ambassadeur

33

Upload: dee

Post on 23-Feb-2016

92 views

Category:

Documents


2 download

DESCRIPTION

ambassadeur. CLUB. ambassadeur. CLUB. NAHOANA NO NASIANA SAMPANA VAOVAO. ?. NY RAFITRA NAHAZATRA NITONDRANA NY DEPARTEMANTA TEO ALOHA. Misy sampana 3: Club Aventurier (klioban`ny Mpisantatra) 6 à 9 ans Club Explorateur (klioban`ny Mpisavalalana) 10 à 15 ans - PowerPoint PPT Presentation

TRANSCRIPT

Page 1: ambassadeur
Page 2: ambassadeur
Page 3: ambassadeur
Page 4: ambassadeur

NY RAFITRA NAHAZATRA NITONDRANA NY DEPARTEMANTA TEO ALOHA

• Misy sampana 3: 1. Club Aventurier (klioban`ny

Mpisantatra) 6 à 9 ans2. Club Explorateur (klioban`ny

Mpisavalalana) 10 à 15 ans3. Ainé/Jeune Adulte(Tanora

zokiny/Zatovo Lehibe) 16 à 35.- Club de leader- Club de chef guide

Page 5: ambassadeur

Maro ny divisiona nahatsiaro fahabangana

• Ho an`ireo tanora vao nahavita ny zavatra takiana ao amin’ny kilasim-pandrosoan’ny Mpisavalalana.

• Vokatr’izany ny Fikaonan-dohan ny Mpitarika Tanora maneran-tany t@ 2001 dia nanapaka fa ankinina @ departemantan’ny tanora ao @ CG ny fanomanana tahirin-kevitra sy fitaovana hananganana sampana vaovao ahazoana manome fahafaham-po ny zavatra`ilain`ny tanora 16-21 taona ao @ fiangonana.

Page 6: ambassadeur

Dia teraka teo ny Fikambanana(club) Ambasadaoro

Page 7: ambassadeur

• Tsy mikendry ny hisolo toerana ny Fikambanana JA akory ny Klioba Ambasadaoro• Fa kosa manamafy orina ny Asa fanompoana ny Tanora Zokiny ao @ fiangonantsika

• Mametraka rafitra izay ahafahan’ny tanora 16 -21 taona handray anjara mavitrika ao @ fiangonany, eo an-toerana sy maneran-tany

Page 8: ambassadeur
Page 9: ambassadeur

• CLUB des AVENTURIERS 6 – 9ANS • CLUB des EXPLORATEURS 10 – 15ANS

• Club des Ambassadeurs 16 – 21• Club des Chefs Guide 16 – 35• Club des Leaders 16 – 35 • JEUNE AINE/JEUNE ADULTE 22 – 35+ANS

Page 10: ambassadeur
Page 11: ambassadeur

MPIKAMBANA• 16+ ~21ans• Izay Nisafidy ny hivelona @ ireo fitsipi-piainana sy tari-dàlan’ny FAMAF

Page 12: ambassadeur

HEVITRY NY FAMANTARANA MANOKANA NY KLIOBA

• CLUB AMBASSADEUR

Page 13: ambassadeur

Ny sorona nataon`i Jesosy no ivon`ny fifandraisantsika aminy

Ilay hazo fijaliana eo @ bolatany dia maneho ny sorona nataony ahazoantsika fanantenana ny amin’ny ampitso vaovao sy tsaratsara kokoa (dieny ety an-tany @ alalan`ny fanompoam-pitarihana sy any @ tany vaovao @ fiaviany)

Page 14: ambassadeur

Ilay boky mivelatra no fototry ny finoantsika ny fahalalana sy ny fomba fiainantsika

Misokatra satria natao ho mpitari-dalana tsy miova sy mpiaradia amintsika mandrakizay izy

Tokony ho zaraina @ ireo izay mandray azy amin-kalalahana

Page 15: ambassadeur
Page 16: ambassadeur

Ilay loko mavo sy volom-boasary mifangaro dia maneho ny marainam-baovao manangasangan`ny fiainana mandrakizay izay hiseho aorian’ny haizin`ny fanandramantsika mandalo eto @ ity tany feno fahotana ity.

Page 17: ambassadeur

TARIGETRA SY TENY BAIKO

Ny Hafatra Advantista Maneran-tany ao amin`ny Taranaka misy Ahy

Ny Fitiavan`i Kristy no Manery Ahy

Page 18: ambassadeur

DECLARATION DE MISSION

FANAMBARANA IRAKA

Page 19: ambassadeur

Ny Klioba Ambasadaoro dia fandaminan`ny FAMAF natokana mba:

- hanomezana fahafaham-po ireo filana ara-panahy, ara-piarahamonina sy ny fomba fiainan`ireo tanora ao @ sokaji-taona 16-20,

- fanomezana azy ireo fanamby mba hanandrana sy hizara ny fifandraisana manokana @ Kristy

- hampivelatra fomba fiaina mifanaraka @ finoany sy ny fiantsona azony,

- hanome sehatra ho azy ireo ahafahany mampivelatra fisakaizana madio sy maharitra.

Page 20: ambassadeur

PHILOSOPHIE

FOTO-KEVITRA

Page 21: ambassadeur

• Ny FAMAF dia manolo-tena ny hanao izay hahatakarana sy hanofanana ny tanorany ho @ fitarihana sy ny fanompoana ny taranak`olombelona.• Tsy fanitarana ny Klioban`ny Mpisavalalana izany na ny faratampony.

• Tsy mitovy ny endriky ny programa. Tsy misy endrika itovizany @lafiny rehetra na anatiny na ivelany(famantarana sns...). Afa-tsy @fanatanterahana ireo zava-takiana.

Page 22: ambassadeur

IREO FOTOTRA FITO AMIN’NY FANDAHARAN’ASAN’NY

AMBASADAORO

Page 23: ambassadeur

1. Fampivelarana ny asa fitarihana @alalan`ny programa toy ny Chef Guide sy Fitarihana JA.

2. Fampivelarana ny asa fanasoavana ny fiarahamonina @alalan`ny fanofanana hiatrika asa sy voina.

3. Fampivelarana ny ara-panahy @alalan`ny fitoriana mahazatra sy Ny nohavaozina.

4. Fampivelarana ny lafi-piainana arakasa @alalan`ny fanofanana araka’sa misandrahaka sy voafaritra tsara.

Page 24: ambassadeur

5. Fampivelarana ny fomba fahazoana namana @alalan`ny fandinihana vondrona manokana ara-piarahamonina sy seminera fanomanana fanambadiana.

6. Fampivelarana ny toetra sy ny maha-izy azy @alalan`ny programa ankalamanjana sy setra avo (aventure)

7. Fampivelarana ny harem-piainana amin’ny fampiasana ireo asa manavanana isan-karazany lalindalina kokoa araka izay voasoritsoritra ao @ Manuel de Distinction( brevet-Honor) JA.

Page 25: ambassadeur

OBJECTIFSTANJONA

Page 26: ambassadeur

• Manampy ny tanora hahatsapa fa tia azy ireo A/tra sy ny F/g , sy hankasitraka azy ireo @ireo talenta entiny manao ny asan`ny F/g. Ho hitan`izy ireo @izany ny fahatanterana @fahafenoany ireo fomba fiainany.

• Hamporisika ny Tanora Zokiny hahita ireo talenta noraisiny tamin`A/tra ka hampiasa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fahaiza-manao ananany hamitana ny adidiny amin`A/tra.

Page 27: ambassadeur

• Mitaona ny Tanora zokiny hanolotra ny lafim-pitiavany manokana an`A/tra @fampiraisany azy ireo ao @hetsika misionera isankarazany.

• Atao izay aha-lohalaharana @fanorenana programa Ambasadaoro ny famonjena manokana ny mambra tsirairay sy izy rehetra..

• Manorina ao @endri-piainan`ny tanora fankafizana sy fahatakarana ary fitiavana ny voarin`A/tra @alalan`ny programan-na setra sy tadihatsaka voarafitra tsara

Page 28: ambassadeur

• Mampianatra asa mahavelona voafaritra tsara sy fialam-boly ho an’ ny tanora zokiny izay manampy azy ireo hanana tanjona sy asa fivelomana.

• Mamporisika ny tanora hampivelatra sy hihazona ny vatana ho tomady @alàlan`ny endri-piaina feno hetsika sy herim-po ary tsy misy zavamahadomelina.

Page 29: ambassadeur

•Manome fotoana ny tanora ahafahany mampivelatra sy maneho ny hakingany @lafiny fitarihana.

•Manone fotoana mety ho an`ny tanora lahy sy vavy, hahazoan`izy ireo hanana fifanakalozana any @hetsika mety tsara izay mitaona sy manamafy fifandraisana ety kokoa ho @fiainana.

Page 30: ambassadeur
Page 31: ambassadeur

Fandaminana ny Club Ambassadeur

• Mila hevitra @ Filohan’ny Departemanta

• Mihaona @ Pastora /loholon`ny Fiangonana.

• Manolotra ny drafitra @ komitin’ny Fiangonana.

• Mampahafantatra ny Fiangonana• Miantso fivoriana manokana

Sabata hariva.

Page 32: ambassadeur

Fandaminana ny Club Ambassadeur

•Mifidy komity mpanatanteraka madinika

•Mandrafitra programa•Fisoratana anarana

Page 33: ambassadeur