Transcript
Page 1: Ny Valosoa sy hadihady · antsika Malagasy ireo nosy dimy ary teo amin’ny fi-tondrana ny filoha Ratsiraka tamin’izany hatramin’ny 1991, mbola niverina teo amin’ny fitondrana

Novoizina fatratra tamin’ny fampahalalambao-vao tamin’ny herinandro lasa teo ny fiarahan’nyAmiraly Didier Ratsiraka sy ny filoha ankehitriny

Andry Rajoelina, izay tsy atao mahagaga fa tena fia-rahana voajanahary tokoa, satria ny zava-nitrangateto amin’ny firenena indrindra fa ny teto Antananarivodia mampibaribary fa izy mianaka ireo no mendrikahiaraka.Teny Ivato nandritran’ny fihaonana fitakiana ireoNosy Malagasy no nifandokandoka ry zareo dia samyniarotena. Aleo tsiahivina f’ efa tamin’ny 12 Desambra1979 mbola fitondran-dRatsiraka no efa nivoaka nyfehinkevitra navoakan’ny Firenena Mikambana, faantsika Malagasy ireo nosy dimy ary teo amin’ny fi-tondrana ny filoha Ratsiraka tamin’izany hatramin’ny1991, mbola niverina teo amin’ny fitondrana izy nytaona 1997 ka hatramin’ny 2001, fa tsy hita izay na-taony, ny fiarovantenany dia manao hoe tsy nisy honony firaisankina teo amin’ny Malagasy; rariny tokoaraha tsy niray hina ny Malagasy tamin’ireny, satriavoageja ny fisian’ny Mandatehezampirenena Miaro nyTolompiavotana ny fanaovana politika teto amintsikaary ny gazety koa voatampimbava noho ny sivanaizay nanjaka tanteraka, fa ny tena tsy namparisika nyvahoaka ihany koa dia tamin’ny fitondran-dRatsirakaanie no nisy famonoan’olona goavana toy ny tenyAmbatomainty namelezana ny Kung Fu tamin’ny1985, sy ny 10 Aogositra1991 teny Mavoloha Atsi-mondrano , dia izay fomba ratsy misetrasetraamin’Antananarivo izay no notahafin-dRajoelina ,katsy nahagaga raha doro-trano sy fandrobana teto An-tananarivo no nataony ny 26 Janoary 2009 sy ny vonoolona ny 07 Febroary 2009 ary fampiasana miaramilano nampiasain-dRajoelina nakana ny fahefana. Ny fa-rany teo dia ny fanaovana hosoka tamin’ny fifidiananano niakarana indray teo amin’ny fitondrana.Fa na efa mpitondra ara-dalàna aza Ingahy Rajoelinadia mbola nitohy ny antsojainy amin’ny vahoakan’An-tananarivo, porofon’izany ny momba ireo fiarabe fita-terana fako, izay efa tonga tao Toamasina ny faran’nyvolana Aogositra, kanefa tsy natolotra ho an’ny Tanà-nan’Antananarivo Renivohitra raha tsy tamin’ny

faran’ny herinandro lasa teo, tsy misy mihitsy izaymba fitiavana ny vahoakan’Iarivo, fa dia natao fairanoamin’ny kajy politika, satria ny tsy fahadiovan’ny Ta-nàna dia nailika tamin’ny mpitondra ny kaominina,izay mahaloa ara-dalàna ny vola fandoa any amin’nySamva, sady mahatonga ny fako hatreo amin’ny da-bampako, ary tamin’ny25 Novambra 2019, roa andromialoha ny fifidianana ben’ny Tanàna indray dia nia-raha-naheno ny fanambarana nataon’Ingahy filohaizay tsy tahotra tsy henatra. Sahy nilaza hoe tokonyho ben’ny tanàna mitovy firehana amin’ny fitondranahono no tokony ho fidiana eto Antananarivo Renivo-hitra fa raha tsy izany dia tsy hanampy ny fitondranafoibe . Noho izay fampitambazana vokatry ny tsy fitiavan-ta-nindrazana izay dia aleo dradradradraina mafy fa tsyvolan-dRajoelina na volan’ny Mapar, na vola azon’In-gahy filoha noho izy vadin’i Mialy no nividianana irenyfiarabe ireny, na ny vola fanampiana ny Kaomina An-tananarivo Renivohitra, fa volan’ ny olompirenenampandoa hetra ary aleo hitrikitrihana fa ny vahoa-kan’Antananarivo no mandrotsaka be indrindra aoamin’ny kitapombolampanjakana koa tsy rariny rahany mandoa be indray no saziana.Tamin’ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fano-lorana ireo fiarabe ireo dia nambara fa haverinaamin’ny Kaomina Antananarivo Renivohitra ny fitan-tanana ny Samva,vaovao tsara sady mahafaly izanysatria nifanojo rahateo tamin’ny andro nanombo-han’ny hetsika teny amin’ny Kianjan’i Magro Behori-rika, izany dia ny fitakiana ny marina momba nyfifidianana, koa andrasana ny fandinihana amim-pa-hamarinana izay ataon’ny “ tribunal administratif ”,miandrandra ny fandresen’ny fahamarinana ny va-hoakan’Iarivo, ka ho afaka hiasa amim-pilaminanaamin’izay ny ben’ny Tanàna vaovao Rina Randriama-sinoro, fa tsy toy ny nanjo an’i Neny Lalao Ravaloma-nana tratra ny fingampigana samihafa na tamin’nyfitondran-dRajaonarimampianina teo aloha, naamin’izao fitondran-dRajoelina izao.

Ny Valosoa

3Lah 996 Talata 17 desambra 2019Politika

Ratsiraka sy Rajoelina

Nanao sorona sy fairano an’Antananarivo

Ny Valosoa sy hadihady

www.gvalosoa.com

Isaia 11:6

Ary ny amboadia* hiara-mitoetra amin'ny

zanak'ondry; ny leoparda hiara-mandry

amin'ny zanak'osy; ary ny zanak'omby sy ny

liona tanora sy ny ombikely mifahy hiray

toerana, ary ny zazakely no hiroaka azy."

Ny TeNy FiaiNaNa

SEFAFI

Kara-panondrom-pirenena ihany dia tokony ho ampyamin’ny fifidianana

Mitondra ny heviny mom-ba ny fifidianana faranyteo teto amintsika, sy mi-tondra soso-kevitra amin’izany ny SEFAFI, na nySehatra Fandinihana nyFiainam-pirenena:

Tetiandrom-pifidiananaan-kamehana sy tefy

maikaNy miharihary voalohany

dia ny momba ny fe-po-toana nanaovana ny fifi-dianana, nikorontana nyfifandimbiasany sady tsyvoarindra. Mba hialanaamin’io vato misakana io,ny ankamaroan’ny fire-nena eran-tany dia nan-damina ara-drafi-pisaina-na ny tetiandrom-pifidia-nany, ka nisy andro iraynatokany hanaovana nyfifidianam-pirenena (ny fi-fidianana ny filoha sy nysolombavambahoakaizay misy fihodinana roa)- miaraka amin’ny fihodi-nana faharoa raha ilaina -, ary andro iray ho an’nyfifidianam-paritra (ny fifi-dianana ny lehiben’ny fa-ritra sy ny ben’ny tanàna).Ho an’ny sefo fokontanykosa, ny voalazan’ny la-làna dia fidiana iray vo-lana aorian’ny fifidianana

ny ben’ny tanàna izy ireo,amin’ny alalan’ny fifidia-nan’ny sarambabem-ba-hoaka mivantana, man-dritra ny fivoriam-ben’nyfokonolona.

Momba ny fifidiananaben’ny tanàna sy mpa-

nolotsainaMikasika ny fifidiananaben’ny tanàna sy mpano-lotsaina dia tsara raha ha-moraina kokoa ny fan-dehany. Araka ny nase-hon’ny traikefa tamin’nyfomba narahina ankehi-triny, ny fampiarahana nyfifidianana roa, ny an’nyben’ny tanàna sy ny an’nympanolotsaina, dia mate-tika no niafara tamin’nyfiandaniana tsy mitovy, natena mpifanandrina mi-hitsy aza, ary mazava loa-tra fa tsy hahomby naoviana na oviana ny fitan-tanana ny vondrom-ba-hoaka noho izany. Nytsotra indrindra dia ny mi-verina amin’ny latsa-batoamin’ny lisitra : ny lohali-sitra nahazo ny laharanavoalohany no ho ben’nytanàna ary ny lisitra nisyazy dia ho maro an’isa aoamin’ny filankevitry ny ta-nàna.

Ampitoviana daholo nyfe-potoana hiasanaMety koa raha ampito-viana daholo ny fe-po-toana iasan’ny an-daninysy ny an-kilany, ka ampi-dirina eo amin’ny fisasa-han’ny fotoanan’ny fifi-dianam-pirenena ny anao-vana ny fifidianam-paritra.Amin’izay dia hifandimbymandritra ny fe-potoanametimety kokoa ny fifidia-nana. Raha misy fametra-ham-pialana na tsy fa-hafahan’ny Filoha intsonymisahana ny asany diatokony hisy fanitsiana nylalàmpanorenana hitsinjompisolo toerana mialohahiandraikitra ny asa man-dra-pahatongan’ny fifidia-nana manaraka ; ary misyfanitsiana anankiray koahanambarana fa tsy hoazon’ny Filoha ravana int-sony ny Antenimierampi-renena.

Lisi-pifidianana sy karatry ny mpifidy

Ny fahavoazana miverim-berina ateraky ny lisi-pifi-dianana dia iampanganany CENI (Vaomieram-Pi-renena Mahaleo tenamomba ny Fifidianana).Na dia eo aza ny tetibola

avy amin’ny mpiara-miombona antoka avyany ivelany (nefa anie kany fiandrianam-pirenenano iankinan’ny f i f idia-nana), dia mijanona hotsy tomombana hatranyny fandaminana ny fifidia-nana. Mihoatra kelin’ny10 tapitrisa ny isan’nympifidy hitan’ny CENI hoan’ny mponina mahatra-tra 26 tapitrisa, ka ny ant-sasany dia efa tongataona hifidy, izany hoeraha ny marina dia nalanatamin’ny olom-pirenenatokony ho telo tapitrisa eoho eo ny zony hifidy !Ohatra ny tsy mahataitravelively na ny CENI na nympitondra ireo tarehima-rika tena tsy azo leferinaireo. Mbola tohin’io fihe-verana hanamora zavatraio ihany, tokony hofoa-nana haingana ny karatryny mpifidy izay efa lasatsy misy ilana azy intsony.Tsy ilaina, mandany vola,mora anaovana hosoka,andiam-piasam-panja-kana tsy hita isa no miasahanao azy ary manahi-rana ny mpifidy amin’nytsy antony fotsiny izy.

(Tohiny pejy 4)

Efa andraikitry ny fitondrana ny fanampiana ara-pitaovana ny Samva fatsy vao toy iny nataon-dRajoelina akory

Rehefa tsy ny olon`ny fitondranaNo lany ho mpitantana ny tanàna,Dia fingampinganina , ankahalaina,F`izany ianareo ve no manan-tsaina ?

Tsy iretsy vahoaka no hojerena,Na `zay tombontsoan`ny firenena,F`izay fombafomba mba hidedahana,Sy fihetsiketsehana mba hiavahana ?

Tsy maintsy , tsy maintsy ho mitovy loko,Tsy maintsy , tsy maintsy ho mpiray antoko,Vao afaka hiombona , hifampitantana,Raha toa ka lazaina mivantambantana ?

Dia hay sarintsarin-tantara angano,`Reo toky natao sy ny velirano ,Fa hafa ny teny , hafa ny izorana,Satria `zay `nareo raha hoe “fozaorana”?

DADAN`i ZINA (16-12-19)

Ny veliranom-pozaoranaNy veliranom-pozaorana

TONONKALO

Rasoanaivo Lova Alisoa : efa andraikitry ny fanjakanany manampy ara-pitaovana ny samva, fa tsy vao toyiny nataon-dRajoelina ny sabotsy teo iny akory.Tamin’ny andron’ny ministry ny rano Roland Ravato-manga dia efa nanome camion miisa 16 ny Samva nyfitondrana, ny volana novambra 2018.

Jr Tsiorivola : mivantana tsara, mazava ny resaka.

Parfait Randrianitovina : fa lasa sarotra anie @ zaozany hoe tanàna madio e, tsy fitaovana mantsy zanyfa fahaizamiaina... ny olona mihitsy no hita fa tsy mira-haraha fahadiovana dia kaominina no mahazo tsiny.Ny kaominina anefa, amin’ny 5 ora maraina ny mpa-nadio dia efa manadio ny tanàna.

Rindra Rakotoharifetra Andriamavozafy : kivy mi-hitsy aho mandalo eny Anosibe isan'andro, manonofyhoe indray andro any ho tonga saina reto olona manarymaloto sy fako @ toerana tsy tokony hanariana fakoireto.

Mandroso Randria : fa natolotra ho an'iza moh zanyireo camion nomen-dRajoelina ireo? Dia rehefa tsy holany indray izany i Naina amin’ny janvier 2020 dia tsyhomena ny kaominina indray ve izany ny fitantananaan’ireo?

Nirina Yves Andrianaivojaona : forte recommenda-tion an'ny Cours des Comptes. Ny fitsarana momba nykaonty mihitsy no nilaza an’io ho vahaolan’ny fako.

Max Ramanoelina : ny mahafinaritra aloha dia mbahadio @zay Antananarivo, fa ilay fiainambahoakaanaovan-dRajoelina sy ny forongony fikafika politika notsy mlay.

Aina Christian Rakotomanga : ny tena tsy azoko diaireto Malagasy mitovy amiko mitehaka rehefaohatr’izao. Ohatrin'ny hoe faly sy mitehaka rehefa ma-nome sakafo ny Raimandreny isan'andro. Moa tsy efaandraikitra sy adidiny ny manao izany ?

Top Related