f ny fotoam pahavaratra seha-pampianarana notolorana baoty … · 2020-01-11 · fiatrehana ny asa...

1
FiAtrehAnA ny AsA AMinny FotoAM-pAhAvArAtrA notolorana baoty avokoa ireo mpiasan’ny CUA, mpanao asa fanadiovana isan-karazany 6 Lah 1002 Sabotsy 11 janoary 2020 Samihafa www.gvalosoa.com Ireo baoty, nomena ny mpiasan’ny CUA. H o fiatrehana ny asa amin’izao fotoam- pahavaratra izao dia notolorana baoty sa- haza amin’izany, ireo mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) rehetra, mpanao asa fanadiovana isan-ka- razany toy ny : mpanadio tatatra, ny mpamafa la- lana, mpanamboatra la- lana,…. Izany dia mba ho fitsinjovana azy ireo, sy hahamora ny asa izay ha- taony amin’ny fisian’ny rano, fotaka, fako,... amin’ izao fotoam-pahavaratra izao, izay mila baoty ny fanaovana ny fiatrehana izany asa izany. Nahazo ireo baoty ireo ny mpiasa ao amin’ny Boriboritany voalohany, ka hatramin’ny Boriboritany faha-6, ny mpiasan’ny asa vaven- tin’ny CUA (DTP), ny mpiasa ao anivon’ny Di- rection de la Santé et Hy- giène (DSH), na ny BMH teo aloha, ny mpamonjy voina, ny Polisy Monisi- paly, ary ny Equipe d’ur- gence. Ankoatra izany, mitohy hatrany ny fiatre- hana ireo asa maika mety hisy amin’izao fotoam-pa- havaratra izao, toy ny fa- merenana ny sarona dale mety hiala entin’ny rano, eo koa ny fanaovana sy fametrahana buse ho fa- narian-drano eny Ambohi- jatovo. Aly Ireo komoriana hita tany amin’ny fari-dranomasin’i Mahajanga. Avotra soa amantsara ireo komoriana nentin’ny ranomasina tamin'ny ve- dety tany Ampahazony Mahajanga. Nanomboka tamin'ny 28 desambra izy ireo no tsy hita, niala tany Anjouan ho any Mohéli samy any amin’ny Nosy Kaomaoro, saingy noho ny andro ratsy dia nafe- fiky ny ranomasina ka tonga hatrany Mahajanga Madagasikara. Avotra soa amantsara izy 13 miana- dahy mianaka tao ana- tiny, nahitana vehivavy bevoka 1 sy zazakely 1. Efa nentina any amin'ny espace médical Maha- janga izy ireo amin’izao fotoana, jerena ny toe-pa- hasalamany, izay hita fa tena reraka tokoa. Niara- nisalahy tamin'ny famon- jena, ny ekipan’ny Tvhfb rehetra sy ireo tao amin' ny brigade ny port ary ny Apmf any amin’iny faritra Boegny iny. Stefa Loza an-dranomasina Avotra soa aman-tsara ireo komoriana efa tsy hita hatramin’ny 28 desambra Taratasin’ny mpamaky Taratasy ampitaina amin’ny gazety Ny Valosoa Vaovao sy amin’ny re- hetra izay iantefany izao manaraka izao, momba ny fitaizana ny mpia- natra any an-tsekoly : Ny 7 janvier nirava hariva rehefa nody ny zanako vavy 3 taona sy tapany dia nitomany sady nitaraina fa marary ny sandriny, fa aza kasihina fa notsongoin’i maitresse, akory ny hatairanay Ray aman-dreny noho izany satria andranomaso no nitenenany, fa izy tsy hianatra tsony fa"" Me- chante maitresse Larissa"", tsy laitra nampanginina ny zaza , rehefa no- jerena dia vaofy sady mangana ny sandrikeliny ary misy dihana hohontanana anankiroa(nefa mbola nisy tablier sy tee- shirt nanaovany, fa tena novoasan’ ilay maitresse mihintsy my tananan’ny zanakay, vaky ny fo no sady sorena, ka tsy maintsy nanatona ny fianarana ny maraina io ihany. Voalohany indrindra efa natao ny fihaonana tamin’ny directrice sekoly St FRANCOIS JAMET ANDRAISORO ny 8 janvier 2020, efa nifanatre- hana ary niaiky i maitresse, fa notsongoiny ny tanan'ny zaza izay mbola nisy tablier sy tee- shirt nefa dia vaofy tanteraka ary naratra, miala tsiny anefa no nataon izy ireo ary tsisy fepetra noraisin’ny sekoly, eny fa na dia nangataka aza izahay RAD ny amindrana classes parallèle an’ny zaza , soit izahay miala soit izany ao Amin’i maitresse ihany satria pé- dagogies iray ihany hono no ao, fa hiezaka i maitresse (efa hita le ezaka fa saingy Sao hahafaty ny zanakay, manginy fotsiny ny tahotry ny zana- kay, na mahita anao aza nanganoano feno souffrance ny endriny ary traumatisé nohon’ny HERISETRA nataonao azy , tazomy ho anao sy ny zanakao any ary izay mbola manana fahatokisana ho anao izay ezakao any). I directrice moa nanazava fa ny fanabeazana dia tsy maintsy misy ny fanintsiana ary na izy koa aza misy fotoana manongo ny ankizy ihany fa tsy mandratra araka ny filazany, manome rariny ny nataon’ilay maitresse no fahatsapanay izany , satria efa fomba fanaonareo izany ilay izy !!!! Izahay anie tsy Mandà ny tsy hanitsiana ny zanakay ara-drariny e! Fa le vono kosa tsy hifanarahana !!!! Ary misy lalàna mahakasika izany, ave- reno vakiana aloha alohan’ny hanohizanareo ny fanabeazana, MBA tsy hiverenan’ny toy izao intsony. Ny Antony fandratrana ny zaza moa dia nazavain’i maitresse, oha- tran’ireny tena rariny ireny mihintsy ny nanaovany azy, fa TSY NANAO DEVOIR MANORATRA "A" SY" 2" ny zaza fa rendremana te hatory anefa ny an’ny mpianatra hafa efa vita, KA CHOQUE i MAITRESSE KA VOATERY NIKASI-TANANA NY ZAZA !!! Ny zaza ampianarina ho Tia fianarana tambatambazana ahitsy ampahatonina, fa tsy dresser-na oha- tran omby toy izany!!! Sady zaza 3 taona anie no resaka e!!!! Vao mia- natra mibadabada sy miteny ka ahoana, MBA lanjalanjaina ihany ilay zavatra ataonao , samy manana ny vocation-ny ny olona tsirairay, ka raha tsapanao fa diso filière ianao mbola tsy Tara miova, fa aza ny za- nakolona no voina ao!!!! Ny zaza dia tsy te hierika ilay maitresse sy ilay fianarana intsony ary tena ohatran’ireny hamono azy ireny raha vao miresaka izany, trauma- tisé total (izany hoe tsy possible ny hiverenany hianatra intsony ao amin ilay etablissement )ary tojo amin'ilay solution nomen’i Directrice moa izany hoe: soit zany izahay miala, soit ajanona ao amin’i maitresse mpa- mono zaza ny zanakay: BRAVO BRAVO VOUS AVEZ REUSSI..... Noho ny zava-misy tsy nipetrapetra-potsiny izahay RAD ary hisaorana feno ny fanampiana tamin’ny torohevitra, ny fankaherezana rehetra voaray. Isaorana ihany koa ny ONEP ( Office National de l'Enseignement Privé ) sy ny DIDEC ( Direction diocésaine de l’enseignement catholique ) nan- dray ny andraikiny avy hatrany manoloana izao zavatra izao momban’ny sekoly sy ilay mpampianatra ary ny DOKOTERA, izay nanampy sy nan- dray an-tanana ny recuperation amin’ny traumatisme nahazo ny zaza, MBA hamerenana azy tsikelikely hiverina any an-tsekoly sy ho Tia fia- narana indray ary hatoky izay mpampianatra hampianatra azy, amin’izay sekoly vaovao hampidirana azy hianatra. Hafatra ho antsika RAD , raha toa misy ny trangan-javatra toy izao dia afaka manatona ny onep ( office national de l'enseignement privé ) ia- nareo fa enjehin’ny lalana ary mahavoasazy ny fikasihan-tanana indrin- dra ny fandratrana ny zaza mianatra, Hafatra ho anareo mpanabe , aoka mba ho fanabeazana mendrika no atao sy tovozin’ny zanakay any am-pianarana fa tsy herisetra sy fandat- sahan’aina ary fanintsiana mendrika sy sahaza ny zanakay raha misy tsy mety ataony na ampiantsoy izahay rad rehefa tsy mety aminareo fa aza vonoinatianay ny zanakay matoa ampianarinay na hendry na ma- ditra, anaro am-pahamendrehana !!! Mba ho fanabeazana mendrika lavitry ny herisetra hamporisika ny zaza malagasy rehetra hazoto hianatra anie no tovozina satria ny fianarana no lova tsara indrindra. Mirary soa antsika rehetra ,misaotra anareo tsy ankanavaka nanohana tamin’ity "bonane tsy ho adino mandrakizay nomen’i maitresse ity". Lina Mahenintsoa Mpamaky gazety Ny Valosoa Vaovao Seha-pampianarana Mampitombo ny olany hatrany no ataon’ny fitondrana Tsy ilaozan’olana mihitsy ity seha-pampianarana eto amintsika ity. Maneho miharihary ny tsy fananan’izao fitondrana izao traikefa izany. Niaraha-nahita tsara ireny ny zava-doza nitranga tamin’ny fanadinana ba- kalorea farany teo. Tsy mbola nisy toe-javatra nidona mafy toy ireny teo amin’io fanadinana io, na dia efa nisy aza tany aloha, fa iny no lasa lavitra indrindra. Na- taon’ny fitondrana fotsiny izay nialàna tamin’ny olana teo anatrehany, fa ny famahana ny olana fototra tsy vi- tany sady tsy hitany velively. Izao dia navela handeha amin’izay lalany any fotsiny ireo mpianatra lasibatra ta- min’izany fanadinana namohehitra izany, ary tsy misy afaka mandà fa tsy nahenoina izay vahaolana tohiny natolotry ny fitondrana Rajoelina ny rehetra. Tojo olana lehibe ny mpianatra ary mbola mampanahy be ihany ny hoaviny kanefa tsy mampihetsi-bolomaso ny fitondrana izany. Volana vitsy aty aoriana izany, mi- poitra indray ity ny olan’ny mpampianatra. Tsy mazava ny fitsinjarana ny vola fanomezana nantsoina hoe “pa- nier garni”. Tsy mitovy ny vola raisin’ireo mpampiana- tra, fa misy mahazo 65000 Ar, misy kosa ny an’ny sasany 9000 Ar na 3000 Ar mihitsy aza, araka ny fa- nazavan’ny sendikan’ireo mpampianatra. Nazava ny tenin’izy ireo omaly tamin’ny haino aman-jery tamin’ny alalan’ny fanazavan’ny filohan’ny sendika, ho setrin’ny fanazavan’ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena ny amin’ny fitsinjarana ilay fanomezana. Noezahiny nala- mindamina ny resaka kanefa tena mahakasika ny fiai- nan’ny mpampianatra tokoa. Mazava loatra fa raha ireo mpikambana eo anivon’ny fitondrana no tratr’izao olana izao angamba tsy halamindamina toy izany ny resaka. Mpampianatra eto no niharan’ny olana ara- bola tokony horaisiny dia atao toy ny nanaovana ireo mpianatra nanala fanadinana bakalorea ihany ny va- haolana atao. Manome fotoana eto ny mpampianatra mba hitovy tsy hisy tombo sy hala, dia aorian’izany hanao ahoana indray? Ho hita eo mazava ny anjara toerana ametrahana ny mpampianatra eto amin’ny fi- renena, fa inona moa ny olana ho an’ny fitondrana amin’izay resa-bola toy izany, nanampi-bava na nanao fanampena-maso ireo sokajina manam-pahefana eto amin’ny firenena amin’ny fampitomboana ny vola, na ny tombontsoa raisin’izy ireo aza vitany. Efa nahavita ny fanatanterahana ny sitrapony rahateo ny sasany ta- min’izy ireny tamin’ny paipaika politika, toy ny tamin’ny resaka fifidianana, ka tsy tokony hitsipa-doha laka-ni- tana… Na inona anefa ho lazaina sy fanazavana avy amin’ny fitondrana, ny fialàna bala sy fanilihana andraikitra amin’ny hafa efa fanaony, fitondrana tsy mahavaha olana eo amin’ny seha-pampianarana eto Madagasi- kara izao fitondrana izao. Iaraha-mahalala, fa ity seha- tra ity dia manana olana maro samihafa, kanefa mbola ampian’ny fitondrana Rajoelina olana vaovao hafa in- dray. Tsy isalasalana fa mbola hisy olana hafa indray koa ho avy manaraka hapoitrany. Dia ny vahoaka ha- trany no hibaby ny vokany. Radafy Tranga mampihorin-koditra Kartie môbila novonoina notonta- tontaina tamin’ny vato Vaovao mampalahelo no nitranga omaly marainan’ ny zoma, tany amin’ny toe- rana fampiadina akoho- lahy, any Avaratsena, any amin’ny tanànan’i Tsiroano- mandidy, faritra Bongolava. Lehilahy iray no hita faty novonoina tamin’ny fomba feno habibiana, satria nahi- tana vato manodidina ny razana . Arak’izany, novo- noina nozerana vato no na- hafaty io olona hita faty io. Araka ny fanadihadian’ny tany an-toerana, kartie mô- bila teo aloha tao Avarat- sena ity niharam-boina ity. Fano na i Dofa no ahafataran'ny maro azy, tokony ho 42 taona eo. Nam- baran'ny fokonolona, fa tsy manan-kialofana ity tovo- lahy ity. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro filaminana ny raharaha, mitohy ny fanadihadiana sy ny famoto- rana ataon’izy ireo. Niaina Ilay kartie môbila, maty nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana.

Upload: others

Post on 15-Jul-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: F ny FotoAM pAhAvArAtrA Seha-pampianarana notolorana baoty … · 2020-01-11 · FiAtrehAnA ny AsA AMin ’ny FotoAM-pAhAvArAtrA notolorana baoty avokoa ireo mpiasan’ny CUA, mpanao

FiAtrehAnA ny AsA AMin’ny FotoAM-pAhAvArAtrA

notolorana baoty avokoa ireo mpiasan’ny CUA, mpanao asa

fanadiovana isan-karazany

6Lah 1002 Sabotsy 11 janoary 2020Samihafawww.gvalosoa.com

Ireo baoty, nomena ny mpiasan’ny CUA.

Ho fiatrehana ny asaamin’izao fotoam-pahavaratra izao

dia notolorana baoty sa-haza amin’izany, ireompiasan’ny KaomininaAntananarivo Renivohitra(CUA) rehetra, mpanaoasa fanadiovana isan-ka-razany toy ny : mpanadiotatatra, ny mpamafa la-lana, mpanamboatra la-lana,…. Izany dia mba hofitsinjovana azy ireo, syhahamora ny asa izay ha-taony amin’ny fisian’nyrano, fotaka, fako,... amin’izao fotoam-pahavaratraizao, izay mila baoty nyfanaovana ny fiatrehana

izany asa izany. Nahazoireo baoty ireo ny mpiasaao amin’ny Boriboritany

voalohany, ka hatramin’nyBoriboritany faha-6, nympiasan’ny asa vaven-

tin’ny CUA (DTP), nympiasa ao anivon’ny Di-rection de la Santé et Hy-giène (DSH), na ny BMHteo aloha, ny mpamonjyvoina, ny Polisy Monisi-paly, ary ny Equipe d’ur-gence. Ankoatra izany,mitohy hatrany ny fiatre-hana ireo asa maika metyhisy amin’izao fotoam-pa-havaratra izao, toy ny fa-merenana ny sarona dalemety hiala entin’ny rano,eo koa ny fanaovana syfametrahana buse ho fa-narian-drano eny Ambohi-jatovo.

Aly

Ireo komoriana hita tany amin’ny fari-dranomasin’i Mahajanga.

Avotra soa amantsaraireo komoriana nentin’nyranomasina tamin'ny ve-dety tany AmpahazonyMahajanga. Nanombokatamin'ny 28 desambra izyireo no tsy hita, niala tanyAnjouan ho any Mohélisamy any amin’ny NosyKaomaoro, saingy nohony andro ratsy dia nafe-fiky ny ranomasina katonga hatrany MahajangaMadagasikara. Avotra soaamantsara izy 13 miana-dahy mianaka tao ana-tiny, nahitana vehivavybevoka 1 sy zazakely 1.Efa nentina any amin'nyespace médical Maha-janga izy ireo amin’izaofotoana, jerena ny toe-pa-

hasalamany, izay hita fatena reraka tokoa. Niara-nisalahy tamin'ny famon-

jena, ny ekipan’ny Tvhfbrehetra sy ireo tao amin'ny brigade ny port ary ny

Apmf any amin’iny faritraBoegny iny.

Stefa

Loza an-dranomasina

Avotra soa aman-tsara ireo komoriana efa tsy hita hatramin’ny 28 desambra

Taratasin’ny mpamakyTaratasy ampitaina amin’ny gazety Ny Valosoa Vaovao sy amin’ny re-hetra izay iantefany izao manaraka izao, momba ny fitaizana ny mpia-natra any an-tsekoly :Ny 7 janvier nirava hariva rehefa nody ny zanako vavy 3 taona sy tapanydia nitomany sady nitaraina fa marary ny sandriny, fa aza kasihina fanotsongoin’i maitresse, akory ny hatairanay Ray aman-dreny noho izanysatria andranomaso no nitenenany, fa izy tsy hianatra tsony fa"" Me-chante maitresse Larissa"", tsy laitra nampanginina ny zaza , rehefa no-jerena dia vaofy sady mangana ny sandrikeliny ary misy dihanahohontanana anankiroa(nefa mbola nisy tablier sy tee- shirt nanaovany,fa tena novoasan’ ilay maitresse mihintsy my tananan’ny zanakay, vakyny fo no sady sorena, ka tsy maintsy nanatona ny fianarana ny marainaio ihany.Voalohany indrindra efa natao ny fihaonana tamin’ny directrice sekolySt FRANCOIS JAMET ANDRAISORO ny 8 janvier 2020, efa nifanatre-hana ary niaiky i maitresse, fa notsongoiny ny tanan'ny zaza izay mbolanisy tablier sy tee- shirt nefa dia vaofy tanteraka ary naratra, miala tsinyanefa no nataon izy ireo ary tsisy fepetra noraisin’ny sekoly, eny fa nadia nangataka aza izahay RAD ny amindrana classes parallèle an’nyzaza , soit izahay miala soit izany ao Amin’i maitresse ihany satria pé-dagogies iray ihany hono no ao, fa hiezaka i maitresse (efa hita le ezakafa saingy Sao hahafaty ny zanakay, manginy fotsiny ny tahotry ny zana-kay, na mahita anao aza nanganoano feno souffrance ny endriny arytraumatisé nohon’ny HERISETRA nataonao azy , tazomy ho anao sy nyzanakao any ary izay mbola manana fahatokisana ho anao izay ezakaoany).I directrice moa nanazava fa ny fanabeazana dia tsy maintsy misy nyfanintsiana ary na izy koa aza misy fotoana manongo ny ankizy ihany fatsy mandratra araka ny filazany, manome rariny ny nataon’ilay maitresseno fahatsapanay izany , satria efa fomba fanaonareo izany ilay izy !!!!Izahay anie tsy Mandà ny tsy hanitsiana ny zanakay ara-drariny e! Fa levono kosa tsy hifanarahana !!!! Ary misy lalàna mahakasika izany, ave-reno vakiana aloha alohan’ny hanohizanareo ny fanabeazana, MBA tsyhiverenan’ny toy izao intsony.Ny Antony fandratrana ny zaza moa dia nazavain’i maitresse, oha-tran’ireny tena rariny ireny mihintsy ny nanaovany azy, fa TSY NANAODEVOIR MANORATRA "A" SY" 2" ny zaza fa rendremana te hatoryanefa ny an’ny mpianatra hafa efa vita, KA CHOQUE i MAITRESSE KA

VOATERY NIKASI-TANANA NY ZAZA !!! Ny zaza ampianarina ho Tiafianarana tambatambazana ahitsy ampahatonina, fa tsy dresser-na oha-tran omby toy izany!!! Sady zaza 3 taona anie no resaka e!!!! Vao mia-natra mibadabada sy miteny ka ahoana, MBA lanjalanjaina ihany ilayzavatra ataonao , samy manana ny vocation-ny ny olona tsirairay, karaha tsapanao fa diso filière ianao mbola tsy Tara miova, fa aza ny za-nakolona no voina ao!!!!Ny zaza dia tsy te hierika ilay maitresse sy ilay fianarana intsony arytena ohatran’ireny hamono azy ireny raha vao miresaka izany, trauma-tisé total (izany hoe tsy possible ny hiverenany hianatra intsony ao aminilay etablissement )ary tojo amin'ilay solution nomen’i Directrice moaizany hoe: soit zany izahay miala, soit ajanona ao amin’i maitresse mpa-mono zaza ny zanakay: BRAVO BRAVO VOUS AVEZ REUSSI.....Noho ny zava-misy tsy nipetrapetra-potsiny izahay RAD ary hisaoranafeno ny fanampiana tamin’ny torohevitra, ny fankaherezana rehetra voaray.Isaorana ihany koa ny ONEP ( Office National de l'Enseignement Privé) sy ny DIDEC ( Direction diocésaine de l’enseignement catholique ) nan-dray ny andraikiny avy hatrany manoloana izao zavatra izao momban’nysekoly sy ilay mpampianatra ary ny DOKOTERA, izay nanampy sy nan-dray an-tanana ny recuperation amin’ny traumatisme nahazo ny zaza,MBA hamerenana azy tsikelikely hiverina any an-tsekoly sy ho Tia fia-narana indray ary hatoky izay mpampianatra hampianatra azy, amin’izaysekoly vaovao hampidirana azy hianatra.Hafatra ho antsika RAD , raha toa misy ny trangan-javatra toy izao diaafaka manatona ny onep ( office national de l'enseignement privé ) ia-nareo fa enjehin’ny lalana ary mahavoasazy ny fikasihan-tanana indrin-dra ny fandratrana ny zaza mianatra,Hafatra ho anareo mpanabe , aoka mba ho fanabeazana mendrika noatao sy tovozin’ny zanakay any am-pianarana fa tsy herisetra sy fandat-sahan’aina ,ary fanintsiana mendrika sy sahaza ny zanakay raha misytsy mety ataony na ampiantsoy izahay rad rehefa tsy mety aminareo faaza vonoina!tianay ny zanakay matoa ampianarinay na hendry na ma-ditra, anaro am-pahamendrehana !!!Mba ho fanabeazana mendrika lavitry ny herisetra hamporisika ny zazamalagasy rehetra hazoto hianatra anie no tovozina satria ny fianaranano lova tsara indrindra.Mirary soa antsika rehetra ,misaotra anareo tsy ankanavaka nanohanatamin’ity "bonane tsy ho adino mandrakizay nomen’i maitresse ity".

Lina MahenintsoaMpamaky gazety Ny Valosoa Vaovao

Seha-pampianarana

Mampitombo ny olany hatrany no ataon’ny fitondrana

Tsy ilaozan’olana mihitsy ity seha-pampianarana etoamintsika ity. Maneho miharihary ny tsy fananan’izaofitondrana izao traikefa izany. Niaraha-nahita tsaraireny ny zava-doza nitranga tamin’ny fanadinana ba-kalorea farany teo. Tsy mbola nisy toe-javatra nidonamafy toy ireny teo amin’io fanadinana io, na dia efa nisyaza tany aloha, fa iny no lasa lavitra indrindra. Na-taon’ny fitondrana fotsiny izay nialàna tamin’ny olanateo anatrehany, fa ny famahana ny olana fototra tsy vi-tany sady tsy hitany velively. Izao dia navela handehaamin’izay lalany any fotsiny ireo mpianatra lasibatra ta-min’izany fanadinana namohehitra izany, ary tsy misyafaka mandà fa tsy nahenoina izay vahaolana tohinynatolotry ny fitondrana Rajoelina ny rehetra. Tojo olana lehibe ny mpianatra ary mbola mampanahybe ihany ny hoaviny kanefa tsy mampihetsi-bolomasony fitondrana izany. Volana vitsy aty aoriana izany, mi-poitra indray ity ny olan’ny mpampianatra. Tsy mazavany fitsinjarana ny vola fanomezana nantsoina hoe “pa-nier garni”. Tsy mitovy ny vola raisin’ireo mpampiana-tra, fa misy mahazo 65000 Ar, misy kosa ny an’nysasany 9000 Ar na 3000 Ar mihitsy aza, araka ny fa-nazavan’ny sendikan’ireo mpampianatra. Nazava nytenin’izy ireo omaly tamin’ny haino aman-jery tamin’nyalalan’ny fanazavan’ny filohan’ny sendika, ho setrin’nyfanazavan’ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena nyamin’ny fitsinjarana ilay fanomezana. Noezahiny nala-mindamina ny resaka kanefa tena mahakasika ny fiai-nan’ny mpampianatra tokoa. Mazava loatra fa rahaireo mpikambana eo anivon’ny fitondrana no tratr’izaoolana izao angamba tsy halamindamina toy izany nyresaka. Mpampianatra eto no niharan’ny olana ara-bola tokony horaisiny dia atao toy ny nanaovana ireompianatra nanala fanadinana bakalorea ihany ny va-haolana atao. Manome fotoana eto ny mpampianatramba hitovy tsy hisy tombo sy hala, dia aorian’izanyhanao ahoana indray? Ho hita eo mazava ny anjaratoerana ametrahana ny mpampianatra eto amin’ny fi-renena, fa inona moa ny olana ho an’ny fitondranaamin’izay resa-bola toy izany, nanampi-bava na nanaofanampena-maso ireo sokajina manam-pahefana etoamin’ny firenena amin’ny fampitomboana ny vola, nany tombontsoa raisin’izy ireo aza vitany. Efa nahavitany fanatanterahana ny sitrapony rahateo ny sasany ta-min’izy ireny tamin’ny paipaika politika, toy ny tamin’nyresaka fifidianana, ka tsy tokony hitsipa-doha laka-ni-tana…Na inona anefa ho lazaina sy fanazavana avy amin’nyfitondrana, ny fialàna bala sy fanilihana andraikitraamin’ny hafa efa fanaony, fitondrana tsy mahavahaolana eo amin’ny seha-pampianarana eto Madagasi-kara izao fitondrana izao. Iaraha-mahalala, fa ity seha-tra ity dia manana olana maro samihafa, kanefa mbolaampian’ny fitondrana Rajoelina olana vaovao hafa in-dray. Tsy isalasalana fa mbola hisy olana hafa indraykoa ho avy manaraka hapoitrany. Dia ny vahoaka ha-trany no hibaby ny vokany.

Radafy

Tranga mampihorin-koditra

Kartie môbila novonoina notonta-tontaina tamin’ny vato

Vaovao mampalahelo nonitranga omaly marainan’ny zoma, tany amin’ny toe-rana fampiadina akoho-lahy, any Avaratsena, anyamin’ny tanànan’i Tsiroano-mandidy, faritra Bongolava.Lehilahy iray no hita fatynovonoina tamin’ny fombafeno habibiana, satria nahi-tana vato manodidina nyrazana . Arak’izany, novo-noina nozerana vato no na-hafaty io olona hita faty io.Araka ny fanadihadian’nytany an-toerana, kartie mô-bila teo aloha tao Avarat-sena ity niharam-boina ity. Fano na i Dofa noahafataran'ny maro azy, tokony ho 42 taona eo. Nam-baran'ny fokonolona, fa tsy manan-kialofana ity tovo-lahy ity. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro filaminanany raharaha, mitohy ny fanadihadiana sy ny famoto-rana ataon’izy ireo.

Niaina

Ilay kartie môbila, maty nisynamono tamin’ny fomba

feno habibiana.