aretina fisehony … tongolo be fahavalo aretina vokatra sy fitehirizana • mikatra ny vokatra...
TRANSCRIPT
Voly tongolo be
FahavaloFahavaloFahavaloFahavalo
AretinaAretinaAretinaAretina
Vokatra sy fitehirizanaVokatra sy fitehirizanaVokatra sy fitehirizanaVokatra sy fitehirizana • Mikatra ny vokatra afaka 4-5 volana • 200-300Kg/Ara na 20-30T/Ha • Hamainina tsara ary tehirizina amin’-ny toerana azon-drivotra
FotoamFotoamFotoamFotoam----pambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombe
Mamafy Mamindra na ma-netsa
Mikojakoja Mioty
Ketsa zanany Fév Mars Juillet
Mars - Avril Août
Mars—Juillet Juillet– Déc
Juin - Juillet Déc
Ketrsa vodiny na kely matoa
Juillet-Août
Fév (manetsa vodiny)
Fév - Mai
Mai – Jun
VOKATRA METY HO AZO 20 ka hatramin’ny 30T/Ha
na 200 ka hatamin’ny 300Kg/Ara
ARETINA FISEHONY FISOROHANA/FITSABOANA
Kimavo Fifampindiasam-boly Fampiasana fanafody fiarovana
Alternariozy Miolanolana ny voly ary misy pentina ihany koa ny ravina
Atao maina tsara ny tany, Mielanena tsara ny tongolo Fmpiasana fanafody (Mancozèbe)
Kimanja Misy pentina maintso na mainty ny vodi-tongolo
Fampiasana zezika masaka tsara FAmpiasana fanafody (Dithane M45)
FAHAVALO FISEHONY FISOROHANA/FITSABOANA
Lalitra Malazo ny voly nefa tanora, mihalò ny vodi-tongolo
Fanafody mamono biby Masomboly voatsabo mialoha
Thrips Manopy fotsy mangirana ny ravina Mihaosa ary ùmaty ny voly
Fifandimbiasam-boly Asa lalina Mampisa fanafody ( Diazinon)
Kankana Mibotsiana ny ravina ary vaky Mihalò ny vodi-tongolo
Fifandimbiasam-boly
Association FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPAAssociation FERT Projet AROPA Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313
E-mail : [email protected]
Famindarana sy fanetsana zanaFamindarana sy fanetsana zanaFamindarana sy fanetsana zanaFamindarana sy fanetsana zana----tongolotongolotongolotongolo
• Tondrahana alohan’ny hamin-darna azy
• Zanatongolo matanjaka tsara no afindra (misy raviny 3 na 4)
• Tapahina ny 1/3 ny raviny sy ny 1/2 ny fakany
• Ny elanelany dia 20x20sm na 20x25sm
• Atsatoka mahitsy tsara
FikojakojanaFikojakojanaFikojakojanaFikojakojana • Soloina izay tsy mitsiry • Tondrahana matetika indrindra
rehefa mamody • Hevohevoina matetika mba hi-
tombo ny vodiny • Ajanona ny tondraka rehefa ma-
molaka (mitolefika ny raviny)
Fanomanana ny tanimbolyFanomanana ny tanimbolyFanomanana ny tanimbolyFanomanana ny tanimboly • Mitondra zezi-pahitra 5-10sobika/
ara • Atao ambany asa ny zezi-pahitra • Asaina lalina ny tany (25 - 30sm)
FamafazanaFamafazanaFamafazanaFamafazana
• Masomboly 20g (1sotro) afafy amin’ny tany 4m² ary aketsa amin’-ny tany 1ara
• Mitiry ny voa afaka 10andro, esory ny rakotra
• Afindra afaka 4 - 6 herinadro • Ajanona eo amin’ny zaridaina raha
hatao kely matoa na vodikely.
Fanomanana ny taninFanomanana ny taninFanomanana ny taninFanomanana ny tanin----janatrakajanatrakajanatrakajanatraka • Manao zaridaiana 1m ny sakany
• Manao sori-boly manaraka ny sakany • Afafy manify ny voatongolo ary ra-
kofana tany malemy • Asio akata eo amboniny ary tondraho • Esory ny rakotra rehefa mitsiry