![Page 1: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/1.jpg)
Famokarana Tantànam-pianakaviana
matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra
Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO
15 oktobra 2014
![Page 2: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/2.jpg)
TANJONA ANKAPOBENY
Fanampiana ireo mpamokatra mba hanatsarana ny vola miditra amin’ ireo mpamokatra ao anaty fikambanana .
Tsindrina manokana ny fidiran’ny vehivavy sy ny tanora ao anatin’ny fikambanana tantsaha
![Page 3: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/3.jpg)
PAIKADY• Fanampiana tosika mba ho tonga
matihanina ireo fikambanana mpamokatra (OP) amin’ny alalan’ny fanatsarana ny fahaiza-manaony mba haharitra ny fomba famokarany eo amin’ny seha-pihariana amin’ny ankapobeny.
• Fanamorana ny fahazoan’ireo mpamokatra tolotra fandraharahana mifanaraka amin’ny filàny amin’ny alàlan’ny fametrahana rafitra fampifanatonana manamora ny fihaonan’ny tolotra sy ny tinady
![Page 4: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/4.jpg)
SEHA-PIHARIANA FIOMPIANA
![Page 5: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/5.jpg)
NY FIOMPIANA MADINIKA AMIN’NY ANKAPOBENY
- Asa fiveloman’ny ankamaroan’ny mponina ambanivohitra amin’ny ankapobeny ny fampiarahana ny fambolena sy ny fiompiana madinika indrindra ireo fiompiana haingam-pihodina
- Ny vehivavy no tena mibahan-toerana amin’ny fikarakarana ny fiompiana madinika (akoho amam-borona, bitro, kisoa…)
- Ny lehilahy no misahana ny fiompiana sy mivarotra ny omby
![Page 6: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/6.jpg)
NY FANOHANANA AVY AMIN’NY MINISTERA HANATSARANA NY
FIOMPIANA
Fametrahana isam-paritra ka hatrany amin’ny kaomina ireo teknisiana isan-tsokajiny mba hahafahana manatona ny tantsaha eny ifotony ka hampifantoka azy ireo bebe amin’ny famokarana sy fanatsarana ny vokatra azo
• Fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka (Ministera hafa, tetikasa, programa…) mba hamahana miaraka ireo olana sedrain’ny Tantsaha na Vondrona Tantsaha mpiompy
![Page 7: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/7.jpg)
NY FANOHANANA AVY AMIN’NY MINISTERA HANATSARANA NY
FIOMPIANA (tohiny)
Fiaraha-miasa amin’ireo rafitra efa mipetraka toy ny CSA sy FRDA hanatsarana ny fahaiza-manaon’ny tantsaha na Vondrona Tantsaha amin’ny alàlan’ireo Mpitao-raharaha (PS) afaka mamaly ny hetahetan’ireo mpamokatra
Famindrana ireo asa nosahanin’ny Fanjakana mivantana teo aloha ho amin’ireo Vondrona tantsaha sy ny sehatra tsy miankina (Vétérinaire sanitaire sy ireo rafitra samihafa ACPA, ACSA, GDS)
![Page 8: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/8.jpg)
NY FANOHANANA AVY AMIN’NY MINISTERA HANATSARANA NY
FIOMPIANA (tohiny)
Fametrahana rafitra misahana ny seha-pihariana fiompiana toy ny :
- seha-pihariana ronono (MDB), -seha-pihariana fiompiana haingam-pihodina (MPE),
-seha-pihariana tantely (FENAM)
![Page 9: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/9.jpg)
NY ENTIN’NY FIOMPIANA EO AMIN’NY FANATSARANA NY FIDIRAM-BOLA
ISAN-TOKAN-TRANO
Fanohanana ny EAF amin’ny fampiroboroboana ny karazany zanatany (fiompiana akoho gasy, kisoa gasy natsaraina…)
![Page 10: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/10.jpg)
SEHA-PIHARIANA JONO
![Page 11: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/11.jpg)
NY JONO MADINIKA AMIN’NY ANKAPOBENY
- Asa fiveloman’ny ankamaroan’ny mponina mipetraka amoron-driaka na amoron’ny matsabory lehibe.
- Ny lehilahy ao amin’ny tokantrano no mandeha miandriaka na manarato any an-dranomasina na eny amin’ny farihy.
- Ny vehivavy (renim-pianakaviana) no mivarotra ny vokatry ny jono eny an-tsena na eny amin’ny mpanangom-bokatra
![Page 12: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/12.jpg)
NY JONO MADINIKA AMIN’NY ANKAPOBENY
Ny fanjonoana drakaka sy orita dia iarahan’ny lahy sy vavy ao amin’ny tokantranon’ny mpanjono.
![Page 13: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/13.jpg)
NY ZAVATRA ENTIN’NY JONO EO AMIN’NY FANATSARANA NY FIAHIANA
ARA-TSAKAFO
- Fiovaovan’ny sakafo sy ny singa ara-otrik’aina azo avy aminy (fia maina, fia saly,….)
- Ny fahamaroan’ny vokatra an-dranomasina sy an-dranomamy dia mampitombo ny tahan’ireo sakafo azo jifain’ny mponina.
![Page 14: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/14.jpg)
NY ZAVATRA ENTIN’NY JONO EO AMIN’NY FANATSARANA NY FIDIRAM-
BOLA ISAN-TOKAN-TRANO
Ny fahamaroan’ny vokatra an-dranomasina sy an-dranomamy tsara tantana dia manatsara ny fidiram-bolan’ny tokantranon’ny mpanjono.
![Page 15: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/15.jpg)
SEHA-PIHARIANA FAMBOLENA
![Page 16: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/16.jpg)
NY EFA NATAO
Fanampiana ireo mpamokatra hiditra ao anaty rafitra (appui à la structuration des producteurs)
Fanomezana tolotanana amin’ny fanatsarana ny tontolon’ny fampidramambola (appui aux finances rurales)
Fanomezana tohana ireo fifandraisana amin’ny fahazoana tolodraharaha toy ny : fanofanana, fampitaovana, fanaovana fotodrafitrasa (appui aux services agricoles)
![Page 17: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/17.jpg)
VOKATRA NAHOMBY
Ny fiaraha-miasa amin’ireo fianakaviana mpamokatra matihanina: toy ny fiompiana tantely, famokarana masomboly vary, sns…
Ny fiaraha-miasa 3P : ny voly vary isam-pianakavina mizotra amin’ny fampitomboana ny vokatra: 2T => 5 T
Ny fikojana ny foto-drafitrasa miaraka ataon’ireo vondron’ny mpampiasa rano (AUE)
![Page 18: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/18.jpg)
LESOKA HITA
Tsy fahombiazan’ireo asa famokarana natao tsy antsitrapon’ireo mpamokatra fa araka ny filàn’ny tetik’asa (projet)
Ny famokarana tsy voadinika ho maharitra
![Page 19: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/19.jpg)
VINAVINAMiainga amin’ny fanaovana DIP: fanaDiadiana
Iraisann’ny mPisehatra isaky ny rafitra (Diagnostic insitutionnel participatif)
Manome tohana amin’ny fametrahana sy ho amin’ny fahombiazanan’ ny lalàm-pihariana mitondra fampitombon-karena : vokatra mamaly ny filàn’ny tsena : kalitao, habetsaka, amin’ny fotoana ilàna azy
Manampy mametraka rohim-pihariana mivelatra sy maharitra (mise en place de mécanisme viable et soutenable pour les agiculteurs familiaux au sein des OP, et incluant les femmes)
![Page 20: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/20.jpg)
VINAVINA (tohiny)
Manampy mandrafitra tetik’asa matihanina miaraka amin’ny mpisehatra rehetra isaky ny lalàm-pihariana (filière): ohatra katsaka, vary , akoho, trondro…, ao anatin’ny planina (5 taona, 10 taona)
Manome tohana ireo sokajin’ny vondron’ny mpamokatra :
OP sahirana, OP salasalany, OP matanjaka
![Page 21: Famokarana Tantànam-pianakaviana matihanina, fanjariana ara-tsakafo sy fanatsarana ny vola miditra Ministera misahana ny : FAMBOLENA- FIOMPIANA –JONO 15](https://reader037.vdocuments.pub/reader037/viewer/2022102818/56649c885503460f94940312/html5/thumbnails/21.jpg)
Misaotra naharitra nihaino