drafitry ny vondrom-paritra 2019 vina · 2019-02-20 · anjara amin’ny asa atao any amin’ny...

2
MANAMAFY ORINA NY FIOVAM-PO AMIN'NY FILAZANTSARAN'I JESOA KRISTY AO AM-PONTSIKA SY AO AN-TOKANTRANONTSIKA ARY MANORINA NY FIANGONANA EO AMBONY FOTOTRA AZO ANTOKA. VINA DRAFITRY NY VONDROM-PARITRA 2019

Upload: others

Post on 13-Jul-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: DRAFITRY NY VONDROM-PARITRA 2019 VINA · 2019-02-20 · anjara amin’ny asa atao any amin’ny tempoly. Hamaky ny Bokin’i Môrmôna isan’andro. Ho lasa mizaka tena mba hanompoana

MANAMAFY ORINA NY FIOVAM-POAMIN'NY FILAZANTSARAN'I

JESOA KRISTY AO AM-PONTSIKA SY AO AN-TOKANTRANONTSIKA ARYMANORINA NY FIANGONANA EOAMBONY FOTOTRA AZO ANTOKA.

VINA

DRAFITRY NYVONDROM-PARITRA 2019

Page 2: DRAFITRY NY VONDROM-PARITRA 2019 VINA · 2019-02-20 · anjara amin’ny asa atao any amin’ny tempoly. Hamaky ny Bokin’i Môrmôna isan’andro. Ho lasa mizaka tena mba hanompoana

Handoa fahafolonkarena marina sy fanatitra amin’ny fifadian-kanina aminkalalahan-tanana.Handray andraikitra manokana mba hiasa ary ho lasa mizaka tena.Hanomana tsara kokoa “ny taranaka vao misondrotra” mba hanao asa fitoriana amin’ny fotoana feno amim-pahombiazana.

Hiray hina sy hifankahery amin’ny alalan’ny fanompoana.Hanolo-tanana ny tsirairay ary hanavotra ireo izay malaindaina.Hizara ny filazantsara amin’ny hafa izay tsy miray finoana amintsika.

Hanatsara ny fanajana ny Sabata any an-tokantrano sy any am-piangonana.Hihazona amim-pahamendrehana fahazoan-dalana hidirana ny tempoly ny mpikambana rehetra ary handray anjara amin’ny asa atao any amin’ny tempoly.Hamaky ny Bokin’i Môrmôna isan’andro.

Ho lasa mizaka tena mba

hanompoana tsara kokoa ny

hafa

Hifankatia sy hifanompo

Hampitombo ny finoana ny Ray any

An-danitra sy i Jesoa Kristy

Zanany sy ny sorompanavotany