sarklezy semoara lafaoron-tsaribao€¦ · tsy ho lanin’ny bibikely aman-taona mahazaka...

1
Sarklezy tsotra, fandrangotra miampy kintana Ho an ‘ny tanimbary voatondraka tsara na ny tanimbary mora iasana Sarklezy tsotra, roa fandrangotra Ho an’ny tanimbary tsy ampy rano na mafy FIKOROROHAM-BARY AHODIN-TANANA *Vidiny ao amin’ny CFAMA amin’izao fotoana izao. Marsa 2014 Elanelan’ny foto-bary voahaja 20 sm SILO METALLIQUE FITAHIRIZAM-BOKATRA Maharitra 15 taona Azo itehirizana ny vokatra rehetra tsy ho lanin’ny bibikely aman-taona Mahazaka hatramin’ny 250 kg Mahazaka hatramin’ny 500 kg Tsotra, mora ampiasaina Iray presy dia mahavita 25 birikin-tsaribao PRESIN-TSARIBAO LAFAORON-TSARIBAO Maivana Mora ampiasaina Mahavita mahandro apombo mahery 100 kg ao anatin’ny 4 ora SEMOARA HO AN’NY VARY AN-TANETY Fomba fiavana mandaitra Miava aloha be araka izay azo atao (10 na 15 andro aorian’ny nanetsana) Vao maraina no atao ny fiavana mba ho fatin’ny hain’andro ny ahi-dratsy mitsingevana SARKLEZY HO AN’NY VARY AN-DRANO Fomba famafazana manara-penitra Atao marin-drano tsara ny tany vao mamafy Mira zotra mifanitsy ny vavan’ny semoara Atao mitovy ny fiatombohan’ny fandrarahana mba ahafahana miava mifandika Afaka miava mifandika SARKLEZY HO AN’NY VARY AN-TANETY Mamono ny ahi-dratsy Mamono ny ahi-dratsy 20 sm Fomba fiavana mandaitra Tsy miandry ny ahitra ho lehibe vao miava Hajaina ny fotoana fiavana Tokony miava in-telo farafahakeliny Atosika ary ahemotra araka izay ilaina ny sarklezy rehefa miava Mila atao 20 sm ny elanelan’ny foto-bary mba ahafahan’ny sarklezy miava Mampiasà semoara rehefa mamafy vary an-tanety SEMOARA AN-TANETY Semoara ho an’ny katsaka, tsaramaso, soja ... Mora ampiasaina Haingam-piasa Maivana Manala tanteraka ny akotry amin’ny tahony Mahavita hatramin’ny akotry 200 Kg isan’ora Tsy misy akotry very FIVELEZAM-BARY voizin-tongotra FIVELEZAM-BARY voizin-tongotra HAINGAM-PIASA FIVELEZAM-BARY Manavaka ny vary maivana sy ny vary mavesatra Manala ny loto Mahavita hatramin’ny akotry 400 kg isan’ora Azo ampiasaina amin’ny fotoana rehetra HAINGAM-PIASA FIKOROROHAM-BARY FIKOROROHAM-BARY ahodin-tànana (vita amin’ny hazo) FIKOROROHAM-BARY ahodin-tànana (vita amin’ny hazo) FIKOROROHAM-BARY voizin-tongotra (vita amin’ny vy) FIKOROROHAM-BARY voizin-tongotra (vita amin’ny vy) 55 000 Ariary* 55 000 Ariary* 260 000 riary* 260 000 Ariary* 160 000 riary* 160 000 Ariary* 800 000 riary* 800 000 Ariary* 255 000 riary* 255 000 Ariary* 166 700 riary* 166 700 Ariary* 500 000 riary* 500 000 Ariary* 250 000 riary* 250 000 Ariary* 500 000 riary* 500 000 Ariary* 700 000 riary* 700 000 Ariary* 700 000 riary* 700 000 Ariary* 65 000 Ariary* 65 000 Ariary* FIVELEZAM-BARY voizin-tongotra FIVELEZAM-BARY voizin-tongotra Akora mafy sy mateza CFAMA Ivory - ANTSIRABE BP : 109 tel. 020 44 488 11 / 034 81 787 51 [email protected] Trano fampirantiana azo tsidihina maimaim-poana

Upload: others

Post on 24-Sep-2020

4 views

Category:

Documents


1 download

TRANSCRIPT

Page 1: SARKLEZY SEMOARA LAFAORON-TSARIBAO€¦ · tsy ho lanin’ny bibikely aman-taona Mahazaka hatramin’ny 250 kg Mahazaka hatramin’ny 500 kg Tsotra, mora ampiasaina Iray presy dia

Sarklezy tsotra,fandrangotra miampy kintanaHo an ‘ny tanimbary voatondraka tsarana ny tanimbary mora iasana

Sarklezy tsotra, roa fandrangotraHo an’ny tanimbary tsy ampy rano na mafy

FIKOROROHAM-BARYAHODIN-TANANA

*Vidiny ao amin’ny CFAMA amin’izao fotoana izao. Marsa 2014

Elanelan’ny foto-baryvoahaja 20 sm

SILO METALLIQUEFITAHIRIZAM-BOKATRA

Maharitra 15 taonaAzo itehirizana ny vokatra rehetratsy ho lanin’ny bibikely aman-taona

Mahazaka hatramin’ny 250 kg

Mahazaka hatramin’ny 500 kg

Tsotra, mora ampiasaina Iray presy dia mahavita 25 birikin-tsaribao

PRESIN-TSARIBAO

LAFAORON-TSARIBAO

Maivana Mora ampiasaina Mahavita mahandro apombo mahery 100 kg ao anatin’ny 4 ora

SEMOARAHO AN’NY VARY AN-TANETY

Fomba fiavana mandaitraMiava aloha be araka izay azo atao(10 na 15 andro aorian’ny nanetsana)Vao maraina no atao ny fiavana mba ho fatin’nyhain’andro ny ahi-dratsy mitsingevana

SARKLEZYHO AN’NY VARY AN-DRANO

Fomba famafazana manara-penitraAtao marin-drano tsara ny tany vao mamafyMira zotra mifanitsy ny vavan’ny semoaraAtao mitovy ny fiatombohan’ny fandrarahanamba ahafahana miava mifandika

Afaka miava mifandika

SARKLEZYHO AN’NY VARY AN-TANETY

Mamono ny ahi-dratsyMamono ny ahi-dratsy

20 sm

Fomba fiavana mandaitraTsy miandry ny ahitra ho lehibe vao miavaHajaina ny fotoana fiavanaTokony miava in-telo farafahakelinyAtosika ary ahemotra araka izay ilainany sarklezy rehefa miavaMila atao 20 sm ny elanelan’ny foto-barymba ahafahan’ny sarklezy miavaMampiasà semoara rehefa mamafy vary an-tanety

SEMOARAAN-TANETY

Semoara ho an’ny katsaka,tsaramaso, soja ...Mora ampiasainaHaingam-piasaMaivana

Manala tanteraka ny akotry amin’ny tahonyMahavita hatramin’ny akotry200 Kg isan’oraTsy misy akotry very

FIVELEZAM-BARYvoizin-tongotraFIVELEZAM-BARYvoizin-tongotra

HAINGAM-PIASAFIVELEZAM-BARY

Manavaka ny vary maivana sy ny varymavesatraManala ny lotoMahavita hatramin’ny akotry 400 kg isan’oraAzo ampiasaina amin’ny fotoana rehetra

HAINGAM-PIASAFIKOROROHAM-BARY

FIKOROROHAM-BARYahodin-tànana(vita amin’ny hazo)

FIKOROROHAM-BARYahodin-tànana(vita amin’ny hazo)

FIKOROROHAM-BARYvoizin-tongotra(vita amin’ny vy)

FIKOROROHAM-BARYvoizin-tongotra(vita amin’ny vy)

55 000 Ariary*55 000 Ariary*

260 000 riary*260 000 Ariary*

160 000 riary*160 000 Ariary*

800 000 riary*800 000 Ariary*

255 000 riary*255 000 Ariary*

166 700 riary*166 700 Ariary*

500 000 riary*500 000 Ariary*

250 000 riary*250 000 Ariary* 500 000 riary*500 000 Ariary*

700 000 riary*700 000 Ariary*700 000 riary*700 000 Ariary*

65 000 Ariary*65 000 Ariary*

FIVELEZAM-BARYvoizin-tongotraFIVELEZAM-BARYvoizin-tongotra

Akora mafy sy mateza

CFAMAIvory - ANTSIRABE

BP : 109tel. 020 44 488 11 / 034 81 787 51

[email protected]

Trano fampirantianaazo tsidihina maimaim-poana