ny tenin’ andriamanitra - studymapsan’ ny olon’ andriamanitra hebreo finoana ny amin’ i...

1
© 2009 Stéphane Tibi and his licensors All rights reserved www.studymaps.org Fara Andro sy Fahariana Vaovao Isaia Tonga avy amin’ ilay Iray masin’ Isiraely ny Famonjena Romana Famonjena ao amin’ I Jesosy. Fanamarinana sy Fanamasinana ho an’ ny olon’ Andriamanitra Hebreo Finoana ny amin’ I Jesosy Kristy mihoatra ny zavatra rehetra Taratasin’ I Paoly Taratasy Pastoraly Jeremia Fahababoana sy Fanekena Vaovao Fitomaniana Malahelo sy vavaka Ezekiela Fanamelohana sy Famerenana Daniela Ny planin’ Andriamanitra sady ho an ny Jentilisa no ho an’ ny Jiosy Hosea Avy amin’ ny Fanompoan-tsampy mankamin’ ny Fahatokisana Joela Mibebaha fa efa akaiky ny andron’ ny Tompo Obadia Voaheloka Edoma Voaverina Isiraely Joba Fijaliana sy Fahatokiana Tononkiran’ I Solomona Hiram-pitiavana Salamo Mivavaka amin’ Andriamanitra Ohabolana Fahendrena hampiarina Josoa Fidirana ny tany nampanantenaina Mpitsara Mpifehy Voalohan’ Isiraely Mpitsara Mpifehy Voalohan’ Isiraely Rota Tantaran’ ny Fanavotana 1 Samoela Avy amin’ I Samoela Mpitsara mankamin’ I Saoly Mpanjaka 2 Samoela Mpanjaka Davida 1 Mpanjaka Avy amin’ I Solomona Mpanjaka mankamin’ ny Fanompoan-tsampy 2 Mpanjaka Avy amin’ ny Fanompoan-tsampy mankamin’ ny Fahababoana 1 Tantara Fanjakan’ I Davida 2 Tantara Avy amin’ I Solomona mankamin’ ny Fahababoana Ezra Fiverenana avy amin’ ny Fahababoana sy Fanorenana ny Tempoly Estera Fiarovana na dia tao anatin’ ny Fahababoana aza Nehemia Fanorenana Indray ny Mandan’ I Jerosalema Deoteronomia Fampianarana ny Faneken’ Andriamanitra amin’ ny taranaka vaovao Genesisy Famoronana an’ izao tontolo izao Famoronana ny olon’ Andriamanitra - Isiraely Eksodosy Avy tamin’ ny fanandevozana tany Egypta mankamin’ ny Fanekena amin’ Andriamanitra Levitikosy Fanatitra sy Fahamasinana Nomery Fianarana fankatoavana tany an’ efitra Amosa Tsy maintsy hotsaraina ny tsy fahamarinana Habakoka Ny Marina hiaina amin’ ny finoana an’ Andriamanitra Masina Zefania Fahatezeran’ Andriamanitra sy Fanavotana amin’ny andron’ ny Tompo Malakia Fahotan’ Isiraely sy Fitiavana marin’ Andriamanitra Mpitoriteny Dikan’ ny fiainana sy ny Fahatahorana an’ Andriamanitra 1-2 Petera Fiorenana Tsara manoloana ny zava-manahirana 1-3 Jaona Finoana miasa amin’ ny alalan’ ny fitiavana Joda Fiarovana ny finoantsika 1 Korintiana Fiainana ao amin’ ny nofo sy Fiainana ao amin’ ny Fanahy 2 Korintiana Fandresen’ I Kristy ao amin’ ny vilany tanimanga Galatiana Fahafahana ao amin’ I Kristy Efesiana Ny Fiangonana – Ny tenan’ I Kristy Filipiana Fihazakazahana ho amin’ ny fahatanterahana ao amin’I Kristy Jesosy Kolosiana Fiombonana ao amin’ ny tenan’ I Kristy 1-2 Tesaloniana Fanantenana ny amin’ ny ho avy 1-2 Timoty Torolalana ho an’ ny mpitarika tanora Titosy Torohevitra ho an’ ny asa fanompoana Filemona Fitoviana eo amin’ ny mpino Marka Filazantsaran’ I Jesosy Kristy ilay Zanak’Andriamanitra Lioka Jesosy Zanak’ Andriamanitra Zanak’ Olona Matio Fanekena Vaovao amin’ ny alalan’ I Jesosy ilay Mesia Jaona Jesosy ilay Tenin’ Andriamanitra Fitoriana an’ I Kristy amin’ izao tontolo izao Jakoba Finoana Miasa Jona Fahasoavana Mahagagan’ Andriamanitra ho an’ ny Jentilisa Nahoma Fitsaran’ Andriamanitra amin’ ny faharatsian' i Ninive Mika Mpitsara sy Mpiandry Ondrin’ Isiraely Hagay Fitahiana noho ny fananganana indray ny Tempoly Zakaria Fahavitan’ ny Fanorenana sy Fiomanana ho an’ ny Mesia Ny Tenin’ Andriamanitra Torah Fampianaran’ Andriamanitra ho an’ ny olon’ Andriamanitra – Isiraely Bokin’ny tantara Fiezahana sy tsy fahombiazan’ ny Isiraely hankato ny fampianaran’Andriamanitra Boky Poetika Fampiharana ny Fampianaran’ Andriamanitra ny amin ny zavatra manokana Mpaminany Fampitandreman’ Andriamanitra sy Fampaherezana amin’ ny alalan' ny lehilahin’ Andriamanitra Filazantsara Fampianaran’ Andriamanitra ho an’ ny olombelona rehetra ao amin’ I Jesosy Kristy ilay zanak’ Andriamanitra Asan’ ny Apostoly Fahombiazana amin’ ny fiainana Fampianaran’ I Jesosy amin’ ny alalan’ ny Fanahin’ Andriamanitra Taratasy Fampiharana ny fampianaran’ Andriamanitra amin’ ny zava-mitranga manokana Apokalypsy Fampitandreman’ Andriamanitra sy Fankaherezana ny amin’ ny fiverenan’ I Kristy

Upload: others

Post on 25-Feb-2020

2 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Ny Tenin’ Andriamanitra - StudyMapsan’ ny olon’ Andriamanitra Hebreo Finoana ny amin’ I Jesosy Kristy mihoatra ny zavatra rehetra Taratasin’ I Paoly Taratasy Pastoraly Jeremia

© 2009 Stéphane Tibiand his licensors

All rights reservedwww.studymaps.org

Fara Andro syFahariana Vaovao

IsaiaTonga avy amin’ ilay Iray

masin’ Isiraely ny Famonjena

RomanaFamonjena ao amin’ I Jesosy.

Fanamarinana syFanamasinana ho

an’ ny olon’ Andriamanitra

HebreoFinoana nyamin’ I JesosyKristy mihoatrany zavatra rehetra

Taratasin’I Paoly Taratasy

Pastoraly

JeremiaFahababoana sy

Fanekena Vaovao

FitomanianaMalahelo sy vavaka

EzekielaFanamelohanasy Famerenana

DanielaNy planin’ Andriamanitrasady ho an ny Jentilisa

no ho an’ ny JiosyHosea

Avy amin’ ny Fanompoan-tsampymankamin’ ny Fahatokisana

JoelaMibebaha

fa efaakaiky nyandron’ ny

Tompo

ObadiaVoaheloka EdomaVoaverina Isiraely

JobaFijaliana syFahatokiana

Tononkiran’I SolomonaHiram-pitiavana

SalamoMivavaka amin’Andriamanitra

OhabolanaFahendrenahampiarina

JosoaFidirana ny tany

nampanantenaina

MpitsaraMpifehy

Voalohan’Isiraely

MpitsaraMpifehy

Voalohan’Isiraely

RotaTantaran’ nyFanavotana

1 SamoelaAvy amin’ I

Samoela Mpitsaramankamin’ I

Saoly Mpanjaka

2 SamoelaMpanjaka

Davida

1 MpanjakaAvy amin’ I

Solomona Mpanjakamankamin’ ny

Fanompoan-tsampy

2 MpanjakaAvy amin’ ny

Fanompoan-tsampymankamin’ ny Fahababoana

1Tantara

Fanjakan’ I Davida

2TantaraAvy amin’ ISolomona

mankamin’ nyFahababoana

EzraFiverenana avy

amin’ ny Fahababoanasy Fanorenana ny Tempoly

EsteraFiarovana na diatao anatin’ nyFahababoanaaza

NehemiaFanorenana

Indray nyMandan’ I

Jerosalema

DeoteronomiaFampianarana ny Faneken’

Andriamanitra amin’ ny taranaka vaovao

GenesisyFamoronana an’ izao

tontolo izaoFamoronana ny

olon’ Andriamanitra- Isiraely

EksodosyAvy tamin’ ny fanandevozana tany Egypta mankamin’ ny

Fanekena amin’ Andriamanitra

LevitikosyFanatitra sy

Fahamasinana

NomeryFianarana fankatoavana

tany an’ efitra

AmosaTsy maintsy

hotsaraina nytsy fahamarinana

HabakokaNy Marinahiaina amin’ nyfinoana an’AndriamanitraMasina

ZefaniaFahatezeran’Andriamanitra syFanavotana amin’nyandron’ ny Tompo

MalakiaFahotan’ Isiraely

sy Fitiavanamarin’

AndriamanitraMpitoritenyDikan’ ny fiainana sy ny

Fahatahorana an’ Andriamanitra

1-2 PeteraFiorenana Tsaramanoloana ny

zava-manahirana

1-3 JaonaFinoana miasaamin’ ny alalan’

ny fitiavana

JodaFiarovana

ny finoantsika

1 KorintianaFiainana aoamin’ ny nofo syFiainana aoamin’ ny Fanahy

2 KorintianaFandresen’ IKristy ao amin’ nyvilany tanimanga

GalatianaFahafahana aoamin’ I Kristy

EfesianaNy Fiangonana – Ny tenan’ I Kristy

FilipianaFihazakazahana ho

amin’ ny fahatanterahanaao amin’I Kristy Jesosy

KolosianaFiombonana aoamin’ ny tenan’ I Kristy

1-2 TesalonianaFanantenana nyamin’ ny ho avy

1-2 TimotyTorolalana ho an’

ny mpitarika tanora

TitosyTorohevitra

ho an’ ny asafanompoana

FilemonaFitoviana eo amin’

ny mpino

MarkaFilazantsaran’ I

Jesosy Kristy ilay Zanak’Andriamanitra

LiokaJesosy Zanak’

Andriamanitra Zanak’ Olona

MatioFanekena Vaovaoamin’ ny alalan’ IJesosy ilay Mesia

JaonaJesosy ilayTenin’Andriamanitra

Fitoriana an’ I Kristyamin’ izao tontolo izao

JakobaFinoana Miasa

JonaFahasoavana Mahagagan’

Andriamanitra hoan’ ny Jentilisa

NahomaFitsaran’ Andriamanitra amin’

ny faharatsian' i Ninive

MikaMpitsara

sy MpiandryOndrin’ Isiraely

Hagay Fitahiananoho ny fananganana indray ny Tempoly

ZakariaFahavitan’ nyFanorenana syFiomanana hoan’ ny Mesia

Ny Tenin’ Andriamanitra

TorahFampianaran’ Andriamanitra

ho an’ ny olon’ Andriamanitra – Isiraely

Bokin’nytantara

Fiezahana sy tsy fahombiazan’ny Isiraely hankato ny

fampianaran’Andriamanitra

BokyPoetika

Fampiharana nyFampianaran’ Andriamanitra

ny amin ny zavatra manokana

MpaminanyFampitandreman’ Andriamanitra

sy Fampaherezana amin’ nyalalan' ny lehilahin’ Andriamanitra

FilazantsaraFampianaran’ Andriamanitra

ho an’ ny olombelonarehetra ao amin’ I Jesosy Kristy

ilay zanak’ Andriamanitra

Asan’ ny ApostolyFahombiazana amin’ ny fiainanaFampianaran’ I Jesosy amin’ ny

alalan’ ny Fanahin’ Andriamanitra

TaratasyFampiharana ny

fampianaran’Andriamanitra

amin’ ny zava-mitrangamanokana

ApokalypsyFampitandreman’Andriamanitra sy

Fankaherezana ny amin’ny fiverenan’ I Kristy