soa and the moka version 2

Post on 21-Feb-2016

234 Views

Category:

Documents

0 Downloads

Preview:

Click to see full reader

DESCRIPTION

This is the story of Matia, a seven-year-old Malagasy girl who enjoys learning and exploring her exotic home of Madagascar. In this story Matia, with the help of her friends and family learns about Malaria and ways to prevent those she cares about from becoming sick. Written and Illustrated by Raegan and Patrick Spencer.

TRANSCRIPT

National Malaria Control Programme

S0a

Sy ny moka

Tantaran’i

Raegan and Patrick SpencerPeace Corps Madagascar 2012-2014

capest

2876 mMaromokotro

S0a

Sy ny moka

Tantaran’i

“SALAMA e!”

2

Soa no anarako. Tia karokaroka sy mahavita-tena aho ary sahisahy noho ny ankizy hafa. Fito taona aho izao. Miara-mipetraka amin’ny ray aman-dreniko aho ary manana namana atao hoe: Franky. Tena mifankatia izahay dahy sady tia karokaroka sy tia fianarana. Ndeha ary isika hiaraka hamantatra ireo zavaboahary mahafinaritra eto amintsika.

“SALAMA e!”

4

Andro lehibe ho an’i Soa anio satria andro hanombohana ny fianarana. Niantso ny anaran’ ny ankizy mpianatra rehetra i Madama Ann Mpampianatra. Tsy tonga nianatra i Franky androany. Nalahelo i Soa fa tsy tonga nianatra ny namany.

Tena nalahelo i Soa ary tsy tsikariny akory ny fisian’ny moka eo ambony lohany.

“Fa maninona ity ianao e?” hoy ny Moka.Marary i Franky namako hoy i Soa ka malahelo mafa aho.

Namaly ny Moka sady nanao feo mampitahotra hoe: “ZZZHHH, mieritreritr’ aho hoe inona no nahazo an’i Franky e?”

6

VOA tonga ao an - t ra n o i S o a ,

. . . d i a n a s a i n ’ i S o a h a n d ro s o a o a n - t ra n o n y M o k a .

H oy i S o a : “ fa m a n i n o n a n y M o k a n o m i k a k a k a k a m i h o m e h y , t a m i n ’ i z a h o n a n o n t a n y n y m o m b a n ’ i F ra n ky ? ”

N a m a ly n y M o k a m p a m a z i va z y : “ E fa t o e t ra ko i z a n y. ” M b o l a t s y N a z ava t s a ra t a m i n ’ i S o a n y r e s a k a k a m b o l a n a n o n t a n y z avat ra h a fa m a ro m a ro t a m i n ’ i M o k a i n d ray i z y.

“ M p i n a m a n a v e i a n a o s y F ra n ky ? Fa n t at ra o v e fa m a n i n o n a i z y n o m a ra ry ? ”

N i t s i k a n i k a n y i M o k a s a dy h oy i z y : “ t s y t e h a m p i a n t ra n o a h y i n t s o n y i z y ! ”

8

VOA tonga ao an - t ra n o i S o a ,

Hariva ny andro, tsy ela dia tafatory i Soa satria efa reraka. Indro ihany koa ny Moka fa tonga hanaikitra. Fantatra mantsy fa sady tsy naman ‘i Franky i Moka no tsy naman’ i Soa ihany koa. antony iray no ilany an’i Soa sy Franky dia ny hitsentsitra NY RAny! Raha mba afaka Manaikitra an’i Soa aho izao dia vita ny sakafo harivako!

1 0

Nifoha maraina i Soa, lasa heritreritra izy: “Nanahoana re ny fahasalaman’ i Franky izay e?” Alohan’ ny hialan’ i Soa eo am-pandriana dia nahita moka miseratserana eny amin’ ny varavarankely izy. “Hmmm, niara-natory tamin’ny moka izaho kay tamin’ ny alina.” Handeha aloha hiomana fa mbola ho any am-pianarana.

1 2

N andritra ny herinandro maromaro no tsy nahitana an’ i Franky tao an-tsekoly. Manahy mafy i Soa, ka tapa-kevitra fa handeha hitsidika an’ i Franky izy.

1 4

“Jereo!” hoy F ra n ky n i k i k i a k a .

“Jer

eo!” hoy F ra n ky n i k i k i a k a . “H oy n y d o ko t e ra t a m i ko h o e v o a n ’ n y t a z o m o k a h o n o a h o . K a i k i t ry n y m o k a n o n a h a z o a ko i z a n y. T s y m a ra ry fa n a i k i t ra i o m o k a m a h av o a n y t a z o i o a ry t s y m a m p a n g i d i h i dy. T s y m a n e n o ko a i l ay m o k a r e h e fa m a n i d i n a . A m i n ’ n y a l i n a i h a n y i z y n o m a n a i k i t ra .

1 6

L a s a h e r i t r e r i t a i S o a . B e t s a k a n y fa n o n t a n i a n a t i a n y h a p e t ra k a .

L a s a n a n d e h a a n y a n - t s e ko ly i S o a . H i t a dy n y va l i n ’ n y fa n o n t a n i a n a m a m p i e r i t r e r i t ra a z y m o m b a n y t a z o m o k a i z y.

M a n o n t a n y i S o a h o e : “ A h o a n a n o a h a fa n t a ra n a h o e v o a n ’ n y t a z o m o k a ? ”

H ay. . .

Mafana hoditra miverimberina ary mety hijanona izany afaka 48 ora. Mangovitra.

Marary an-doha. reraka. tsemboka. mandoa, marary ny vanintaolana

M i h i n a n a ( A C T ) fa n a f o dy f i t s a b o a n a

a ra k a n y t o ro h e v i t ry n y d o ko t e ra .

Manantona dokotera manao fizahana

T s a ra a h o . . .

1 8

Rehefa niverina tany an-tsekoly izy dia nahita an’i Tommy, mpilatsaka an-tsitra-po ao amin’ny Peace Corps. Nanao sary teo amin’ny sisin’ ny rindrin’ ny lakilasy izy. Toerana ofisialy natokana hametahana petadrindrina eo.

2 0

“Nanao sary hosodoko amin’ny rindrina izahay. Fomba h i a rova n a a m i n ’ n y t a z o m o k a i z a o i r e t o ! ”

Dia namaky sy nijery teo i Soa.Hoy i Tommy hoe: “Hitanao v e i r e o f o m b a r e h e t ra h i a rova n a a m i n ’ n y Ta z o m o k a ? ”

N a m a ly i S o a h o e : “ i e h i t a ko ! ”

J e ro A n G e …

“T o n g a s o a , ” h oy T o m m y “ j e r e o a n G e ! ”

Dokotera manolotra fanafody amin’olona m a ra ry a ry v e h i vav y b e v o h o k a m i h i n a n aF a n a f o dy fiarovanaa m i n ’ n yt a z o m o k aeo anoloan’ira s a ry.

Fanaovana akanjo

lava tanana amin’ny hariva

Fampiasana lay misy ody moka

2 2

Fihinanana sakafo ara-pahasalamana A m p i o s a ry o l o n a m a m e n d ra k a fa n a f o dy

m o k a a o a n - t ra n o s y

Tommy: ”Henoy a ry n y m o m b a ny Tazomoka e !”

:TAZO MOKA

4 ANATY SELAn-DRA

3 ANATY Ny ATY

1

5 Gametosita

2 sporozoita

Kaik

itry n

y moka, no mitondra

ny tsi

mok’a

retina: “Plasmodium”

Ny antony mahatonga ny

Tommy: ”Henoy a ry n y m o m b a ny Tazomoka e !”

A vy niantsena i Soa...

Mba hampatanjaka ny ankizy dia mila mihinana sakafo ara-pahasalamana izy.

“hmmm, loaka na izay mahasolo ny loaka toy ny trondro, legioma ary ny voankazo.”

Mbola manaraka eny ihany ilay moka ary manomboka niasa

saina hoe: “Mety efa ho fantatr’ i Soa ny teti-dratsiny.”

2 6

Mba hampatanjaka ny ankizy dia mila mihinana sakafo ara-pahasalamana izy.

“hmmm, loaka na izay mahasolo ny loaka toy ny trondro, legioma ary ny voankazo.”

Mbola manaraka eny ihany ilay moka ary manomboka niasa

saina hoe: “Mety efa ho fantatr’ i Soa ny teti-dratsiny.”

Ampandrosoy ao an-trano ny mpamendraka fanafody moka isan-tokantrano rehafa mandalo. Avoaka mialoha daholo ny entana.

Sady mamono ny moka ao an-trano io fanafody moka io no mampandositra ny moka, tsy hiditra ao an-trano. Ilanina diovina sy esorina ny lobolobo. Totofana ny rano miandrona, sarony ny sinibe mba tsy hanatodizan’ ny Moka. Azo averina eto ny sary tany aloha manarona sinibe.

2 8

“Soa, manao inona ianao?”

...hoy Ramose Rigobert, dadan’i Franky, nanontany.

“Manahoana Ramose Rigobert, Misoroka amin’ny tazomoka aho amin’ny alalan’ny fambolena ireo zavaminry ireo satria tsy tian’i Moka sy ny namany ireo. Mieritreritra aho fa zany no namparary an’i Franky.

Ramose Rigobert, izay siantifika, dia niaiky tamin’ny lohany, hoe, “Mazava izany Soa, mieritreritra aho fa efa novakiako fa tena mampandositra an’i Moka ireo.”

3 0

“Soa, manao inona ianao?”

Tena fotoana nahafinaritra hoan’ i Soa ny andro androany ity na dia nandreraka aza. Alohan’ ny hatory izy dia nahatadidy lesona avy amin’ i Tommy.

Hatory tsara nohon’ ny taloha izy anio alina satria tsy miahiahy ny ho voakaikitry ny Moka sy ny namany, izay nampitahotra azy.

Iny fa nanantona an ‘i Soa ny Moka. Mangetaheta mafy izy ny hanaikitra an’ I Soa indray.

3 2

“Ahoana izao no hialako amin’ ity? Tsy afaka mahita ilay tanany mahafatifaty be iny aho!” Nitomany ny Moka.

“Ohh, Tsy tanteraka daholo ny tetika hamandrihako an’ i Soa!”

Nihodikodina manodidina ny lain’i Soa izy. Mitady hevitra izay hialana amin’ ilay lay izy.

3 4

“OH TSI

A!” Mitomany i Moka.

VELOMA Ry namana rehetra!

Va o m a ra i n a b e n y a n d r o d i a t o n g a t a n y a m i n ’ n y F ra n ky i S o a . M b o l a v o n o n a h a n o h y n y d i a v e i a n a o e !

“ l e ! , E fa s a l a m a t s a ra a h o i z a o ! ” h oy i F ra n ky.

“ Izao ianareo roa, aza mandeha mitady tsy ho hita na zavatra adaladala. Nefa aza hadino ny miteny ahy raha tsy mahita tanalahy ianareo” hoy dadan’i Franky. “Ary a z a h a d i n o n y m i t o n d ra v o at a b i a , h e n o ko fa t s y t i a n ’ n y m o k a i r e n y. ”

3 6

“OH TSI

A!” Mitomany i Moka.

VELOMA Ry namana rehetra!

A l o h a n ’ n y h at o ry , a s i s i k a t s a ra a m b a n i n ’ n y t s i h y n y l ay m i s y o d i m o k a

Ady amin’ ny tazo moka

Ry mpianakavy, m at o r i a a n at y l ay misy odimokamaharitra isan k ’ a l i n a a ry m a ndava-taona.

E s o ry i l ay s o rat ra o d i m o k a fa n y f i ko j a ko j a n a n y l ay misy odimoka maharitra no atao no atao lehibe eo.

3 8

S a s a n a a m i n ’ n y s av o n y t s o t ra n y l ay

m i s y o d i m o k a fa t s y a m i n ’ n y

v ov o t s av o n y n a s av o n y m a n i t ra .A t a py a m i n ’ n y t o e ra n a m a l o k a n y l ay m i s y o d i m o k a

A l o h a n ’ n y h at o ry , a s i s i k a t s a ra a m b a n i n ’ n y t s i h y n y l ay m i s y o d i m o k a Zairo ny lay misy odimoka raha misy

rovitra na loaka

maharitra isan k ’ a l i n a a ry m a ndava-taona.

Malagasy

T ena mifankatia ny ankizy Malagasy. Tia karokaroka sy tia fianarana ihany koa. Tadiavo ny tarondro ao a n at i n ’ n y Ta n t a ra . R a h a h i t a n a o n y t a ro n d ro d i a h i a n at ra z avat ra i ray h a fa i n d ray i a n a o .

Malagasy

MPAMPIANATRANAMANA

MOFOAKONDROMANANASY

TAZO MOKAMARARYSALAMA!VELOMA!

SEKOLYTRANOTSENA

TEACHERFRIEND

BREADBANANAPINEAPPLE

MALARIASICKHELLO! GOODBYE!

SCHOOLHOMEMARKET

MALAGASY ENGLISH PRONUNCIATION

TENY

tee-cherfrend

bredbuh-nan-uhpahy-nap-uh l

muh-lair-ee-uhsikhe-loh!goo d-bahy!

skoolhohmmahr-kit

1 2

34

Mamindra tazo ny moka atao hoe anopheles. amin’ny alina no manaikitra izy. manaikitra olona voan’ny tazomoka

manaikitra ny zaza salama ny moka mitondra ny tsimokaretina. ho voan’ny tazo ilay zaza.

Ento eny amin’ ny CSB ny zaza voan’ ny tazo

misy ody moka ny olona rehetra isaky ny alina

mba hiso

rohana amin’ny tazo dia tokony matory ao anaty lay

Ady amin’ny tazo moka

handeha hanaikitra olona ny moka

Tantaran’i

sy ny MokaSoaSalama e! Ny anarako dia Soa,

Ndeha isika hiaraka hamantatra ireo zavaboahary

mahafinaritra eto amintsika.

top related