tapaka ny lalan ’a mbatoboegny tafakatra 6000 ar ny ......ahirana ireo mpo - nina any amin’ny...

1
6 Lah 1013 Sabotsy 8 febroary 2020 Samihafa www.gvalosoa.com Ny fahatongavan’ireo fitaovana hisorohana ny coronavirus tany amin’ny faritra Diana. Miparitaka amin’izao fo- toana ny bala sy ny basy any amin’ny distrikan’Am bohimahasoa, faritra Mat- siatra Ambony. Tany Be- feta Ambohimahasoa, basy Mas 36 sy bala miisa 2 no azon’ny mpi- tandro filaminana tany an- toerana. Fitaovam-pia- diana maherivaika Mas36 iray, sy bala miisa roa no azo taorian'ny fifando- nan'ny andian-dahalo ta- min'ireo Zandary avy ao amin'ny Poste fixe Befeta Ambohimahasoa, faritra Matsiatra-Ambony. Nan- dritry ny asa fitsidiham- paritra sy fisafoana na- taon'ireo Zandary tamin’ ny ny harivan'ny alarobia teo, no nifanehitra ta- min'ny andian-jiolahy mi- rongo basy mahery vaika sy basim-borona izy ireo, tao Tety Andoharana fo- kontany Tsimanavaka- vaka, kaominina Befeta, Ambohimahasoa. Raha vao nahatsinjo ireto zan- dary ireo dahalo dia na- nao tifitra variraraka. Rai- kitra avy hatrany ny fifan- donana sy ny fifampiti- firana teo amin’ny roa tonta. Vokany, resy tosika ireo dahalo, ka rifatra ni- lefa raha vao voa ny iray tamin'izy ireo. Tavela teo ny basy iray type Mas 36 sy bala roa Ø7,5mm. Mi- tohy ny fikarohana ireo dahalo nilefa sy ny nia- vian'ity basy ity, izay fan- tatra hatreto fa tsy anisan' ny an'ny Zandarimaria. Niaina Befeta Ambohimahasoa Miparitaka ny basy sy bala Tsapa fa miha-mitombo ny tsy fandriampahale- mana any Antsirabe sy ny manodidina, araka ny fita- rainan'ireo sefo fokontany ao anatin'ny kaominina Antsirabe Voalohany sy Faharoa. Nanao hetsika araka izany ny Compa- gnie Antsirabe, mba ha- mongorana ireo fototra mahatonga izany. Noho ny angom-baovao azon' ny zandarimaria dia sa- ron'ny zandary avy ao amin'ny Brigade Andrano- madio tao an-tranony tao Andranovisy fokontany Ampatana ny olona roa, Andriniaina R. sy Perline, nahatratrarana rongony tao anaty kitapo, sy fono- sana telo. Milanja 10 kg ireo zava-mahadomelina ireo. Nitohy ny fisavana, tao Ambohimahazo fo- kontany ao ihany, mbola kaominina Antsirabe. Rongony 1,5 kg, sabatra ary tsofam-by no tratra tao an-tokantranon'i Tojo R. Ity farany dia ahiahiana mafy ho isan'ny mpiray tendro amin'ny fanafihana sy halatra miaro vaky trano ao an-tanànan'Ant- sirabe. Notanana am- ponja izy telo mianadahy ireto rehefa avy natolotra ny fitsarana. Ny zandari- maria dia manentana ha- trany ny hitohizan'ny fia- raha-miasan'ny vahoaka amin'ny fanomezam-bao- vao mba hahafoana ny mpanao ratsy sy hivere- nan'ny filaminana. Stefa Antsirabe olona 3 voasambotra niaraka tamin’ny rongony nentiny T apaka ny lalan’aMbaToboegny Tafakatra 6000 ar ny litatry ny lasantsy Ny fahatapahan-dalana any Ambatoboegny. S ahirana ireo mpo- nina any amin’ny distrikan’Ambato- Boegny, faritra Boegny iny amin’izao fotoana, noho ny fahatapahan’ny lalana RN33 Bis: Andra- nofasika - Ambatoboeny: tapaka tanteraka izany la- lana izany, 50000 Ariary ny sarandalana amin’ny moto. Manao antso avo amin’ny fitondram-panja- kana ny vahoakan’Am- bato-Boegny hijery sy hitondra vahaolana ma- noloana ny fahavoazana nateraky ny andro ratsy sy ranobe ny volana ja- noary lasa teo. Tsy misy fitaterana satria lafo ny saran’ny fiampitana amin’ ny tetezan-kazo amboa- rin’ny Fokonolona. Efa manomboka miantraika amin’ny famatsiana ireo entana ilain’ny mponina andavanandro ny faha- simban’ny lalana sy ny tsy fisian’ny fitaterana. Vokany, tafakatra ho 6 000 Ariary ny litatry ny lasantsy, 500 Ariary ny voatabia singany iray, ary 50 000 Ariary ny saranda- lana amin’ny moto man- deha Ambatoboeny -An- dranofasika, lalana mirefy 23 km. Ny Ben’ny tanàna Jean Valérien, no mie- zaka amin’izay eo ampe- lan-tanana manototra ireo lavadavaka amin’ny la- lana eo Ambatoboegny tampon-tanàna. Aly Ireo basy sy bala, tratra tany Befeta Ambohimahasoa. Ireo olona tratra nitondra rongony tany Antsirabe. Mandray anjara amin’ny ezaka, tsy hahatonga- vana sy tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus eto amintsika, ny foloalin- dahy Malagasy. Tontosa soa amantsara ny fanate- rana ireo fitaovana sy fa- nafody fitiliana ny Coro- navirus nataon'ny fiara- manidina miaramila CA- SA tao Nosy Be sy Antsi- ranana tamin’ity herinan- dro ity. Marihina fa ireo fitaovana ireo dia hape- traka ao amin'ny sera- nam-piaramanidina sy se- ranan-tsambon'i Antsira- nana ary Nosy-Be, mba hitiliana ny olona miditra amin'ireo seranana ireo. Nitsena izany tao Antsira- nana Andriamatoa Ma- laza Ramanamahafahay, izay lehiben'ny faritra Diana, niaraka tamin'An- driamatoa Jeneraly Raso- lofomanana Hiary Lala, Komandin'ny faritany mia- ramila faha7, sy ireo lehi- ben'ny vondrona. Stefa Antsiranana sy Nosy-Be Mitohy ny ezaka iadiana amin’ny valan’aretina coronavirus Kaominina Ivato Miara-miasa akaiky ny ben’ny tanàna sy ny depiote Miara-miasa akaiky amin’ ny fampandrosoana ny kaominina Ivato any amin’ ny distrikan’Ambohidra- trimo ny ben’ny tanànan’ ity kaominina ity, Penjy Randrianarisoa, sy ny de- pioteo voafidy tany amin’ ity distrika ity, sady kes- tora faha-3 ao amin’ny An- tenimierampirenena, Mamy Rabenirina. Na- nampy ny kaominina Ivato ny kestora Mamy Rabeni- rina. Nanome solika 300 li- tatra ho an'ny kaominina ny tenany hanampiana amin'ny fanalana fako amin'ireo fokontany maro ao an- toerana. Mpirahalahy mian'ala tokoa ny ben'ny tanàna sy ny solombavambahoaka, ka samy mikatsaka ny fampandrosoana. Ny ben’ny tanàna dia voafidy ta- min’ny anaran’ny antoko TIM, toy izany koa ny depiote avy amin’ity antoko natsangan’ny Filoha Marc Ravalo- manana ity. Isambilo Tranga Vehivavy roa tratra nivarotra ranona rongony sy rongony 10 kg Rongony na jamala mitotaly 10 kg, sy ranon-javama- hadomelina sahabo 6 litatra, no saron'ny tobim-paritry ny Zandarimariam-pirenena Maromandia, tao amin'ny trano-na renim-pianakaviana miisa roa tao Labandy fo- kontany sy kaominina Maromandia distrikan’Analalava faritra Sofia, afak’omaly. Araka ny angom-baovao marim-pototra avy tamin'olona tsara sitrapo no naha- fahana namantatra ny fisian'ireo zava-mahadomelina maherivaika ireo, ka nahazoana taratasy fisavàna sy fanagiazana ary fisamborana avy amin'ny Fampanoa- vana any Analalava. Mitohy ny ezaka ataon'ny Zanda- rimariam-pirenena amin'ny asa famongorana ny zava-mahadomelina manerana ny nosy. Isaorana ny loharanom-baovao. Ankasitrahana izao vokatra azon'ny Zandary avy ao Maromandia izao, hoy ny mponina any an-toerana. Stefa Ireo vehivavy roa, mpivarotra jamala tany Maromandia Analalava. Ny ben’ny tanànan’Ivato (ankavia), sy ny depioten’ Ambohidratrimo ankavanana).

Upload: others

Post on 17-Oct-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Tapaka ny lalan ’a MbaToboegny Tafakatra 6000 ar ny ......ahirana ireo mpo - nina any amin’ny distrikan’Ambato-Boegny, faritra Boegny iny amin’izao fotoana, noho ny fahatapahan’ny

6Lah 1013 Sabotsy 8 febroary 2020Samihafawww.gvalosoa.com

Ny fahatongavan’ireo fitaovana hisorohana ny coronavirus tanyamin’ny faritra Diana.

Miparitaka amin’izao fo-toana ny bala sy ny basyany amin’ny distrikan’Ambohimahasoa, faritra Mat-siatra Ambony. Tany Be-feta Ambohimahasoa,basy Mas 36 sy balamiisa 2 no azon’ny mpi-tandro filaminana tany an-toerana. Fitaovam-pia-diana maherivaika Mas36iray, sy bala miisa roa noazo taorian'ny fifando-nan'ny andian-dahalo ta-min'ireo Zandary avy aoamin'ny Poste fixe BefetaAmbohimahasoa, faritraMatsiatra-Ambony. Nan-dritry ny asa fitsidiham-

paritra sy fisafoana na-taon'ireo Zandary tamin’ny ny harivan'ny alarobiateo, no nifanehitra ta-min'ny andian-jiolahy mi-rongo basy mahery vaikasy basim-borona izy ireo,tao Tety Andoharana fo-kontany Tsimanavaka-vaka, kaominina Befeta,Ambohimahasoa. Rahavao nahatsinjo ireto zan-dary ireo dahalo dia na-nao tifitra variraraka. Rai-kitra avy hatrany ny fifan-donana sy ny fifampiti-firana teo amin’ny roatonta. Vokany, resy tosikaireo dahalo, ka rifatra ni-

lefa raha vao voa ny iraytamin'izy ireo. Tavela teony basy iray type Mas 36sy bala roa Ø7,5mm. Mi-tohy ny fikarohana ireo

dahalo nilefa sy ny nia-vian'ity basy ity, izay fan-tatra hatreto fa tsy anisan'ny an'ny Zandarimaria.

Niaina

Befeta Ambohimahasoa

Miparitaka ny basy sy bala

Tsapa fa miha-mitombony tsy fandriampahale-mana any Antsirabe sy nymanodidina, araka ny fita-rainan'ireo sefo fokontanyao anatin'ny kaomininaAntsirabe Voalohany syFaharoa. Nanao hetsikaaraka izany ny Compa-gnie Antsirabe, mba ha-mongorana ireo fototramahatonga izany. Nohony angom-baovao azon'ny zandarimaria dia sa-ron'ny zandary avy aoamin'ny Brigade Andrano-madio tao an-tranony taoAndranovisy fokontanyAmpatana ny olona roa,Andriniaina R. sy Perline,

nahatratrarana rongonytao anaty kitapo, sy fono-sana telo. Milanja 10 kgireo zava-mahadomelinaireo. Nitohy ny fisavana,tao Ambohimahazo fo-kontany ao ihany, mbolakaominina Antsirabe.Rongony 1,5 kg, sabatraary tsofam-by no tratratao an-tokantranon'i TojoR. Ity farany dia ahiahianamafy ho isan'ny mpiraytendro amin'ny fanafihanasy halatra miaro vakytrano ao an-tanànan'Ant-sirabe. Notanana am-ponja izy telo mianadahyireto rehefa avy natolotrany fitsarana. Ny zandari-

maria dia manentana ha-trany ny hitohizan'ny fia-raha-miasan'ny vahoakaamin'ny fanomezam-bao-

vao mba hahafoana nympanao ratsy sy hivere-nan'ny filaminana.

Stefa

Antsirabe

olona 3 voasambotra niaraka tamin’ny rongony nentiny

Tapaka ny lalan’aMbaToboegny

Tafakatra 6000 ar ny litatry ny lasantsy

Ny fahatapahan-dalana any Ambatoboegny.

Sahirana ireo mpo-nina any amin’nydistrikan’Ambato-

Boegny, faritra Boegnyiny amin’izao fotoana,noho ny fahatapahan’nylalana RN33 Bis: Andra-nofasika - Ambatoboeny:tapaka tanteraka izany la-lana izany, 50000 Ariaryny sarandalana amin’nymoto. Manao antso avoamin’ny fitondram-panja-kana ny vahoakan’Am-bato-Boegny hijery syhitondra vahaolana ma-noloana ny fahavoazananateraky ny andro ratsysy ranobe ny volana ja-noary lasa teo. Tsy misyfitaterana satria lafo nysaran’ny fiampitana amin’ny tetezan-kazo amboa-rin’ny Fokonolona. Efamanomboka miantraikaamin’ny famatsiana ireoentana ilain’ny mponinaandavanandro ny faha-simban’ny lalana sy nytsy fisian’ny fitaterana.Vokany, tafakatra ho

6 000 Ariary ny litatry nylasantsy, 500 Ariary nyvoatabia singany iray, ary50 000 Ariary ny saranda-lana amin’ny moto man-

deha Ambatoboeny -An-dranofasika, lalana mirefy23 km. Ny Ben’ny tanànaJean Valérien, no mie-zaka amin’izay eo ampe-

lan-tanana manototra ireolavadavaka amin’ny la-lana eo Ambatoboegnytampon-tanàna.

Aly

Ireo basy sy bala, tratra tany Befeta Ambohimahasoa. Ireo olona tratra nitondra rongony tany Antsirabe.

Mandray anjara amin’nyezaka, tsy hahatonga-vana sy tsy hiparitahan’nyvalan’aretina coronaviruseto amintsika, ny foloalin-dahy Malagasy. Tontosasoa amantsara ny fanate-rana ireo fitaovana sy fa-nafody fitiliana ny Coro-navirus nataon'ny fiara-manidina miaramila CA-SA tao Nosy Be sy Antsi-ranana tamin’ity herinan-dro ity. Marihina fa ireofitaovana ireo dia hape-traka ao amin'ny sera-

nam-piaramanidina sy se-ranan-tsambon'i Antsira-nana ary Nosy-Be, mbahitiliana ny olona miditraamin'ireo seranana ireo.Nitsena izany tao Antsira-nana Andriamatoa Ma-laza Ramanamahafahay,izay lehiben'ny faritraDiana, niaraka tamin'An-driamatoa Jeneraly Raso-lofomanana Hiary Lala,Komandin'ny faritany mia-ramila faha7, sy ireo lehi-ben'ny vondrona.

Stefa

Antsiranana sy Nosy-Be

Mitohy ny ezaka iadiana amin’ny valan’aretina coronavirus

Kaominina Ivato

Miara-miasa akaiky ny ben’ny tanàna sy ny depiote

Miara-miasa akaiky amin’ny fampandrosoana nykaominina Ivato any amin’ny distrikan’Ambohidra-trimo ny ben’ny tanànan’ity kaominina ity, PenjyRandrianarisoa, sy ny de-pioteo voafidy tany amin’ity distrika ity, sady kes-tora faha-3 ao amin’ny An-ten im ie ramp i renena ,Mamy Rabenirina. Na-nampy ny kaominina Ivatony kestora Mamy Rabeni-rina. Nanome solika 300 li-tatra ho an'ny kaominina ny tenany hanampianaamin'ny fanalana fako amin'ireo fokontany maro ao an-toerana. Mpirahalahy mian'ala tokoa ny ben'ny tanànasy ny solombavambahoaka, ka samy mikatsaka nyfampandrosoana. Ny ben’ny tanàna dia voafidy ta-min’ny anaran’ny antoko TIM, toy izany koa ny depioteavy amin’ity antoko natsangan’ny Filoha Marc Ravalo-manana ity.

Isambilo

Tranga

Vehivavy roa tratra nivarotra ranona rongony sy rongony 10 kg

Rongony na jamala mitotaly 10 kg, sy ranon-javama-hadomelina sahabo 6 litatra, no saron'ny tobim-paritryny Zandarimariam-pirenena Maromandia, tao amin'nytrano-na renim-pianakaviana miisa roa tao Labandy fo-kontany sy kaominina Maromandia distrikan’Analalavafaritra Sofia, afak’omaly. Araka ny angom-baovaomarim-pototra avy tamin'olona tsara sitrapo no naha-fahana namantatra ny fisian'ireo zava-mahadomelinamaherivaika ireo, ka nahazoana taratasy fisavàna syfanagiazana ary fisamborana avy amin'ny Fampanoa-vana any Analalava. Mitohy ny ezaka ataon'ny Zanda-rimariam-pirenena amin'ny asa famongorana nyzava-mahadomelina manerana ny nosy. Isaorana ny loharanom-baovao. Ankasitrahana izaovokatra azon'ny Zandary avy ao Maromandia izao, hoyny mponina any an-toerana.

Stefa

Ireo vehivavy roa, mpivarotra jamala tany Maromandia Analalava.

Ny ben’ny tanànan’Ivato (ankavia), sy ny depioten’

Ambohidratrimo ankavanana).