fisandratana mirindra€¦ · ireo fototry ny fisandratana fivoaran’ny sehatra tsy miankina ireo...

32
1 Fisandratana Mirindra

Upload: others

Post on 20-Jun-2020

2 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

1

FisandratanaMirindra

Page 2: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

2

Ny Tranga niseho tsy azo odiana tsy hita

Madagasikara manankarena … nefa ny malagasy sahirana

Mavesatra ny tanta-ran’i Madagasikara

Page 3: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

3

716

415331

738

390

7409

1960

1961

1962

1963

1964

1965

1966

1967

1968

1969

1970

1971

1972

1973

1974

1975

1976

1977

1978

1979

1980

1981

1982

1983

1984

1985

1986

1987

1988

1989

1990

1991

1992

1993

1994

1995

1996

1997

1998

1999

2000

2001

2002

2003

2004

2005

2006

2007

2008

2009

2010

2011

2012

2013

2014

2015

2016

Madagascar Rwanda Botswana

1

Le paradoxe malgache : des richesses considérables, qui contrastent avec un faible développement économique et un niveau de pauvreté élevé (2/3)

Evolution du revenu net par habitant (USD constant 2010) de Madagascar vs. Rwanda et Botswana

Mifanesy ny korontana - krizy lavareny tsy afaka mifaninana ny toekarena

Fivoaran’ny harinkarena mivaingana miditra isam-batan’olona ( USD marindrano 2010)

0

– 5

– 10

– 15

5

10

15 1960 - 71

19721991 2001

2009

1973 - 90 1993 - 2000 2003 - 08 2014 - Aujourd’hui

Page 4: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

4

Iza ?

Olompirenena 1200 solon-tenan’ny

sehatra tsy miankinafiarahamonim-pirenenampiasam-panjakana olomboafidy tanora sy vehivavy.

Mpikirakira

Olom-panjakana ambony;Manampahaizana ma-lagasy sy vahiny; Mandrindra kirakira malagasy sy vahiny.

Ny Filoham-pirenena Malagasy

Taiza?

Toerana 12 manerana ny nosy

Antsiranana, Toamasina, Fianarantsoa, Toliara, Antananarivo,Antsirabe, Ihosy, Tolagnaro, Morondava.Ambondromamy, Faratsiho, Mandialaza, Analavory.

Fomba ahoana ?

Fanangonana loharanom-baovao;Fanadihadiana ifotony;Fifanankalozan-kevitra;Fitsapan-kevitra.

Fandalinanaara-tsiantifika

Orinasa manana traikefa amin’ny fanohanana vina

18 volana

Famolavolana ny Fisandratana 2030

Toromarik’i Filohampirenana

Page 5: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

5

Fehinkevitra avy amin’ny olompirenena

Adidin’ny fitondrana la-nim-bahoaka no mama-dika ny zotran’ny tantara mba hisitraka ny harenan’i Madagasikara amin’izay ny Malagasy rehetra.

Mitaky fanavaozana mati-paika ny Malagasy (fanadi-hadiana - 2017). Fanirian’ny olompirenena ny hiara-mi-salahy hitrandraka zotra vaovao ho fampandro-soana sy fanorenana ny Firenena mba ho rehare-han’ny Malagasy

Vina iombonana sy teti-ka voasoritra mazava azo tanterahina no tsy maintsy apetraka.

Mila rafi-panjakana matanjaka Kolontsaina malagasy mi-ray hina ho amin’ny fivoara-na no tsy maintsy trandra-hina manomboka izao

Page 6: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

6

AMPY IZAY

Herisetra

Fahantrana

Kolikoly Zanak’ikalahafa

Tsindryhazo lena

Page 7: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

7

AMPY IZAY

ny fahantrana sy ny korontanaho an`ny tombontsoan’olombitsy

Marina loatra ny voala-zan’ny vahoakaFanapahan-kevitra matotra tsy maintsy ho tanterahanaho fampandrosoana marina ho an’ny:

1. isambatan’olona2. fiarahamonina3. toekarena4. Firenena

Page 8: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

8

Soridalan’ny fivoarana

Takian`ny vanim-potoana fanirian`ny malagasy

PND2015

AsaFanadihadiana

2017

AsaFanavaozana

2018

Page 9: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

9

Vina fampandrosoana « Fisandratana 2030 »Fivoaran’ny harinkarena mivaingana miditra isam-batan’olona $416 (2016) ——> +$ 1000 (2030)

Firenena iray, manjary sy misandratra

Ohatra velona amin’ny Fampandrosoana

maharitra

Toekarena mikroborobo

Sy misandrahaka

2018 2022 2026 2030

Page 10: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

10

Ireo toko telon’ny Fisandratana Hambompo iombonana

mifantoka amin’ny ainga vao ho an’i Madagasikara

Hisongadina sy haharitra ny fahafaha-mividin’ny malagasy isambatan’olona

Harafitra ireo herim-pamokarana mampiroborobo afaka hifaninana amin’ny tsena iraisam-pirenena.

Havaozina ny firafitry ny harinkarena faobe.

Havaozina ny soritry ny rafitra ara-toekarena etoMadagasikara.

Hiara-hientana amin’ny hambompo iombonana ny firenena iray manontolo ka

Harafitra ny rafim-pitantanana sy ny olona hanatanteraka ny asa mifanaraka amin’izany

FANJARIANAHO AN’NY REHETRA

IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA

Fivoaran’nySehatra tsy miankina

Ireo sehatraMpanohana

GovernemantaMahomby

IREO HERIM-PAMOKARANAMAMPIROBOROBO

Hambompo iombonana sy kolontsainan’ ny fisandratana

Motera 1

Motera ...

Motera 7

Page 11: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

11

« Ny hanoratra pejy vaovao amin’ny tantarantsika no tanjona lavitr’ezaka iombonantsika. »

Hambompo Iombonana syKolontsain’ny Fisandratana

Page 12: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

12

Fanamby 6 ho tanteraka

mpisehatra lehibe eo amin’ny fitrandra-hana sy fanodinana ny harena ankibon’ny

tany ao anatin’izany ny volamena sy ny vatosoa

2030

sompitra ara-tsakafo avy amin’ny fambo-lena sy ny fiompiana ho an’ireo firenena

manodidina

tompondakan’ny fika-jiana sy fitrandrahana

ny rano sy ny ranomasina

indostria maro matanjaka

amin’ny fanodinana akora

sy ny fitaovana ilaina amin’ny andavan’andro

toerana fizahantany malaza sy itodihan’ny tsena maneran-tany

mamatsy eran-tany ireo vokatran’ny

harena voajanahary tsy fahita eto amin’izao

tontolo izao

Page 13: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

13

« Ny tanjontsika dia ny ho lasa firenena misandratra noho ny fotonkareny (ara toe-karena sy arak’olona) i Madagasikara. »

Fototry nyFisandratana

Page 14: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

14

Firenena malagasy miorina amin’ny hambompo iombonana

sy matanjaka

Fanamby

Governemanta mahomby

Fanandratana mahery vaika

ny lafiny maha-olona

Foto-drafitrasa matan-jaka fanoitra

ho an’ny fifaninanan’ny fiharian-karena

malagasy

Fandraharahana sy ny paikadin’ny

sehatra tsy miankina ivon’ny fanavaozana

Page 15: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

15

Governemanta Mahomby

Fifehezana ny atitany (587.000 km²)sy ny fari-dranomasina (1.225.259 km²) .

Fanjakana akaiky ary miahy ny vahoaka

Fanjakana mikajy:tany tan-dalàna;tombotsoam-pirenena;toekarena miroborobo;fandaniana mifanaraka amin’ny filanasy ny laharam-pahalemana;fifandraisana iraisam-pirenena.

Herim-piarovana mahefa sy fitsarana matianina .

Mpiasam-panjakana mahasahana, mahazo fanofanana sy fampitaovana manaraka ny toetr’andro.

1.

2.

3.

4.

5.

Fandriampahalemana maharitraRafitra 8 matianina

Foloalindahy, zandarmaria, polisy, atitany, asa fitsikilovana, parlemanta ary mpisehatra tsy miankina amin’ny fanjakana.

Andrimasom-pokonolona miara-miasa amin’ny mpitandro ny filaminana.

Page 16: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

16

Fahatanoranavoavolavola hiatrika asa

Fanofanana arak’asa Fampianarana ambony

Fampianarana ankapobeny sy tekinika

Niomerikasera matotra sy haingana

doko; varotra; fananantany

Fampianaranaho an’ny rehetra

Sekoly

Ivotoeram-panofananaTeknolojia vaovao

Herinaratraho an’ny mponina sy ny

famokarana

akora avy eto an-toerana na

akora azo havaozina;vokatra mifanaraka

amin’ny filana;

Fahasalamanafanarahamaso misandrahaka

Toby Fitsaboana Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafofiarovana amin’ny

aretina

Fotodrafitrasaampy ho amin’ny

fivezivezena

Lalana sy lalambelalamby

ny lakandranon’i Pagalana

Seranan-tsamboSeranam-piaramanidina

Sehatra Mpanohana

Page 17: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

17

Ny fandraharana sy ny sehatra tsy miankina

Tohanana ireoorinasa madinika

Famatsiana ara-bola;Fiarovana amin’ny fifaninanana ivelany.

Hampivelarina nysehatra ara-bola

Fitaovana ara-bola maro hisafidianana;Tolotra mifanaraka amin’ny filana;

Tolotra manokana ho an’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny Indostria.

Omena tosikaireo orinasa

vaventy MalagasyFanokafana tsena vaovao.

Tohanana ireoorinasa madinika

Famatsiana ara-bola;Fiarovana amin’ny fifaninanana

ivelany.

Page 18: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

18

« Tiantsika votsorina ny herin’ny vohoaka malagasy, iantohana ny ho aviny. »

Motera 7 nyFisandratana

Page 19: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

19

Ampy tsara hamatsiana ny fire-nena ny vokatra. Afa-po ny

mpanjifa, ny pamokatra mahazo tombony, ny ambim-bava

ahondrana

Afaka hiatrika ny fifaninanana eny amin’ny tsena vaventy

isan-tsokajiny ny vokatra voaho-dina (mifanaraka amin’ny tinady)

ka hiteraka asa maro sy fidi-ram-bola isam-paritra

Ireo herim-pamokarana 7 mampiroborobo ny toekarenaFambolena

sy ny fiompiana

Jono Indostria

Vokatrin’ny harena voajanahary

Fizahantany

Harena ankibon’ny tany

Volamena sy vatosoa

Page 20: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

20

« Tokony hamafisintsika ny drafitra fampandrosoana la-vitr’ezaka izay mikendry ny fanapariahana ny drafitra fa-mpiroboroboana afaka ampiasaina rehetra eto amin’ny firenentsika. »

Asahotanterahina

Page 21: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

21

Tohana - 7 -

Ivom-pihariankarena 4 mipariaka manerana ny nosy

Fotodrafitrasa fototra matanjaka sy maharitra

Mpampiasa vola matanjaka mpandraharahana mazoto, maharaka filana

Tantsaha matanjaka kalitao sy taham-pamokarana ambony

Vokatra voahodina mifanojo amin’ny filan’ny tsena

Sehatra ara-barotra matanjaka misokatra amin’ny tsena ivelany

Lafiny maha-olona mivoatra vonona hiatrika ny asa

1.

2.

3.

4.

5.

6.

7.

GrandOuest

GrandNord

CentreGrand Ouest

GrandSud

Page 22: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

22 Tolo-tohana

indostria harena ankibon’ny tany fizahantany

volamena sy vatosoa

vokatrin’ny harena voajanahary

jono

fambolena sy ny fiompiana

Grand Nord Grand Ouest Centre Grand Est Grand Sud

Solika sy EntonaSeranan-tsambo lehibe ala vaovao hotrandrahina

s ervic

se.

« Motera - 7 » miroborobo ao amin’ny « Ivom-pihariankarena - 4 - »

Page 23: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

23

« Tiantsika averina hirehitra eo amin’ny tsirairay ilay ambom-pony amin’ny maha Malagasy azy. Ho ahitan’ny tsirairay ny tombon-tsoany sy hitondra tombon-tsoa hoan’ny rehetra. »

Tombotsoa

Page 24: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

24

Ireo tombontosoa ho azo

Misongadinana ny hasi-na maha-olona

Asa sahaza sy mahavelona ary mihatsara hatrany,

Mandala, mankatò ny marina sy ny soatoavi-

na malagasy

Sakafo tomombana

Misongadinana ny hasi-na maha-olona

Fanabeazana mito-dika amin’ny fiaraha-monina sy ny tontolo manodidina

Matanjaka, mendrika ho an’ny Tanindrazana

Fahasalamana voa-kolokolo hiatrika ny famokarana

Miaina amin’ny faha-zavana sy fahadiovana

Trano fonenana mirin-dra amin’ny filàna,

Tomady vatana, matsilo saina, afaka mifaninana

Fanatanjahantena sy fialamboly ary kolontsaina mampivelatra

Olompirenena

Ny fikirizana sy ny fandavantena anio no ho fahombiazana rahampisto - 91%

« Olona tsara fototra, ambony toetra »

Page 25: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

25

Ireo tombontosoa ho azo

Manana andraikitra amin’ny fitondran-tenan’ny isambatan’olona ny fiarahamonim-pirenena

Ny fitandrovana ny fanahy maha-olona no antokin’ny fifampitokisana maharitra

Tapitra ny tsindry hazo lena

Mirindra sy miainga avy amin’ny safidin’ny

fokonolona

Voaheloka ny tsy mataho-tody

Fongana ny kolikoly

Fandriampahalemana voafehy

Fotodrafitrasa ara-tso-sialy akaiky ny rehetra

Tanora voataiza ho amin’ny ho avy

Fikambanam-behivavy mahazo fanohanana manokana

Be antitra voatsinjo amin’ny

filana andavanandro

« Akanga maro tsy vakin’amboa »

Fiarahamonina

Page 26: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

26

Ny fahasahiana sy fiaraha-mientana no lalan’ny fahombiazana - 81%mitsinjo ny olona ny tontolo iainana

« Izaho tokinao ary ianao tokiko, adidy ny fahombiazana »

Tsy misy zanak’ikala hafa

Tsy ho ambakan’ny hafa

Tsy ho very anjara

Tsena anatiny sy ive-lany azo trandrahina

Ho vitsy ny tsy an’asa

Tsy miamboho adidy amin’ny Firenena

Akora sy teknolo-jia azo isafidianana sy mihatsara

Mpandraharaha

Ireo tombontosoa ho azo

Page 27: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

27

Ireo tombontosoa ho azo

ilaina famendrehana sy fifehezana ny andraikitra sahanina - 81%

mila sori-dalana mazava ny fanatanterahana ny asa - 82%

Tsara tantana, mitodika amin’ny fiarahamonina ary manome ha-

sina ny fokonolona

Mitsinjo ny isambatan’olona

Misongadina, rehare-han’ny Malagasy

Fahefana mahefa, mangarahara,mahafehy ny filaminana sy ny fitoniana, ary saropiaro amin’ny fahaleovantena

Toekarena miroborobo, afaka mifaninana,mam-pidi-bola sy mitsinjo ny

ho avy

Fanapahan-kevitra mato-tra ary ampahafantarina ny isam-batan’olona

Fitsarana mandala nyfahamarinana

Mpitantana mendrika sy ohatra tsara ho an’ny

fiarahamonina

« Ny fireneko aloha vao ny an’ny hafa »

Firenena

Page 28: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

28

« Resy lahatra tanteraka isika ny amin’ny fananan’i Ma-dagasikara ny fotonkarena rehetra ilaina ahalasa azy ho anisan’ny voalohany amin’ireo firenena misandratra. »

Fehinkevitra

Page 29: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

29

Olompirenena sy mpitondra samy vonona hanova ny tantara, hiton-dra ny firenena ho any amin’ny lalan’ny fampandrosona tena izy, hiady amin’ny fitiavan-tenan’ny tsi-rairay, ho reharehan’ny malagasy

Hanana firenena matanjaka sy mandroso ho sitrahan’ny isam-ba-tanolona ny malagasy raha mahay manadino ny faha-samihafàny, mi-trandraka ny tantarany ary mam-pitambatra ny heriny aminy am-bom-po iombonana. Tahak’izany no hanatanterahana ny vina 2030.

Fehinkevitra

Page 30: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

30

Fanatanterahana ny Fisandratana 2030

Iza ?

Olompirenena rehetraSehatra tsy miankina, fiarahamonim-pirenena, mpiasam-panjakana, Olom-boafidy, Tanora, solotenam-behivavy

Olom-panjakana ambonyTeknisianina matianina malagasy Teknisianina matianina vahinyMpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena

Ny Filoham-pirenena Malagasy mifandimby

Fanombohana?

Fifanankalozan-kevitraFanaganana ny drafitra fanatanterahanaFanatanterahana hatrany ireo laharam-pahamehana

Aiza?

Madagasikara iray manontolo

Oviana?

Efa nanomboka isika

Fepotoana:12 taona

Page 31: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

31

S.E.M. Hery Rajaonarimampianina

« Vina fampandrosoana vahoaka mandray an-tanana ny hoaviny, mandrafitra ny fandreseny. »

Page 32: Fisandratana Mirindra€¦ · IREO FOTOTRY NY FISANDRATANA Fivoaran’ny Sehatra tsy miankina Ireo sehatra Mpanohana Governemanta Mahomby ... Grand Ouest Grand Nord Centre Grand Ouest

32