samihafa talata 28 janoary 2020 5 ...€¦ · tongolo gasy s ytan el ny tanànangamboriala any...

1
5 Lah 1008 Samihafa www.gvalosoa.com Talata 28 janoary 2020 Jeremia 21: 8 “Indro, ataoko eo ano- loanareo ny lalan’ny fiainana sy ny la- lan’ny fahafatesana” Ezekiela 12: 25 Fa Izaho no Jehovah; hiteny Aho, ary ny teny lazaiko dia ho tò tokoa; tsy ha- janona ela intsony izany; fa ho ami- n’ny andronareo, ry taranaka maditra, no hilazako ny teny sy hanatantera- hako azy, hoy Jehovah Tompo.” Ry zanak’olombelona ambany masoan- dro o! Ry manam-pofon’aina miaina ami- n’ny tany o! Mbola variana ihany ve? Mbola mifanjinja ihany? Mbola milona amin’ny ota sy fahotana foana? Izao SO- RATRA sy HAFATRA izao anie ka lako- losy fanairana e! hatramin’izay mantsy dia indro fa tsy mino hianareo, tsy ma- naiky, indrindra moa amin’izao FANAM- BARANA alefako izao. Vao mainka hianareo miady hevitra indray. Lazaina- reo AHO fa mpampihorohoro, mampita- hotra, ny marina dia izao: te hampi- tandrina anareo ambany masoandro AHO ary efa niteny imbetsaka taminareo manao hoe: matoa AHO maniraka mpa- minany dia misy loza mananontanona eo amin’ny tany kanefa misy koa ny vahao- lana sy famonjena ny amin’izany raha mihaino AHY JEHOVAH hianareo. Indro AHO efa niteny taminareo ary mbola mi- teny ihany mikasika ny rano, rivotra, tany, afo. Aza adino ary tsy miova izao zava- misy izao. Rehefa voaloton’ny olona ireo AINA efatra ireo dia misy fandringanana isan-karazany. Rehefa toherin’ny olona sy ovany izay voasoratra ao amin’ny Bai- boly. Ny zava-doza dia mamono ireo re- hefa mihetsika izany hoe tezitra fa ZAVA-MASINA ireo. Tsy tokony lotoina, anaovan-dratsy, vetavetaina, atao takalo, itadiavam-bola, ampahoriana, ovana, ampiasaina amin’ny fomba tsy rariny, tsy avelanareo olombelona hanao ny ASANY izay napetrako JEHOVAH ta- miny. Tsarovy ary aza adino fa AINA ma- melona anareo no antom-pisian’izy ireo (madio sy masina). Tokony ho fantatra- reo izao Fahamarinana izao: tsy hiana- reo olombelona ihany no mitaraina AMIKO ka reko sy henoko fa ny rano, ny tany, ny rivotra ary ny afo koa. Mitaraina ireo satria manan’aina toa anareo koa tandremo tsara izay ataonareo, izay fite- ninareo, izay fomba amam-panaonareo ary izay alehanareo sy inoanareo indrin- dra fa izay ekenareo sy ankatoavinareo kanefa diso mihitsy, tena diso e! imbe- tsaka AHO JEHOVAH no niteny tamina- reo olombelona hoe : izao no andro fa- rany izany dia midika hoe : tanteraka avokoa ny “ZAVA-DREHETRA” voasora- tra ao amin’ny Baiboly, ary efa nilaza izany avokoa ireo mpaminany rehetra tany aloha. Fanamafisana sy fanamari- nana ihany izao tonga eo aminao anke- hitriny izao. Eny izay tsy voalazan’izy ireo dia indro renao amin’izao andronao izao koa ry olombelona o! Mba fantatrareo va ry olombelona o! Mihoatra nohon’ny ta- min’ny andro fahiny ny fahotanareo sy ny fahavetavetanareo? Ny lainga, ny koli- koly, ny fitiavan-tena, ny fitiavana harena maloto, ny fitsarana tsy marina, ny avo- navona sy ny fifampiandaniana, mifanka- hala, manompo andriamanin-kafa, tsy mitory fahamarianana fa mamorona fiva- vahana hafahafa, mijangajanga, tsy mety anarina, tsy mankato, manohitra izay an’i JESOSY sns.... Izao an! Ny fisian’ireo voalaza etsy ambony ireo dia miteraka ny fahatezeran’ireo AINA ireo. Ezekiela 14: 13-14 Ry zanak’olona, raha misy tany manota Amiko ka manao izay ma- hadiso, ary ahinjitro aminy ny tanako, ka tapahiko ny mofo, tohan’ainy, sady ande- fasako mosary, ary aringako avokoa ny olona sy ny biby, na dia ao aza ireto telo lahy ireto, dia Noa sy Daniela ary Joba, dia ny tenany ihany no ho voavonjiny noho ny fahamarinany, hoy AHO JEHO- VAH MPANJAKA.” Aza adino fa asan’ny tanako ireo. Ny zavatra tsy maintsy hi- tranga, ankoatr’ireo rano, tany, rivotra, afo? Areti-mandringana (tsy ahitana fa- nafana), lavon’ny sabatra (adin’ireo manam-pitaovana sy tsy mety miray he- vitra), mosary (tsy fisian-kanina, tsy ma- havokatra intsony ny tany). Ezekiela 6: 12 Ny lavitra ho fatin’ny areti-mandrin- gana, ny akaiky ho lavon’ny sabatra, ary izay sisa sy izay voaro dia ho faty mo- sary; Ka dia hotanterahiko aminy ny fa- hatezerako.” Indro efa misy sy manomboka amin’ny tany samy hafa izany. Mba hampahazava tsara ireo AINA EFATRA ireo dia miangavy anao AHO JEHOVAH hamerina hamaky ny HAFATRA tany aloha FAMINANIANA SY FANAMBARANA HO AN’IZAO TON- TOLO IZAO laharana 48-1 hatramin’ny laharana 60. Amin’izay dia hazava ami- nareo ny zavatra rehetra. Ry mpamaky sy mpihaino o! Atombohy eo amin’ny te- ninareo, eo amin’ny mpianakavinareo, eo aminao manokana, eo amin’ny fian- gonana fanompoanao an’i JESOSY sy fi- taizana ny fanahinao manokana eo amin’ny firenenao. Ny FANAFODY FA- MONJENA dia ny FIBEBAHANA ihany Ezekiela 14: 6 Mibebaha, dia miambo- hoa ny sampinareo sy ny fahavetaveta- nareo rehetra; eny, miambohoa ireny.” Hoy AHO JEHOVAH: mibebaha dia ialao, mandosira ny sampinareo sy ny fa- havetavetanareo rehetra eny mialà amin’ireny. Mikasika ireo AINA EFATRA ireo dia mananontanona ny loza. Mive- rena haingana e! averiko aminao ity HA- FATRA laharana 62 “Hitanareo amin’ izany ary fa ny tany, rivotra, afo, rano ihany no havaozina sy hovonjena, satria izy ireo dia miaina, manan’aina ary manam-pofon’aina. Eto AHO JEHOVAH dia te-hilaza hoe: ny fahotan’ny olombe- lona no anisan’ny maha-rava, sy maha- potika azy ireo. Ka raha mitohy izany dia zava-doza. Izany indrindra izao karazan- javatra izay miseho eo aminareo izao fa tsy fantatrareo ry olombelona. Rehefa hi- tako JEHOVAH fa misy loza mananonta- nona ambany masoandro dia izany no anisan’ny hananganako mpaminany koa, mba hampahafantatra zava-miafina tsy misy mahalala, kanefa afaka tsy maha- tratra ireny fandringanana ireny raha mino izay lazaiko amin’ny alalan’ny mpa- minany hianareo olombelona. Hoy ny te- niko: II Tantara 20/20: “Minoa ny mpaminany, dia hambinina ianareo. ”Noho izany ho anao izay mamaky ity ha- fatra ity, tsy olombelona no miteny fa IZAHO JEHOVAH ao amin’ny mpami- nany. Fombako izany fa aza ampitahaina amin’ny anareo olombelona mihitsy.” Aoka re ny FIFOHAZAM-PANAHY no ho tonga eo aminao haingana fa tsy ny areti-mandringana sy ny ady ary ny mo- sary. Tsy misaraka izy TELO ireo; toy ny tany, rano, rivotra, afo koa. Misaotra anao. Maika isika. Amen! Mbola hitohy. Amen! JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKIZAY Telephone : 033 12 461 43, 034 44 966 48 E-mail: [email protected] Facebook : Jehovah Andriamanitra page Radio: Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina 5ora 45min- 6ora Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina 6ora 30min -7 ora RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12 ora 30min Gazety efa miara-miasa, Ny Valosoa Vaovao (www.gvalosoa.com): mivoaka Talata sy Asabotsy Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontolo izao (GV I84), Madagasikara 26 janoary 2020 nY VaLosoa sy Mahaliana ny tanànan’amboriala any amin’ny distrikan’i Vohemara, faritra sava Sakafo Ny Valosoa Voanemba sy henomby atao rony indray no laoka amin’ny Sakafo eto amin’ny gazetinao androany. Tsara ihany koa raha hasiana lasary voatabia miaraka aminy. Dia mazotoa homana tompoko. nY VaLosoa sy Mahasoa ny soa azo avy amin’ny tongolo gasy sy tantely Ny tanànan’Amboriala any amin’ny distrikan’i Vohe- mara, faritra Sava, indray no Mahaliana eto amin’ny gazetinao androany. Renivohitry ny kaominina am- banivohitra Amboriala ity tanàna ity. 696 m ny haa- vony miohatra amin’ny ranomasina. Amin’ny maha Amboariala ny anaran’ny tanàna, azo lazaina ho mbola betsaka ny ala any an-toerana. Tantsaha ny ankamaroan’ny mponina any, vokatra any ny vary sy ny lavanila. Tongologasy sy tan- tely : fanafody ma- hasalama. Makà hasina na singana tongologasy miisa 12: tetitetehana ma- dinidika, izany hoe totoina na potserina amin'ny vera na ta- vohangy, asio tantely 1 tasy, na kôpy na vera lehibe. Sotrobe hazo no anafangaroana azy, ary bocale vita amin’ny vera no asiana azy. Afangaro tsara ireo dia alona indray alina tontolo , izay vao hanina ny ma- raina. Makà 1 sotrokely aminy ny maraina vao mi- foha mbola tsy misakafo dia mihinana azy; 20min aoriana izay vao misakafo maraina: hanina miaraka ny tantely sy tongologasy. Ity fangaro ity dia manadio lalandrà, manala cholés- térol , manafaka sery, manafaka kohaka , manafaka ny infection misy any anaty, anti-inflamatoire, man- drindra ny tosi-drà, manala fanaintainana amin’ny hozatra. Isan'andro isan'andro ny fihinana azy ity, tsy misy fetrany fa isan'andro. Azo tehirizina mandritra ny 2 taona ny fangaro. Tsy mety ho an'ny olona manana tosi-drà ambany. Mety ho an'ny bevohoka sy mampinono. Manomboka 4 taona no ho miakatra dia afaka mi- hinana azy. Azo tehirizina anaty frigo, raha tsy misy dia toerana mangatsiatsiaka tsy azon'ny hafanana na masoan- dro dia mety. Mgr réMi Joseph rabenirina Maty namela mamy eo amin’ny fiangonana sy ny fiarahamonina N odimandry tamin’ny herinan- dro lasa teo ny Mgr Rémi Jo- seph Rabenirina, Filohan’ny Eklesia Episkopaly Malagasy (EEM) teo aloha, na Ny Fiangonana Angli- kana eto Madagasikara araka ny ma- hazatra ny rehetra, iray amin’ireo fiangonana mandrafitra ny Fiombo- nan’ny Fiangonana Kristiana eto Ma- dagasikara(FFKM). Ny Mgr Rabenirina dia mpanangana ny FFKM satria niara-nanangana izany tamin’ny Kardinaly Victor Ra- zafimahatratra avy amin’ny Eglizy Katolika Apostolika Romana (EKAR), sy ny Mpitandrina Ramambasoa Jo- seph avy amin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) ary ny Pastora Rabenorolahy Benjamin avy amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM). Ny taona 1980 no nitsangana ny FFKM, ka ny tanjona dia fampirai- sam-pinoana sy ny fanehoana, fa iray ihany ny mpino kristiana eo ana- trehana’Andriamanitra sy Jesoa Kristy ary tsy nataon’ny FFKM amba- ninjavatra ihany koa ny fanaraha- maso ny raharahampirenena satria ny fiangonana dia manana adidy hit- sinjo ny vahoaka sy ny mpiray fire- nena. Ankoatran’ny hetsika fanehoana ny firaisampinoana dia maro ireo din- gana goavana vitan’ny FFKM toy ny fananganana ny Repoblika fahatelo, ny fitadiavana ny fahamarinana ta- min’ny fifidianana filohampirenena tamin’ny taona 2001, tao anatin’izany hatrany ny Mgr Rabenirina ary tamin’ny zavanitranga tamin’ny taona 2009 dia mbola nanao ny andraikiny ny FFKM, saingy niaraha-nahalala ny zava-nitranga teny amin’ny Epi- scopa Antanimena, marihana f’efa lasa nisotro ronono ny Mgr Rabeni- rina ny taona 2009. Efa lasa avokoa ireo mpitarika toy ny Kardinaly isany Victor Razafima- hatratra sy Armand Gaetan Razafin- dratandra ny Mpitandrina isany Ramambasoa Joseph sy Razafima- hefa Edmond ary ny lasa farany teo dia ny Mgr Rabenirina Remi Joseph, izay samy nahavita be, na ho an’ny fiangonana, na ho an’ny firenena. Tamin’ny Alahady 26 Janoary 2009 no nanaterana ny nofomangatsia- kan’ny Mgr Rabenirina tany amin’ny fasam-pianakaviana tany Ambohi- dratrimo, olomanankaja maro avy amin’ny fiangonana maro, tom- pon’andraikitra sivily sy miaramila ary ireo masoivoho sy fikambanana irai- sampirenena miasa sy monina eto amintsika no tonga nanome vonina- hitra azy farany, tany ampiangonana hatrany ampasana. Fa mbola mijoro ny FFKM hatra- min’izao ary mankalaza ny faha40 taonany amin’ity taona 2020 ity, na efa niova aza ireo mpitarika ny FFKM dia tsy mbola miala amin’ny fampi- raisampinoana sy ny fijerena izay mahasoa ny firenena ny FFKM ary ankehitriny dia mbola omendanja ilay natao ho filamatra dia ny 4F (Faha- marinana, Fiaikenkeloka, Fibeba- hana, Fihavanana) itondrana ny asa. Ny Mgr Rabenirina sy ireo ray amamndreny ampanahy sasany no lasa fa ny tsara najoron’izy ireo dia mbola hotohizan’ireo mpandimby, izay tsy andraraka ilo mby an-doha, fa hampiseho hatrany ny mahavavo- lombelon’i Kristy eto an-tany sy eto amin’ny firenena azy ireo, indrindra amin’izao faha-40 taona nijoroan’ny FFKM izao. Ny Valosoa

Upload: others

Post on 14-Oct-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Samihafa Talata 28 janoary 2020 5 ...€¦ · tongolo gasy s ytan el Ny tanànanGAmboriala any aminGny distrikanGi Vohe - mar,f itS v nd yoM h l e G gazetinao androany. Renivohitry

5Lah 1008Samihafawww.gvalosoa.com Talata 28 janoary 2020

Jeremia 21: 8 “Indro, ataoko eo ano-loanareo ny lalan’ny fiainana sy ny la-lan’ny fahafatesana” Ezekiela 12: 25“Fa Izaho no Jehovah; hiteny Aho, aryny teny lazaiko dia ho tò tokoa; tsy ha-janona ela intsony izany; fa ho ami-n’ny andronareo, ry taranaka maditra,no hilazako ny teny sy hanatantera-hako azy, hoy Jehovah Tompo.”

Ry zanak’olombelona ambany masoan-dro o! Ry manam-pofon’aina miaina ami-n’ny tany o! Mbola variana ihany ve?Mbola mifanjinja ihany? Mbola milonaamin’ny ota sy fahotana foana? Izao SO-RATRA sy HAFATRA izao anie ka lako-losy fanairana e! hatramin’izay mantsydia indro fa tsy mino hianareo, tsy ma-naiky, indrindra moa amin’izao FANAM-BARANA alefako izao. Vao mainkahianareo miady hevitra indray. Lazaina-reo AHO fa mpampihorohoro, mampita-hotra, ny marina dia izao: te hampi-tandrina anareo ambany masoandroAHO ary efa niteny imbetsaka taminareomanao hoe: matoa AHO maniraka mpa-minany dia misy loza mananontanona eoamin’ny tany kanefa misy koa ny vahao-lana sy famonjena ny amin’izany rahamihaino AHY JEHOVAH hianareo. IndroAHO efa niteny taminareo ary mbola mi-teny ihany mikasika ny rano, rivotra, tany,afo. Aza adino ary tsy miova izao zava-misy izao. Rehefa voaloton’ny olona ireoAINA efatra ireo dia misy fandringananaisan-karazany. Rehefa toherin’ny olonasy ovany izay voasoratra ao amin’ny Bai-boly. Ny zava-doza dia mamono ireo re-hefa mihetsika izany hoe tezitra faZAVA-MASINA ireo. Tsy tokony lotoina,anaovan-dratsy, vetavetaina, atao takalo,itadiavam-bola, ampahoriana, ovana,ampiasaina amin’ny fomba tsy rariny, tsyavelanareo olombelona hanao nyASANY izay napetrako JEHOVAH ta-miny. Tsarovy ary aza adino fa AINA ma-melona anareo no antom-pisian’izy ireo(madio sy masina). Tokony ho fantatra-reo izao Fahamarinana izao: tsy hiana-reo olombelona ihany no mitarainaAMIKO ka reko sy henoko fa ny rano, nytany, ny rivotra ary ny afo koa. Mitarainaireo satria manan’aina toa anareo koatandremo tsara izay ataonareo, izay fite-ninareo, izay fomba amam-panaonareoary izay alehanareo sy inoanareo indrin-dra fa izay ekenareo sy ankatoavinareokanefa diso mihitsy, tena diso e! imbe-tsaka AHO JEHOVAH no niteny tamina-reo olombelona hoe : izao no andro fa-rany izany dia midika hoe : tanterakaavokoa ny “ZAVA-DREHETRA” voasora-tra ao amin’ny Baiboly, ary efa nilazaizany avokoa ireo mpaminany rehetratany aloha. Fanamafisana sy fanamari-nana ihany izao tonga eo aminao anke-hitriny izao. Eny izay tsy voalazan’izy ireodia indro renao amin’izao andronao izaokoa ry olombelona o! Mba fantatrareo vary olombelona o! Mihoatra nohon’ny ta-min’ny andro fahiny ny fahotanareo sy nyfahavetavetanareo? Ny lainga, ny koli-koly, ny fitiavan-tena, ny fitiavana harenamaloto, ny fitsarana tsy marina, ny avo-navona sy ny fifampiandaniana, mifanka-hala, manompo andriamanin-kafa, tsymitory fahamarianana fa mamorona fiva-vahana hafahafa, mijangajanga, tsy metyanarina, tsy mankato, manohitra izay an’iJESOSY sns.... Izao an! Ny fisian’ireovoalaza etsy ambony ireo dia miterakany fahatezeran’ireo AINA ireo. Ezekiela14: 13-14 “Ry zanak’olona, raha misytany manota Amiko ka manao izay ma-hadiso, ary ahinjitro aminy ny tanako, katapahiko ny mofo, tohan’ainy, sady ande-fasako mosary, ary aringako avokoa nyolona sy ny biby, na dia ao aza ireto telolahy ireto, dia Noa sy Daniela ary Joba,dia ny tenany ihany no ho voavonjinynoho ny fahamarinany, hoy AHO JEHO-VAH MPANJAKA.” Aza adino fa asan’nytanako ireo. Ny zavatra tsy maintsy hi-tranga, ankoatr’ireo rano, tany, rivotra,

afo? Areti-mandringana (tsy ahitana fa-nafana), lavon’ny sabatra (adin’ireomanam-pitaovana sy tsy mety miray he-vitra), mosary (tsy fisian-kanina, tsy ma-havokatra intsony ny tany). Ezekiela 6:12 “Ny lavitra ho fatin’ny areti-mandrin-gana, ny akaiky ho lavon’ny sabatra, aryizay sisa sy izay voaro dia ho faty mo-sary; Ka dia hotanterahiko aminy ny fa-hatezerako.” Indro efa misy symanomboka amin’ny tany samy hafaizany. Mba hampahazava tsara ireoAINA EFATRA ireo dia miangavy anaoAHO JEHOVAH hamerina hamaky nyHAFATRA tany aloha FAMINANIANA SYFANAMBARANA HO AN’IZAO TON-TOLO IZAO laharana 48-1 hatramin’nylaharana 60. Amin’izay dia hazava ami-nareo ny zavatra rehetra. Ry mpamakysy mpihaino o! Atombohy eo amin’ny te-ninareo, eo amin’ny mpianakavinareo,eo aminao manokana, eo amin’ny fian-gonana fanompoanao an’i JESOSY sy fi-taizana ny fanahinao manokana eoamin’ny firenenao. Ny FANAFODY FA-MONJENA dia ny FIBEBAHANA ihanyEzekiela 14: 6 “Mibebaha, dia miambo-hoa ny sampinareo sy ny fahavetaveta-nareo rehetra; eny, miambohoa ireny.”Hoy AHO JEHOVAH: mibebaha diaialao, mandosira ny sampinareo sy ny fa-havetavetanareo rehetra eny mialàamin’ireny. Mikasika ireo AINA EFATRAireo dia mananontanona ny loza. Mive-rena haingana e! averiko aminao ity HA-FATRA laharana 62 “Hitanareo amin’izany ary fa ny tany, rivotra, afo, ranoihany no havaozina sy hovonjena, satriaizy ireo dia miaina, manan’aina arymanam-pofon’aina. Eto AHO JEHOVAHdia te-hilaza hoe: ny fahotan’ny olombe-lona no anisan’ny maha-rava, sy maha-potika azy ireo. Ka raha mitohy izany diazava-doza. Izany indrindra izao karazan-javatra izay miseho eo aminareo izao fatsy fantatrareo ry olombelona. Rehefa hi-tako JEHOVAH fa misy loza mananonta-nona ambany masoandro dia izany noanisan’ny hananganako mpaminany koa,mba hampahafantatra zava-miafina tsymisy mahalala, kanefa afaka tsy maha-tratra ireny fandringanana ireny rahamino izay lazaiko amin’ny alalan’ny mpa-minany hianareo olombelona. Hoy ny te-niko: II Tantara 20/20: “Minoa nympaminany, dia hambinina ianareo.”Noho izany ho anao izay mamaky ity ha-fatra ity, tsy olombelona no miteny faIZAHO JEHOVAH ao amin’ny mpami-nany. Fombako izany fa aza ampitahainaamin’ny anareo olombelona mihitsy.”Aoka re ny FIFOHAZAM-PANAHY no hotonga eo aminao haingana fa tsy nyareti-mandringana sy ny ady ary ny mo-sary. Tsy misaraka izy TELO ireo; toy nytany, rano, rivotra, afo koa. Misaotraanao. Maika isika.

Amen!

Mbola hitohy.

Amen!

JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKIZAY

Telephone : 033 12 461 43, 034 44 96648

E-mail:[email protected]

Facebook : Jehovah Andriamanitra page

Radio:

Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina 5ora45min- 6ora

Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina6ora 30min -7 ora

RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12 ora30min

Gazety efa miara-miasa, Ny ValosoaVaovao (www.gvalosoa.com): mivoakaTalata sy Asabotsy

Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontoloizao (GV I84), Madagasikara 26 janoary 2020

nY VaLosoa sy Mahalianany tanànan’amboriala any amin’nydistrikan’i Vohemara, faritra sava

Saka fo Ny Va loso a

Voanemba sy henomby atao rony indray no laoka

amin’ny Sakafo eto amin’ny gazetinao androany.

Tsara ihany koa raha hasiana lasary voatabia

miaraka aminy. Dia mazotoa homana tompoko.

nY VaLosoa sy Mahasoany soa azo avy amin’ny tongolo gasy sy tantely

Ny tanànan’Amboriala any amin’ny distrikan’i Vohe-mara, faritra Sava, indray no Mahaliana eto amin’nygazetinao androany. Renivohitry ny kaominina am-banivohitra Amboriala ity tanàna ity. 696 m ny haa-vony miohatra amin’ny ranomasina. Amin’ny mahaAmboariala ny anaran’ny tanàna, azo lazaina hombola betsaka ny ala any an-toerana. Tantsaha nyankamaroan’ny mponina any, vokatra any ny varysy ny lavanila.

Tongologasy sy tan-tely : fanafody ma-hasalama. Makàhasina na singanatongologasy miisa12: tetitetehana ma-dinidika, izany hoetotoina na potserinaamin'ny vera na ta-vohangy, asio tantely 1 tasy, na kôpy na vera lehibe.Sotrobe hazo no anafangaroana azy, ary bocale vitaamin’ny vera no asiana azy. Afangaro tsara ireo diaalona indray alina tontolo , izay vao hanina ny ma-raina. Makà 1 sotrokely aminy ny maraina vao mi-foha mbola tsy misakafo dia mihinana azy; 20minaoriana izay vao misakafo maraina: hanina miarakany tantely sy tongologasy.Ity fangaro ity dia manadio lalandrà, manala cholés-térol , manafaka sery, manafaka kohaka , manafakany infection misy any anaty, anti-inflamatoire, man-drindra ny tosi-drà, manala fanaintainana amin’nyhozatra.Isan'andro isan'andro ny fihinana azy ity, tsy misyfetrany fa isan'andro. Azo tehirizina mandritra ny 2taona ny fangaro.Tsy mety ho an'ny olona manana tosi-drà ambany.Mety ho an'ny bevohoka sy mampinono.Manomboka 4 taona no ho miakatra dia afaka mi-hinana azy.Azo tehirizina anaty frigo, raha tsy misy dia toeranamangatsiatsiaka tsy azon'ny hafanana na masoan-dro dia mety.

Mgr réMi Josephrabenirina

Maty namela mamy eoamin’ny fiangonana sy ny fiarahamonina

Nodimandry tamin’ny herinan-dro lasa teo ny Mgr Rémi Jo-seph Rabenirina, Filohan’ny

Eklesia Episkopaly Malagasy (EEM)teo aloha, na Ny Fiangonana Angli-kana eto Madagasikara araka ny ma-hazatra ny rehetra, iray amin’ireofiangonana mandrafitra ny Fiombo-nan’ny Fiangonana Kristiana eto Ma-dagasikara(FFKM).Ny Mgr Rabenirina dia mpananganany FFKM satria niara-nananganaizany tamin’ny Kardinaly Victor Ra-zafimahatratra avy amin’ny EglizyKatolika Apostolika Romana (EKAR),sy ny Mpitandrina Ramambasoa Jo-seph avy amin’ny Fiangonan’i JesoaKristy eto Madagasikara (FJKM) aryny Pastora Rabenorolahy Benjaminavy amin’ny Fiangonana LoteranaMalagasy (FLM).Ny taona 1980 no nitsangana nyFFKM, ka ny tanjona dia fampirai-sam-pinoana sy ny fanehoana, fairay ihany ny mpino kristiana eo ana-trehana’Andriamanitra sy JesoaKristy ary tsy nataon’ny FFKM amba-ninjavatra ihany koa ny fanaraha-maso ny raharahampirenena satriany fiangonana dia manana adidy hit-sinjo ny vahoaka sy ny mpiray fire-nena.Ankoatran’ny hetsika fanehoana nyfiraisampinoana dia maro ireo din-gana goavana vitan’ny FFKM toy nyfananganana ny Repoblika fahatelo,ny fitadiavana ny fahamarinana ta-min’ny fifidianana filohampirenenatamin’ny taona 2001, tao anatin’izanyhatrany ny Mgr Rabenirina arytamin’ny zavanitranga tamin’ny taona2009 dia mbola nanao ny andraikinyny FFKM, saingy niaraha-nahalalany zava-nitranga teny amin’ny Epi-scopa Antanimena, marihana f’efalasa nisotro ronono ny Mgr Rabeni-rina ny taona 2009.Efa lasa avokoa ireo mpitarika toyny Kardinaly isany Victor Razafima-hatratra sy Armand Gaetan Razafin-dratandra ny Mpitandrina isanyRamambasoa Joseph sy Razafima-hefa Edmond ary ny lasa farany teodia ny Mgr Rabenirina Remi Joseph,izay samy nahavita be, na ho an’nyfiangonana, na ho an’ny firenena.Tamin’ny Alahady 26 Janoary 2009no nanaterana ny nofomangatsia-kan’ny Mgr Rabenirina tany amin’nyfasam-pianakaviana tany Ambohi-dratrimo, olomanankaja maro avyamin’ny fiangonana maro, tom-pon’andraikitra sivily sy miaramila aryireo masoivoho sy fikambanana irai-sampirenena miasa sy monina etoamintsika no tonga nanome vonina-hitra azy farany, tany ampiangonanahatrany ampasana.Fa mbola mijoro ny FFKM hatra-min’izao ary mankalaza ny faha40taonany amin’ity taona 2020 ity, naefa niova aza ireo mpitarika ny FFKMdia tsy mbola miala amin’ny fampi-raisampinoana sy ny fijerena izaymahasoa ny firenena ny FFKM aryankehitriny dia mbola omendanja ilaynatao ho filamatra dia ny 4F (Faha-marinana, Fiaikenkeloka, Fibeba-hana, Fihavanana) itondrana ny asa.Ny Mgr Rabenirina sy ireo rayamamndreny ampanahy sasany nolasa fa ny tsara najoron’izy ireo diambola hotohizan’ireo mpandimby,izay tsy andraraka ilo mby an-doha,fa hampiseho hatrany ny mahavavo-lombelon’i Kristy eto an-tany sy etoamin’ny firenena azy ireo, indrindraamin’izao faha-40 taona nijoroan’nyFFKM izao.

Ny Valosoa