dikateny tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 ir hetra amin’ny fidiram-bola irsa...

8
Tetibola ho an’ny daholobe 1 Janoary 2019 M anamarika ny taona 2019 ny fandraisam- pahefan ’ny filohan’ny Repoblika vaovao hitondra an’i Madagasikara, ary koa ny fiatrehana ny fifidianana solombavam- bahoaka sy ben’ny tanàna. Ireo zava-miseho rehetra ireo dia mitarika fanamby ara-politika, toekarena sy sosialy goavana tokoa eo amin’ny lafiny fampandrosoana sy amin’ny ady amin’ny fahantrana. Ny Tetibola tokoa mantsy dia fitaovana ara-tetikady entina hanatanterahana ireo paikady sy politikam-pampandrosoana. Amin’ity taona vita fifidianana ity, ireo laharam- pahamehana voasoratra ao anatin ‘ny Tetibola 2019 dia mirona mankany amin’ireo asa mikendry ny fanatsarana ny fiainan’ny mponina, eo amin’ny lafiny fotodrafitrasa lehibe, ny fiarovana ny olona sy ny fahaiza-mitantana, ny fanamafisana ny filaminan’ny olona sy ny fananany, ny fanatsarana ny fisitrahana ireo tolotra ara-tsosialy… Nandritra ny fandinihan’ny Antenimieram- pirenena sy ny Antenimieran-doholona ny Volavolan-dalàna momba ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 2019, nisy fanitsian-dalàna vitsivitsy izay tsy nampifanaraka ny roa tonta ka nitarika ny tsy fisian’ny marimaritra iraisana nandritry ny fivorian’ny parlementera. Noho izany, ho amin’ity fampiharana ny Tetibola 2019 ity dia navoaka tamin’ny alalan’ny didy hitsivolana ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam- panjakana mba ahafahan’ny Fanjakana mampiasa izany dieny voa miandoha ny taona 2019. Ity Tetibola ho an’ny daholobe ity dia mikendry hatrany ny hampahafantatra ireo fepetra ankapobeny momba ny hetra sy ireo zotra ho amin’ny fandaniana, ary koa ireo famariparitana ara-harifaobe sy ara-bola nentina namolavolana ny Tetibola. Izany dia entina hanehoana hatrany ny fangaraharana ao anatin’ny zotra-panatanterahana ny fandrafetana ny Tetibola, ary indrindra koa mba ahafahan’ny Daholobe mahatsiaro tena ho voakasika sy ho tompon’andraikitra amin’ireo sehatra mifandraika amin’ny Tetibola. Etoana dia maneho fisaorana ireo departemanta, ireo olona nanome antontam-baovao, ny UNICEF Madagasikara, noho ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana rehetra nahatanterahana izao fanatontam-boky izao. Tetibola ho an’ny daholobe Ny Tetibola ho an’ny Daholobe dia tahirin-kevitra mora azo mahafaoka ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam- panjakana (LFI) sy ny Lalàna fanitsiana ny fitantananam- bolam-panjakana (LFR). Izany no natao dia mba hanamafisana ny fangaraharàna, singa tsy azo ihodivirana mandrafitra ny Fanjakana tsara tantana. zARAINA MAIMAIMpoANA - Azo ADIkA sy ApARITAkA IREO LOHARANOM-BOLA HO AN’NY TETIBOLA 2019 9 DIKATENY MALAGASY Mba hangarahara amin’ny daholobe ny fampiasana ny volam-panjakana Natontan’ny TETIBOLA HO AN’NY DAHOLOBE 2019 MIFANDRAIKA TAMIN’NY DIDY HITSIVOLANA MAHAKASIKA NY LALANA MIFEHY NY TETIBOLA 2019 (OLF) 1 580,6 lavitrisa Ariary 2 590,0 lavitrisa Ariary 102,2 lavitrisa Ariary FADINTSERANANA VOLA MIDITRA TSY AVY AMIN’NY HETRA FANOMEZANA FINDRAMANA HO AN’NY TETIKASA 2 954,6 lavitrisa Ariary 7 488,5 lavitrisa d’Ariary HETRA ANATINY FITAMBARAN’NY VOLA MIDITRA SY NY FANAMPIANA 1 533,2 lavitrisa Ariary © DGB © DGB

Upload: others

Post on 02-Aug-2021

3 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: DIKATENY Tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 IR Hetra amin’ny fidiram-bola IRSA Hetra amin’ny fidiram-bola sy karama hafa IS Hetra tambatra IPVI Hetra amin’ny tombom-bola

Tetibola ho an’ny daholobe

9OLF 2019

1Janoary 2019

Manamarika ny taona 2019 ny fandraisam-pahefan ’ny filohan’ny Repoblika vaovao hitondra an’ i Madagasikara, ar y koa

ny fiatrehana ny fifidianana solombavam-bahoaka sy ben’ny tanàna. Ireo zava-miseho rehetra ireo dia mitarika fanamby ara-politika, toekarena sy sosialy goavana tokoa eo amin’ny lafiny fampandrosoana sy amin’ny ady amin’ny fahantrana. Ny Tetibola tokoa mantsy dia fitaovana ara-tetikady entina hanatanterahana ireo paikady sy politikam-pampandrosoana.

Amin’ity taona vita fifidianana ity, ireo laharam-pahamehana voasoratra ao anatin ‘ny Tetibola 2019 dia mirona mankany amin’ireo asa mikendry ny fanatsarana ny fiainan’ny mponina, eo amin’ny lafiny fotodrafitrasa lehibe, ny fiarovana ny olona sy ny fahaiza-mitantana, ny fanamafisana ny filaminan’ny olona sy ny fananany, ny fanatsarana ny fisitrahana ireo tolotra ara-tsosialy…

Nandritra ny fandinihan’ny Antenimieram-pirenena sy ny Antenimieran-doholona ny Volavolan-dalàna momba ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana 2019, nisy fanitsian-dalàna vitsivitsy izay tsy nampifanaraka ny roa tonta ka nitarika ny tsy fisian’ny marimaritra iraisana nandritry ny fivorian’ny parlementera. Noho izany, ho amin’ity fampiharana ny Tetibola 2019 ity dia navoaka tamin’ny alalan’ny didy hitsivolana ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana mba ahafahan’ny Fanjakana mampiasa izany dieny voa miandoha ny taona 2019.

Ity Tetibola ho an’ny daholobe ity dia mikendry hatrany ny hampahafantatra ireo fepetra ankapobeny momba ny hetra sy ireo zotra ho amin’ny fandaniana, ary koa ireo famariparitana ara-harifaobe sy ara-bola nentina namolavolana ny Tetibola. Izany dia entina hanehoana hatr any ny fang ar ahar ana ao anatin ’ny zotra-panatanterahana ny fandrafetana ny Tetibola, ary indrindra koa mba ahafahan’ny Daholobe mahatsiaro tena ho voakasika sy ho tompon’andraikitra amin’ireo sehatra mifandraika amin’ny Tetibola.

Etoana dia maneho fisaorana ireo departemanta, ireo olona nanome antontam-baovao, ny UNICEF Madagasikara, noho ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana rehetra nahatanterahana izao fanatontam-boky izao.

Tetibola ho an’ny daholobe

Ny Tetibola ho an’ny Daholobe dia tahirin-kevitra mora azo mahafaoka ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana (LFI) sy ny Lalàna fanitsiana ny fitantananam-bolam-panjakana (LFR).Izany no natao diamba hanamafisana ny fangaraharàna, singa tsy azo ihodivirana mandrafitra ny Fanjakana tsara tantana.

zARAINA MAIMAIMpoANA - Azo ADIkA sy ApARITAkA

IREO LOHARANOM-BOLA HO AN’NY TETIBOLA 2019

9

DIKATENY MALAGASY

Mba hangarahara amin’ny daholobe ny fampiasana ny volam-panjakana

Natontan’ny

TETIBOLA HO AN’NY DAHOLOBE 2019 MIFANDRAIKA TAMIN’NY

DIDY HITSIVOLANA MAHAKASIKA NY LALANA

MIFEHY NY TETIBOLA 2019 (OLF)

1 580,6 lavitrisa Ariary

2 590,0 lavitrisa Ariary

102,2 lavitrisa Ariary

FADINTSERANANA

VOLA MIDITRA TSY AVYAMIN’NY HETRA

FANOMEZANA

FINDRAMANAHO AN’NY TETIKASA

2 954,6 lavitrisa Ariary

7 488,5 lavitrisa d’Ariary

HETRA ANATINY

FITAMBARAN’NYVOLA MIDITRA

SY NY FANAMPIANA

1 533,2 lavitrisa Ariary

© DGB

© D

GB

Page 2: DIKATENY Tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 IR Hetra amin’ny fidiram-bola IRSA Hetra amin’ny fidiram-bola sy karama hafa IS Hetra tambatra IPVI Hetra amin’ny tombom-bola

Tetibola ho an’ny daholobe

9OLF 2019

2Janoary 2019

� FANDANIANA HO AN’NY TETIBOLA 2019FANdANIANA IsAkY NY MINIsTERA FANdANIANA IsAN-TsOkAJINY

Indostria sy ny fampiroboroboanany sehatra tsy miankina

Asa vaventy sy ny fotodrafitrasa

Hafa

Angovo sy akoran’afo

Rano,fanadiovana,fidiovana

Fahasalamam-bahoaka

Fiarovam-pirenena,filaminam-bahoaka,zandarimaria

Fambolena sy fiompiana

Fampianarana fototra

LFR2018

OLF2019

taha mihoatraamin’ny tetibola 2019

384,9 570,5

107,6 141,4

140,8

11,5 12,0

144,1

637,1 723,5

408,4 507,9

1 099,5 1 192,7 15,0%

6,4%

9,1%

7,2%

1,8%

1,8%

0,2%

11,1%

47,5%

723,6

3 506,8 3 782,3

882,2

lavitrisa Ariary

Fandaniana ho an’ny mpiasam-panjakana 2 617,2 lavitrisa Ariary

Fandaniana ho an’ny fampandehanan-draharaha 1 803,0 lavitrisa Ariary

Fandaniana ho an’ny hana-pamokarana 3 781,3 lavitrisa Ariary

- Entana sy raharaha : 452,0 lavitrisa Ariary- Famindrana sy fanampiana ara-bola : 1 141,0 lavitrisa Ariary(mahatratra 255,0 lavitrisa Ariary ny fanampiana ara-bolaho an’ny JIRAMA)

(ao anatin’izany ny tambikarama ho an’ny mpiasan’ny MEN,METFP sy ny ministeran’ny fitsarana ary koa ny fampidiranampampianatra FRAM miisa 8000)

Zana-bola avy amin’ny trosa416,7 lavitrisa d’Ariary

VOLA MIdITRA AMIN’NY HETRA ARAkA NY LOHARANON-kETRA HO AN’NY TAONA 2019 (lavitrisa Ariary)Hetra anatiny

sANTIONANY AMIN’IREO FEpETRA VAOVAO MOMBA NY HETRA

� Fanovàna ireo fetra fampiharana ny IR, IS ary ny TVA ;

� Fanovàna ny hetra fandoa farafahakeliny amin’ny hetra amin’ny vola miditra (IR) ho an’ireo mpanao fitanterana olona na entana an-tanety;

� Fanesorana ireo TVA amin’ny fanafarana sy ny fivarotana anatiny ny katsaka, varim-bazaha ary ny masom-boly soja

� Fanovàna ny fototra famerana sy ny sandan’ny Hetra alaina amin’ny fandaniana (DA) amin’ny paraky; telefaonina sy ny tambajotra amin’ny finday

Fadintseranana

sANTIONANY AMIN’IREO FEpETRA MOMBA NY FAdINTsERANANA

� Fametrahana sazy maharesy lahatra kokoa mahakasika ny fandikan-dalàna momba ny fitazomana sy ny fampitàna ny antontan-taratasy firaketana ny tahirim-bola, sy ara-barotra aradalana ary marina izay ho fototry ny fanaraha-maso any aoriana

� Fametrahana ny haba fanampiny izay eo anelanelan’ny 3% sy 200% ho an’ny fanafarana entana avy any ivelany izay hojifaina eto Madagasikara;

� Fanohanana ireo orinasa mpamokatra eto an-toerana amin’ny alalan’ny famoronana zana-tsokajy ho an’ireo vokatra azo avy amin’ny ronono, ary fampiharana ho 10% ny habantseranana mifandraika amin’izany.

� Fampandrosoana ny sehatra momba ny finday araky ny politika momba ny lazam-bidy amin’ny fadintseranana nasionaly amin’ny tahan’ny habantseranana: 5% fa tsy 10% mahakasika ny entana fampitaovana, 20% fa tsy 10% mahakasika ny entana hojifaina

18,3

2,0 Hafa

9,8

509,3

1 241,7

33,0

48,5

8,7

51,3

549,7

700,2IRHetra amin’nyfidiram-bola

IRSAHetra amin’nyfidiram-bola sy karama hafa

ISHetra tambatra

IPVIHetra amin’nytombom-bola tsy raikitra

IRCMHetra amin’ny fidiram-bolaavy amin’ny renivola tsy raikitra

HAJIA

FIANTOHANA

DESara-panoratana

DAHetra tsy mivantana

TVAHaba amin’nytataom-bidy

1 338,4

0,5

247,1

494,3

552,2DDHaban’ny fadintseranana

TVAPPHaba avy amin’ny tataom-bidy ho an’ny vokatratsy avy amin’ny solika

TPPHaba amin’ny vokatratsy avy amin’ny solika

Hafa

TVAHaba avy amin’nytataom-bidy

Page 3: DIKATENY Tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 IR Hetra amin’ny fidiram-bola IRSA Hetra amin’ny fidiram-bola sy karama hafa IS Hetra tambatra IPVI Hetra amin’ny tombom-bola

Tetibola ho an’ny daholobe

9OLF 2019

3Janoary 2019

FITsINJARANA IREO TETIkAsA FANdAHARAN’AsA FAMpIAsAM-BOLAM-pANJAkANA (FFBp)

LFR 2018

33,7%

66,2%

0LF 20197,0%

13,8%

11.8%

33,6%

FANDRAHARANA

FAMATSIANAIVELANYFFBP

FAMATSIANAANATINYFFBP

FAMATSIANAIVELANYFFBP

FAMATSIANAANATINYFFBP

FAMOKARANA

SOSIALY

FOTODRAFITRASA

FANDRAHARANA

FAMOKARANA

SOSIALY

FOTODRAFITRASA

13,0%

3,8%

8,4%

8,5%

4,7%

13,6%

12,4%

35,9%

13,0%

3,1%

8,6%

8,7%

33,4%

66,6%

SEHATRA

(1 949,9 lavitrisa Ariary) (2518,3 lavitrisa Ariary)

(1262,9 lavitrisa Ariary)(992,6 lavitrisa Ariary)

sORI-dALAN’NY FANdANIANA

Fifampitsinjovana sy fiahiana ara-tsosialy � Fanohanana ireo vondron’olona marefo (vehivavy, reny sy ny zaza, sembana …) ;

� Fanatsarana ny vola miditra isan-tokantrano ;

� Fampidirana tsikelikely ireo tanora ao amin’ny sehatra famokarana anatiny ;

� Ady amin’ny herisetra sy ny fizahan-tany mamoafady.

Fahasalamana sy fampianarana

� Fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra eo amin’ny lafiny fampianarana sy fahasalamana ;

� Fanohizana ny fampianarana amin’ny teknolojia vaovao ;

� Fanarenana ireo fotodrafitrasa sosialy.

Fitsarana, ady amin’ny kolikoly ary fanjakana tsara tantana � Fampandehanana ireo sampan-draharaham-panjakana voalazan’ny Lalàm-panorenana : Filankevitra ambony ho an’ny fitandrovana ny Demokrasia sy ny Fanjakana tan-dalàna (HCDDED) ary ny Fitsarana avo (HCJ) ;

� Fanohanana ireo sehatra miady amin’ny kolikoly : CSI (Comité pour la Sauvegarde de l ’Intégrité), ny SAMIFIN (Sampan-draharaha Malagasy Iadiana amin’ny Famotsiam-bola), ary ny BIANCO (Bureau Indépendant Anti-Corruption) ;

� Fanohizana ny fametrahana ny Tendro miady amin’ny kolikoly (PAC) miisa efatra (4).

© DGB © DGB

© DGB

Page 4: DIKATENY Tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 IR Hetra amin’ny fidiram-bola IRSA Hetra amin’ny fidiram-bola sy karama hafa IS Hetra tambatra IPVI Hetra amin’ny tombom-bola

Tetibola ho an’ny daholobe

9OLF 2019

4Janoary 2019

Fampiroboroboana ny fampiasam-bola

� Fametrahana tontolo mety ho an’ny fandraharahana (fanatsarana ny lasitry ny didy aman-dalàna …) ;

� Fampiroboroboana ny fivelaran’ny sehatra tsy miankina ;

� Ezaka ho amin’ny fampiasam-bola ho an’ny angovo.

Fambolena

� Fitsinjarana ireo masom-boly ho an’ny tantsaha ;

� Fanohizana ireo tetikasa ho amin’ny fiarovana ny fananan-tany (ezaka amin’ny fandraiketana ny tany…).

Fitsinjaram-pahefana sy fitantananam-bola ifotony

� Fanohanana ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana amin’ny fitantanana ireo harena ifotony ;

� Fampitomboana ireo vola omena ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana ;

� Fampiharana ireo fototry ny Tetibola andraisan’ny daholobe anjara.

Tontolo iainana sy fizahantany, ary harena an-kibon’ny tany

� Fametrahana ny ala tsara tantana ;

� Fanamafisana ireo tetikasa ho amin’ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetrandro ;

� Fiarovana ireo harena an-dranomasina ;

� Fanamorana ny fampiasam-bola amin’ny sehatra « fandraisam-bahiny » sy ny « fizahan-tany » ;

� Fampidirana ireo mpitrandraka harena an-kibon’ny tany madinika ho amin’ny sehatra manara-dalàna.

Fotodrafitrasa

� Asa fandrakofana tara ny RN5A (Ambilobe- Vohemar) ;

� Asa famerenana amin’ny laoniny ny RNS5 (Mananara Nord – Maroantsetra) ;

� Asa fanarenana ny RN3B (Amboriomambara) ;

� Asa fanamboarana indray ny tetezan’ny Mangoro, Antsapazana sy Antsirinala…

Page 5: DIKATENY Tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 IR Hetra amin’ny fidiram-bola IRSA Hetra amin’ny fidiram-bola sy karama hafa IS Hetra tambatra IPVI Hetra amin’ny tombom-bola

Tetibola ho an’ny daholobe

9OLF 2019

5Janoary 2019

MANOME TOMBONY HO AN’NY sEHATRA sOsIALY NY TETIBOLA 2019

Ho an’ny taona 2019, ny sehatra ara-tsosialy dia nampiakarina ho 41,2%n’ny fitambaran’ny Tetibolam-panjakana avy amin’ny vola anatiny (niakatra 9,5 isa). Eo amin’ny lafiny Fandaharan’asa Fampiasam-bolam-panjakana (FFBP) kosa dia 20.9% ny natokana ho an’ny sehatra sosialy amin’ny kitampom-bola ankapobeny.Ireo vola ireo dia hatao hamatsiana tetik ’asa fampandrosoana toy ny : � fampitomboana ny tahan’ny fisitrahana ny tolotra ara-tsosialy ;

� ady amin’ny hanoanana sy ny tsy fanjarian-tsakafo ;

� fanamafisana ny firindran’ny asa eo amin’ny lafiny fiahiana ara-tsosialy mba entina hiarovana ireo olona marefo (zaza madinika, vehivavy…) ;

� fandrafetana ny politika nasionaly ho fampiroboroboana ny vehivavy,

� fampandehanana ireo fepetra sy fitaovana fanarahana sy fandraisana an-tanana ireo olona hiharan’ny herisetra noho ny tsy fitovian-tsaranga ;

� fanohanana ireo sehatra miteraka fampidiram-bola.

Page 6: DIKATENY Tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 IR Hetra amin’ny fidiram-bola IRSA Hetra amin’ny fidiram-bola sy karama hafa IS Hetra tambatra IPVI Hetra amin’ny tombom-bola

Tetibola ho an’ny daholobe

9OLF 2019

6Janoary 2019

NY ANTsIpIRIHAN’NY TROsA

TROSA IVELANY Mitentina 374,7 lavitrisa Ariary ny trosa mbola averina ka 244,7 lavitrisa Ariary ny renivola (vola nindramina ary mbola tsy naverina) ary 130,0 lavitrisa Ariary ny zanabola (mifandraika amin’ny tahan’ny vola nindramina).

TROSA ANATINY Mahatratra 286,7 lavitrisa Ariary ny trosa mbola averina.

� FITOMBOANA ISAN-TSEHATRA

Fantaro

fa ...Voafetran’ny Lalàna mifehy ny Tetibola 2019 ho 4 111 lavitrisa Ariary ny vola avy any ivelany a z o h i n d r a m i n ’ n y Fanjakana malagasy foibe ato anatin’ity didy hitsivolana momba ny Lalàna mifehy ny fitantanam-bola 2019 ity. Ny trosa anatiny kosa dia noferana t s y h i h o a t r a n y 3 500 lavitrisa Ariary.

Ny sehatra « Fambolena » dia hitombo 15,9% amin’ny taona 2019 (raha toa 9,2% ny tamin’ny 2018). Izany dia noho ny fahatsaran’ny t o e t r y n y a n d r o nanomboka tamin’ny telo volana faran’ny taona 2017, sy noho ny fanohizana ireo tetikasa mahakasika ny fotodrafitrasa momba ny fambolena, ary koa ny fanapariahana ny masom-boly.

Hapetraka ny tanjona hanatrarana vola miditra avy amin’ny ala ho 6 000 tapitrisa Ariary amin’ny taona 2019, ka ny ampahany betsaka amin’ireo dia ho azo avy amin’ny fitsidihan’ny mpizaha ta ny i re o fa r i t ra voaaro.

Trosa ivelany

Trosa anatiny

OLF2019

LFR2018

58,7% 56,6% 43,3% 41,2%

SEHATRA VOALOHANY

G 2,5%

SEHATRA FAHAROA

G 7,5%

SEHATRA FAHATELO

G 5,8%

Page 7: DIKATENY Tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 IR Hetra amin’ny fidiram-bola IRSA Hetra amin’ny fidiram-bola sy karama hafa IS Hetra tambatra IPVI Hetra amin’ny tombom-bola

Tetibola ho an’ny daholobe

9OLF 2019

7Janoary 2019

� TONDRO ARA-TOEKARENA SY ARA-BOLATombana 2018 OLF 2019 2020 2021

HAF amin’ny sandany andavanandro (lavitrisa Ariary) 40 409,0 45 570,0 51 134,0 56 864,0

Fitombon’ny Harikarena (%) 5,2 5,2 5,3 5,1

Fisondrotry ny vidim-piainana antenantenan-taona (%) 7,5 7,2 6,6 5,8

Tahan’ny tsindrin-ketra afakaratsaka (%’n-ny HAF) 12,0 12,2 12,8 13,2

Fandaniam-bolam-panjakana (%’n-ny HAF) 17,7 18,7 19,3 20,6

Fatiantoky ny Tetibola (%’n-ny HAF) 3,3 3,5 3,5 2,9

Sandam-bolam-pifanakalozana : - Ariary/DTS (faran’ny taona) 4 840,0 5 052,0 5 487,0 5 267,0

Sandam-bolam-pifanakalozana : - Ariary/USD (faran’ny taona) 3 316,0 3 444,0 3 576,0 3 709,0

Hana-pamokarana (%’n-ny HAF)

� Fanjakana (%’n-ny HAF)

� Tsy miankina (%’n-ny HAF)

20,0

6,8

13,2

21,6

8,3

13,3

22,2

9,9

12,3

22,7

11,0

11,6

Toe-danja ara-barotra ivelany (%n-ny HAF) -5,6 -5,7 -6,1 -6,3

ZOTRA-pANANTANTERAHANA NY FANdRAFETANA NY TETIBOLA 2019 sY NY CdMT 2019-202123 Janoary 2018Fampahafantarana eo anivon’nyFilankevitry ny Governemanta ny mombany zotra-panatanterahana ny LFI 2019Janoary – Febroary 2018

Famitàna ny famariparitanany harifaobe

Febroary - Jona 2018Fandrafetana nyCDMT 2019-2021

17 Aprily 2018Fihaonana miaraka

amin’ny Fikambanan’nyolon-tsotra sy ny olom-pirenena

5 May 2018Fihaonana miaraka

amin’ireo avy amin’ny Faritra

29 Jona 2018Fandefasana ireo

taratasy fampahafantaranany fanomanana ny Tetibola

31 Jolay 2018Fankatoavana ny taratasy

famariparitana ny Tetibola

25, 26 Jolay 2018Valan-dresaka

savaranonandoara-tetibola

10 Aogositra 2018Fanoratana ny

fizaram-bola

10 Aogositra - 21 Septambra 2018Fanoratana ny Volavolan-dalàna

momba ny Tetibola

Aogositra 2018fandinihana ara-tsosialy

sy ara-toekarena ireo tetikasa FFBP 7 Septambra 2018Fihaonana miaraka amin’nyFikambanan’ny olon-tsotrasy ny olom-pirenena

21 Septambra 2018 Famerenana ireo antontan-kevitra ahitana ireo tetikasa fizarana ireo vola Famerenana ireo antontam-baovao isaky ny departemanta ara-bola

21 Septambra - 10 Oktobra 2018Fanambàrana ireo antontam-baovao avyamin’ny Ministera ara-teknika sy ireodepartemanta ara-bola– Fanapahana ireo tetikasa FFBP

1er - 10 Oktobra 2018Fanoratana ny Volavolan-dalànamomba ny Tetibola

4 - 5 Oktobra 2018Valandresaka– fivoriana fihainoana ireohetaheta ara-tetibola

10 - 14 Oktobra 2018Famitàna ny Volavolan-dalànamikasika ny Tetibola

15 Oktobra 2018famerenana ireoCDMT voafaritra

23 - 24 Oktobra 2018Fankatoavana ny Volavolan-dalànamomba ny Tetibola eo anivon’nyFilankevitry ny Governemantasy ny Ministra

25 - 28 Oktobra 2018Fanontàna

ny Volavolan-dalànamomba ny Tetibola

29 Oktobra 2018Fametrahana ny Volavolan-dalàna

momba ny Tetibola enyamin’ny Antenimieram-pirenena

29 Oktobra 2018Famoahana ampahibemasony Volavolan-dalàna momba

ny Lalàna mifehy nyFitantanam-bolam-panjakana

Fivoriana ara-potoana faharoa Fandinihana sy fankatoavana

ny Volavolan-dalàna mombany Tetibola

Faran’ny taona Famoahana hanan-keryny Volavolan-dalàna mombany Lalàna mifehy nyFitantanam-bolam-panjakana

Faran’ny taona Fanatanterahanany Volavolan-dalànamomba ny Lalànamifehy nyFitantanam-bolam-panjakana

Faran’ny taona Fametrahanany Tetibola 2019

12

3

4

5

6

7

8

9

10

1112 13

14

15

16

17

18

1920

21

22

23 24

2526

Page 8: DIKATENY Tetibola...1 241,7 33,0 48,5 8,7 51,3 549,7 700,2 IR Hetra amin’ny fidiram-bola IRSA Hetra amin’ny fidiram-bola sy karama hafa IS Hetra tambatra IPVI Hetra amin’ny tombom-bola

Tetibola ho an’ny daholobe

9OLF 2019

8Janoary 2019

Raha te hahalala misimisy kokoa momba ny Tetibola, tsidio ny tranokala : :f www.dgbudget.mgf www.dgbudget.mg/transparencebudgetaire/

DIRECTION GÉNÉRALE DU BUDGETDIRECTION DES RÉFORMES ET DE LA FORMATION

Service de l’Information et de la CommunicationImmeuble MFB Antaninarenina, 2e étage porte 252Antananarivo 101, MADAGASCARManorata mailaka amin’ny [email protected] raha misy tianao marihana

TOVANA

Lisitr’ireo ministera isan-tsehatra

FANDRAHARANAPRM Fiadidiana ny Repoblika

SENAT Antenimieran-doholona

AN Antenimieram-pirenena

HCC Fitsarana avo momba ny Lalàm-panorenana

Primature Fiadidiana ny praiministra

FFM Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy

CENI Vaomiera Nasionaly mahaleotena misahana ny fifidianana

MFPRATS Ministeran’ny Asam-panjakana, ny Asa sy Fanavaozana ny Fitantanan-draharaha

MAE Ministeran’ny Raharaham-bahiny

MDN Ministeran’ny fiarovam-pirenena

SEMDNG sekretariam-panjakana eo anivon’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena misahana ny Zandarimaria

MID Miniteran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana

MSP Ministeran’ny Filaminam-bahoaka

MJ Ministeran’ny Fitsarana

MFB Ministeran’ny Fitantanam-bola sy ny Tetibola

MCC Ministeran’ny Varotra sy ny Fanjifàna

MCRI Ministeran’ny serasera sy ny Fifandraisana amin’ny Andrimpanjakana

MEP Ministeran’ny Toekarena sy ny Teti-pivoarana

MJS Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena

FAMOKARANA

MIDSP Ministeran’ny Indostria sy ny Fampivoarana ny sehatra tsy miankina

MT Ministeran’ny Fizahan-tany

MAEMinistera eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika misahana ny Fambolena sy ny Fiompiana

MRHPMinisteran’ny Harena Andranomasina sy ny Jono

MMPMinistera ao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika misahana ny ny Harena an-kibon’ny tany sy ny solitany

MEH Ministeran’ny Rano, ny Angovo sy ny solika

SOSIALYMinSanP Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka

MPPSPF Ministeran’ny Mponina,ny fiahina ara-tsosialy ary ny fampiroboroboana ny Vehivavy

MEN Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena

MEEF Ministeran’ny Tontolo iainana

MeSupres Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiantifika

MCPASP Ministeran’ny kolontsaina , Fampivoarana ny Asa Tanana ary ny Fiarovana ny Vakoka

MEAH Ministeran’ny Rano ,ny Angovo sy ny solika

METFP Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fampiofanana Arakasa

FOTODRAFITRASA

MTPI Ministeran’ny Asa Vaventy Asa Vaventy sy ny fotodrafitr’asa

MATSFMinisteram-panjakana miandraikitra ny Tetikasan’ny Fiadidiana ny Repoblika sy ny Fanajariana ny tany ary ny Fampitovana

MTM Ministeran’ny Fitaterana sy ny Toetrandro

MPTDNMinisteran’ny paositra , ny Fifandraisan-davitra ary ny Fampivoarana ny Haitao ara-kajy Mirindra