genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · web viewvih sida ity...

16
FIHAONANA AN-TAMPONY 2015 SY FANOMEZANA LOKA MOMBA NY FAMPIHARANA NY FIFANARAHAN’NY VONDRONA SADC Fahasalamanaara-pananahana , VIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana sy ny Fiarahamonina eny ifotony izay nahavita be teo amin’ny fanorenana fiarahamiasa sy tambazotra mahomby hofampiharana ny Fifanarahan’ny SADC momba ny Miralenta sy Fampandrosoana, tamin’ny fitakiana tamberin’andraikitra eo amin’ny fitondrampanjakana, fanatanterahana atrikasa fandresen-dahatra eny ifotony, ary koa fampiroborobona ny hetsika ataon’ny vehivavy eo amin ‘ny faritry ny SADC. Lohatenin’ny tetik’asa FITAIZANA TANORA TSY AN’ASA SY TSY MIANATRA MANOLOANA NY FANANAHANA ARA- MPANOLOTRA FANAMPIN’ANARANA ANARANA MARIE JEANNETTE Iza no soloinao tena Fikambanana Andraikitra TODIKA FILOHA Vavy/lahy safidio Lahy Vavy X Firenena MADAGASIKARA Adiresy mailaka zjeannettemarie@gma il.com Finday 2610320455600 Teny fanolorana :

Upload: others

Post on 05-Jun-2020

2 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana

FIHAONANA AN-TAMPONY 2015 SY FANOMEZANA LOKA MOMBA NY FAMPIHARANA NY FIFANARAHAN’NY VONDRONA SADC

Fahasalamanaara-pananahana ,VIH SIDA

Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana sy ny Fiarahamonina eny ifotony izay nahavita be teo amin’ny fanorenana fiarahamiasa sy tambazotra mahomby hofampiharana ny Fifanarahan’ny SADC momba ny Miralenta sy Fampandrosoana, tamin’ny fitakiana tamberin’andraikitra eo amin’ny fitondrampanjakana, fanatanterahana atrikasa fandresen-dahatra eny ifotony, ary koa fampiroborobona ny hetsika ataon’ny vehivavy eo amin ‘ny faritry ny SADC.

Lohatenin’ny tetik’asa FITAIZANA TANORA TSY AN’ASA SY TSY MIANATRA MANOLOANA NY FANANAHANA ARA-

MPANOLOTRA FANAMPIN’ANARANA ANARANAMARIE JEANNETTE

Iza no soloinao tena Fikambanana AndraikitraTODIKA FILOHA

Vavy/lahy safidio Lahy VavyX

Firenena MADAGASIKARAAdiresy mailaka [email protected] 2610320455600

Teny fanolorana :

- Ny fikambanana TODIKA dia fikambanana ivondronan’ny Mpanentana ara-pahasalamana eto Tamatave, misy 15 ny isan’ny mpikambana ary nijoro teo anivon’ny PSI Madagascar izahay satria mpanentana IC tao izahay Intermédiaire Commercial ( Produit PS no namidy, kapaoty, super moustiquaire, sur eau, palistop, pil plan, ...

Page 2: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana

Nahenika ny mpivarotra rehetra teto Tamatave izahay ary misy ny fidirana an-tokantrano, ny fanaovana vente promotion nandritran’ny 2 taona no nanaovanay ny asa.

Famitinana

TOAMASINA : Dia tanana lehibe ,maro ny olona mivezivezy nony fananany zotra maro : Toy ny zotra fiaramanidina, an-tanety , an-dranomasina , fiarandalamby dia manoloana izany dia maro ny tanora tsy an’asa sy tsy mianatra ka maro am’izy ireo tratran’ny herisetra maha vondron’olona marefo azy ka izay no antony nijoroan’ny fikambanana : manao asa fanentanana moban’ny fahasalamana ka ireto ny paikady nampiasaina nanatanterahana izany

- Dinidinika mampandray anjara ,amin’ny lohaevitra samy hafa izay manodidina ny tontolon’ny tanora sy ny zava- misy eo an-toerana

- Manao( VAD) Visite a domicile- Mnao Plaidoyer /: teo anivon’ny chef fokontany- Dokotera , Police - Fizarana fimailo maimaimpoana- Ny fiaraha-miasa naorina dia mitondra voka-tsoa satria nahafantarana ny zava-misy

teto an-toerana, sy ny olona sedraina, ary ny tokony atao, ka hafantarana hoe inona no lahara-pahamehana amin’izany, ary nahafahanay namolavola teti-kevitra, hanangana fikambanana TODIKA, ary nitady fiaraha-miasa tamin’ny fikambanana hafa ary nanatona ny Alliance Internationale contre le VIH/SIDA, nahafahanay namolavola drafitr’asa hisorohana ny VIH/SIDA ary nahazo tetik’asa famatsiam-bola nandritra ny taona2006-2009 FA 2010 katra- ankehitriny dia miasa antsitrapo

- TANJONA : - Hanamafy ny fahafahan’ny tanora lahy sy vavy tsy an’asa hiaro tena amin’ny VIH- Hampakatra ny taham - famonjen ‘ny tanora ireo tobim- PAHASALAMANA misy eto

antoerana sy ny fahafantarany ny service sahanin’ireo tobim-pahasalamana ireo- Hanatsara fahaizan’ny fikambanana manantanteraka ny asa momban’ny ady

amin’ny SIDA- Hanamafy ny fiarovana ny zon’ny tanora tsy an’asa sy tsy mianantra ,a ry ny

fiharovana azy ireo aminy herisetra

Ny mpiara-miombon’antoka:

- Ny mpamatsy vola: Alliance Internationale de VIH/SIDA- Ny TASC Fonce Région Atsinanana miady amin’ny SIDA- Ny Chef Fokontany- Ny tompon’andraikitra ny tobim-pahasalamana- DRJL: Direction Régional Jeunesse et Loisir.- Ny mpitandro filaminana

Page 3: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana

- Ny Centre Formation Professionnelle- Ny fikambanana samy hafa

Mpahazo tombotsoa mivantana Mpahazo tombotsoa tsy mivantanaLahy Vavy Totaliny Vavy Lahy totaliny

Tanora tsy an’asa sy tsy mianatra

I 000 2 000 3 000

Ny TDS Travaisse du sexe

200 2 00

Tanora nifoka zava-mahadomelina

30 10 40

Totaliny 3240

Ny fomba fanaraha-maso:

- Misy ny fivoriana ataon’ny birao, sy ny mpikambana isaky ny tapa-bolana handrefesana ny vita sy tsy vita.

- Misy ny Evaluation ataon’ny tompon’andraikitra famatsiam-bola sy ny mpiakambana ayr ny Cible solon-tenan’ny Cible isan-telo volana.

- Mampiasa fiche d’accompagnement ( omena avy amin’ny Hopitaly) ( Service de Santé)

- Fiche ho an’ny asa natao- Fiche de présence- Fiche fizohina ny fizarana fiamailo- Fiche d’indemnité- Fiche bokim-bola miditra, mivoaka- Fiche référence ho an’ny cible- Fiche fanamarinana fahatongavana tany amin’ny centre SRA- Taratasy fifanekena ho an’ny PE- Guide ho an’ny PE- Taratasy Inventaire des Equipements Sportifs- Tatitra mikasika ny fandaniana- Taratasy fangatahana fiaraha-miasa ami’ny service isan-tsokajiny.

Ny fifandraisana teo amin’ny sehatrin’ny Alliance:

- Ny fanamorana ny asa dia nijery fotoana iray izahay nanaovana Fivoriambe isam-bolana eo daholo ny solon-tenan’ny tamabazotra Nasionaly sy ny rezionaly dia namoaka tabilaon’ny tetik’asa vita sy ny tsy mbola vita, ary ahitana mirindra ny

Page 4: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana

asan’ny fikambanana tsirairay sa misy mifanitsaka amin’ny toerana iray ny fikambanana,

- Raha misy ny olana dia miara vahana eo.

Hetsika misongadina:

- Hetsika fialam-boly ara-panatanjahantena Ekipa 50 fokontany no nandray anjara tamin’ny tournoi football, baolina 30 no voazara ary Kopy 07 sy maillot 20

- Hetsika fialam-boly fifaninana mandihy sy vako-drazana, fifaninanana mihinan-kanina,sns...

- Hetsika fampisehoana tantara an-tsehatra makasika ny lohahevitra amin’ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo sy ny vohoka tsy niriana

- Hetsika fizarana lambahoany hoan’ny cible TSA: 200 teo anivon’ny fokontany mba hoentina hanamafisana ny fiaraha-miasa teo amin’ny fikambanana.

- Ny fandraisan’ny mpikambana andraikitra amin’ny fitondrana ny tetik’asa iombonana sy ny fividianana ny kojakoja izay nilaina nohentina nanatanterahana ny tetik’asa

- Ny lehiben’ny fokontany eo an-toerana dia miara-miasa tamin’ny mpanentana, mandritra ny asa fotory

- Ny fahazotoanay tanora mamonjy ny centre SRA, miala voly aminn’y fijerena film arahina dinika mampandray anjara iarahana amin’ny dokotera arahina fizarana fimailo.

- Ny cible izay voakasikan’ny tetik’asa , tonga namonjy tobim- pahasalaman

Fanangonana ny hoenti-manana: nandritran’ny 02 taona

SorabolaAriary

Fanamarihana

Sorabolana manokana hoan’ny miralenta

8000 000 Ar Fanentanana isaky ny cible teo anivon’ny fokontany

Ny miralenta eo amin’ny tetik’asa fototra

Fiaraha_miasa aminy CECEJ

Sorabola na zavatra natolotry ny fikambanana mpiara-miombon’antoka

4 000 000 Ar Fividianana fitaovana noentina nanatanteraka ny hetsika fialam-boly

Totaliny 12000 000 Ar

Fiaraha-miasa amin’ny fitondram-panjakana:

- Ny vokatra fampihavanana ny andininy 08 voasoratra ao amin’ny fenitran’ny SADC

Page 5: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana

- Solon-tena tokoa izahay fikambanana satria tafiditra ao anatin’ny TASK Force Région Atsinanana miady amin’ny SIDA izahay, ary raha misy hetsika ataon’ny fitondram-panjakana sy ny Ministera Santé dia tsy maintsy mandray anjara izahay na amin’nyExposition na amin’ny tantara an-tsehatra fandresendahatra amin’ny ady amin’ny VIH/SIDA na amin’ny hetsika fialamboly izay karakarain’ny DRJL isan-taona ( hazakazaka ambisikileta miady aminy SIDA)

Porofo fijoroana vavolombelona:

Attestation de reconnaissance à la journée mondiale de lutte conte le VIH/SIDA à Toamasina

Attestation de BOONNE FIN ( allience International contre le VIH / SIDA

Attestaion PROGRAMATION BASE SUR L’APPROCHE DROIT HUMAIN GESTION AXEE SUR LES RESLTAT ET SUVI EVALIATION ( minstera TANORA)

Maripakasitrahana avy amin’ny ministera ny serasera ( noho ny asa antsitrapo vita ho an’ny firenena

Attestation l’unite de cordination regional Atsinanana de la LUTTE CONTRE LE SIDA ( Unite de cordination regional Atsinanana

Attestation de la chef service de district de la POPILATION

Maripakasitrahana fanamarinana avy aminy centre proffesionnel

Fiarahamiasa amin’ny fiarahamonim-pirenena*Inona avy ireo paikady nampiasaina entina hahazoana ny fanohanan’ireo mpikambana ao amin’ny fiarahamonim-pirenena ka hiasany amin’ny fampiharana ny tanjona 28 ny Fifanarahana ?Inona avy ny vokatra azo ?Voateny 200 Nazahoana fihofanana isn-karazany , ka nahafahana nampitombo traik’efa

Porofo fijorona vavolombelona *Manomeza porofo fijorona vavolombelona ny influence izay azonao natao amin’ny fanambarana tomponandrakitra eo amin’ny fiarahamonim-pirenena iray ka mankasitraka ny asa ataon’nyfikambananao. Omeo ny anarany,fikambanana sy andraikiny .Voateny 200. Ny fikambanana SOCIETE CIVILE Nahafahan’ny fikambanana nandray anjara taminy fampihavana_ pirenena izay notanterahina teto an-toerana

Fiaraha-miasa amin’ny vondrona ifotony*

Page 6: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana

Inona no vokatry ny firotsahanao an-tsehatra teo amin’ny vondrona ifotony teo amin’ny Fifanarahan’ny SADC momba ny Miralenta sy Fampandrosoana ? Manomeza ohatra iray farafahakeliny .Voateny 200.

Satria nahatsapa izahay fikambanana fa ireo vondron’olona ireo dia : Tratran’ny fanilikiliana sy tondro- molotra eo anivon’ny fiaraha-monina ary tsy mahafehy tena izy ireo manolohana ny zava-misy eo antoerana sy ny manodidina

Porofo fijorona vavolombelona*

Manomeza porofo fijorona vavolombelona ny fihatraikan’ (influence) izay azonao natao amin’ny fanambarana tomponandrakitra eo amin’ny vondrona ifotony ka mankasitraka ny asa nataon’ny fikambananao.Omeo ny anarany, ny fikambanany sy ny andraikiny. Voateny 200. NY gender links : nazahoanay fihofanana ho vehivavy mpandraraha ka afaka miatrika ny fihainanana

.

Page 7: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana
Page 8: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana
Page 9: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana
Page 10: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana
Page 11: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana
Page 12: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana
Page 13: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana
Page 14: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana
Page 15: genderlinks.org.zagenderlinks.org.za/wp-content/uploads/imported/article… · Web viewVIH SIDA Ity loka ity dia entina hankasitrahana ny Fikambanana tsy Miankina amin’ny Fanjakana