samihafa sabotsy 25 janoary 2020 5 faminaniana sy ... · koly, hatseny @ fiarahamonina, ny na -...

1
5 Lah 1007 Samihafa www.gvalosoa.com Hebreo 13:9 Aza mety havilin'izay fampianarana maro hafahafa hianareo. Fa tsara raha ampiorenina amin'ny fahasoavana ny fo, fa tsy amin'ny hanina, izay tsy mahasoa ny mahavatra azy. Ny TeNy FiaiNaNa Sabotsy 25 janoary 2020 Inona no itiavanao na tsy itiavanao ny antoko TIM, mahatanty tsikera ny ao anatiny Michel Rafanoharana : inona no itia- vanao na tsy itiavanao ny antoko TIM. Amiko aloha amin’ny ankapobeny ny TIM dia tsy mivadibadika palitao loatra, tsy toy ny any amin’ny antoko hafa, izay baikon’ny tombontsoa fotsiny. Harîîn Ony : ny ahy TIM hatrany no tiako , tiako ny TIM satria mahay mit- sinjo ny vahoaka ary mahay mandefitra @ zavatra rehetra tsy ho voatanisa eto daholo ny zava- bitan' ny TIM , izaho dia TIM hatramin' ny voalohany, ka ha- tramin' izao ora itenenako izao. Lalatiana Razafy : Tim forever, TIM foana, vahoaka milamina ts tia gidragi- dra fa misaina. Hasina Andrianirina : TIM AHO SA- TRIA TIAKO i MADAGASIKARA. Tiako toy ny fitiavan’i Dada sy i Neny an’i Ma- dagasikara. Ninie Doniah : Kkkkkk Vive TIM, za tsy mivadiky amin TIM, tsy mivadiky amin Président Marc Ravalomanana. Matoky fa tsy maintsy hipody ho Presi- dent izy. Volotano Takoudah Riu : Tim aho f tokon d zao tsik d mioman @ fifidia- nana ho avy ary tokon ef manombok mamelon n fototra. Ny birao politika koa tokony mila hatsaraina ihany, mila mampiditra olona maro avy any amin’ny faritra atokisana ao amin’ny birao politika. Ankehitriny mantsy, lasa toy ny hoe antokon’ny eto Antanana- rivo sy ny manodidina ihany ity antoko ity. Mangakely Mangakely : nena ndray ny itiavako Tim dia bobaka loatra ny zavatra vitany nanomboka tany antse- koly, hatseny @ fiarahamonina, ny na- namboarany ny lalana, ny fifanka- tiavanareo zanak'dada, ny firaisakina- nareo sy ny filaminanareo . Fafy Rason : Tim ve???? Tiko kaa, tiantsika Antananarivo dia tiantsika i Madagasikara! Arisoa Rasolo : vero taingenam- pody zany TIM zany, tsy folaka fa mandefi- tra. Tsy maintsy mbola hiverina haka fahefana ity antoko ity, ary ho tanteraka izany raha mbola eo hatrany ny Filoha Marc Ravalomanana. Rakotoarivo Hary Finaritra : zah tsi- miala @tim fa MBA miangavy ireo mpi- tarika tsy hatoritory @zao, toa mangingina isika tato ho ato izay. Mila fanovana koa ny birao politikany, mila mampiditra olona avy any amin’ny fa- ritra maromaro amin’ny birao politi- kan’ity antoko ity. Lova Ralaiarison : Tim ve, tena tiako satria efa we TIKO i MADAGASIKARA, mazava ho azy!! NY Aina Aziz : ny politikan tim dia mi- petrapetrak tsar dahol, ts otran sasan maika otran boka t hanambady,ar vao mainka manamafy n fitiavako n tim n fac a fac nataon ny filoha Marc Rava- lomanana s filohan oranj talohan fifidia- nana in, ita mints we maharak toedraraha mints n fondateur n Tim, tena manana traikefa i Dada. Ndalana Seheno : za TIM, mila miso- katra amin’ny rehetra koa ity antoko ity, mila misokatra amin’ny olona any amin’ny faritra rehetra any. Hasina Ravaoarivelo : TIM foana, na voky, na noana. Henintsoa Tiava Ralijaona : Tim dray d navita soa betsaka tamiko alou e, tam zay nianatra tao am Epp sad hafa iany dada & neny kou. ZA lou fière TIM b mints hi3!! Anjara Fanou Ramahandry : mila tsy manilikilika ny hafa koa ny mpitarika ny TIM sasany dia tafa ity antoko ity. Ralijaona Faly : ny TIM no antoko ma- tanjaka indrindra eto Mscar , fa maro izahay manerana ny NOSY fa iray ihany ao @ TIM . Izany TGV izany azo lazaina ho tsy misy ankehitriny, lasa MPAR, nivadika ho IRD, tonga IRK. Tsy hay intsony. Ny TIM anefa, TIM teo foana nandritra izay taona maromaro nifanesy izay. Rehefa tsy ravan’ny mpi- sompatra tamin’ny tsy naha teto an’i Dada fa tany Afrika Atsimo ity antoko ity dia tsy ho faty intsony ary vao mainka miha-matanjaka hatrany aza izy ankehitriny satria efa eo ny filoha mpanorina. Daby Dinh Van : Tim tena mamaha olana, ampy olona, na izany aza, mila misokatra bebe kokoa amin’ny hafa hatrany. Hebreo 12: 28 “Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina ia- nareo, dia aoka ianareo hanana faha- soavana ho entinareo manao izay fanompoana sitrako JEHOVAH ami- n’ny fanajana sy ny fahatahorana”. Ho anareo izay afaka mandre, mihaino, afaka ihany koa manatrika ary ho anareo afaka mamaky, finaritra ry tsirairay. Fan- tatrao ve fa izao no andro farany, fanta- trao ve fa antomotra ny fotoana? Inona izany? tonga ny lakolosy fanairana, hafa ny hoe any am-piangonana fa ny ami- n’izao sisa izao kosa dia fiomanam-pa- nahy ho any amin’Ilay Fanjakako. Tsy maintsy tonga ny Teniko ary tsy maintsy tanteraka izay nolazaiko. Ry olombelona o! Aza variana amin’izao fiainana izay ratsy izao intsony hianareo. Fa alohan’ny hahatongavan’i JESOSY eny amin’ny ra- hon’ny lanitra dia hisy fanangonana fa- rany ambany masoandro. Izay rehetra manaiky izany no tafiditra ao amin’Ilay FANJAKAKO. Io ilay FIFOHAZAM-PA- NAHY LEHIBE sady FARANY amboni- n’ny tany. Hetsika hatao amin’ny zava- manan’aina rehetra tsy an-kanavaka, fa- merenana amin’ny laoniny, fametrahana zava-baovaon’ny Lanitra, famonjena izay manam-pofon’aina tsy ankanavaka mba tsy ho tratry ny fandringanana izay tsy maintsy hitranga. Izany no atao dia ny mba hahatanteraka ny TENY FIKASANA voasoratra toy ny hoe: II Petera 3: 9 IZAHO JEHOVAH tsy mahela ny teny fikasaKO, araka izay ataon’ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo AHO, ka tsy tiako hisy ho very, fa mba ho tonga amin’ny fibebahana ianareo rehetra,”, Nomery 23: 19, Jeremia 32: 27, Eze- kiela 12: 25, Lioka 1: 31. Ireo dia voa- soratra tao anaty Baiboly fa misy koa ny tsy voasoratra fa ambarako amin’ny ala- lan’ny mpaminany toy izao tonga eo ano- loanao izao. Ry olombelona o! Very ny andronareo sady lany ny fotoanareo raha mbola mi- fanjinja, miady varotra, mifampiandany ianareo. Fa maninona hianareo no tsy mety mihavana satria tsy fantatrareo hoe JESOSY Mpampihavana. Fa maninona hianareo no tsy mety mandray, mihaino sy mianatra satria JESOSY tsy fantatra- reo hoe Mpampianatra. Ny fanompoana- reo koa moa ankehitriny hafahafa toa tsy misy fitarihan’ny FANAHY intsony fa samy maka ho azy. Ny FANAHY MA- SINA tsy amidy tsy atakalo fa zaraina, omena maimai-poana ho an’izay maha- toky, mino, mankato, Asan’ny Apostoly 8: 20 Fa hoy Petera taminy: Aoka ho very mbamin’ny tenanao ny volanao, sa- tria nataonao fa azo vidim-bola ny fano- mezan’i JEHOVAH.” Ny Lanitra na ny FANJAKAKO tsy ampifilafilaina fa ampa- hafantarina ny mino mba ho tonga ao izy. Ry vazan-tany o! Tandremo sao misy tantara toy ny an’i Lazarosy sy ilay mpa- nan-karena fa natao ho an’ny olona re- hetra mino sy manaiky an’i JESOSY ny FANJAKAKO samy ho tonga ao amin’ny fiainana mandrakizay. Lioka 16: 22-23.. Tandremo sao misy manao hoe: ny eto an-tany aza tsy hita izay hanaovana azy ka izay fiainana tsy hita any no andran- draina. Mianara fa tsy maintsy miafara any ny fiainanareo. Ry mponin’ny tany o! Aza manandrana miady, mifanilika, aza andramana izany hoe mifamono fa rehefa tonga i losifera mibaiko ny miaramilany tsy mitsitsy ana- reo izany izy sady tsy matahotra an’iza n’iza, anisan’ny mahafaly an’i losifera dia ny mandringana sy mamono izany atom- bony amin’ny atao hoe KORONTANA. Mikorontana ny fiainana, ny tokantrano, ny mpianakavy, ny fiaraha-monina, ny asa, ny fitadiavana, ny fanompoana, ny Fiangonana, ny ara-barotra, ny harin-ka- rena, ny karazana sehatra fihariana, ny fiombonana, ny firaisana, ny ara-tsaina, ny ara-pahasalamana, ny ara-panahy, ny firenena ka dia mifampihantsy mihitsy aza. Iza aminareo zanak’olombelona no mahita ny fanafodin’izany rehetra izany. Mba lazao hoe iza? Ny fiainarana natao- nareo ve? Asehoy ary ho hitako. Ny vola sy harena anananareo ve ampiasao ary ho fantariko. Ny tanjaka sy hery anana- nareo ve? Ampiharo hoe. Ny fanjakana misy eo aminareo ve? Asehoy hoe hoje- reko JEHOVAH. Raha tsy ny AHY JEHO- VAH mihitsy no tonga dia hiady an-trano hianareo zanak’olombelona samy te-hi- laza ho zavatra, samy te hiteny hoe mahay, samy te hifandresy lahatra fa le- hibe. Ahoana hoy i Jaona, Matio 3: 11 Izaho dia manao batisa anareo amin’ny rano ho amin’ny fibebahana; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho sady lehibe, ka tsy miendrika hitondra ny ka- pany aza aho; Izy no hanao batisa ana- reo amin’ny Fanahy Masina sy ny afo.” Ho avy eo aminareo ary Ilay Lehibe: JE- SOSY izany. Zakanareo ve ny fahaton- gavany? Ekenareo ve ny fisiany? Fa mbola zaza anie IZY dia efa nenjehina, tsy nekena raha teraka tao Betlehema, fa sady natahotra i Heroda no tsy na- naiky fa nampamonoiny ny zaza, Matio 2: 6 Ary ianao, ry Betlehema, tanin’ny Joda, tsy dia kely indrindra ao amin’ny andrianan’ny Joda ianao tsy akory; Fa avy ao aminao no hivoahan’izay ananki- ray ho Mpanapaka, Ka Izy no ho Mpian- dry ny Isiraely oloko (Mik. 5.1).” Fa amin’ity indray mitoraka ity koa ve dia henjehina koa izay rehetra manaiky an’i JESOSY ka mampanjaka AZY eo ami- n’ny fiainany sy eo amin’ny taniny. Raha mbola JESOSY no tononina sy resahana dia tsy miova ny fomban’ny tany. Ho avy ary ny fotoana, tsy JESOSY intsony fa ianao izay manompo AZY io no henje- hina. Aza miala andaharana fa manom- boka ny ady dia ilay adin’ny Lanitra sy ny tany. Raha eo aminareo ny FANAHIKO dia IZY no hanolo-tsaina, hampianatra, hanoro, hampahafantatra anareo ny za- vatra rehetra. Tsy mora ny atao hoe ady. Ho anao izay mandre, omeko JEHOVAH toky ianao manao hoe MARINA JE- SOSY, VELONA JESOSY, TIA anao JESOSY. Toky omeko anareo zana- k’olombelona: ilay FIFOHAZAM-PA- NAHY FARANY no anangonako anareo ho iray, andravako ny fitsitokotokoana ary anavaozako ny zavatra rehetra. Ami- n’izao dia tokony efa mianatra mahalefi- tra ny zavatra rehetra ianareo satria tsy izay nahazatra sy izay noheverinareo fa mety intsony no ho avy fa tonga ny pro- gramako. PROGRAMAN’NY FANJA- KAKO JEHOVAH ALOHAN’NY HAHA- TONGAVAN’I JESOSY ENY AMIN’NY RAHON’NY LANITRA. Lioka 17: 20-21 Ary Jesosy, nony nanontanian’ny Fari- seo izay andro hihavian’ny fanjakan’i JE- HOVAH, dia namaly azy hoe: Tsy misehoseho no fihavin’ny fanjakan’i JE- HOVAH. Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, etỳ! na erỳ ! fa, indro, ny fanjakan’i JEHOVAH dia ao anatinareo.” Amen! Mbola hitohy. Amen! JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKIZAY Telephone : 033 12 461 43, 034 44 966 48 E-mail: [email protected] Facebookehovah Andriamanitra page Radio: Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina 5ora 45min- 6ora Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina 6ora 30min -7 ora RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12 ora 30min Gazety efa miara-miasa, Ny Valosoa Vaovao (www.gvalosoa.com): mivoaka Talata sy Asabotsy. Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontolo izao (GV I83), Madagasikara I6 janoary 2020

Upload: others

Post on 27-Apr-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Samihafa Sabotsy 25 janoary 2020 5 Faminaniana sy ... · koly, hatseny @ fiarahamonina, ny na - namboarany ny lalana, ny fifanka- ... tam zay nianatra tao am Epp sad hafa iany dada

5Lah 1007Samihafawww.gvalosoa.com

Hebreo 13:9

Aza mety havilin'izay fampianarana maro hafahafa hianareo. Fa tsara

raha ampiorenina amin'ny fahasoavana ny fo, fa tsy amin'ny hanina, izay

tsy mahasoa ny mahavatra azy.

Ny TeNy FiaiNaNa

Sabotsy 25 janoary 2020

Inona no itiavanao na tsy itiavanao ny antoko TIM,mahatanty tsikera ny ao anatiny

Michel Rafanoharana : inona no itia-vanao na tsy itiavanao ny antoko TIM.Amiko aloha amin’ny ankapobeny nyTIM dia tsy mivadibadika palitao loatra,tsy toy ny any amin’ny antoko hafa,izay baikon’ny tombontsoa fotsiny.

Harîîn Ony : ny ahy TIM hatrany notiako , tiako ny TIM satria mahay mit-sinjo ny vahoaka ary mahay mandefitra@ zavatra rehetra tsy ho voatanisa etodaholo ny zava- bitan' ny TIM , izahodia TIM hatramin' ny voalohany, ka ha-tramin' izao ora itenenako izao.

Lalatiana Razafy : Tim forever, TIMfoana, vahoaka milamina ts tia gidragi-dra fa misaina.

Hasina Andrianirina : TIM AHO SA-TRIA TIAKO i MADAGASIKARA. Tiakotoy ny fitiavan’i Dada sy i Neny an’i Ma-dagasikara.

Ninie Doniah : Kkkkkk Vive TIM, zatsy mivadiky amin TIM, tsy mivadikyamin Président Marc Ravalomanana.Matoky fa tsy maintsy hipody ho Presi-dent izy.

Volotano Takoudah Riu : Tim aho ftokon d zao tsik d mioman @ fifidia-nana ho avy ary tokon ef manombokmamelon n fototra. Ny birao politikakoa tokony mila hatsaraina ihany, milamampiditra olona maro avy anyamin’ny faritra atokisana ao amin’nybirao politika. Ankehitriny mantsy, lasatoy ny hoe antokon’ny eto Antanana-rivo sy ny manodidina ihany ity antokoity.

Mangakely Mangakely : nena ndrayny itiavako Tim dia bobaka loatra nyzavatra vitany nanomboka tany antse-koly, hatseny @ fiarahamonina, ny na-namboarany ny lalana, ny fifanka-tiavanareo zanak'dada, ny firaisakina-nareo sy ny filaminanareo .

Fafy Rason : Tim ve???? Tiko kaa,tiantsika Antananarivo dia tiantsika iMadagasikara!

Arisoa Rasolo : vero taingenam- podyzany TIM zany, tsy folaka fa mandefi-tra. Tsy maintsy mbola hiverina hakafahefana ity antoko ity, ary ho tanterakaizany raha mbola eo hatrany ny FilohaMarc Ravalomanana.

Rakotoarivo Hary Finaritra : zah tsi-miala @tim fa MBA miangavy ireo mpi-tarika tsy hatoritory @zao, toamangingina isika tato ho ato izay. Milafanovana koa ny birao politikany, milamampiditra olona avy any amin’ny fa-ritra maromaro amin’ny birao politi-kan’ity antoko ity.

Lova Ralaiarison : Tim ve, tena tiakosatria efa we TIKO i MADAGASIKARA,mazava ho azy!!

NY Aina Aziz : ny politikan tim dia mi-petrapetrak tsar dahol, ts otran sasanmaika otran boka t hanambady,ar vaomainka manamafy n fitiavako n tim nfac a fac nataon ny filoha Marc Rava-lomanana s filohan oranj talohan fifidia-nana in, ita mints we maharaktoedraraha mints n fondateur n Tim,tena manana traikefa i Dada.

Ndalana Seheno : za TIM, mila miso-katra amin’ny rehetra koa ity antoko ity,mila misokatra amin’ny olona anyamin’ny faritra rehetra any.

Hasina Ravaoarivelo : TIM foana, navoky, na noana.

Henintsoa Tiava Ralijaona : Tim drayd navita soa betsaka tamiko alou e,tam zay nianatra tao am Epp sad hafaiany dada & neny kou.ZA lou fière TIM b mints hi3!!

Anjara Fanou Ramahandry : mila tsymanilikilika ny hafa koa ny mpitarika nyTIM sasany dia tafa ity antoko ity.

Ralijaona Faly : ny TIM no antoko ma-tanjaka indrindra eto Mscar , fa maroizahay manerana ny NOSY fa irayihany ao @ TIM . Izany TGV izany azolazaina ho tsy misy ankehitriny, lasaMPAR, nivadika ho IRD, tonga IRK.Tsy hay intsony. Ny TIM anefa, TIM teofoana nandritra izay taona maromaronifanesy izay. Rehefa tsy ravan’ny mpi-sompatra tamin’ny tsy naha teto an’iDada fa tany Afrika Atsimo ity antokoity dia tsy ho faty intsony ary vaomainka miha-matanjaka hatrany azaizy ankehitriny satria efa eo ny filohampanorina.

Daby Dinh Van : Tim tena mamahaolana, ampy olona, na izany aza, milamisokatra bebe kokoa amin’ny hafahatrany.

Hebreo 12: 28 “Koa satria mandrayfanjakana tsy azo ampihorohoroina ia-nareo, dia aoka ianareo hanana faha-soavana ho entinareo manao izayfanompoana sitrako JEHOVAH ami-n’ny fanajana sy ny fahatahorana”.

Ho anareo izay afaka mandre, mihaino,afaka ihany koa manatrika ary ho anareoafaka mamaky, finaritra ry tsirairay. Fan-tatrao ve fa izao no andro farany, fanta-trao ve fa antomotra ny fotoana? Inonaizany? tonga ny lakolosy fanairana, hafany hoe any am-piangonana fa ny ami-n’izao sisa izao kosa dia fiomanam-pa-nahy ho any amin’Ilay Fanjakako. Tsymaintsy tonga ny Teniko ary tsy maintsytanteraka izay nolazaiko. Ry olombelonao! Aza variana amin’izao fiainana izayratsy izao intsony hianareo. Fa alohan’nyhahatongavan’i JESOSY eny amin’ny ra-hon’ny lanitra dia hisy fanangonana fa-rany ambany masoandro. Izay rehetramanaiky izany no tafiditra ao amin’IlayFANJAKAKO. Io ilay FIFOHAZAM-PA-NAHY LEHIBE sady FARANY amboni-n’ny tany. Hetsika hatao amin’ny zava-manan’aina rehetra tsy an-kanavaka, fa-merenana amin’ny laoniny, fametrahanazava-baovaon’ny Lanitra, famonjena izaymanam-pofon’aina tsy ankanavaka mbatsy ho tratry ny fandringanana izay tsymaintsy hitranga. Izany no atao dia nymba hahatanteraka ny TENY FIKASANAvoasoratra toy ny hoe: II Petera 3: 9“IZAHO JEHOVAH tsy mahela ny tenyfikasaKO, araka izay ataon’ny sasany hofahelany; fa mahari-po aminareo AHO,ka tsy tiako hisy ho very, fa mba ho tongaamin’ny fibebahana ianareo rehetra,”,Nomery 23: 19, Jeremia 32: 27, Eze-kiela 12: 25, Lioka 1: 31. Ireo dia voa-soratra tao anaty Baiboly fa misy koa nytsy voasoratra fa ambarako amin’ny ala-lan’ny mpaminany toy izao tonga eo ano-loanao izao. Ry olombelona o! Very ny andronareosady lany ny fotoanareo raha mbola mi-fanjinja, miady varotra, mifampiandanyianareo. Fa maninona hianareo no tsymety mihavana satria tsy fantatrareo hoeJESOSY Mpampihavana. Fa maninonahianareo no tsy mety mandray, mihainosy mianatra satria JESOSY tsy fantatra-reo hoe Mpampianatra. Ny fanompoana-reo koa moa ankehitriny hafahafa toa tsymisy fitarihan’ny FANAHY intsony fasamy maka ho azy. Ny FANAHY MA-SINA tsy amidy tsy atakalo fa zaraina,omena maimai-poana ho an’izay maha-toky, mino, mankato, Asan’ny Apostoly8: 20 “Fa hoy Petera taminy: Aoka hovery mbamin’ny tenanao ny volanao, sa-tria nataonao fa azo vidim-bola ny fano-mezan’i JEHOVAH.” Ny Lanitra na nyFANJAKAKO tsy ampifilafilaina fa ampa-hafantarina ny mino mba ho tonga ao izy.Ry vazan-tany o! Tandremo sao misytantara toy ny an’i Lazarosy sy ilay mpa-nan-karena fa natao ho an’ny olona re-hetra mino sy manaiky an’i JESOSY nyFANJAKAKO samy ho tonga ao amin’nyfiainana mandrakizay. Lioka 16: 22-23..Tandremo sao misy manao hoe: ny etoan-tany aza tsy hita izay hanaovana azyka izay fiainana tsy hita any no andran-draina. Mianara fa tsy maintsy miafaraany ny fiainanareo. Ry mponin’ny tany o! Aza manandranamiady, mifanilika, aza andramana izanyhoe mifamono fa rehefa tonga i losiferamibaiko ny miaramilany tsy mitsitsy ana-reo izany izy sady tsy matahotra an’izan’iza, anisan’ny mahafaly an’i losifera diany mandringana sy mamono izany atom-bony amin’ny atao hoe KORONTANA.Mikorontana ny fiainana, ny tokantrano,ny mpianakavy, ny fiaraha-monina, nyasa, ny fitadiavana, ny fanompoana, nyFiangonana, ny ara-barotra, ny harin-ka-rena, ny karazana sehatra fihariana, nyfiombonana, ny firaisana, ny ara-tsaina,ny ara-pahasalamana, ny ara-panahy, nyfirenena ka dia mifampihantsy mihitsyaza. Iza aminareo zanak’olombelona no

mahita ny fanafodin’izany rehetra izany.Mba lazao hoe iza? Ny fiainarana natao-nareo ve? Asehoy ary ho hitako. Ny volasy harena anananareo ve ampiasao aryho fantariko. Ny tanjaka sy hery anana-nareo ve? Ampiharo hoe. Ny fanjakanamisy eo aminareo ve? Asehoy hoe hoje-reko JEHOVAH. Raha tsy ny AHY JEHO-VAH mihitsy no tonga dia hiady an-tranohianareo zanak’olombelona samy te-hi-laza ho zavatra, samy te hiteny hoemahay, samy te hifandresy lahatra fa le-hibe. Ahoana hoy i Jaona, Matio 3: 11“Izaho dia manao batisa anareo amin’nyrano ho amin’ny fibebahana; fa Ilay avyao aoriako no mahery noho izaho sadylehibe, ka tsy miendrika hitondra ny ka-pany aza aho; Izy no hanao batisa ana-reo amin’ny Fanahy Masina sy ny afo.”Ho avy eo aminareo ary Ilay Lehibe: JE-SOSY izany. Zakanareo ve ny fahaton-gavany? Ekenareo ve ny fisiany? Fambola zaza anie IZY dia efa nenjehina,tsy nekena raha teraka tao Betlehema,fa sady natahotra i Heroda no tsy na-naiky fa nampamonoiny ny zaza, Matio2: 6 “Ary ianao, ry Betlehema, tanin’nyJoda, tsy dia kely indrindra ao amin’nyandrianan’ny Joda ianao tsy akory; Faavy ao aminao no hivoahan’izay ananki-ray ho Mpanapaka, Ka Izy no ho Mpian-dry ny Isiraely oloko (Mik. 5.1).” Faamin’ity indray mitoraka ity koa ve diahenjehina koa izay rehetra manaiky an’iJESOSY ka mampanjaka AZY eo ami-n’ny fiainany sy eo amin’ny taniny. Rahambola JESOSY no tononina sy resahanadia tsy miova ny fomban’ny tany. Ho avyary ny fotoana, tsy JESOSY intsony faianao izay manompo AZY io no henje-hina. Aza miala andaharana fa manom-boka ny ady dia ilay adin’ny Lanitra sy nytany. Raha eo aminareo ny FANAHIKOdia IZY no hanolo-tsaina, hampianatra,hanoro, hampahafantatra anareo ny za-vatra rehetra. Tsy mora ny atao hoe ady.Ho anao izay mandre, omeko JEHOVAHtoky ianao manao hoe MARINA JE-SOSY, VELONA JESOSY, TIA anaoJESOSY. Toky omeko anareo zana-k’olombelona: ilay FIFOHAZAM-PA-NAHY FARANY no anangonako anareoho iray, andravako ny fitsitokotokoanaary anavaozako ny zavatra rehetra. Ami-n’izao dia tokony efa mianatra mahalefi-tra ny zavatra rehetra ianareo satria tsyizay nahazatra sy izay noheverinareo famety intsony no ho avy fa tonga ny pro-gramako. PROGRAMAN’NY FANJA-KAKO JEHOVAH ALOHAN’NY HAHA-TONGAVAN’I JESOSY ENY AMIN’NYRAHON’NY LANITRA. Lioka 17: 20-21“Ary Jesosy, nony nanontanian’ny Fari-seo izay andro hihavian’ny fanjakan’i JE-HOVAH, dia namaly azy hoe: Tsymisehoseho no fihavin’ny fanjakan’i JE-HOVAH. Ary ny olona tsy hanao hoe:Indro, etỳ! na erỳ ! fa, indro, ny fanjakan’iJEHOVAH dia ao anatinareo.”Amen!

Mbola hitohy.

Amen!

JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKIZAY

Telephone : 033 12 461 43, 034 44 96648

E-mail:[email protected]

Facebookehovah Andriamanitra page

Radio:

Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina 5ora45min- 6ora

Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina6ora 30min -7 ora

RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12 ora30min

Gazety efa miara-miasa, Ny ValosoaVaovao (www.gvalosoa.com): mivoakaTalata sy Asabotsy.

Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontoloizao (GV I83), Madagasikara I6 janoary 2020