ˆ ˜˙ ˆ ˆ ˜ ˜ ˜˛ ˛ - ˙˘ f ˆ ˜ ˙ˆ$ˆ ˚˜˙˛ ˙ ˘˙ ˆ...moa dia tsy afaka hanao na...

Post on 13-Nov-2020

1 Views

Category:

Documents

0 Downloads

Preview:

Click to see full reader

TRANSCRIPT

Efa lasa tandra vvadin-koditra eo amin’ny politi-siana gasy rehefa tonga eo amin’ny fitondrana nymanilika ireo tomponandraikitra ambony anyamin’ny departemanta isan-tokony any.

Folo volana izao no nitondran-dRajoelina Andrysy ny ekipany ny Firenena. Na tiana na tsy tianakosa anefa dia efa folo taona izy no teo amin’ny

fitondrana satria niara-nitantana tao amin’ny teteza-mita ihany izy ny ekipan-dRajaonarimampianina Hery.Tsy idirana ny disadisa noho ny fanilihan’ity farany nysasantsasany tamin’ireo samy tao amin’ny tetezamitarehefa tonga teo amin’ny fitondrana izy. Ny Praimini-sitra Ntsay Christian moa no marimaritra niraisanataorian’ireny tolona nataon’ny solomabavambahoaka73 nanomboka ny volana aprily 2018 ireny. Satria Ra-joelina Andry no nanolotra ny anarany tamin-dRajao-narimampianina Hery dia lôjika loatra raha mbola izyihany no notazonin-dRajoelina Andry rehefa nambarafa lany ho filohan’ny Repoblika izy. Raha mandinikaisika dia vitsy ihany ireo mpikambana tao amin’ny go-vernemanta Ntsay Christian no nesorina teo amin’nytoerany, indrindra ireo avy amin’ny antoko politika toyny an’ny Tim sy ny Hvm. Mazava ho azy fa ara-poli-tika moa ny fanendrena fa tsy misy mijery izay traikefaananana sy fahaizana manokana momba izay seha-tra anendrena azy. Amin’izao fotoana izao dia misytomponandraitra any amin’ny departemanta any tsymahavaha ny olana misy eo anivon’ny toerana na-nendrena azy. Iaraha- miaina izao ny olana goavanamisy eo anivon’ny jiro sy rano ary ny solika. Tsy aoamin’ireo sehatra ireo ihany anefa no misy olana tsyvoavaha fa anisan’ny mavaivay ihany koa ny sehatrafananantany sy ny tsy fandriampahalemana. Volanavitsy lasa izay dia niaraha-nahita ny olana ara-tsolika.Nalaky tonga moa ilay sambo goavana mpitatitra so-lika, ka voavaha ihany ny olana izay saika niterakasavorovoro satria dia filaharambe tsy nisy toa azy nohita teny amin’ireo toby mpaninjara. Naterak’izay nyfanasaziana ireo orinasa mpamatsy Total sy Jovenaizay voapangan’ny fitondrana fa tsy nanatanteraka,na ninia tsy nanafatra ara-dalàna ny andraikiny. Toa

nanapa-kevitra ny fitondrana taorian’iny tranga iny fahandray an-tànana mivantana ny fanafarana solika.Tsy hiresaka lava momba ny olana eo amin’ny fano-tofana tany eny Ambohitrimanjaka sy ny tsy fandriam-pahalemana satria mbola ho ela vao hisy vahaolanasatria tsy manaiky ny mpomboly eny amin’iny toeranaandrefan’Iarivo iny ary isan’andro vaky izao dia tsymaintsy misy tranga vono olona sy fanafihana mitam-piadiana etsy sy eroa. Ny tena olana goavana etoamin’ny Firenena amin’izao fotoana izao dia ny ranosy ny jiro izay mampitsangam-bolo ny mpitondra mi-hitsy. Araka izany dia misy “rivodoza” mitsoka aoamin’ny orinasam-bahoaka Jirama, ka vao androvitsy, araka ny iaraha-mahalala no voadaka teoamin’ny toerany ny minisitry ny angôvo sy ny rano aryny akoranafo. Tsy nijanona teo anefa ny raharaha fatale maromaro koa no voatsoka satria azo antoka faekipan’ny minisitra matoa nampanarahana ny diany.Tsara ho marihana fa ilaina tokoa ny maripahaizanana diplaoma eo amin’ny sehatra tsirairay avy, saingytsy ampy izany satria manana ny tantarany sy nyolana ary ny dingana nandalovany avokoa ireo seha-tra ireo ka tsy olona mpiavy (arriviste) tsy mahafanta-tra na inona na inona no hampiandraiketana syhitantana ireo sehatra ireo. Tsy nahavaha olana nyminisitra sy ny ekipany, ka voatsoka daholo saingyraha tendritendrena noho ny maha mpinamana nampiray antoko fotsiny no mbola entina manendry diany omaly tsy miova ihany no iainana eto amin’ity Nosyity. Raha ny mpiasa eo anivon’io departemanta iomoa dia tsy afaka hanao na inona na inona satria efamahazatra ilay hoe “izay tonga eo tompoina”, na “tsymampiova ny karamako na iza na iza voatendry” nadia fantatr’izy ireo izao aza fa tsy hahavaha olana izayvoatendry. Izay no tsy itovizan’ny gasy amin’ny va-hoaka atsy Afrika sy Amerika latina. Raha tsy voava-han’izay tomponandraikitra ho voatendry ao anatin’nyfotoana fohy ity olana eo amin’ny jiro sy ny rano itydia asa raha mbola hitombina ihany ny hoe: “gasymahari-pery”?

Andry Tsiavalona

3Lah 980 Alakamisy 14 novambra 2019Politika

Tsy voavahan’ny fitondrana Rajoelina

Jiro, rano, solika, fananantany, tsy fandriampahalemana,…

Ny Valosoa sy hadihady

www.gvalosoa.com

Antenimierandoholona

nankatoavina ny tatitra ara-bolanataon’ny kestora voalohany

Ny tompon’andraikitra voalohany misahana ireo mpiady tiatanindrazana.

Salamo 119:68

Sady tsara Hianao no Mpanao ny tsara;

ampianaro ahy ny didinao.

Ny TeNy FiaiNaNa

Nankatoavina afak’omaly tao amin’ny Lapa maitsoAnosikely, nandritra ny fivoriana azon’ny besinimaronatrehina, ny tatitra ara- bolan’ny Antenimierandoho-lona taona 2018, izay natolotry ny Kestiora voalo-han’ny Antenimierandoholona, Abdirassoul Mourad.Fampahafantarana ny fitantanana ny tetibolan’ny An-tenimierandoholona teo anoloan’ireo Loholon’i Mada-gasikara sy ny mpiaramiasa rehetra no natao tamin’izany. Araka ny fitsipika anaty mifehy ity Andrimpanja-kana ity ao amin’ny andininy faha 19 an-dalana faha-efatra dia isaky ny fiandohan’ny fivoriana ara-potoanavoalohany dia tokony hanolotra ny tatitra ara-bola nytaona efa lasa ny Kestiora Voalohany, manoloana nyasam-baomiera ary hakana fankatoavana na tsia, eoanatrehan’ny Loholon’i Madagasikara rehetra, amin’nyalalan’ny fivoriana azon’ny besinimaro atrehana. Ity la-hadinika ity dia tokony ho natao tamin’ny fivoriana ara-potoana voalohany tamin’ity taona 2019 ity, saingynoho ny tsy mbola nahatafajoro ny Antenimierampire-nena dia tsy nisy izany fotoam-pivoriana izany.Nanambara ny kestiora voalohany, mahakasika ity tatitrany tetibolan’ny Antenimierandoholona taona 2018 ity, fanisy fiakarana raha ampitahaina ny taona roa efa lasasatria dia nitentina 27 lavitrisa ariary mahery ny tetibolanatokana ho an’ny Antenimierandoholona raha nam-piana ilay vola 2 lavitrisa ariary « credit complémentaire» ary 25 lavitrisa ariary ny tetibola nolaniana, izay naha-fahana nanatanteraka 90 % ny asa fampandehanan-dra-haraha tao anivon’ny Antenimierandoholona sy ny asaizay notanterahin’ireo Loholona tany amin’ny faritra misyazy avy. Ny tetibola tsy nampiasaina kosa dia mitentina2 lavitrisa ariary mahery kely, izay nitondran’ny Kestioravoalohany fanazavana ny antony tsy nandaniana izanytetibola izany. Marihina fa efa telo taona misesy no na-hazo fakatovana toa izao ny tatitra ara- bola izay naro-son’ny Kestiora Abdirassoul Mourad. Nanamafy kosa nyFilohan’ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, teoam-pamaranana, fa zava-dehibe tokoa ny fisian’izao fa-naovana tatitra izao satria dia mangarahara hatrany nyfitantanam-bola eo anivon’ity andrimpanjakana ity.

Isambilo

Foloalindahy

Manavao ny kara-potsy ho an’ireo mpiady tia tanindrazana

Momba ny sonia teniera-nan’ireo kandida ben’nytanàna sy mpanolo-tsai-nan’ny tanàna ho fidianaamin’ny 27 Novambra hoavy izao, dia kianin’nyolon-tsotra ny fanaovanaizany. Tokony ho izy samympanao pôlitika no ma-nao sonia izany hoy nyhevitr’ireo olon-tsotra sa-tria adin’ny samy mpanao

pôlitika io fa tsy idiran’nyolon-tsotra velively, aryefa nisy naneho hevitraihany koa ny mpahay la-làna momba azy io. Rahatsiahivina ny fihaonanamomba izay sonia tenie-rana izay, izay notarihan’ny vaomiera manokanamisahana ny fifidianana ,ny CSI, ny Samifin ary nyfiarahamonim-pirenen toy

ny Hcdded, Cnidh ary nyRohy, ka tokony hanao-van’ireo kandida ity soniatenierana ity alohan’ny fi-fidianana. Ny 25 novam-bra aho avy izao mantsyny fe-potoana tokony ha-naovan’ireo kandida ireoity sonia tenierana ity.Hatreto aloha dia maro notsy mbola nanao izany sa-tria na ny eto Antanana-

rivo renivohitra aza diambola misy ny tsy nanaoizany. Andrasana izanyizao ny ho tohin’ity tantaraity eto amintsika. Vita so-nia tenierana ve ny kan-dida, sa hamita-bahoakafotsiny indray amin’ny fifi-dianana?

Namana

Sonia tenieranan’ireo mpanao pôlitika

Kianin’ny olon-tsotra maro

Manisa ireo akanga sisananamborana, bekotro-maroholatra, nandritra nytolom-panafahana tamin’ny taona 1947 amin’izaofotoana, ny foibem-piton-dran’ny mpiady tia Tanin-drazana (DCN). Raha tsia-hivina dia 5000 ny isan'izyireo tamin'ny taona 1978,izay nitsanganan'ity fitan-tanan-draharaha ity arymanodidina ny 1000 izyireo ankehitriny, izay mi-pariaka amin'ny faritramaro eto Madagasikara.Araky ny nambaran'ny ta-len'ny mpiady tia Tanin-drazana (DCN), ny Kolo-nely Rasoloniaina Gabriel

dia tafiditra ao anatin'nypolitika fanisana ireo rayaman-dreny ireo ny fano-vàna ny kara-potsy, aryefa miroso izany ankehi-triny. Marihana fa karatra200 no efa voasolo arymbola manan-kery ny ka-ratra teo aloha hatramin'ny volana desambra 2020.Koa manentana ireo zo-kiolona misitraka izany ity tompon’andraikitra ity,mba ho tonga eny amin'ny foibem-pitondran’nympiady tia Tanindrazana(DCN) eny amin'ny 𝟭/𝗥𝗠𝟭𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆, hanavao izanykaratra izany.

Isambilo

Mpianatry ny ACMIL maty

Mety hitory ny fianakavianyAraka ny vaovao voaray momba ilay mpianatra taoamin’ny ACMIL, na Akademia Miaramila Antsirabe, nio-fana ho mpanamory fiaramanidina, maty ny alatsinainyteo, miahiahy momba ny fomba nahafaty azy ny fianaka-viany ary mety hitory. Mampalahelo ny zava-mitrangamomba ity raharaha ity, pilote militaire no nidirana taoamin ny akademia Antsirabe ny 7 Novambra 2019, sa-lama tsara. 11 Novambra nampidirina hopitaly fa hoe ma-rary voa dia izao maty izao. Tsy manaiky ny fianakavianafa olona salama tsara ary matoa voaray dia tsy misy are-tina koa rehefa maty vao hoe narary. Mety misy ambadikatao hoy ny fianakaviana. Toa hoe feno mangana sy ratrany vatany hoy hatrany ny fianakaviana. Fa manoloanaan’izany, misy ihany koa ny fanambarana nataon’ny aoamin’ny fiarovam-pirenena: manoloana ny fahafatesan’nympianatra ho manamboninahitra mpanamory fiaramani-dina "RAKOTOSON Mamimaherimanana Andrianina" diamiondrika am-panajana eo anatrehan’ny vatana mangat-siakany ny Minisiteran’ ny Fiarovam-pirenena sy ny fiana-kaviamben’ny Foloalindahy Malagasy ary mirary fiono-nana feno ho an’ny fianakaviana. Tsiahivina fa nandritrany fizaham-pahasalamana teo am-pahatongavana taoamin'ny sekoly Akademia Miaramila ao Antsirabe no na-hitana fa manana olana amin'ny voa ity mpianatra ity, kaavy hatrany dia notsaboina tao amin'ny "Infirmerie de Gar-nison". Avy eo dia nentina tany amin'ny toeram-pitsa-boana tsy miankina iray ao Antsirabe mialoha nynandefasana azy tao amin'ny Centre Hospitalier de Soa-vinandriana (CENHOSOA) aty Antananarivo. Voamarinahatrany nandritra ny fandraisan'ny toeram-pitsaboana ni-tondrana azy, fa ny aretina "Insuffisance rénale aiguë" nonitarika ny fahafatesany, izay tsy afaka tiliana eo amin'nyresaka fitsaboana raha mbola tsy misy fihetsehana ma-nokana. Niantohan'ny fanjakana avokoa ny fitsaboana syny fitaterana natao taminy saingy tsy tana ny ainy. Mbolaho taantara mitohy arak’izany ity raharaha ity.

Ny Valosoa

top related