samihafa talata 4 febroary 2020 4 … · samihafa lah 1011 talata 4 febroary 2020 4 r y m a l a g a...

1
4 Lah 1011 Talata 4 febroary 2020 Samihafa www.gvalosoa.com R Y M A L A G A S Y, A M P Y I Z A Y ! Fa andao amin’izay isika hitodika amin’Andriamanitra ka hisafidy Azy hitondra ny firenentsika. NY TOE-TOETRAN’NY FITONDRAN’ANDRIAMANITRA 1.-Ny rafi-pitondrana. 1.1.-Andriamanitra no Mpanjaka (Zakaria 14 :9). -Ny Tempoly izay voalazan’i Ezekiela toko faha 40-47 no Seza Fiandrianany ety an-tany (Ezekiela 43 :7a). -Amin’ny maha Mpanjaka Azy dia Izy no Lehiben’ny Fahefana Mpanatanteraka, Izy no Lehiben’ny Fahefana Mpanao Lalàna ary Izy no Lehiben’ny Fahe- fana ara-pitsarana (Isaia 33 :22). 1.2.-Ireo Mpanatanteraka ao amin’ny Fitondrana: ny Filoham-panjakana sy ny Mpisoronabe. - Ny Filoham-panjakana no miandraikitra ny fitondrana ara-politika toy ny nataon’i Mosesy fahiny. - Ny Mpisoronabe no manao ny andraikitra eo amin’ny lafiny ara-pisoronana toy ny nataon’i Arona fahiny. 1.3.-Ny Fivavahana ara-panjakana. -Miverina ny fanatitra alatsa-drà izay tanterahina eo ambonin’ny alitara manoloana ny tranoben’ny Tempoly izay voalaza ery ambony (Ezekiela 43 : 13-27). -Miverina ireo fady isan-karazany tamin’ny andron’i Mosesy fahiny, anisan’izany ohatra ny tsy fihinanana hena kisoa (Isaia 66 :17). -Miverina ny fitandremana ny andro sabotsy sy ny andro voalohan’ny volana amin’ny taona (Isaia 66 :23). -Ho tononina amin’ny tena anarany amin’izay Ilay Mpahary ny tany sy ny lanitra dia ny anarana hoe IAHO ary io anarana io irery ihany (Zakaria 14 :9). 2.- Ny tombontsoa azo avy amin’ny Fitondrana. -Ho lasa firenena matanjaka indrindra eran-tany ny firenena voalohany izay misafidy an’io fomba fitondrana io (Isaia 60 :22). -Tsy handaitra amin’io Fitondrana io ireo ozona izay voalazan’ny Deotoronomia 28 :15-68, anisan’izany ny tsy fisian’ny fandriampahalemana, ny ha- latr’omby, ny fanjakazakan’ny vahiny ny tany sy ny tompon’ny tany, ny fisamboram-bola matetika ataon’ny Fanjakana any ivelany, firenena lasa mahantra indrindra eto ambonin’ny tany. -Hipoitra amin’izay ilay loharanon’ny fiainana mandrakizay izay andrasan’ireo olona miandrandra izany, ireo maty izay milevina any am-pasana kosa dia hatsangan-ko velona indray. (Ezekiela 47:9b «ary ho VELONA izay rehetra hidiran’ny ony»). Manomboka eo arak’izany dia tsy hanan-kery intsony amin-draolombelona izany atao hoe fahafatesana izany. 3.- Ny fahalebiazana sy ny faharetan’ny Fitondrana. -Tsy maintsy hipetraka eto ambonin’ny tany io Fitondrana io ary hanenika an’izao tontolo izao (Isaia 2 :2-4, Zakaria 14 :17-19). Ho tanteraka amin’izay ilay teny fikasana izay nataon’Andriamanitra tamin’i Abrahama nanao hoe : « ….ary avy amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany » Genesisy 22 :18. -Haharitra mandrakizay io Fitondrana io (Daniela 2 :44). FEHINY : Ny firenena jiosy ankehitriny dia mino fa indray andro any ary tsy ho ela, dia tsy maintsy hipetraka ao Israël, marimarina kokoa ao Jerosalema io Tempoly izay voalazan’i Ezekiela io, Tempoly izay natao ho solon’ny Tempolin’i Solomona fahiny, ka rehefa tonga io fotoana io hoy ry zareo dia ry zareo no ho lasa firenena matanjaka indrindra eto ambonin’ny tany ary hifehy an’ izao tontolo izao. Koa raha mbola eo am-piandrasana ny fametrahana an’ io Tempoly io ankehitriny ry zareo jiosy dia moa ve tsy tokony hararaotin-tsika io toe- javatra misy, ka mba isika malagasy mihitsy no hanangana io Tempoly io haingana dia haingana eto Madagasikara mba hahafahan-tsika ho tonga firenena hisitraka voalohany ireo tombontsoa azo avy amin’io Tempoly io ary izany, raha azo atao, dia mba ho eo ambanin’ny fitarihan’Andriamatoa Filo- ham-pirenena ankehitriny? Marihina eto am-pamaranana fa ny rafi-pitondrana izay voalaza ery ambony dia nalaina tao amin’ ny Volavolan-dalàmpanorenana izay napetraka ara-panjakana tamin’ny faha 28 mey 2010. Amin’ny anaran’ny Fikambanana G.E.T.M. Ny Filoha RAHARIMALA Andriampenotiana Mpikaroka Malagasy eo amin’ny sehatra ara-baiboly Tel : 03405 20946 Ity no tempolin’i ezekiela izay ho seza fiandrianan’andriamanitra ety an-tany any am-parany any Ezekiela 40-47, Isaia 2 : 2

Upload: others

Post on 22-Oct-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

  • 4Lah 1011 Talata 4 febroary 2020Samihafawww.gvalosoa.com

    R Y M A L A G A S Y, A M P Y I Z A Y !

    Fa andao amin’izay isika hitodika amin’Andriamanitra ka hisafidy Azy hitondra ny firenentsika.

    NY TOE-TOETRAN’NY FITONDRAN’ANDRIAMANITRA

    1.-Ny rafi-pitondrana.

    1.1.-Andriamanitra no Mpanjaka (Zakaria 14 :9). -Ny Tempoly izay voalazan’i Ezekiela toko faha 40-47 no Seza Fiandrianany ety an-tany (Ezekiela 43 :7a).-Amin’ny maha Mpanjaka Azy dia Izy no Lehiben’ny Fahefana Mpanatanteraka, Izy no Lehiben’ny Fahefana Mpanao Lalàna ary Izy no Lehiben’ny Fahe-fana ara-pitsarana (Isaia 33 :22).

    1.2.-Ireo Mpanatanteraka ao amin’ny Fitondrana: ny Filoham-panjakana sy ny Mpisoronabe.- Ny Filoham-panjakana no miandraikitra ny fitondrana ara-politika toy ny nataon’i Mosesy fahiny.- Ny Mpisoronabe no manao ny andraikitra eo amin’ny lafiny ara-pisoronana toy ny nataon’i Arona fahiny.

    1.3.-Ny Fivavahana ara-panjakana.-Miverina ny fanatitra alatsa-drà izay tanterahina eo ambonin’ny alitara manoloana ny tranoben’ny Tempoly izay voalaza ery ambony (Ezekiela 43 : 13-27).-Miverina ireo fady isan-karazany tamin’ny andron’i Mosesy fahiny, anisan’izany ohatra ny tsy fihinanana hena kisoa (Isaia 66 :17).-Miverina ny fitandremana ny andro sabotsy sy ny andro voalohan’ny volana amin’ny taona (Isaia 66 :23).-Ho tononina amin’ny tena anarany amin’izay Ilay Mpahary ny tany sy ny lanitra dia ny anarana hoe IAHO ary io anarana io irery ihany (Zakaria 14 :9).

    2.- Ny tombontsoa azo avy amin’ny Fitondrana.

    -Ho lasa firenena matanjaka indrindra eran-tany ny firenena voalohany izay misafidy an’io fomba fitondrana io (Isaia 60 :22).-Tsy handaitra amin’io Fitondrana io ireo ozona izay voalazan’ny Deotoronomia 28 :15-68, anisan’izany ny tsy fisian’ny fandriampahalemana, ny ha-latr’omby, ny fanjakazakan’ny vahiny ny tany sy ny tompon’ny tany, ny fisamboram-bola matetika ataon’ny Fanjakana any ivelany, firenena lasa mahantraindrindra eto ambonin’ny tany.-Hipoitra amin’izay ilay loharanon’ny fiainana mandrakizay izay andrasan’ireo olona miandrandra izany, ireo maty izay milevina any am-pasana kosadia hatsangan-ko velona indray. (Ezekiela 47:9b «ary ho VELONA izay rehetra hidiran’ny ony»). Manomboka eo arak’izany dia tsy hanan-kery intsonyamin-draolombelona izany atao hoe fahafatesana izany.

    3.- Ny fahalebiazana sy ny faharetan’ny Fitondrana.

    -Tsy maintsy hipetraka eto ambonin’ny tany io Fitondrana io ary hanenika an’izao tontolo izao (Isaia 2 :2-4, Zakaria 14 :17-19). Ho tanterakaamin’izay ilay teny fikasana izay nataon’Andriamanitra tamin’i Abrahama nanao hoe : « ….ary avy amin’ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetraambonin’ny tany » Genesisy 22 :18.-Haharitra mandrakizay io Fitondrana io (Daniela 2 :44).

    FEHINY : Ny firenena jiosy ankehitriny dia mino fa indray andro any ary tsy ho ela, dia tsy maintsy hipetraka ao Israël, marimarina kokoa ao Jerosalemaio Tempoly izay voalazan’i Ezekiela io, Tempoly izay natao ho solon’ny Tempolin’i Solomona fahiny, ka rehefa tonga io fotoana io hoy ry zareo dia ry zareono ho lasa firenena matanjaka indrindra eto ambonin’ny tany ary hifehy an’ izao tontolo izao.

    Koa raha mbola eo am-piandrasana ny fametrahana an’ io Tempoly io ankehitriny ry zareo jiosy dia moa ve tsy tokony hararaotin-tsika io toe-javatra misy, ka mba isika malagasy mihitsy no hanangana io Tempoly io haingana dia haingana eto Madagasikara mba hahafahan-tsika ho tongafirenena hisitraka voalohany ireo tombontsoa azo avy amin’io Tempoly io ary izany, raha azo atao, dia mba ho eo ambanin’ny fitarihan’Andriamatoa Filo-ham-pirenena ankehitriny?

    Marihina eto am-pamaranana fa ny rafi-pitondrana izay voalaza ery ambony dia nalaina tao amin’ ny Volavolan-dalàmpanorenana izay napetrakaara-panjakana tamin’ny faha 28 mey 2010.

    Amin’ny anaran’ny Fikambanana G.E.T.M.Ny Filoha

    RAHARIMALA AndriampenotianaMpikaroka Malagasy eo amin’ny sehatra ara-baiboly

    Tel : 03405 20946

    Ity no tempolin’i ezekiela izay ho seza fiandrianan’andriamanitra ety an-tany any am-parany any Ezekiela 40-47, Isaia 2 : 2