astuces gouttes

Upload: tinasupf

Post on 09-Mar-2016

220 views

Category:

Documents


0 download

DESCRIPTION

Santé

TRANSCRIPT

ASTUCESTorohevitra ho an'ny olona misy "goutte" , nohon'ny fusian'ny "acide urique" any amin'ny r, antsoina hoe "hyperuricmie". Ny rantsan-tongotra na ny tanana no mivonto na godro ihany koa, ary amin'ny alina no tena manaintaina. Zavatra ilaina: 2 sotrokely vinanigre de cidre atao anaty rano 1 vera, sotroina maraina, atoandro sy hariva. Ny faritra mivonto atao "cataplasme" argile verte, na ihany koa misotro "lait d'argile" in-droa isan'andro, 1 sotrokely vovoka tanimanga atao anaty rano 1 vera , atao amin'ny alina dia sotroina ny maraina. Afaka atao ihany koa misotro ranona voasary makirana isakin'ny avy misakafo, in telo isan'andro. Ary farany, rehefa fotoanan'ny paoma, tenehina anaty rano 1L ny paoma atao boribory, dia iny ranony iny no sotroina anatin'ny tontolo andro. Mirary soa o!