lmma (locally managed marine areas)€¦ · 6/2/2019 · lmma (locally managed marine areas)...
TRANSCRIPT
LMMA (Locally Managed Marine Areas)Fari-dranomasigny Tantagnin’ny
Vondron’Olona Ifotony eto Madagasikara
IREO FITSIPIKA MIFEHY NY VONDRON’OLONA MIKAMBAGNA AO AGNATIN’NY LMMA
Tsy fampiasagna harato hely masony Tsy mahazo mandia symandrobaka ny vatohara na haram-bato
Tsy mahazo mihaza fano sy biby voaaro an-dranomasigny
Tsy mahazo magnatognomarikitry trôzogno
Fagnajagna fotoagna fifodian’nyfanjonoagna langouste
Tsy mahazo magnarylesensy agnaty ranomasigny
© C
ons
erva
tio
n In
tern
atio
nal/
pho
to b
y Bo
ris
And
rian
ante
nain
a
100 m
“Ny LMMA dia faritry rano marikitry sisin-dranomasigny sy hariagna misy ao agnatiny, izay tantagnin’ny vahoaka mipetraka amin’ny
sisindranomasigny egny ifotony marigny na amin’ny ankapobeny, miaraka amin’ny mpanohagna sy/ na ny solontegnam-panjakagna
mitondra fiaraha-miasa sy mipetraka egny an-toeragna.” (Govan, Aalbersberg, Tawake & Parks, 2008)
Magneragna ny sisin-tanin’i Madaga-sikara ny LMMA. Misy azy ireo jiaby ny faritry efatry ny tambazotra MIHARI: faritry avaratra andrefana, faritry avaratra atsinanana, faritry afovoany andrefana ary faritry atsimo.
IREO FITAOVAM-PITANTAGNANAAO AGNATIN’NY LMMA
IREO ASA FAMPIDIRAM-BÔLA ATAON’NY LMMA
Ho an’ny faritry avaratra andrefana dia miisa 23 ny LMMA hita ao agnatiny. Samy managna ny ONG mpanohagna azy ireo izay ahitagna : Blue Ventures, DELC, MNHN, OpH, WWF
dia fagnamezany fanjakagna ny fitantanagna ny hariagna
voajagnahary an-dranomasigny/ na amoron-dranomasigny amin’ny
vondron’olona ifotony. Ho an’ny faritra avaratra andrefana ,
dia LMMA miisa 15 no magnano famindram-pitantanagna
dia fitsipiky fifampifehezagna ara-tsosialy, izay namboarin’ny vondron’olo antoeragna.
Ho an’ny faritra avaratra andrefana dia LMMA miisa 22 no managna Dina, ary miisa 5 managna Dina ara-panjakagna.
Dina :
fari-dranomasigny sy/ na sisin-dranomasigny
natôkagna ho arôvagna izy jiaby na amin’ny tapany. Ho an’ny faritra avaratra
andrefana dia LMMA miisa 2 no ao agnatin’ny AMP.
Famindram-pitantagnagna :(Transfert de Gestion)
Faritra arôvagna :(Aire Marine Protégée / AMP)
Fitarimiagna hazan-dranomasigny,fitahirizagna karazan-dôko
Fiompiana
Fitarimiagna tantely Fimboliagna
Manjaitry
Asan-tagnana
Fizahan-tany
Avaratraandrefagna
Ampovoanyandrefagna
Atsimo
Avaratraatsignianagna
Antsanitia
Antenina
DIANA
SOFIABOENY
CLM MandrosoCLB AmpijoroaCLB MitsinjoCLB TsaralazaCLB TsaratantanaCLB Miray HinaCLB MiezakaCLB MamisoaCLB MiavotraCLB Miara-Miasa
AmpasivelonaAnkazomborona
Boanamary_2Amboanio_2MatahitrombyMorafenoAntrema
Antsatrana