ny valosoa sy hadihady m a a a a a a a manao izay sitrapony … · 2020-01-14 · acmil noho ny...

1
M aro ireo manam-pahaizana eo anivon’ny an- drimpanjakana no sahy minia mamono eritre- ritra fotsiny izao manoloana ny zava-tsy manjary amin’ny raharaham-pirenena. Azo lazaina mihitsy ho miray petsapetsa amin’ny mpanao ratsy ao anatin’izany aza izy ireo raha ny fahitana azy. Midika ihany koa izany fa mitsipa-doha amin’ny laka nitany izy ireo ary tsy mivaky loha manosihosy ny hasin’ny firenena. Ny firenena no nahatafita azy ireo, tsy misy adihevitra izany, kanefa ankehitriny dia tsy olana ho azy ireo ny lalana diavin’ny firenena, izay miroso man- kany amin’ny fahasimbana tanteraka. Io toe-javatra io dia ezahin’ireo olona migoka tombontsoa akaiky vi- lanin’ny fitondrana afenina andro aman’alina amin’ny fihetsika na fiteny laroin’ny politika mikatsaka, izay anampena-maso sy ahadonto sofina ny vahoaka tsy hahita sy handre ny marina tokony ho fantany. Fa oviana akory, na fotoana inona ny vahoaka Malagasy no mba nampahafantarina sy nanehoana mangara- hara marina, izay momba ny fitantanam-pirenena teto, na ny raharaha mafana nitranga nilàna fanaza- vana? Ny zavatra ambara mandrakariva amin’ny va- hoaka teto dia efa namboamboarina avokoa, fa tsy araka ny tena marina velively. Porofo mitohoka amin’ny tendany amin’izany dia ny famoahana ny voka-pifidianana na ny vonjimaika na ny ofisialy, ta- min’ny fifidianana nifanesy hatrany amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2019. Tsy misy badrahodra eto, ka tsy ahita ireny toe-javatra nanafenana ny ma- rina ireny akory. Tsy maintsy mbola hivoaka anefa ny marina fa miandry fotoana ireny na dia ezahina anke- hitriny afenina aza. Tsy maintsy mihodina io “kodia- ran-tsarety” io, hoy ilay manamboninahitra nanan-toerana teo amin’ny andrim-panjakana iray ta- min’ny fotoan’androny izay tratry ny fanenjehana azy, ary izao izy miara-dia amin’ny fitondrana. Fantany araka izany, fa tsy hijanona amin’izao toe-java-misy ankehitriny ezahin’izy ireo gejaina tsy hihetsika izao raharaha famongorana ny Marina eto amin’ity fire- nena ity izao. Na dia ezahina ampihorohoroana sy en- jehina aza ireo olom-pirenena vanona tsy manaiky ny tsy fahamarinana hanjaka eto amin’ny firenena, dia tsy afaka ny hihazona ny hihodinan’ny tantara ireo an- dian’olona mihazom-pahefana isan-tsokajiny, sy ireo manam-pahaizana mitana andraikitra eto amin’ity fi- renena ity. Ireo olom-pirenena vanona ireo dia tsy te ho hataon’ny taranaka fara aman-dimby any aoriana ho ao anaty kitapo iray amin’ireo mpiray petsapetsa ratsy ireo ho nanapotika sy nanao izay tsy hahava- nona ny marina teto amin’ity firenena ity, ka ho melo- hin’izy ireo amin’izany fotoana izany. Tsy maintsy manao izay hiarovana ity firenena ity tsy handia ny la- lana tsy mendrika azy ny olom-pirenena saro-piaro amin’ny hasin’ity Nosy malalantsika ity. Adidy masina ho an’ny tanindrazana sy ny taranaka any aoriana izany, fa asakasak’izay minia mikimpy anoloan’ny “loza hanjo” azy. Sôh’son 3 Lah 1003 Talata 14 janoary 2020 Politika Misy minia mikimpy manoloana ny loza hanjo ny firenena Ny Valosoa sy hadihady www.gvalosoa.com Antenimierandoholona Nankalaza ny andron’ny manam- boninahitra ny i2 janoary koa Salamo 135:6 Manao izay sitrapony rehetra Jehovah, na any amin'ny lanitra, na ety ambonin'ny tany, na any amin'ny ranomasina sy ny rano lalina rehetra." Ny TeNy FiaiNaNa Toy ny fanao isan-taona dia nandray anjara tamin’ny fankalazana « ny andron’ny Manamboninahitra », ta- min’ny I2 janoary teo, manerana an’i Madagasikara ireo Manamboninahitra ambony, ao amin’ny Antenimie- randoholona, izay notarihan’ny Talen’ny Fiarovana Ko- lonely Ratsimbazafy Rinah Harivelo, ny alahady teo. Nisy ny fanolorana fanomezana ho an’ ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rivo Rakotovao, izay tonga na- nome voninahitra izany lanonam-pankalazana izany. Notolorana fanomezana ihany koa ny Filohan’ny vao- mieran’ny Fiarovana ny Loholona Rehosevo, manam- boninahitra zokiny, sy ny talen’ny fiarovana, nandritra io fotoana io . Ny manamboninahitra farany zandriny amin’ny laharam-boninahitra, dia ny Lietnà Randriana- rivo Jérôme, no nandray ny fibaikoana tamin’izany. Nandritra io fotoana io ihany koa no nampisehoana ny horonan-tsary mirakitra ny tantaran’ireo mpianatra ho manamboninahitra teny amin’ny Akademia Miaramila Antsirabe. Nanambara ny Filohan’ny Antenimerando- holona Rivo Rakotovao, fa tokony ho tazonina hatrany ny teny faneva, izay napetraky ny miaramila Manam- boninahitra hoe « ho an’ny Tanindrazana », ary tokony tsy atao ambanin- javatra ny fankalazana izany isan- taona. Marihana fa ny 12 janoary 1967 no nitaky ny tombontsoany ireo mpianatra mpiofana tao amin’ny ACMIL noho ny antsojay nahazo azy ireo, ary ankala- zaina isan-taona izany daty izany hatramin’izao eto amintsika, ka ny manamboninahitra zandriny indray no mibaiko ny zokiny mandritra izany. Stefa Pr Harimalala JosePH efa miaina ny vanim-potoana amin’ny andro farany isika Sesilany indray ny fane- hoan-kevitra manoloana ny adin’i Iran sy ny Ameri- kanina amin’izao fotoana. Samy maneho izay mba fantany ny rehetra any anaty tambazotran-tsera- sera any mikasika io ady io. Ho an’i Pr Harimalala Joseph kosa dia amba- rany fa efa miaina ao ana- tin’ny vanim-potoanan’ny andro farany isika amin’ izao fotoana araka ny am- baran’ny soratra masina ao amin’ny Timoty faha- roa 3:1-5 manao hoe: “Fa any amparany any dia hisy andro mahaory. Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho mpandoka tena, mpiavonavona, miteny ratsy, tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy ma- naja izay masina, tsy manam-pitiavana, mpa- nendrikendrika, tsy maho- nom-po, lozabe, tsy tia ny tsara, mpamadika, mpie- boebo, tia ny fahafinare- tana nohon’ny fitiavana an’Andriamanitra, mana- na ny endriky ny toe-pa- nahy araka an’Andria- manitra nefa manahy ny heriny; ireny koa dia hala- viro”. Araka izany hoy ity mpandinika ity, raha mi- jery ny zavamisy eto Ma- dagasikara sy ny zava- misy maneran-tany dia efa miseho sy miharihary avokoa ireo voalazan’ny soratra masina ireo, raha tsy hilaza fotsiny ny tsy fa- najana ny fahamarinana izay miseho lany ankehi- triny eto Madagasikara. Natakalo vola nohon’ny fi- tiavantena sy ny fitiavam- bola araka io ambaran’ny tenin’Andriamanitra io izany fahamarinana izany, ary dia ireny ny voka-pifi- dianana, izay feno ho- soka sy halatra ireny no atolotra ny vahoaka ha- trany ary dia voizina mafy fa lanim-bahoaka izy ireo, ka ireo fitoriana maro natao dia novaliana fo- tsiny hoe :“Azo raisina fa tsy mitombina”, noho ny fitiavan-tena sy fitiavam- bola. Tokony ho tsaroan- tsika mandrakariva hoy ity mpandinika ity mano- loana ireo mpitsara iny valim-pifidianana iny dia izao: tsy ankasitrahan’An- driamanitra ny manama- rina ny meloka, na izay manameloka ny marina, satria samy fahavetave- tana eo imason’i Jehovah izany araka ny voasoratra ao amin’ny Ohabolana 17:15. Noho izany dia aoka tsy anao an’Andria- manitra ho tsy misy isika ary aoka tsy hanao izay hahatezitra an’Andriama- nitra, fa hoy ny voasoratra ao amin’ny Nahoma 1: 2- 3 manao hoe: “Andriama- nitra saro-piaro sy ma- maly heloka Jehovah: Je- hovah dia mpamaly he- loka sady be fahateze- rana; Jehovah dia mpa- maly heloka ny rafilahiny ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahava- lony. Maharipo Jehovah sady be hery ary tsy mety manamarina ny meloka; amin’ny tadio sy tafio-dri- votra no lalan’i Jehovah, ary rahona ny vovoky ny tongony”. Fa etsy anda- nin’izay dia am-panetren- tena no mbola anaovana antso avo ho anareo mpi- tondra fanjakana ankehi- triny amin’ny fijerena tsara kokoa ny tena laha- ram-pahamehana ho an’ ny Malagasy ialana sy hitsonjovana izao fahan- trana lalina izao satria ny sosialim-bahoaka ve tsy misy, ka kianja no handa- niam-bola aloha izao ? Ahiana mantsy ny hiha- ran’ny fahatezeran’An- driamanitra tahaka ny naharavan’i Babylona ia- nareo, araka ny voasora- tra ao amin’ny bokin’ny Apokalypsia 18: 4-8 satria tia fahafinaretana mihoa- tra nohon’ny fitiavany an’Andriamanitra ianareo. Fa raha ho asiana resaka indray ny momba ilay “Pa- nier Garni” dia tokony handinika ihany koa iana- reo mpitondra sy ny mini- sitera voakasika, satria dia ireo mpampianatra tena mihosina amin’ny fa- nabeazana ireo ankizy madinika indray no zara raha ankasitrahana noho ireo mpivanga-bao miasa birao, kanefa anie, ka ireo mpampianatra ireo no na- hatonga ny rehetra amin’ izay andraikitra misy azy ankehitriny io e? koa aoka samy handinika isika sa- tria hoy ny tenin’i Jesosy Kristy ao amin’ny Gala- tiana 6:6 manao hoe: “Aoka izay ampianarina ny teny mba hahafoy za- va-tsoa ho an’izay mam- pianatra”, ary koa hoy ny soratra masina: “Aza ma- nakombona ny vavan’ny omby mively vary ianao” ary koa: “ny mpiasa men- drika hahazo ny kara- many”, araka ny voaso- ratra ao amin’ny Timoty 5:18. Araka izany dia aoka hisaintsaina isika re- hetra manoloana izay re- hetra nambara androany fa velona sy mahery ny tenin’Andriamanitra. Lezama Que le Sacré Cœur de Jésus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles, Amen. PRIERE AU SACRE CŒUR Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues. Fitia R. Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vos prières seront exaucées même si cela semble impossible. N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro- messe de publication quand la faveur sera obtenue. Ny fankalazana ny I2 janoary tao amin’ny Antenimierandoholona. Ny mpanolotsaina va re no tsy tsara Sa manoro vohony anao izy ireny , No manaonao foana , mandiso tantara Amin`ny fomba sy ny asa ary koa ny fiteny ? Resahinao foana ny hoe “velirano” Ary lasa fiteny toa mampihomehy, Ka mba tandremo sao dia hidiran`angano Amin-java-tsy hay sady toa tsy voafehy ! Dia ianaro , fantaro koa `reo soatoavina `Zay vao manapaka na koa mandidy, Fa aza variana amin`ny hazo be ravina, (Toa misy voany kanefa mangidy !) Ny vitan`ny ntaolo , tsy hoe tonga lafatra, Saingy nasandrany ny voly vary. Ny mpanjakantsika efa nanafatrafatra Hoe fahavalony anie ny mosary. Ka tena tsy rariny sy tsy azo ekena Raha hoe hototofana ireo tanimbary, F`Ambohitrimanjaka tsy maintsy mitrena, Manohitra mafy sy an-karihary ! DADAN`i ZINA (11-01-20) Ambohitrimanjaka indray Ambohitrimanjaka indray dia tsy hanaiky ! dia tsy hanaiky ! TON ONKALO

Upload: others

Post on 26-Jun-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Ny Valosoa sy hadihady M a a a a a a a Manao izay sitrapony … · 2020-01-14 · ACMIL noho ny antsojay nahazo azy ireo, ary ankala - zaina isan-taona izany daty izany hatraminEizao

Maro ireo manam-pahaizana eo anivon’ny an-drimpanjakana no sahy minia mamono eritre-ritra fotsiny izao manoloana ny zava-tsy

manjary amin’ny raharaham-pirenena. Azo lazainamihitsy ho miray petsapetsa amin’ny mpanao ratsy aoanatin’izany aza izy ireo raha ny fahitana azy. Midikaihany koa izany fa mitsipa-doha amin’ny laka nitanyizy ireo ary tsy mivaky loha manosihosy ny hasin’nyfirenena. Ny firenena no nahatafita azy ireo, tsy misyadihevitra izany, kanefa ankehitriny dia tsy olana hoazy ireo ny lalana diavin’ny firenena, izay miroso man-kany amin’ny fahasimbana tanteraka. Io toe-javatraio dia ezahin’ireo olona migoka tombontsoa akaiky vi-lanin’ny fitondrana afenina andro aman’alina amin’nyfihetsika na fiteny laroin’ny politika mikatsaka, izayanampena-maso sy ahadonto sofina ny vahoaka tsyhahita sy handre ny marina tokony ho fantany. Faoviana akory, na fotoana inona ny vahoaka Malagasyno mba nampahafantarina sy nanehoana mangara-hara marina, izay momba ny fitantanam-pirenenateto, na ny raharaha mafana nitranga nilàna fanaza-vana? Ny zavatra ambara mandrakariva amin’ny va-hoaka teto dia efa namboamboarina avokoa, fa tsyaraka ny tena marina velively. Porofo mitohokaamin’ny tendany amin’izany dia ny famoahana nyvoka-pifidianana na ny vonjimaika na ny ofisialy, ta-min’ny fifidianana nifanesy hatrany amin’ny fifidiananafiloham-pirenena ny taona 2019. Tsy misy badrahodraeto, ka tsy ahita ireny toe-javatra nanafenana ny ma-

rina ireny akory. Tsy maintsy mbola hivoaka anefa nymarina fa miandry fotoana ireny na dia ezahina anke-hitriny afenina aza. Tsy maintsy mihodina io “kodia-ran-tsarety” io, hoy ilay manamboninahitrananan-toerana teo amin’ny andrim-panjakana iray ta-min’ny fotoan’androny izay tratry ny fanenjehana azy,ary izao izy miara-dia amin’ny fitondrana. Fantanyaraka izany, fa tsy hijanona amin’izao toe-java-misyankehitriny ezahin’izy ireo gejaina tsy hihetsika izaoraharaha famongorana ny Marina eto amin’ity fire-nena ity izao. Na dia ezahina ampihorohoroana sy en-jehina aza ireo olom-pirenena vanona tsy manaiky nytsy fahamarinana hanjaka eto amin’ny firenena, diatsy afaka ny hihazona ny hihodinan’ny tantara ireo an-dian’olona mihazom-pahefana isan-tsokajiny, sy ireomanam-pahaizana mitana andraikitra eto amin’ity fi-renena ity. Ireo olom-pirenena vanona ireo dia tsy teho hataon’ny taranaka fara aman-dimby any aorianaho ao anaty kitapo iray amin’ireo mpiray petsapetsaratsy ireo ho nanapotika sy nanao izay tsy hahava-nona ny marina teto amin’ity firenena ity, ka ho melo-hin’izy ireo amin’izany fotoana izany. Tsy maintsymanao izay hiarovana ity firenena ity tsy handia ny la-lana tsy mendrika azy ny olom-pirenena saro-piaroamin’ny hasin’ity Nosy malalantsika ity. Adidy masinaho an’ny tanindrazana sy ny taranaka any aorianaizany, fa asakasak’izay minia mikimpy anoloan’ny“loza hanjo” azy.

Sôh’son

3Lah 1003 Talata 14 janoary 2020Politika

Misy minia mikimpy manoloana ny loza hanjo ny firenena

Ny Valosoa sy hadihady

www.gvalosoa.com

Antenimierandoholona

Nankalaza ny andron’ny manam-boninahitra ny i2 janoary koa

Salamo 135:6

Manao izay sitrapony rehetra Jehovah, na

any amin'ny lanitra, na ety ambonin'ny tany,

na any amin'ny ranomasina sy ny rano

lalina rehetra."

Ny TeNy FiaiNaNa

Toy ny fanao isan-taona dia nandray anjara tamin’nyfankalazana « ny andron’ny Manamboninahitra », ta-min’ny I2 janoary teo, manerana an’i Madagasikaraireo Manamboninahitra ambony, ao amin’ny Antenimie-randoholona, izay notarihan’ny Talen’ny Fiarovana Ko-lonely Ratsimbazafy Rinah Harivelo, ny alahady teo.Nisy ny fanolorana fanomezana ho an’ ny Filohan’nyAntenimierandoholona Rivo Rakotovao, izay tonga na-nome voninahitra izany lanonam-pankalazana izany.Notolorana fanomezana ihany koa ny Filohan’ny vao-mieran’ny Fiarovana ny Loholona Rehosevo, manam-boninahitra zokiny, sy ny talen’ny fiarovana, nandritraio fotoana io . Ny manamboninahitra farany zandrinyamin’ny laharam-boninahitra, dia ny Lietnà Randriana-rivo Jérôme, no nandray ny fibaikoana tamin’izany.Nandritra io fotoana io ihany koa no nampisehoana nyhoronan-tsary mirakitra ny tantaran’ireo mpianatra homanamboninahitra teny amin’ny Akademia MiaramilaAntsirabe. Nanambara ny Filohan’ny Antenimerando-holona Rivo Rakotovao, fa tokony ho tazonina hatranyny teny faneva, izay napetraky ny miaramila Manam-boninahitra hoe « ho an’ny Tanindrazana », ary tokonytsy atao ambanin- javatra ny fankalazana izany isan-taona. Marihana fa ny 12 janoary 1967 no nitaky nytombontsoany ireo mpianatra mpiofana tao amin’nyACMIL noho ny antsojay nahazo azy ireo, ary ankala-zaina isan-taona izany daty izany hatramin’izao etoamintsika, ka ny manamboninahitra zandriny indray nomibaiko ny zokiny mandritra izany.

Stefa

Pr Harimalala JosePH

efa miaina ny vanim-potoana amin’ny andro farany isika

Sesilany indray ny fane-hoan-kevitra manoloanany adin’i Iran sy ny Ameri-kanina amin’izao fotoana.Samy maneho izay mbafantany ny rehetra anyanaty tambazotran-tsera-sera any mikasika io adyio. Ho an’i Pr HarimalalaJoseph kosa dia amba-rany fa efa miaina ao ana-tin’ny vanim-potoanan’nyandro farany isika amin’izao fotoana araka ny am-baran’ny soratra masinaao amin’ny Timoty faha-roa 3:1-5 manao hoe: “Faany amparany any diahisy andro mahaory. Fany olona ho tia tena, ho tiavola, ho mpandoka tena,mpiavonavona, mitenyratsy, tsy manoa ray syreny, tsy misaotra, tsy ma-naja izay masina, tsymanam-pitiavana, mpa-nendrikendrika, tsy maho-nom-po, lozabe, tsy tia nytsara, mpamadika, mpie-boebo, tia ny fahafinare-tana nohon’ny fitiavanaan’Andriamanitra, mana-na ny endriky ny toe-pa-nahy araka an’Andria-manitra nefa manahy nyheriny; ireny koa dia hala-viro”. Araka izany hoy itympandinika ity, raha mi-jery ny zavamisy eto Ma-dagasikara sy ny zava-misy maneran-tany diaefa miseho sy mihariharyavokoa ireo voalazan’nysoratra masina ireo, rahatsy hilaza fotsiny ny tsy fa-najana ny fahamarinanaizay miseho lany ankehi-triny eto Madagasikara.Natakalo vola nohon’ny fi-tiavantena sy ny fitiavam-bola araka io ambaran’ny

tenin’Andriamanitra ioizany fahamarinana izany,ary dia ireny ny voka-pifi-dianana, izay feno ho-soka sy halatra ireny noatolotra ny vahoaka ha-trany ary dia voizina mafyfa lanim-bahoaka izy ireo,ka ireo fitoriana maronatao dia novaliana fo-tsiny hoe :“Azo raisina fatsy mitombina”, noho nyfitiavan-tena sy fitiavam-bola. Tokony ho tsaroan-tsika mandrakariva hoy itympandinika ity mano-loana ireo mpitsara inyvalim-pifidianana iny diaizao: tsy ankasitrahan’An-driamanitra ny manama-rina ny meloka, na izaymanameloka ny marina,satria samy fahavetave-tana eo imason’i Jehovahizany araka ny voasoratraao amin’ny Ohabolana17:15. Noho izany diaaoka tsy anao an’Andria-manitra ho tsy misy isikaary aoka tsy hanao izayhahatezitra an’Andriama-nitra, fa hoy ny voasoratraao amin’ny Nahoma 1: 2-3 manao hoe: “Andriama-nitra saro-piaro sy ma-maly heloka Jehovah: Je-hovah dia mpamaly he-loka sady be fahateze-rana; Jehovah dia mpa-maly heloka ny rafilahinyary mitahiry fahatezeranahamelezany ny fahava-lony. Maharipo Jehovahsady be hery ary tsy metymanamarina ny meloka;amin’ny tadio sy tafio-dri-votra no lalan’i Jehovah,ary rahona ny vovoky nytongony”. Fa etsy anda-nin’izay dia am-panetren-tena no mbola anaovana

antso avo ho anareo mpi-tondra fanjakana ankehi-tr iny amin’ny f i jerenatsara kokoa ny tena laha-ram-pahamehana ho an’ny Malagasy ialana syhitsonjovana izao fahan-trana lalina izao satria nysosialim-bahoaka ve tsymisy, ka kianja no handa-niam-bola aloha izao ?Ahiana mantsy ny hiha-ran’ny fahatezeran’An-driamanitra tahaka nynaharavan’i Babylona ia-nareo, araka ny voasora-tra ao amin’ny bokin’nyApokalypsia 18: 4-8 satriatia fahafinaretana mihoa-tra nohon’ny fitiavanyan’Andriamanitra ianareo.Fa raha ho asiana resaka

indray ny momba ilay “Pa-nier Garni” dia tokonyhandinika ihany koa iana-reo mpitondra sy ny mini-sitera voakasika, satriadia ireo mpampianatratena mihosina amin’ny fa-nabeazana ireo ankizymadinika indray no zararaha ankasitrahana nohoireo mpivanga-bao miasabirao, kanefa anie, ka ireompampianatra ireo no na-hatonga ny rehetra amin’izay andraikitra misy azyankehitriny io e? koa aokasamy handinika isika sa-tria hoy ny tenin’i JesosyKristy ao amin’ny Gala-tiana 6:6 manao hoe:“Aoka izay ampianarinany teny mba hahafoy za-va-tsoa ho an’izay mam-pianatra”, ary koa hoy nysoratra masina: “Aza ma-nakombona ny vavan’nyomby mively vary ianao”ary koa: “ny mpiasa men-drika hahazo ny kara-many”, araka ny voaso-ratra ao amin’ny Timoty5:18. Araka izany diaaoka hisaintsaina isika re-hetra manoloana izay re-hetra nambara androanyfa velona sy mahery nytenin’Andriamanitra.

Lezama

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Fitia R.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossible.N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.

Ny fankalazana ny I2 janoary tao amin’ny Antenimierandoholona.

Ny mpanolotsaina va re no tsy tsaraSa manoro vohony anao izy ireny ,No manaonao foana , mandiso tantaraAmin`ny fomba sy ny asa ary koa ny fiteny ?

Resahinao foana ny hoe “velirano”Ary lasa fiteny toa mampihomehy,Ka mba tandremo sao dia hidiran`anganoAmin-java-tsy hay sady toa tsy voafehy !

Dia ianaro , fantaro koa `reo soatoavina`Zay vao manapaka na koa mandidy,Fa aza variana amin`ny hazo be ravina,(Toa misy voany kanefa mangidy !)

Ny vitan`ny ntaolo , tsy hoe tonga lafatra,Saingy nasandrany ny voly vary.Ny mpanjakantsika efa nanafatrafatraHoe fahavalony anie ny mosary.

Ka tena tsy rariny sy tsy azo ekenaRaha hoe hototofana ireo tanimbary,F`Ambohitrimanjaka tsy maintsy mitrena,Manohitra mafy sy an-karihary !

DADAN`i ZINA (11-01-20)

Ambohitrimanjaka indrayAmbohitrimanjaka indraydia tsy hanaiky !dia tsy hanaiky !

TONONKALO