voalo-hany (classe de 1ère)nandeha nisaika na nan-dro omaly zoma maraina,

no nateliny rano tao amin'ity renirano ity. Taitra ny

olona nandre izany, man-deha ny fikarohana, fa tsy

mbola hita io zazavavy iohatramin'izao. Eto amint-sika dia azo lazaina hombola tsy zarizary ny fi-taovana mba tsy ilazanahoe tsy misy mihitsy, rahany any Mandritsara no te-nenina, ka manano- saro-tra ny fitadiavana azy,satria saika tanampolo noentin'ireo tanora namanymitady azy ao anaty rano.Tsiahivina fa nisy fiaka-rany be ny ranon'i Manga-rahara tamin'ny fiandohan'ity herinandro ity, ankehi-triny efa nidina ihany izany.

Ny Valosoa

Ilay lehilahy nosamborina, ahiana ho nanantona ilay ankizivavy kely.

Diana bala tamin’ny fiara tany amin’ny RN13.

Polisy manao ny asany amin’izao ankatoky ny fety izao.

Ireo fanomezana nomena ny mpiasan’ny Boriboritany faha-5.

Miseho lany indray anke-hitriny ny fanakanan-da-lana ataon’ny adian-da-halo mitam-piadiana anyamin’ny lalam-pirenenafaha-13, na RN 13 mam-pitohy an’Ihosy, Betroka,Ambovombe, Faradofayiny. Fiara efatra nitanjozo-tra mianatsimo manarakany lalam-pirenena faha-13, no notafihin’ny an-dian-dahalo teo Manan-govy, tanàna anelanelan’iBetroka sy Isoanala nyalin’ny krismasy 25 des-ambra 2019 teo. Vatan-kazo no nataon’ireo da-halo sakana teo amin’nyarabe nampijanonana nyfiara. Vantany vao nija-nona ireo fiara dia nanao

tifitra variraraka ireo da-halo. Vaky ny fitaratry ny

fiara sasany, ny hafa tenyamin’ny vatan’ny fiara no

nisy diam-bala. Nanezakanandeha mafy ny fiara, kavoadingana ny sakananahafahan’izy ireo nana-votr’aina niala ny fandro-bana. Ny alin'ny zomalasa teo koa dia nisy fiarataksiborosy Tata iray no-sakanan'ny dahalo teoamin'io toerana io, fa voa-dingany ireo vato na-taon'ny dahalo sakan-da-lana, ka tafatsoaka na teoaza ny tifitra nataon'nydahalo. Manaitra ny tom-pon’andraikitra ny any an-toerana hijery akaiky izaoolana amin’ny tsy fan-driampahalemana izao famandry tsy lavo loha nyvahoaka.

Stefa

RN 13

Miseho lany ny fanakanan-dalana ataon’ny andian-dahalo mitam-piadiana

Ady amin’ny asan-jiolahy eto an-drenivohitra

Voasambotra ireo mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosyanaty taxi-be

Eo amin’ny ady amin’ny asan-jiolahy eto an-drenivohi-tra, saron’ny Polisy avy ao amin’ny Kaomisaria Boribo-ritany faharoa Antananarivo Renivohitra, eny Ambo-hijatovo Ambony, ny mpanao sinto-mahery irayamin’iny faritra Ambatoroka iny. Voasambotra ihanykoa ny mpangarom-paosy sy poketra anaty taxi-beamin’ny zotra 180 sy 182. Izany fisamborana izany notontosa dia noho ny fiarahana-miasa amin’ny vahoakasy ny mpitandro filaminana, hamongorana ireo mpa-nao ratsy.

Stefa

Noho ny fetin’ny Noelyteo, sy amin’izao anka-toky ny fetin’ny faran’nytaona, iandrasana nytaona vaovao 2020 izao,am-perinasa amin’ny fi-tandroana ny filaminanaan-tanàn-dehibe ny poli-sim-pirenena. Noho izayantony izay, polisy miisa1700 no indray mihetsikaeto an-drenivohitra haha-fahan’ny vahoaka mala-gasy mianoka tanterakaao anaty fety am-pilami-nana. Ho rakotra Polisy

avokoa ireo toerana rehe-tra izay hita fa mahavoryolona. Misy amin’ ireo Po-lisy no manao fanamiana, mivezivezy any anatyolona kanefa misy ihanykoa ireo Polisy no tsymanao fanamiana mijeryireo mpangarom-paosy sympanendaka. Nampitom-boina ihany koa ireo Po-lisy misahana ny fifamoi-voizana hanalefahana nyfitohanana.

Niaina

Fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona

Am-perinasa amin’ny fitandroana ny filaminana ny polisy

Noho ny fahatongavan’ny Asaramanitra, fetin’nyNoely sy ny faran’ny taona ary ny taom-baovao 2020dia tsy nanadino ireo mpiasa, ireo tompon’andraikitraeo anivon’ny boriboritany fahadimy, kaominina Anta-nanarivo Renivohitra (CUA). Nozaraina vary 5 kg syronono mandry 1 boaty isanisany avy ireo mpiasa.Nisy ihany koa vary 5 kilao sy menaka 1 litatra nato-lotr’i Ramatoa Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivo-hitra, Lalao Ravalomanana sy ny ekipany ho azy ireo.Nandritra izany dia tsy adinon’ireo tompon’andraikitraeo anivon’ity boriboritany ity ihany koa ny nitondrateny firarian-tsoa ho an’ny mpiasa sy ho an’ny va-hoaka rehetra tsy ankanavaka avy amin-dRamatoaBen’ny tanàna, mba hanao fety sambatra avokoa nyrehetra ary ho tratra ny taom-baovao 2020.

Aly

Boriboritany faha5 (CUA)

Nizara fanomezana ho an’ny mpiasa rehetra noho ny Asaramanitra

Tranga mampivarahontsana

Ankizivavy 9 taona maty nisy nanantona

Tranga mampalahelo sy mampivarahontsana no ni-tranga tany amin’ny distrikan’Ananalava, faritra Sofiainy. Ankizivavy 9 taona no maty nisy nanantona tanyan-toerana. Ny talata 24 desambra teo no nisy nahitany ankizivavy kely 9 taona izay nihantona teo amin'nyhazo ary efa tsy nisy aina intsony, tany Angoaka AtsimoAnalalava no nitrangan’izany zava-doza izany. Lehi-lahy iray 40 taona kosa no tsikaritry ny mponina nive-zivezy teny amin'ny toerana nisehoan'ny loza aryahiana ho nahavanona izao loza izao, ka dia nosam-borina avy hatrany. Nanome toky ny lehiben'ny zanda-rimaria any Antsohihy fa hafainganina ny famotoranaio tranga io ary hatolotra ny fitsarana ny voampangaaorian'izay.

Niaina

Iray amin’ireo mpanao ratsy, voasambotry ny polisin’ny Boriboritany faha-2.

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Rian’Avo R.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossible.N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.

top related