fihaonam-be nasionaly faharoa momba ny...
TRANSCRIPT
KAOMININA AMBANIVOHITRA TSIAFAHY FIHAONAM-BE NASIONALY FAHAROA MOMBA NY FAMPIHARANA NY FENITRA
IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 18 – 20 MARTSA 2013 HOTEL COLBERT ANTANANARIVO
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
MPANOLOTRA : RANDRIAMAHEFA JUSTIN
FAMPAHAFANTARANA FOHY MOMBA ILAY COMMUNE
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
COMMUNE TSIAFAHY : COMMUNE AMBANIVOHITRA SOKAJY
FAHAROA
FAMPAHAFANTARANA FOHY MOMBA ILAY COMMUNE
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
ISAN’NY MPONINA: 15 231 - LAHY : 7 578 - VAVY : 7 643
ISAN’NY MPANOLONTSAINA: 06 - LAHY : 06 - VAVY : 00
ISAN’NY MPIASAN’NY COMMUNE: 10 - LAHY : 06 - VAVY : 04 NAHA IVOTOERANA MENDRIKA NY COMMUNE: 2011
• Namolavola Drafitr’asa, nankatoavin’ny Mpanolontsaina, nampahafan -tarina teny Fokontany miisa 15
• Nanangana Komitin’ny Miralenta Tsiafahy (KMT), sora-bola voatokana
• Mankalaza isan6taona ny16 andro hiadiana @ herisetra
• Nampiofana ireo Komitim-pokontany, solotenam-pikambanana mijoro
• Nampiofana KMT @ rijan-teny sy Didy aman-dalàna momba ny heloka sy ny fiarovana ny ankizy
• Nandrafitra sy nizara dépliant / Miralenta sy ny Herisetra /Torolalana ho an’izay nahita na niharana herisetra
• Manokana fotoana fohy /mariazy/hanentanana herisetra/Drafitr’asa
• Sampandraharaha manokana eto @ Kaominina /hiantoka/handray an-tanana ny fitarainan’ny niharan’ny herisetra
FAMPAHAFANTARANA FOHY MOMBA ILAY COMMUNE
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FAMPAHAFANTARANA FOHY MOMBA ILAY COMMUNE
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E STA
Efa nahavita ireo stages rehetra ny Kaominina TSIAFAHY :
STAGE 1 : 21 AVRIL 2011 STA
FEVRIER 2013
STAGE 2 : 21 AVRIL 2011
STAGE 3 : 08 à 10 SEPTEMBRE 2011
STAGE 4 : 11 SEPTEMBRE 2011
STAGE 5 : 07 à 08 DECEMBRE 2011
STAGE 6 : 09 DECEMBRE 2011
STAGE 7 : 16 à 17 FEVRIER 2012
STAGE 8 : 16 à 17 FEVRIER 2012
STAGE 9 :
STAGE 1 : 21 AVRIL 2011
IREO FANAMBY AMIN’NY FAMPIHARANA NY MIRALENTA
ETO AMIN’NY COMMUNE
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
• 50 / 50 AMIN’NY TAONA 2015
• HAMPIAKATRA HO 50% NY TAHAN’IREO VEHIVAVY MANANA FIZAKAN-TENA 2015
• HAMPIHENA 50% NY TAHAN’NY HERISETRA AMIN’NY ENDRINY REHETRA 2015
FAHAIZA - MITARIKA
Anarana : RANDRIAMAHEFA Justin
Andraikiny : BEN’NY TANANA COMMUNE TSIAFAHY
Filohan’ny Association des Elus Sensibles au Genre (A.E.S.G.)
Mpikambana Plateforme Nationale de Lutte contre la V.B.G.
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
OLONA IRAY TENA MAHAFATRAPO @ FAMPIDIRANA NY
MIRALENTA ETO AMIN’NY COMMUNE
FAHAIZA - MITARIKA
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
ANJARA BIRIKY NENTINY @ FAMPIDIRANA NY MIRALENTA
ETO AMIN’NY COMMUNE
• Nitondra ny hevitra / ONG GENDER LINKS
• Nandresy lahatra ny Mpanolontsaina
• Nanao sonia ny fifanaraham-piarahamiasa
• Nanentana hery velona rehetra / fiofanana sy Drafitr’asa
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
• Nampiofana ny Fikambanana sy hery velona rehetra, lohevitra samihafa
• Miahy ny fampiharana ny Drafitr’asa
• Miantoka ireo tetik’asa rehetra atao mba ho voatsinjo hatrany ny miralenta
FAHAIZA - MITARIKA
ANJARA BIRIKY NENTINY @ FAMPIDIRANA NY MIRALENTA
ETO AMIN’NY COMMUNE
• Nankatoavin’ny Mpanolontsaina ny Drafitr’asa ka lasa tahirin-kevitra sy fandaharan’asa tsy azo idovirana (obligatoire) ho an’ny Commune Tsiafahy
• Délibération LF 05/10 And. 10 29/09/11
• Délibération Drafitr’asa nasiam-panitsiana LF 05/10 And. 10 26/03/12
• Mahafantatra ny fisian’ny Drafitr’asa ny:
– Fokontany 15/15
– Fikambanana miisa 26
– Sampana velona Fiangonana miisa 17
– 80% mponina
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
DRAFITR’ASAN’NY COMMUNE
• Nahazo fiofanana momba ny miralenta:
– Fokontany 15/15
– Fikambanana miisa 26
– Sampana velona Fiangonana miisa 17
– Ireo mpikambana « Komitin ’ny Miralenta » miisa 76
• Mahafantatra ny fitaovana entina mivoy ny Miralenta / Fenitry ny SADC:
– Fokontany 15/15
– Fikambanana miisa 26
– Sampana velona Fiangonana miisa 17
– 80% mponina
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FANENTANANA SAMIHAFA
Mankalaza isan-taona ny « 16 andro iadiana @ herisetra » ny Commune, miova isan-taona ny endrim-pakalazana :
– TAONA 2011
– TAONA 2012
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
HETSIKA MIAVAKA
• Famolavolana Drafitr’asa
• Fanentanana samihafa
• Fanatanterahana tetik’asa
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FANDRAISANA ANJARAN’NY VEHIVAVY
Efa lasa fahazarana ny fandraisan’anjara mavitriky ny lahy sy vavy:
• Fivoriam-pokonolona sy ny Ray aman- drenin’ny mpianatra
• Tetik’asa iombonana
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FANDRAISANA ANJARAN’NY VAHOAKA
• Anaty Drafitr’asa<kaominaly
• Rafitra 1 mitsangana Commune / hiantoka /handray an-tanana fitarainanan’ny olona
• Fiaraha-miasa matotra miaraka amin’ Zandary
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
DRAFITR’ASA MOMBAN’NY ADY AMIN’NY HERISETRA
• Boky kely torolalana miisa 2 400 no efa voazara
• Mitombo isa ny olona sahy mitoroka
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
DRAFITR’ASA MOMBAN’NY ADY AMIN’NY HERISETRA
Tantsoroka ho fizakan-tenan’ny vehivavy mpamboly fraises
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FAMPANDROSOANA ARA-TOEKARENA IFOTONY

Nahitana ny fiaraha-mientany lahy sy vavy:
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FIOVAOVAN’NY TOETR’ANDRO
Karazam-panen-tanana atao isan-taona ho fiarovana ny tontolo iainana sy ny ady atao amin’ny doro tanety
Isan’ny fepetra noraisin’ny Commune ny :
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FIOVAOVAN’NY TOETR’ANDRO
Nanolotra tany maimaimpoana ho any mpanao « pépinière » ny Commune
Tsy hakana haba ary nomena ny toerany manokana ny mpivarotra ny zana-kazo novo- kariny
Manana ny PLLS (Plan Local de Lutte contre le Sida ny Commune, mifameno tsara @ Plan d’action Genre
Atao in-2 isan-taona fizaham-pahasalamana mitety vohitra : vehivavy 1 500 eo no efa natao, ary lahy sy vavy miisa 2 600 no nanao dépistage ka 0% ny tahan’ny VIH/SIDA
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
VIH / SIDA
Fanentanana an-tsekoly ny fahasalamana ara-pananahan’ny zatovo (Santé de Reproduction des Adolescents) : sekoly secondaire miisa 12 no efa voaentana
Eny amin’ireo Toby natokana ho an’ny Reny sy ny zaza ihany koa
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
VIH / SIDA
Mandray anjara ny lahy sy ny vavy eo amin’ny :
• Asa iombonana andraisana vola
• Fikojakojana ny foto-drafitr’asa iombonana: Komitin’ny fikojana 15 tafapetraka
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FANDRAISANA ANDRAIKITRA
Nahazo fampiofanana in- 2 miantaona momba ny fahaiza-mitarika (leadership) sy Fitatanan-draharaham-panjakana ireo : komitim-pokontany miisa 30 sy mpiasany Commune
Mahazo fankasitrahana izay mahavita be na lahy na vavy
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FIJERENA MANOKANA NY MPIASA
Mijoro ara-dalana eto @ Commune ny Komitin’ny Miralenta
• Mpikambana miisa 76, ka lahy 34 ary ny vavy 42
• Manana ny sata sy ny Fitsipika anaty mi fehy azy
• Rtoa RAMANANTENASOA Rose Aiméee, Ben’ny Tanàna Lefitra no filohany
• Manana rafitra iray eo anivon’ny Commune mandray sy miantoka ny olona manana olana mikasika herisetra
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
TETIK’ASA MANOKANA MOMBA NY MIRALENTA
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
TETI-BOLA 2013
Vaomiera tsirairay manao ny tombany isaky 2 mois:
• Isaky ny 4 mois mijery ny tatitry ny tombana rehetra (Plan d’action)
• Fomba fiasa no nisy nohatsaraina
• Votoatiny tsy nisy nokitihana
HATRAMIN’NY NAHA IVOTOERANA MENDRIKA ILAY
COMMUNE, INONA AVY NO FIOVANA NISY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FANARAHA-MASO SY TOMBANA
Andininy 12-13: FITONDRANA (FISOLOANA TENA SY FANDRAISANA ANJARA
Andininy 15-19: LOHARANOPAMOKAR- ANA SY ASA, FANATEVENANA NY FITAOVANA ARA-TOEKARENA
Andininy 20-25: HERISETRA SY FANOLANANA
Andininy 26-27: FAHASALAMANA – VIH / SIDA
RAHA MIOHATRA AMIN’IRE TANJONA 28 AO AMIN’NY FENITRY NY SADC, INONA AMIN’IREO TANJONA IREO NO NOEZAHINA
NOTRATRARINA
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
FAMPANDROSOANA ARA-TOEKARENA :
• Niteraka vokatsoa fampizakan-tena ny vehivavy (autonomisat° des femmes) mpamboly frezy. 26 au début, 220 mpamboly 2013o. Tombontsoa feno ho an’ny vavy
HERISETRA SY FANOLANANA:
• Efa sahy miresaka mivantana sy ampabemaso ny heveriny fa herisetra ny olona. Resahana foana ny ady @ herisetra mandritra ireo karazam-pivoriana
SEHATRY NY MAHA OLOM-PIRENENA:
• Ny nampidirana ny miralenta no naha resy lahatra ny olona ny @ maha zava-dehibe ny fandraisana anjara @ fiainam-pirenena
FIANTRAIKANY
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
• RAMANANTENASOA Rose Aimée
• Adjointe au Maire, Mpampianatra misotro ronono, Renim-pianakaviana manan-janaka 6 ka 2 vavy ary 4 lahy
• Filohan’ny Komitin’ny Miralenta Tsiafahy
• Nieritreritra tsy ilaina intsony fa antitra
• Sarotra taloha ny hanetana ampabemaso
• Tsy mampino 65 taona aho nianatra internet mifandray @ zanako any ivelany
• Tsy haiko raha tsy efa antitra aho izany fahaiza-mitarika izany rehefa niofana ary nitarika olona manampahaizana sy laza
FIOVANA
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
• HANOMBOKA ANY AN-TSEKOLY NY FAMPIDIRANA AZY
• FANENTANANA ANATY FANATANTERAHANA TETIK’ASA NO HATAO FOMBA FIASA
• EZAHANA NY MAMPAHAFANTRA NY OLONA NY FIFANDRAISAN’NY MIRALENTA SY NY FITONDRANA
IREO FANAMBY AMIN’NY FAMPIDIRANA NY MIRALENTA
EO ANIVON’NY COMMUNE
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
• Manitatra ny asa fanodinam-bokatra hafa, manatsara lalam-piharina hafa araky ny valin’ny fanadihadiana, mampitombo ny fizakan-tenan’ny vavy
• Hamafisina ary atao marolafy ny S.R.A.
DINGANA MANARAKA
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E
HO TRATRANTSIKA NY TANJONA AMIN’NY TAONA 2015!
CE
NT
RE
D’E
XC
ELLE
NC
E