Transcript
  • 5Lah 1036Samihafawww.gvalosoa.com

    "Ary tamin'izany andro izany dia nanomboka nitori-teny Jesosy ka nanao

    hoe: Mibebaha hianareo, fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra."

    Matio 4:17

    Ny TeNy FiaiNaNa

    Alakamisy 2 jolay 2020

    Ireo vokatra dibera, marga-rine ary fromazy, anisan’nymampalaza ny orinasa Tiko.

    Valanaretina coronavirus

    Feno ny Hopitaly handraisana ny mararinyAzo lazaina ho feno amin’izao fotoana ireo Hopitalyandraisana ny mararin’nyvalanaretina coronavirusrah any eto an-drenivohi-tra sy ny manodidina.Izany no anisan’ny anao-vana ny etsy amin’ny Vil-lage Voara Andohatape-naka, handray ireo ma-rary, na ireo ahiana homararin’izany valanare-tina izany nanombokaomaly. Tsy toeram-pitsa-boana mantsy ity toeranaity, izany no midika fa efaampoka ny toerana nato-kana ho amin’izany, ma-toa toerana fandraisanahetsika sy lanonana samyhafa no lasa atao ho toe-ram-pizaham-pahasala-mana, indrindra mahaka-sika ny valanaretina covid19. Ankoatra izany, rahany etsy amin’ny HopitalyJoseph Raseta etsy Befe-latanana manokana, misyny fanambarana navoa-kan’izy ireo mahakasika

    ny ady amin’ity valanare-tina ity: feno ny toerananatao handraisana mara-rin'ny Covid-19. Nanaofampilazana ny eo ani-von’ny Hopitaly Befelata-nana noho izany, fa fenony toerana natao handrai-sana mararin'ny Covid-19. Misy ny fandaminana,araka ny filazana hatrany,fa « tsara aloha raha mbamiantso ny laharana 03414 015 30 (Triage Covid ),

    ireo izay hitondra mararyahiana mitondra ny so-ritr'aretina Covid-19 anyamin'ny Hopitaly Befelata-nana, fa hisy ny tompon'andraikitra ara-pahasala-mana handray ny antsoary hanome torolalana hoantsika. Efa tena tsy voa-fehin’ny fitondrana Rajoe-lina intsony ity aretina ityankehitriny, mahatongany filazana fa afaka mija-nona ao amin’ny VillageVoara ireo hotsaboina, naany an-tranony araka izaymampety azy. Izany diaazo ilazana fa miala an-draikitra amin’ireo mararyny fitondrana, efa nam-bara anefa hatramin’izayfa ny fitondrana manon-tolo no mandray an-ta-nana ny lany rehetra hoan’ny olona mararin’ityvalanaretina ity. Dia hoyny maro hoe: aza mararyamin’izao fa dia ho faty hoazy eo!

    Niaina

    Anisan’ny mpanohitra atahoran’ny fitondranaRajoelina ny depiote Fidèle Razara Pierre

    Nekena Razafimandimby: ny MAPAR sy ny fiton-drana Rajoelina de tenamaro olona hatahoranakaaaa. Marina e. Ity ani-sany ity solombavamba-hoaka ray atsika ity dia nydeputé Fidèle RazaraPierre.

    Eric Randah : ny marinafoan e, depiote milaza nymarina io dia atahoran-dRajoelina sy ny foron-gony.

    Artinah Mialisoa : le dèlekely ve? Tena mahay fa-makafaka na politika izy,milaza ny marina koa diaatahoran’ny fitondran’nympandainga sy ny mpa-mahan-dalitra.

    Mamuchn'i MeMe : ka ryzareo tsinona tsy mahazaka fahamari-nana de zay no antony ko... izay noatahorana, tsy i Fidèle ihany, fa nympanohitra amin’ny ankapobeny mi-hitsy.

    Edoxie Marie Colette Vololonirina :tsy resindreo io, na izany aza, mila leDel betsaka koa ny mpanohitra fa tsyizy irery ihany no ho sahy hamotsipot-sitra ny tsy mety ataon-dRajoelina syny forongony.

    Fara Andrianarivony : alefa del kelya, zay mka anao e!

    Andrianandrasana'Dina Justin :izaho manokana aloha dia manao salutan'i Fidele e, fa tena voafehiny tsaramihitsy ny maha antoko mpanohitra syny maha mpanao gazety azy !

    Hary Nokoloina : râ manao ny marinary zareo de tsisy tokony hatahorany .Potsero mafy ho vaky NY vay tontonFidy a!

    Nav Andriamiharisoa : satria izy tsymiteny raha tsy misy porofo, tena milayio. Tsy afaka manaonao foana ny fiton-dran’ny mpanongam-panjakana sympangala-bato amin’io.

    Ando Niaina : mavozo ny mapar satriahainy aby abus ataon-dreo!

    Fafah Kelly : marina sady misy porofony zavatra lazainy , ary tena manitsy anle fitondrana ny fitsikerana ataony diaizay no tena tsy zakan-dRajoelinampambotry vahoaka sy ny forongony.

    Castro Felix Ralaikoa : mpanindronaranomangatsiaka ny Mapar de zakanyCvo any.

    Lepary Dj Leparo : mety lasa tany an-dafy naheno le vavany del kely de ni-verna haingana lery.

    Gerard Rakotondraibe : asio fanadi-hadiana ity jirama ity ry Fidèle fa tenahiray hina ny vahoaka tsy hanaiky nyfacture 3 anatiny 1 mois io; mba ataovyfandaharana manokana ao @ 101.8 fatena ilaina ho fantatra ny marina. Mi-saotra mialoha tompoko.

    Ikemba Rabe : za tsy miala am Del rahmbola ao @ fianakaviambe an Dadaizy! Iriana mba tsy ho voavidy vola leryfa hijoro hatrany amin’ny marina.

    Niriana Rabezanahary : azo heverinaho futur prezida koa, après Ravalo.

    Manga Tsimba : KA MAHASAHY MI-LAZA NY MARINA izy, enga anie mbatsy ho resin’ny felaka sy ny saosy fot-siny, araka ny voalazan’ilay hira irayizay.

    Lea Rass Rasoanatoandro : milasahy otrazy e, ary mila maromarootrazy ny mpanohitra.

    Andry Lalaina Rabemananjara : yes,never give up. Mijoroa amin’ ny marinamandrakariva, fa ny marina tsy mbamaty.

    Henintsoa Heriniaina : mihorohoromits reo, raha ao amin’ny assembléemoa dia tsy misy mahatohitra azy ireodepute IRD/MAPAR.

    Fara Niaina : ny mpanao rats ts mila-min-tsaina zan, fa mitebi2 lava tsmatok tena, zay no matonga azy kumatahotran isehon marina. Ny marinmarin fôn, isaorana le del mamotsipot-sitra ny lainga raofiny, maromaroa nytoa azy, ho sahy tsy hatahotra.

    Njatonirina Sylla : alefa fôn a ! ny ma-rina tokoa tsy maty e !

    Martial Tovonirina : mivalana mararykibo foana ry Mpangala-bato lava tsyampy cerveau @ Doublonvirus vao mi-hetsika kely ny Tim, vao mihetsika kelyFidèle.

    Lalaina Rabekoto : zany tena deputemendrika , ny député Tim ihany @zaono tena misolo vava ny vahoaka, NYankotr'zay sarivongana daholo.

    Simonette Raholiarimalala : aleo mi-hintsy mba hisy ho sahy hilaza ny ma-rina toa AZY EE, ny sisa mpamokylainga ny vahoaka fotsiny

    Alefa Ngahy député aaa ! TIM ihany,TIM foana e !

    FANJIFANA

    Ifandrombahan’ny Afrikana ny vokatra TIKO

    Ifandrombahan’ireo fire-nena Afrikana amin’izaofotoana ny vokatra vo-

    karin’ny orinasa Malagasy: Tiko. Anisan’ny vokatrareharehan’ny Malagasyamin’izao tontolo izao nyvokatra TIKO, raha tsy hi-laza afa tsy atsy Afrika,raha vao tonga ao Bots-wana, Afrika Atsimo, Na-mibia, Malawi, Congo aryZambie ny vokatra Mala-gasy TIKO dia ifandrom-bahan’ireo namantsikampanjifa Afrikanina. Pro-duit de luxe sy Produit dequalité, izany hoe vokatralafo vidy sy tsara kalitaoireo vokatra Tiko, no fihe-veran’ny Afrikanina azy,indrindra moa ny MarnaGold, izay mahagaga azy

    Ny Hopitaly Joseph Rasetaetsy Befelatanana.

    ireo satria margarine mat-siro noho ny dibera misyany amin’izy ireo, nefa diamargarine. Ny dibera: BonBeurre koa dia tena mam-piaiky volana azy ireo nytsirony. Manjary mifantokaao an-tsain’ireo Afrikaninany hoe « Mahay zavatrany Malagasy » sy ny ma-

    rika: Made in Madagasi-kara, tompony Malagasy,TIKO vita Malagasy. Azolazaina fa isika no mpa-mokatra dibera sy marga-rine tsara indrindra atyAfrika. Nanaiky ny fahai-zantsika mihintsy mantsyireo firenena Scandinavesy Nordique tamin’ny fa-haizana manao dibera iodia ny Marna Gold syGood Butter, izay tsaratsiro hoy izy ireo. Ny mpa-norina ny orinasa TIKO,Marc Ravalomanana ra-hateo dia nandranto fia-narana Agroalimentairetany Helsinki (Finlande)tamin’ny taona 1975-1979ary nanangana ny Grou-pe TIKO ny taona 1982.

    Aly

    SAMPATI/ FJKM

    Ny 15 novambra izao ny fankalazana ny Alahady Nasionaly

    Mampahery an’ireo mpikam-bana Sampati (Eto Madagasi-kara sy any ampitan-drano-masina) ny sampana mpana-zava FJKM sy ny Tily foibeSampati, mba hitahiry ny fi-noana an’Andriamanitra mano-loana ny fiatrehana ny fepetraara-pahasalamana. Nilaza nyMpitandrina Randriamanante-nasolo Jean Jacques SeraphinJohns, Tonian’ny Sampati FoibeFJKM, fa tsy tokony hataon’nympikambana ambanin-javatrany fivavahana, ny famakiana nytenin’Andriamanitra, ny fihazo-nana an’ireo fanabeazana izayefa noiraisina, ny fanajana nytoro-marika ara-pahasalamananatolotry ny fanjakana, ny fa-naovana fanatanjahan-tena syny sisa… Nanohy nanazava itytonian’ny Sampati foibe FJKMity, fa mamporisika an’ireo Sy-

    nodam-paritany rehetra, mbahanohana ny Foibe Fjkm amin’ny alalan’ny fanatanterahana nyadidy maro samihafa. Ankoatraizany, mamporisika ny Syno-dam-paritany hatrany ity tom-pon’andraikitra ity mba hitsidikasy hampahery an’ireo fitandre-mana eo ambany fifehezanymandritra ny fanamarihana ny

    hetsika nasionaly. Nanohy na-nazava ny Mpitandrina Randria-manantenasolo Jean Jacquesfa hamoaka fandaharam-po-toana iombonana ny SampanaMpanazava sy Tily Fjkm amin’ny volana Aogositra 2020 hoavy izao, hiatrehana ny fanka-lazana ny Alahady nasionaly,izay hatao amin’ny 15 Novam-bra 2020 ho avy izao. Nama-rana ny fanehoan-keviny ityTonian’ny Sampati Fjkm ity, fahahemotra amin’ny fotoana ma-naraka ny fanofanana isam-pi-vondronana, izay tokony honatao ny 18 Jona 2020, ka ha-tramin’ny 20 Jona 2020 lasateo. Marihina fa sampana ve-lona eo anivon’ny fiangonanany Sampati ary mpikambanafeno eo anivon’ny Mpanazavasy Tily eto Madagasikara.

    Franck Razakambelo

    Ny mpitandrina Randriama-nantenasolo Jean Jacques,tonian’ny Sampati/ FJKM.


Top Related