fivondronamben ny fiangonana advantista...

5
Page1 FIVONDRONAMBENNY FIANGONANA ADVANTISTA RANOMASIMBE OSEANA INDIANA

Upload: others

Post on 09-Mar-2020

2 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: FIVONDRONAMBEN NY FIANGONANA ADVANTISTA …ioum.adventist.org/site_data/11/assets/0000/1569/tondrozotra_f.pdf · 8 desambra Andron’ny FIPIKRI vonona Desambra Herinandron’ny Fanapahan-kevitra

Pag

e1

FIVONDRONAMBEN’NY FIANGONANA ADVANTISTA

RANOMASIMBE OSEANA INDIANA

Page 2: FIVONDRONAMBEN NY FIANGONANA ADVANTISTA …ioum.adventist.org/site_data/11/assets/0000/1569/tondrozotra_f.pdf · 8 desambra Andron’ny FIPIKRI vonona Desambra Herinandron’ny Fanapahan-kevitra

Pag

e2

Sori-dalan’ny Asa Fitoriana

Manerana ny faritry ny Fivondronamben’ny

Fiangonana Advantista eto amin’ny

Ranomasimbe Indiana

Taona 2012

Ity tari-dalana ity dia famintinana ny sori-dalan’ny Asa Fitoriana izay

nolanian’ireo solontena avy amin’ny saha 7 nanatrika ny komity

faran’ny taonan’ny Fivondronambe. Ato no ahitantsika ireo sori-

dalana lehibe momba ny asa fitoriana amin’io taona ho avy io. Ity tari-

dalana ity ihany koa no mampita amintsika ireo daty hanatanterahana ny sasantsasany amin’ireo asa

izay hatao sady mampahafantatra antsika ihany koa ny fisian’ireo fitaovana hanatontosana izany asa

izany. Faniriantsika ny hanatontosa asa fitoriana mitodika amin’ny lafiny maro samihafa sy mitohy ka

ny tsirairay avy amintsika izay anisan’ny Fiangonan’Andriamanitra dia handray anjara amin’izany

avokoa.

Janoary – Fanamafisana ny Fifohazana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

4 – 14 Janoary

10 Andron’ny « Ranonorana Manerantany » manerana ny fiangonana sy sekoly rehetra. Faranana amin’ny fotoana manokana hanaovana fanoloran-tena ho amin’ny asa io 10 andro io.

Vonona*

07 Janoary Fotoana voalohany hanaovana fifadian-kanina sy vavaka amin’ny taona 2012

Vonona*

21 Janvier – 10 Mars

Fanatanterahana ilay fandaharana «Ireo Dingana mba Hahatongavana ho Mpianatra» : 50 andro (8 Sabata sy 7 herinandro).

Vonona*

(*) Tranokala : ioum.adventist.org

Febroary- Fanamafisana ny Fanofanana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

04 febroary Fanombohana ny fampandehanana ny fandaharam-piofanana mitohy « International Institute of Church Ministries » natao ho an’ny mambra laika

Vonona

11 febroary (hariva)

Dinik’asa handinihina sy hanofanana momba ny fotoam-pivavahana ao an-tokantrano.

Vonona

Page 3: FIVONDRONAMBEN NY FIANGONANA ADVANTISTA …ioum.adventist.org/site_data/11/assets/0000/1569/tondrozotra_f.pdf · 8 desambra Andron’ny FIPIKRI vonona Desambra Herinandron’ny Fanapahan-kevitra

Pag

e3

19 – 26 febroary Fotoana fambolen-kazo : « Ny fiangonako ho toy ny

zaridaina »

26 febroary – 03 martsa*

Herinandro Fivavahana karakarain’ny Sampana miadidy ny Vehivavy

Vonona

Febroary

Asaina ny mambran’ny fiangonana rehetra mba handray ny fanapahan-kevitra farany ny amin’izay fitaovana sy asa atao amin’ny famafazana taona 2012. Fitaovana maro momba ny asa fitoriana toy ny DVD, trakta, fianarana Soratra Masina no azo ampiasaina. Efa vonona ny fitaovana ho amin’izany.

Vonona

Martsa – Fanamafisana ny Famafazana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

Martsa Fanohizana sy fanamafisana ireo asam-pamafazana

Manomboka ny 04 Martsa

Fanombohana ny fampandehanana ireo tarika madinika «Homes of Hope and Healing» (3H)/ Fianakaviana – Fanantenana – Fanasitranana (3F). Fitaovana mahery vaika hanaovana ny asam-pamafazana ity fandaharana ity

Vonona

17 - 24 Martsa* Herinandro Fivavahana karakarain’ny Tanora

Aprily – Fanamafisana ny Famafazana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

07 aprily Fotoana faharoa hanaovana fifadian-kanina sy vavaka

Aprily Tohizana hatrany ireo asam-pamafazana sady mamarana ny fanomanana ny kaonferansa volana May

May – Fanamafisana ny Fijinjana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

12 -26 May

Kaonferansa fijinjana miompana amin’ny Fianakaviana. Ampirisihina manokana ireo kaonferansa atao any amin’ireo faritra misy ny tarika madinika

Vonona

26 May

Fanombohana ho amin’ny 2012 ny fampandehanana ny fandaharana Mpanarato Olona ho an’ireo izay vao vita batisa. Amporisihina ny fampiasana ny leson’ny Sekoly Sabata ho an’ireo vao vita batisa izay nomanin’ny Foibe Maneran-tany

Vonona

Jona – Fanamafisana ny Fitehirizana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

09 Jona Andron’ny MIFEM : « Mikolokolo sy Mampitao » Vonona

16 Jona Fanombohan’ny fizarana ireo boky « Ilay Fanantenana

Page 4: FIVONDRONAMBEN NY FIANGONANA ADVANTISTA …ioum.adventist.org/site_data/11/assets/0000/1569/tondrozotra_f.pdf · 8 desambra Andron’ny FIPIKRI vonona Desambra Herinandron’ny Fanapahan-kevitra

Pag

e4

Lehibe » eo anivon’ny Diviziona SID, Hery Mifanandrina, nohafohezina

Jona

Fianarana ny Fanahin’ny Faminaniana ho an’ireo vao vita batisa Vonona

Fanombohan’ny fizarana faharoa amin’ny Fianakaviana – Fanantenana – Fanasitranana, sy fanaovana indray ireo asam-pamafazana.

Jolay/Aogositra – Fanamafisana ny Famafazana sy Fanofanana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

07 jolay Fotoana fahatelo hanaovana fifadian-kanina sy vavaka Vonona

Jolay/Aogositra

Actions spéciales des églises pour atteindre les groupes et les localités à faible présence adventiste

Feon’ny Tanora Vonona

Iraka Kaleba. Tetik’asa mampifandray ny Asa an-tsitram-po, ny Service Communautaire, sy ny Asa fitoriana izay tarihin’ny tanora

Vonona*

12 – 20 Aogositra

Bible Conférence karakarain’ny Union ho an’ny mpitandrina rehetra. Ahitana fanofanana manokana momba ny asa fitoriana amin’ny hindous sy ny silamo ity fandaharam-potoana ity..

Jolay/Aogositra Fanohizana ny fotoanan’ny Fianakaviana – Fanantenana – Fanasitranana sy ireo asam-pamafazana hafa.

(*) Fampahalalana

Septambra – Fanamafisana ny Fijinjana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

Septambra Kaonferansa andiany faharoa 2012 : « Ny hafatra raiketin’ny Apokalypsy»

Vonona

08 septambra Andro manokana ho an’ny fanoloran-tenan’ny tanora Vonona

15 septambra Andron’ny Mpisavalalana vonona

Oktobra – Fanamafisana ny Fitehirizana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

06 oktobra Fotoana fahefatra hanaovana fifadian-kanina sy

vavaka Vonona

13 oktobra Andron’ny Fanahin’ny Faminaniana Vonona

Oktobra Fanombohan’ny fizarana fahatelo amin’ny

Fianakaviana – Fanantenana - Fanasitranana Vonona

Fanombohana indray ny asam-pamafazana

Novambra- Fanamafisana ny Fifohazana sy ny Famafazana

Page 5: FIVONDRONAMBEN NY FIANGONANA ADVANTISTA …ioum.adventist.org/site_data/11/assets/0000/1569/tondrozotra_f.pdf · 8 desambra Andron’ny FIPIKRI vonona Desambra Herinandron’ny Fanapahan-kevitra

Pag

e5

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

03 – 10 novambra

Herinandro Fivavahana ho an’ny Fiangonana Maneran-tany

Vonona

Novembre Fanohizana ireo asam-pamafazana

Desambra – Fanamafisana ny fijinjana

Daty Asa fanatanterahana Fitaovana

1-8 desambra Tetik’asa « Ondry 100 ». Vonona

8 desambra Andron’ny FIPIKRI vonona

Desambra Herinandron’ny Fanapahan-kevitra

Fotoana manokana hanomezana diplaoma ireo izay nahavita ny fizarana voalohany aminy IICM

Tsy tafiditra ato anatin’ity tari-dalana ity daholo ny daty sy programa manokana rehetra atao

maneran-tany. Azon’ny saha atao ny mampihemotra, araka izay mampety azy, ny iray amin’ireo

herinandro fivavahana atao mandritra ny volana martsa 2012. Azonao atao ny miditra ao amin’ny

tranokalam-pifandraisan’ny Fivondronambe : ioum.adventist.org raha te hahazo ireo fitaovana

natokana ho amin’ireo programa ireo ianao.