vol. 1 andro farany hafatry ny avy amin’i j esosy “sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra...

109
Vol. 1 Andro faran Hafatry ny AVY AMIN’I JESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara- pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

Upload: gregory-pollen

Post on 14-Dec-2015

222 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Vol. 1Vol. 1

Andro faranyAndro faranyHafatry

ny

Hafatry

nyAVY AMIN’IAVY AMIN’I

JESOSYJESOSY“Sady mampianatra azy hitandrina izay

rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-

pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho

momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo

izao.” (Mat. 28:20)

Page 2: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

SABBATH MORNING EVANGELISMSABBATH MORNING EVANGELISM

Page 3: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

RA ENY RA ENY AMIN’NY AMIN’NY VOLANAVOLANA

FAMANTARANA MAHAGAGA

Page 4: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 5: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ary nahita aho, rehefa novohan’ny Zanak’ondry ny anankiray tamin’ny tombokase fito, ary reko ny anankiray tamin’ny zava-manan’aina efatra…

Apokalypsy 6:1, 2

Page 6: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

... tahaka ny fikotroky ny kotrokorana, nanao hoe: Avia. Ary hitako fa, indro, nisy soavaly fotsy, …

Apokalypsy 6:1, 2

Page 7: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

… ary izay nitaingina azy dia nanana tsipìka; ary nomena satro-boninahitra izy; dia nivoaka izy ka naharesy sady mbola handresy.”

Apokalypsy 6:1, 2

Page 8: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 9: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Salamo 51:7

“…Sasao aho, dia ho fotsy mangatsakatsaka toy ny oram-panala.”

Page 10: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Kolosiana 1:23 “… tsy mety hafindra hiala amin’ny fanantenana avy amin’ny filazantsara, izay efa renareo sady notoriana eny ambanin’ny lanitra rehetra eny…”

Page 11: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ary rehefa novahany ny tombokase faharoa… dia nisy soavaly mena kosa nivoaka. …

Apokalypsy 6:3, 4

Page 12: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

… Ary izay nitaingina azy dia navela hanaisotra ny fihavanana amin’ny tany, …

Apokalypsy 6:3, 4

Page 13: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

… mba hifamonoan’ny olona; ary nomena sabatra lehibe izy.”

Apokalypsy 6:3, 4

Page 14: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 15: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Koa satria ny fahadiovan’ny filazantsara izay naparitak’ilay mpitondra azy no nasehon’ny loko fotsin’ilay soavaly voalohany, ilay soavaly faharoa kosa indray izany dia maneho fa …

Bible Readings, p. 248

Page 16: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…efa nanomboka niditra tsikelikely ny fanimbana raha toa ka mitombina ilay fanehoana an-tsary. Marina tokoa fa zavatra toy izany no nandimby ny fiangonana apostolika.”

Bible Readings, p. 248

Page 17: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

James Wharey Church History, Cent. 2, Sec.7.“Rehefa nifarana ny taonjato faharoa dia nanomboka nitafy ny fitafian’ny mpanompo sampy ny Kristiana…

Page 18: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…Efa namaka amin’izay ny ankamaroan’ireo voan’ny hadisoana izay nafafy ka nameno ny fiangonana, nanimba ny hatsarany, ary namasoka ny voninahiny.”

James Wharey Church History, Cent. 2, Sec.7.

Page 19: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 20: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy ambodia masiaka hiditra eo aminareo izay tsy hiantra ny ondry.

Asa 20:29

Page 21: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ary avy aminareo no hiposahan’ny olona sasany mitory teny tsy mariana hitaona ny mpianatra hanaraka azy.”

Asa 20:29

Page 22: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsi-fankatoavan-dalàna…”

II Tesaloniana 2:7

Page 23: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 24: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Teo anelanelan’ny vanim-potoana niainan’ireo apostoly sy ny fiovam-pon’i Constantine no niovan’ny endriky ny rafi-pitantanana niraisana teo amin’ny Kristiana…

Dr. W. D. Killen The Ancient Church, Pref., pp.15,16

Page 25: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

… Nisoko mangina ny fanatanterahana ny fomba amam-panao sy ny fankalazana izay tsy mbola ren’i Paoly sy Petera mihitsy,...

Dr. W. D. Killen The Ancient Church, Pref., pp.15,16

Page 26: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

...ary naniry hitovy tantana tamin’ireo rafitra avy any ambony.”

Dr. W. D. Killen The Ancient Church, Pref., pp.15,16

Page 27: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 28: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“ary rehefa novahany ny tombokase fahatelo… Ary hitako fa, indro nisy soavaly mainty, …

Apokalypsy 6:5, 6

Page 29: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 30: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…ary izay nitaingina azy nitondra mizàna teny an-tànany. Ary nahare aho, ka toa nisy feo teo afovoan’ny zava-manan’aina efatra nanao hoe,

Apokalypsy 6:5, 6

Page 31: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…‘Venty ny vary tritrika eran’ny fatam-bary, ary venty koa ny vary hordea intelon’ny fatam-bary; ary aza manimba ny diloilo na ny divay ianao.’”

Apokalypsy 6:5, 6

Page 32: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 33: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 34: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Efa malaza ny Kristiana amin’izao fotoana izao, ary efa maro amin’ireo izay miraiki-po amin’izany no mitondra ny anarana fotsiny ihany, fa ny ao anatin’ny fo kosa dia...

James Wharey Church History, p. 54

Page 35: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

James Wharey Church History, p. 54

... mbola jentilisa toy ny fiainany fahiny ihany. Tonga tahaka ny tondra-drano ao am-piangonana ankehitriny ny hadisoana sy ny fahasimbana.”

Page 36: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ny Fiangonana Katolika matanjaka dia mihoatra kely noho ilay Ampira Romana natao batisa...

A.C. Flick

Page 37: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Noho izany dia tsy mahagaga ny mahita fa maro ny fiovana nisy teo amin’ny Fiangonana nanomboka tamin’ny taonjato voalohany hatramin’ny taonjato fahefatra.”

A.C. Flick

Page 38: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Tsy afaka nitombo tao anatin’ny sivilizasiona sy ny fiainana

A.C. FlickThe Rise of the Mediaeval Church, p. 148

maha-jentilisa teo anivon’ny Romana ny fiainana maha-Kristiana, raha tsy nolokoina sy naka tahaka ireo fomba amam-panao, ireo fankalazana, ary ireo fety fanao fahiny fony mbola maro ny andriamanitra nivavahana…

Page 39: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…Tsy vitan’ny hoe babon’ny fiainana maha-Kristiana Roma, fa dia babon-dRoma ihany koa ny fiainana maha-Kristiana.”

A.C. FlickThe Rise of the Mediaeval Church, p. 148

Page 40: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 41: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Phillip ShaffHistory of the Christian Church, Vol, 3, p. 93. “Ny fanaovana izay ahatonga ny firenena ho Kristiana dia nahatonga ny fiangonana ho lasa

jentilisa sy miaina araka izao tontolo izao kokoa… rano fotsiny ihany no nanaovana batisa ny vahoaka tao anatin’ny Fanjakana Romana...

Page 42: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…ary izany no nampiditra tsikelikely ny fomba amam-panao jentilisa ho ao amin’ny fitoerana masina, izay niseho tamin’ny anarana vaovao.”

Phillip ShaffHistory of the Christian Church, Vol, 3, p. 93.

Page 43: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 44: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Bible Readings, p. 248“Asehon’ilay ‘soavaly mainty’ mazava tsara ny hamaizinana ara-panahysy ny fahasimbana hita tao

amin’ny fiangonana nanomboka tamin’ny andron’i Constantine hatramin’ny fotoana nametrahana ny fahefana papaly tamin’ny taona 58.”

Page 45: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

A.D. 323A.D. 323

A.D. 538A.D. 538

Page 46: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra… Ary hitako fa nisy soavaly hatsatra…

Apokalypsy 6:7, 8

Page 47: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Ary ny anaran’izay nitaingina azy atao hoe Fahafatesana, ary ny Fiainan-tsi-hita nanaraka azy…

Ary ny anaran’izay nitaingina azy atao hoe Fahafatesana, ary ny Fiainan-tsi-hita nanaraka azy…

Apokalypsy 6:7, 8

Page 48: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

… Ary nomena fahefana tamin’ny ampahefatry ny tany ireo hamono amin’ny sabatra sy ny mosary sy ny fahafatesana sy ny bibidia ety an-tany.”

… Ary nomena fahefana tamin’ny ampahefatry ny tany ireo hamono amin’ny sabatra sy ny mosary sy ny fahafatesana sy ny bibidia ety an-tany.”

Apokalypsy 6:7, 8

Page 49: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 50: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 51: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 52: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 53: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

A.D. 538A.D. 538

A.D. 1517A.D. 1517

Page 54: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Apokalypsy 6:9

“Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako…

Page 55: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…teo ambanin’ny alitara ny fanahin’izay voavono noho ny tenin’Andriamanitra sy ny filazana izay nohazoniny.”

Apokalypsy 6:9

Page 56: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 57: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ary niantso tamin’ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masina sy marina ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny ranay amin’izay monina eny ambonin’ny tany?’”

Apokalypsy 6:10

Page 58: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 59: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ary raha tsy nohafohezina izany andro izany…”

Matio 24:22

Page 60: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 61: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 62: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

A.D. 1517A.D. 1517

A.D. 1755A.D. 1755

Page 63: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Apokalypsy 6:12

“Ary nahita aho, rehefa novahany ny tombo-kase fahenina,

dia nisy horohorontany mafy…”

Page 64: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 65: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ilay horohorontany tany Lisbon izay nitranga tamin’ny 1 Novambra 1755 no horohorontany nisongadina indrindra teo amin’ny tantaran’ny tany.”

Nelson's New Looseleaf Encyclopedia

Page 66: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Voina nahery vaika no nandrava ny ampahany lehibe tamin’ny tanàna. Olona 60.000 no maty tao anatin’ny 6 minitra monja….

Sir Charles LyellPrinciples of Geology, Vol. 2, pp. 147, 148

Page 67: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…Nisintona ny ranomasina ka nahamaina ny morontsiraka; rehefa izany dia niverina indray izy ary tafakatra hatrany amin’ny 15 metatra na maherin’izany, nihoatra noho ny nahazatra.”

Sir Charles LyellPrinciples of Geology, Vol. 2, pp. 147, 148

Page 68: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 69: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Tsy hay lazaina ny tahotra, ny alahelo, ny antsoantso, ary ny fitomanian’ireo mponina mahantra; samy niantsoantso ny olon-drehetra...

A Ship captain said:

Page 70: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

‘ Hanao ahoana izahay? Samy tsy maharo anay na ny rano na ny tany, ary...

A Ship captain said:

Page 71: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

... toa manambana anay ho amin’ny faharavana tanteraka ny afo amin’izao fotoana izao!’... Naharitra herinandro iray manontolo ny firehetan’ny afo.”

A Ship captain said:

Page 72: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

J. Nours The History and Philosophy of Earthquakes, p.334. “Ny fiantraikan’ilay horohorontany tamin’ny taona 1755 dia nipaka hatrany amin’ny velarana efatra tapitrisa kilaometatra tora-droa...

Page 73: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

... tamin’ny velaran’ny tany... ary tsy mbola nisy nihoatra noho izany ara-tantara.”

J. Nours The History and Philosophy of Earthquakes, p.334.

Page 74: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Apokalypsy 6:12

“… ary tonga mainty tahaka ny lamba volon’osy fisaonana ny masoandro…”

Page 75: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Noah WebsterDictionary, ed. 1869

“Nisy Andro Maizina tamin’ny 19 May 1780, ka nahitana haizina niavaka tokoa nanerana an’i Nouvelle Angleterre tamin’io andro io...

Page 76: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Noah WebsterDictionary, ed. 1869

...Tsy fantatra ny antony marina nahatonga io tranga manokana io.”

Page 77: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ilay andro maizina tany Amerika Avaratra anio dia anisan’ireo tranga nahafinaritra niseho teo amin’ny zavaboary …

Hoy ilay manam-pahaizana malaza momba ny kintana

HerschelGage's History of Rowley, Massachusetts.

Page 78: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…izay mitana ny fahalianana hatrany, kanefa dia tsy hain’ny filôzôfia hazavaina.”

Hoy ilay manam-pahaizana malaza momba ny kintana

HerschelGage's History of Rowley, Massachusetts.

Page 79: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Ilay andro maizina

Page 80: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Apokalypsy 6:12“… ary

tonga tahaka ny rà avokoa ny volana.”

Page 81: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Milo BostwickStone's History of Beverly, Massachusetts“Niendrika toy ny rà ny volana izay fenomanana tamin’izay fotoana izay.Ny fahatairana

vokatr’izany sy ny resaka natao matetika momba izany no nahatonga azy nifantoka lalina tao an-tsaina.”

Page 82: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Apokalypsy 6:13

"Ary ny kintana tamin’ny lanitra dia niraraka tamin’ny tany, …

Page 83: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…toy ny aviavy manitsana ny voany manta, raha hozongozonin’ny rivotra mahery izy."

Apokalypsy 6:13

Page 84: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 85: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Charles A. Young, Manual of Astronomy, p. 469“Azo antoka fa anisan’ny filatsahana kintana niavaka indrindra ny an’ny ‘Leonids’ tamin’ny 12 Novambra 1833...

Page 86: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Charles A. Young, Manual of Astronomy, p. 469... Vinavinaina ho maherin’ny 2.000.000 isan’ora no nilatsaka nandritry ny adin’ny dimy na adin’ny enina.”

Page 87: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Encyclopedia Americana, under Article “Meteors”“Izany tranga natreha-maso nanerana an’i Amerika Avaratra izany… dia nanaitra fahalianana be...

Page 88: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Encyclopedia Americana, under Article “Meteors”Kintana manan-drambo analinaliny no nianjera... Nisy mpandinika sasany nampitaha ny isan’izy ireny...

Page 89: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

... tamin’ny vaingan-dranomandry mirotsaka na tamin’ny piti-drano mitete ao amin’ny efitrano fandroana.”

Encyclopedia Americana, under Article “Meteors”

Page 90: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Elijah BurrittGeography of the Heavens, p. 157

“Ilay tranga nianjeran’ny kintana izay tena nanaitra indrindra (13 Nov., 1833)...

Page 91: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

… dia naharakotra ny ampahany lehibe tamin’ny velaran’ny tany… naharakotra ny ampahan’ny lanitra iray manontolo, niaraka tamin’ny bolabolan’afo tsy hita isa.”

Elijah BurrittGeography of the Heavens, p. 157

Page 92: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 93: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Apokalypsy 6:14

“Dia lasa tahaka ny taratasy voahorona ny lanitra, ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin’ny fitoerany.”

Page 94: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Matio 24:29

“Ary raha vao afaka ny fahoriana amin’ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, …

Page 95: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…ary ny volana tsy hahazava; ary ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin’ny lanitra hohozongozonina.”

Matio 24:29

Page 96: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ary amin’izany andro izany dia hiseho eo amin’ny lanitra ny famantarana ny Zanak’olona, ka hitomany ny firenena rehatra ambonin’ny tany, …

Matio 24:29

Page 97: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…ary Hahita ny Zanak’olona avy amin-kery sy voninahitra lehibe eo amin’ny rahon’ny lanitra izy.”

Matio 24:29

Page 98: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Lioka 21:11

“… ary hisy zava-matahotra sy famantarana lehibe avy any an-danitra.”

Page 99: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 100: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Apokalypsy 6:15“Ary ny mpanjakan’ny tany sy ny lehibe mpifehy arivo sy ny lehilahy mahery, …

Page 101: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 102: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

…mbamin’ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin’ny lavaka sy ny tao amin’ny vatolampy eny an-tendrombohitra.”

Apokalypsy 6:15

Page 103: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

A.D. 1755 A.D. 1755

Fiverenan’i

Kristy

Fiverenan’i

Kristy

Page 104: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 105: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

“Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho antsasaky ny ora ny tany an-danitra.”

“Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho antsasaky ny ora ny tany an-danitra.”

Apokalypsy 8:1

Page 106: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Matio 25:31“Ary raha tonga ny Zanak’olona amin’ny voninahiny, arahin’ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianan’ny voninahiny Izy.”

“Ary raha tonga ny Zanak’olona amin’ny voninahiny, arahin’ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianan’ny voninahiny Izy.”

Page 107: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva

Jeremia 8:20

“Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika.”

Page 108: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva
Page 109: Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva