t e-ka e a sabotsy 22 febroary 2020 7 mpiandry tsenaben ny ... · loza(b ) vazo (miv) kilemaina tt...

Post on 26-Jul-2020

0 Views

Category:

Documents

0 Downloads

Preview:

Click to see full reader

TRANSCRIPT

7Lah 1019Toe-karena

TSENABEN’NY FAMBOLENA SY FIOMPIANA

Ho tanterahana etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena ny FEPA 2020

www.gvalosoa.com Sabotsy 22 febroary 2020

Fanatanterahana ny volam-panjakana

Nisy ny fampiofanana fanao isaky nyvoalohan’ny taona

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE15/02/20 hatramin’ny

22/02/2020

- IARIVO (Analakely enface Institut d'hygiène so-ciale) 020 22 224 26/02022 699 19/034 16 326 06- AMBANIDIA (Ambani-dia) 020 22 255 50- MAHAVOKY (Maha-voky Andravoahangy)020 22 255 51- 67HA (face Eglise Lu-thérienne) 020 22 253 61- VOLAHANTA (Anosibeprès du rond point versSoanierana) 020 22 35509/034 24 334 86/033 86194 15- NANISANA (Route deNanisana) 020 22 52029/032 03 520 29/034 05750 29

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:gvalosoa@yahoo.com

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1019-02-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Tranoeva maherin’ny 300, ahitanaan’ireo kojakoja sy

fitaovana ary ny vokatraavy amin’ireo mpiseha-tra amin’ny fiompiana,ny fambolena, ny jono,ny asa tanana, ny voka-tra voahodina, ny fiaro-vana ny tontolo iainana,ny tontolon’ny famat-siam-bola, no hisonga-dina mandritra ny FoireFEPA (Foire de l’Ele-vage, de la Pêche et del’Agriculture), na Tsena-ben’ny fiompiana sy nyjono ary ny fambolenaandiany faha 12, izayho tanterahina ao amin’ny Lapan’ny Kolon-tsaina sy Fanatanja-hantena Mahamasina,hanomboka ny 21 mey2020, ka hatramin’ny24 mey 2020 ho avyizao. Hetsika izay kara-karain’ny MPE (Mala-gasy Professionnel del’Elevage), miara miasaamin’ny Ministeran’nyfambolena sy ny fiom-piana ary ny Orin’asaAR Biochem-Activo , kampitsidika maherin’ny30 000 no andrasanaamin’izany. Anisan’ny

hampiavaka an’ity tse-naben’ny fiompiana syny fambolena ity ny fi-sian’ny hetsika marosamihafa entina hana-marihana ny fankala-zana ny faha-25 taonaniorenan’ny MPE tetoMadagasikara. NilazaAndriamatoa Andriama-nanarivo RabeariveloTalen’ny MPE, fa be-tsaka ireo dingana vi-tan’ny MPE nandritrany 25 taona, ao ana-tin’izany ny fampiofa-nana ireo olona miisa4100 eo amin’ny seha-try ny fambolena sy nyfiompiana, ny fanatan-terahana volavolan’asa

miisa 171 000, tao ana-tin’ny 25 taona dia ma-herin’ny 300 ny mpi-sehatra niaraha- niasamiaraka amin’ny MPE.Nanamafy ny talen’nyMPE, fa nandroso nysehatry ny famokaranasy ny sehatry ny fiom-piana tao anatin’ny 25taona kanefa mbola sa-kana ny tsy faham-pian’ny fanohanana avyamin’ny fanjakana, hofampivoarana an’ityseha-pihariana, izay fo-totry ny fampandro-soana ny toekaren’iMadagasikara ity.

Franck Razakambelo

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 311

Mitsivalana- Manafina

- IV – Sasa

- Tararaka

- Ana – Alao

- (S)oa – Afo

- Fia – Sa

- Anatra

Mitsangana- Mitaona

- Avana

- Rà – Fa

- Asa – Tia (miv)

- Farafar(a)

- Isalo

- Naka

- Kadoa (miv)

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00331100))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Milaza fananana – Manambatra 2. Mpanondro toerana –Lao, ary 3. Tsinjaka – Tao 4. Mahantra – Araka ny teninao 5. Hasondrotra 6. Fizaran-taona (miv) 7. Faran-teny – Sakafo(miv) – Fono-tongotra 8. Vorona 9. Kianteny – Solontena 10. Tovany – Aiza ?

Mitsangana

A. Taranaka fara-mandimby B. Hazandrano – Tsofoka D. Sintona E. Kanto – Mari-bola F. Marofy G. Mari-boninahi-try ny tafika H. Naoty (miv) – Avotany (miv) I. Fomba maha-zatra (miv) – Ao amin’ny fery J. Ireo tavela – Endrika K. Isaomena farany ambany

Mitsivalana

1. Fahalalana 2. Olona – Rano (miv) 3.Rova – Toy 4. Fako (miv) – Tsia (miv) 5.Na – Adinoy 6. Afo – Ti 7. O.I – Rainay8. Haingo (miv) – Dia (miv) 9. A.G –Nos(y) – Ny 10. Adala – Atao

Mitsangana

A Forona B. Aloka – Dago (miv) D. Hova– Ainga E. Fafana (miv) F. La – DoranaG. Fay – Aho H. Lo – Inty – Sa I. Antsoina J. Naoty – Aina K. Ary –Didio

Valiny Teny mifanaraka 0310

Na

Mandà

Menarana

Zava-maniry

Naoty (BR)

Vola

Solika

Tale tapa-doha

Taova (miv)

Firakotra

Raisinao

Kanto

Kilalao (miv)

Angona

Fihaviana(miv)

Kianteny

Tsy maha-zaka toaka

Ambara

Loza (BL)

Vazo (miv)

Kilemaina

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 311

Ny fitantanan-draharaha amin'ny ankapobeny no tena nove-labelarin'ireo mpampiofana. Nisy ny fiovana hanatsarana nyfomba fiasa. Marihina fa voakasik’izao fampiofanana izaoavokoa ny sampan-draharaham-panjakana rehetra aty Vaki-nankaratra, amin'ny fanatanterahana ny vinam-panjakana syireo tetikasa amin'ity taona 2020 ity. "Augure" no andrafetanany lisitr'ireo mpiasa ahitana ireo "agents non déclarés, agentsdécédés, agents retraités».Ny olona misotro ronono dia to-kony handefa ny "admission à la retraite" enim-bolana mia-loha. Tsara ny mampahafantatra fa azo hefaina ny "billetan’ireo kaoperativa vaovao eto Antsirabe izay misehatraamin’ny fitaterana toy ny : Soatrans sy ny marohafa... Amin'itytaona ity dia hisy fanefana ireo "frais médicaux" ho an'nyolona misotro ronono. Hisy fanofanana ireo "opérateurs desaisie" amin'ny fampiasana "logiciel SIGFP" amin'ny herinan-dro ambony. Hisy koa fampiofanana mahakasika ny SPECL.Eo anivon'ny Douanes dia miara-miasa amin'ny site GasyNetamin'ny fandoavana ny droit sy taxe avy any ivelany. Niresakamomba ny fanamorana ny fepetra tokony harahina amin'nyfamoahana ny entana hatrany amin'ny fahazoana azy. Eo ani-von'ny Trésorier Général indray dia nampahatsiahy fa amin'ny28 febroary 2020 izao ny daty hanakatonana ny "calendrierbudgétaire". Ho an'ny SRB kosa dia amin'ny 29 martsa 2020no aterina ny BCSE. Noresahana ny fitantanana ireo fitao-vam-panjakana, ny tranom-panjakana sy ny biraom-panja-kana. Ny fiaram-panjakana dia tokony "mécaniciendépanneur", na mpamily sady mahay mekanika no mitondraazy. Nanokatra ny fampiofanana tamin'ny fomba ofisialy nyPréfetn'Antsirabe Andriantomponera Voahangiarimino. Nana-trika ny Tale miadidy ny Raharaha ankapobeny sy ny lafintanyRamahandriarivo Fanja. Nitarika ny fampiofanana ny avyamin'ny CRM, ny Service Régional du Budget, ny ContrôleFinancier, ny Trésorerie Général, ny Douanes,ny SRSP, taoamin'ny efitrano fivoriana Faritra Vakinankaratra. Mifandrayihany raha ny asan'ireto sampandraharaha ireto, fa nasiam-panatsarana ny fitantanan-draharaha ho amin'ny tsaratsarakokoa mba hisy fiatraikany mivantana.

Solohery

Ny talen’ny MPE eny Nanisana

top related