Transcript
Page 1: F Sakafo Ny Valosoa nitsidika ny Antenimierandolohna ny ......Tan-tsaha mpamboly sy mpiompy ny mpo - nina any. AnisanGny tena vokatra be any an-toerana ny vo - katra fanondrana lavanila

Betsaka ny soa azo

avy amin’ny legio-

ma navet ho an’ny

vatan’ olombelona.

Manankarena "vita-

mine C" to-koa ny

raviny, ary tsara ho

an'ny olona tsy am-

py vitamina. Be

otrik'aina. Tsara ho an'ny olona tsy ampy rà. Mahatsara

ny fandevon-kanina sy ny tsinay. Miaro amin'ny homa-

miadana indrindra ny homamiadan'ny vavony. Mana-

sitrana kohaka haingana be sy ny tenda mangetana.

Alona amin'ny siramamy, sotroina maraina, antoandro,

hariva . Tsara ho an'ny olona mikohaka tsy mijanona

sy marary tratra. "Navet" sahabo 200g, sasana madio

tsara, voasana,tetehina ary ampagotrahina amin'ny

rano antsasa-litatra mandritra ny 10 min, avela man-

gatsiaka , sotroina avy hatrany. Mety ho an'ny olona

manahia tena ihany koa, satria manala tavy ao anaty.

Mahafaka ireny fery amin'ny vatana vokatry ny kaikitry

ny bibikely ireny. Maka navet, sasana tsara , tetehina

, lomana vinaingitra mandritra ny 6 ora, ary hanina avy

hatrany.

4Lah 1012 Alakamisy 6 febroary 2020Samihafawww.gvalosoa.com

Ireo mpianatra, nahavita fiofanana tamin’ny informatika.

Ireo mpitarika ny FISEMARE.

nY VALoSoA sy Mahaliana

ny tanànan’Andrafainkona, any amin’ny distrikan’i Vohemara, faritra Sava

Saka fo Ny Va loso a

Saosisy sy saosety indray no laoka amin’ny Sa-kafo eto amin’ny gazetinao androany. Fikarakaranaazy: voasana ny saosety dia tetehina somary madi-nidinika (atao carré). Andrahoina amin’ny rano kelyny saosisy gasy dia avela hiendihendy miterame-naka iny rehefa ritra ilay rano. Rehefa mendy tsarany saucisse dia esorina amin’izay aloha, ka ajanonaao ilay menaka avy amin’ilay saucisse. Endasinaamin’ilay menaka avy amin’ny saucisse ny voatabiasy tongolo avy eo. Arotsaka ao amin’ilay saosy voa-tabia sy tongolo amin’izay ilay saosety voatetika syilay saosisy voahendy dia tampohana rano kely avyeo, fa tsy atao be loatra. Avela hiketritra elaela kelyeo dia tsy ritina be loatra fa atao somary ketsaketsadia vita. Dia mazotoa homana tompoko.

nY VALoSoA sy Mahasoa

ny soa azo avy amin’ny legiomanavet amin’ny vatan’olombelona

Ny tanànan’Andra-fainkona, any amin’ny distrikan’i Vohe-mara, faritra Savaindray no Mahalia-na eto amin’ny ga-zetinao androany.Renivohitry ny kao-minina Andrafain-kona ity tanàna ity.740 m ny haavonymiohatra amin’nyranomasina. Tan-tsaha mpamboly sympiompy ny mpo-nina any. Anisan’nytena vokatra be anyan-toerana ny vo-katra fanondrana lavanila. Mpiompy akoho amam-bo-rona koa ny any Andrafainkona.

FiArAHAMoniM-pirenenA

nitsidika ny Antenimierandolohna ny onG ivorary

Noraisin’ny Kestoravoalohan’ny Anteni-mierandoholona,

Mourad ABDIRASSOULomaly, ny fikambananatanora avy amin’ny fiara-hamonim-pirenana, izaynotarihin’AndriamatoaHery RASON, Tale mpa-natanteraka avy amin’nyONG Ivorary. Fihaonanaizay nangatahan’izy ireofiaraha-miasa amin’ny An-drimpanjakana toy ny An-tenimierandoholona, mbahahafahana manao tom-ban’ezaka hijerena ny po-litika ankapobeny etoamintsika, indrindra fa nyfangaraharana amin’ny fi-tantanan-draharaha eo

anivon’ny asam-panjaka-na rehetra. Fampiofananasy fifampizarana tahirin-

kevitra sy fanomezam-baovao no endriky ny fia-raha-miasa iriana hatao

mba hahatongavana amin’izany tanjona izany.

Isambilo

Hafari Malagasy

Mpianatra miisa 230 nahavita fiofanana informatikaTanora miisa 230 miana-dahy no nahavita fiofanananandritra ny 2 vo- lana teoamin’ny tontolon’ny “infor-matique”, tao amin’ ny fi-kambanana Hafari Mala-gasy . Notolorana mari-pa-haizana ireto farany, izaynatao tetsy amin’ny EspaceAnjaratiavina Anosizatoomaly. Nilza AndriamatoaRafanomezantsoa JeanNiri-na, Filohan’ny HafariMa- lagasy, fa ny fifehe-zan’ny tanora ny informa-rika sy ny teny Anglisy nomanampy an’ireto faranyhiditra amin’ny sehatry nyasa. Marihina fa andianyvoalohany ireto “Promo-tion” navoakan’ny fikamba-

nana Hafari Malagasy iretoary tanora tsy an’asa sy

sahirana ara-pivelomanaeto Antananarivo sy ny ma-

nodidina izy ireo.Franck Razakambelo

Fisemare Analamanga

70% ny mpiasa manan-draharaha dia mitarazoka eny amin’ny Fitsarana

“Dossier” miisa 87 ihanyno miakatra fitsarana rahatoa ka miisa 5000 ny ra-haraha fifanolanana eoamin’ny mpiasa sy nytompon’ny orin’asa, tongaany amin’ ny “Inspectionde Travail”, nandritra nytaona 2019 teto amin’nyfaritra Analamanga. 30%amin’ireo raharaha miisa87, izay iandreketan’nySendika Fisemare enyamin’ny fitsarana ireo nonahazoana didim-pitsa-rana sy “notification” hoyAndriamatoa Mananan-dro Jean sekretera jene-raly lefitra Fisemare Ana-lamanga. Io no nisonga-dina nandritra ny tatitramikasika ny asa vitan’nysendika FISEMARE Ana-lamanga nandritra ny tao-na 2019 lasa teo, izaynatao tetsy amin’ny Hopi-taly Hjra Ampefiloha oma-ly. Nanohy nanazava nySg Fisemare fa ny 70%ny raharaha fanolananadia tsy nahazoana valinymahafa-po avokoa arymisy aza ny raharaha sa-sany efa maty ny mpiasaizay vao mivoaka ny di-dim-pitsarana.Ankoa-tran’izany nilaza i Andria-

matoa Mananandro Jeanfa tsy eny amin’ny fitsa-rana ihany no mihitsokany raharaha izay iandrke-tan’ny Fisemare fa ahi-tana fitarazohana ihanykoa ny raharaha fanola-nana apetraka eny ani-von’ny “Inspecteur deTravail”. Nanohy nana-zava ity solon-tenan’nysendika Fisemare ity fa nyfandroahana mpiasa tsyara-drariny sy tsy ara-da-

làna;ny tsy fanarahan’nyorin’asa ny mari-karamafaran’ny ambany 200 he-tsy Ariary no raharahamatetika mitranga nandri-tra ny taona 2019.Nilaza IAndriamatoa Mananan-dro Jean fa mbola sakanaho an’ny mpiasa tsy aha-zoana rariny eo ami’nympampiasa ny fataho-ran’ny mpiasa miditra aoamin’ny sendikan’ny mpi-asa ary efa voaroaka ny

mpiasa izay vao mahalalamanatevin-daharana nysendika.Marihina fa an-koatra ny tatitra nataon’nyFisemare dia nanome rà maimaim-poana tetsyamin’ny Hjra ny mpikam-bana.Tsiahivina fa miisa9000 ny isan’ny mpikam-bana Fisemare eto amin’ny faritra Analamanga kany asa mendrika sy nyasa maharitra no tanjona.

Franck Razakambelo

Mahavokatra lavanila be ny any Andrafainkona.

Top Related