tranga mpanampy nangalatra ny zanaky ny mpampiasa azy ......sahan’ilay vazaha novidiana iray...

1
6 Lah 1007 Sabotsy 25 janoary 2020 Samihafa www.gvalosoa.com Tranga Mpanampy nangalatra ny zanaky ny mpampiasa azy Ilay vehivavy mpanampy sy ny sipany, nitsikombakomba tamin’ny hala-jaza. N ivadi-panekena sy fifampitokisana ny mpanampy an-trano iray teto an-drenivohitra. Ny zanaky ny mpampiasa azy ihany mantsy no nan- galariny. Noentin'ity mpa- nampy ity nitsoaka ny zanaky ny mpampiasa azy no sady nalainy avo- koa ny entana sarobidy tao an-trano izay miten- tina 6.000.000 Ar. Efa ela no niasa tao an-tokantra- non'izy mivady ity mpa- nampy ity, ka efa nanan' izy ireo fahatokisana. Miala maraina mandeha miasa izy mivady ary tsy miverina raha tsy hariva. Akory ny hagagana re- hefa tonga tao an-trano ny hariva, fa sady tsy tao ilay mpanampy no nanja- vona ihany koa ny zaza ary mbola tsy hita ny en- tana sasany sarobidy. Ny alakamisy 16 janoary dia tonga nametraka fitarai- lisy avy hatrany ilay lehi- lahy ary nasaina nanao fotoana tamin'ilay vehi- vavy io andro io ihany. Tonga tamin'ny fotoana nifanomezana ilay mpa- nampy niaraka tamin'ilay zaza, ka nosamborin'ny Polisy avy hatrany. Ta- min'ny fanadihadiana na- tao ilay mpanampy no nahalalana fa nisy mpi- tondra taxi nanampy azy nitondra ilay entana, sy ilay zaza ary nanatitra azy tany Antsirabe. Nosam- borin'ny Polisy ihany koa ity farany. Ireo entana nangalarin'ilay vehivavy kosa dia hita tao an-tra- nony avokoa ary efa no- mena ny tompony, ilay zaza indray rehefa noza- hana ny fahasalamany, ka hita fa salama tsara dia naverina any amin'ny Ray aman-dreniny. Stefa nana tao amin'ny Polisy misahana ny heloka be- vava sakelika fahatelo izy mivady, ka avy hatrany dia natao ny fanadiha- diana. Ny ampitson'io iha- ny dia fantatry ny Polisy fa nitsoaka nankany Antsi- rabe ilay mpanampy, ka nidina tany an-toerana ny mpitandro filaminana. Tany no nahalalana fa manana sipa ilay mpa- nampy, ka nalain'ny Po- Nitrangana tsy fandriam- pahalemana noho ny re- saka halatra omby tany amin’ny faritra Sofia iny. Omby iray no nisy naka antsokosoko tao Befani- vana, Kaominina Anahi- drano, distrikan’Antso- hihy, faritra Sofia, ny hari- van’ny alatsinainy teo, to- kony ho tamin’ny 5 ora sy sasany. Nanao fanara- han-dia avy hatrany ny Fokonolona, sady nam- pandre ny brigadin’ny Zandary Anahidrano. Ni- fankatratra ny mpanara- dia sy ilay mpangalatra mbola teny ampandroa- hana ny omby. Nanohitra ilay jiolahy sady nanao tari-dositra raha hisambo- tra azy ny mpanaradia, ka teo no raikitra ny sako- roka. Tsy lasa lavitra ane- fa izy dia voasambotra. Niharan’ny daroka ary dia namoy ny ainy noho ny hamafin’ny fahavoazana nanjo azy. Tonga nana- marika ny zava-nisy ny Zandary sy ny dokoterana avy amin’ny CSB Anahi- drano. Taorian’izay dia nanokatra fanadihadiana ny Zandary ao amin’ny brigady Anahidrano. Niaina Tsy fandriampahalemana Mpangalatr’omby maty niharan’ny fitsaram-bahoaka Ahitana tranga Mamohe- hatra hatrany ao anivon’ ny foloalindahy Malagasy ao. Nisy miaramila nifa- mono indray, ka vaky loha tamin’izany ny iray. Miara- mila iray mamo toaka no nidaroka, ka nandratra miaramila iray namany, miasa any Sakaramy, dis- trikan’Antsiranana II, fari- tra Diana. Nototan’ilay mi- aramila mamo ny vato ny lohan’ity namany, ka vaky ny handriny. Ny harivan’ ny talata 21 janoary 2020 teo, tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany no niseho ny fandratrana niniana natao ity. Tsaboina ao amin’ ny hopitaly miaramila Ant- siranana ilay maratra an- kehitriny, karohina kosa ilay nahavanon-doza. Na- nokatra fanadihadiana ny Zandary avy ao amin’ny brigadin’i Sakaramy mom- ba ity raharaha manala baraka indray ny foloalin- dahy Malagasy ity. Ny Valosoa Trangam-piarahamonina Miaramila nifamono, vaky loha ny iray Taratasin’ny mpamaky Manitikitika ahy izao manaraka izao, ka soratako ho an’ny gazety Ny Valosoa Vaovao sy ny mpamaky azy. TENA MPIVAROTRA TANINDRAZANA NY MPITON- DRA MISY AMIN’IZAO FOTOANA : nilaza moa i Andry tgv t@ fotoanan'ny propagandy, fa omena tany ny Tanora Malagasy. Ny mifanohitra @ izany no misy, fa dia omeny ny vahiny avokoa ny tanin'ny Malagasy. Ny Malagasy kosa dia esorin-dry takaka @ taniny. Namidiny t@ Daewoo i Soalala, nomeny ny Tozzi Green ny any Itasy sns.... Omeny olona tokana ny ta- nin'ny vahoaka aman’aliny ha ao Soavinandriana, omeny ny karana ny tany any Toamasina sy Maha- janga sns... Ho esorina @ taniny ny vahoaka ao Am- bohitrimanjaka, fa omena hanaovan'ny karana sy ny akamany bizina @ fananganana trano sns… Mody asiana tranompanjakana kely. Ankehitriny dia omeny ny arabo ny tany ao Bas Man- goky. EFA TSY RARINY INTSONY IZAO RY VA- HOAKA. MITSANGANA RY TANORA MALAGASY HIARO NY TANINTSIKA FA HO AMIDIN'NY MPAN- GALABATO NY MALAGASY SY NY TANINY ARY NY TARANANY. Andrianjakahasina Rasamimanana Mpamaky gazety Ny Valosoa Vaovao Fjkm Ranovao Maritiora Vola mitentina 50 tapitrisa ariary no ilaina hamitana ny tsangambato Ny 3 febroary 2019 no nanomboka ny fankalazana ny jôbily faha-150 taonan’ny Fjkm Ranovao Maritiora Am- bohimangakely, synodamparitany Antananarivo atsina- nana. Rihan’ny fiangonana no tanjon’ny mpino kris- tianina, niarahana tamin’ny zanaka ampielezana, fa ho tsangam-baton’izany faha-150 taonan’ny fiangonana izany. Tsy mijanona eo anefa ny asa, fa mbola mitohy satria mbola hampakatra rindrina sy hanolo tafo ny fiangonana, miaraka amin’ny valin-drihana. Izay indray ny dingana manaraka raha ny nambaran-dRamilison, izay filohan’ny komity, ka vola mitetina 50 tapitrisa ariary no mbola ilaina amin’izany . Tao anatin’ny fioma- nana sy ny fanatanterahana ny fankalazana dia maro ireo ezaka efa nataon’ny fiangonana, toy ny boatin-dra- kitra, ankoatry ny raki-dehibe fanao isam-bolana, teo ihany koa ny tavoahangy Alabastara, ezaka samihafa toy ny alimanaka, fitafiana, satroka, kitapo, hetsika sa- kafo sy fampisehoana horonan-tsary samihafa, sns… Matotra ny fiaraha-miasa eo amin’ny zanaka am-pie- lezana sy ny reni-fiangonana raha ny nambaran’ny fi- lohan’ny zanaka ampielezana, Ralantoherinirina Hanta ary miezaka mifanakaiky hatrany ny mpino kristianina mifanampy sy mifanentana. Tsy mijanona hatreo akory ny ezaka raha ny nambaran’ny mpitandrina, Rakoton- drajao Hery, izay mitondra ny Fjkm Ranovao Maritiora, fa eo ihany koa ny tafika masina anatiny hitohy amin’ity taona vaovao ity. Tanjona ihany koa ny hamaranana ny taon-jôbily amin’ity taona 2020 ity . Sambany moa nyreni-fiangonana sy ny zanaka ampielezan’ny Fjkm Ranovao Maritiora Ambohimangakely no nifampiara- haba nahatratra ny taona vaovao 2020 ary nisian’ny fifanentanana sy ny tohin’ny asa manaraka. Feno tan- teraka ny fiangonana. Fiaraha-misakafo no namara- nana ny fotoana tamin’ny Alahady 12 Janoary 2020 lasa teo. Rajo Menaka manokana teny Ivato Sahan’ilay vazaha novidiana iray tapitrisa Niaiky ity vazaha ity fa misy hery miafina, sa menaka hafa mihitsy ity nanorana azy ity .Narary nalemy nan- dritry ny telo taona mantsy ity vazaha ity tany ivelany ary tsy nety sitrana mihitsy, na dia efa maro aza ireo dokotera sy mpahay samihafa no nikarakara azy, fa tsy nety sitrana mihitsy . Tamin’ny gazety no nahitany ny nomeraon’i Jessica 03387 395 41, ka naleony nan- deha taty Madagasikara hitady ity mpanotra sady mpit- sabo ity. Nihaona teny Mandrosoa Ivato izy mianadahy, ka vao in-droa monja izy no notrorin’ity mpitsabo ity ta- min’ny menaka manokana avy any Inde dia sitrana tanteraka. Niaiky izy fa menaka hafahafa ity sa misy hery miafina . Sahiko iray tapitrisa io menaka kely anaty tavoahangy io hoy izy raha amidinao. Namaly avy hatrany anefa ity mpitsabo ity, fa tsy natao hamidy io, fa natao hanavotana olona, izay mila fikarakarana sy natao hanasitrana olona marary na manana olana. Teo vao nihanahana fotsiny ilay vazaha ary nilaza fa tsy maninona satria efa sitrana aho aloha. Io vazaha io avy eo no nanaparitaka ny vaovao tany ivelany, ka taorian’izay dia nisy vazaha hafa koa no tonga tao amin’i Jessica nitsabo tena satria marary valahana ihany koa. Nahazo fahasitranana ihany koa io rehefa nokarakaraina, ka niaiky ihany koa ny fahaizan’ity mpitsabo ity. Efa nody ihany koa izy io satria hitsabo tena fotsiny no nalehany taty Madagasikara. Namana Que le Sacré Cœur de Jésus soit loué, adoré et glorifié à travers le monde pour des siècles et des siècles, Amen. PRIERE AU SACRE CŒUR Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues. Niaina A. Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vos prières seront exaucées même si cela semble impossible. N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro- messe de publication quand la faveur sera obtenue.

Upload: others

Post on 10-Mar-2021

2 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Tranga Mpanampy nangalatra ny zanaky ny mpampiasa azy ......Sahan’ilay vazaha novidiana iray tapitris a Niaiky ity vazaha ity fa misy hery miafina, sa menaka hafa mihitsy ity nanorana

6Lah 1007 Sabotsy 25 janoary 2020Samihafawww.gvalosoa.com

Tranga

Mpanampy nangalatra ny zanaky ny mpampiasa azy

Ilay vehivavy mpanampy sy ny sipany, nitsikombakombatamin’ny hala-jaza.

Nivadi-panekena syfifampitokisana nympanampy an-trano

iray teto an-drenivohitra.Ny zanaky ny mpampiasaazy ihany mantsy no nan-galariny. Noentin'ity mpa-nampy ity nitsoaka nyzanaky ny mpampiasaazy no sady nalainy avo-koa ny entana sarobidytao an-trano izay miten-tina 6.000.000 Ar. Efa elano niasa tao an-tokantra-non'izy mivady ity mpa-nampy ity, ka efa nanan'izy ireo fahatokisana.Miala maraina mandehamiasa izy mivady ary tsymiverina raha tsy hariva.Akory ny hagagana re-hefa tonga tao an-tranony hariva, fa sady tsy taoilay mpanampy no nanja-vona ihany koa ny zazaary mbola tsy hita ny en-tana sasany sarobidy. Nyalakamisy 16 janoary diatonga nametraka fitarai-

lisy avy hatrany ilay lehi-lahy ary nasaina nanaofotoana tamin'ilay vehi-vavy io andro io ihany.Tonga tamin'ny fotoananifanomezana ilay mpa-nampy niaraka tamin'ilayzaza, ka nosamborin'nyPolisy avy hatrany. Ta-min'ny fanadihadiana na-tao ilay mpanampy nonahalalana fa nisy mpi-tondra taxi nanampy azynitondra ilay entana, syilay zaza ary nanatitra azytany Antsirabe. Nosam-borin'ny Polisy ihany koaity farany. Ireo entananangalarin'ilay vehivavykosa dia hita tao an-tra-nony avokoa ary efa no-mena ny tompony, ilayzaza indray rehefa noza-hana ny fahasalamany,ka hita fa salama tsaradia naverina any amin'nyRay aman-dreniny.

Stefa

nana tao amin'ny Polisymisahana ny heloka be-vava sakelika fahatelo izymivady, ka avy hatranydia natao ny fanadiha-diana. Ny ampitson'io iha-ny dia fantatry ny Polisy fa

nitsoaka nankany Antsi-rabe ilay mpanampy, kanidina tany an-toerana ny mpitandro filaminana.Tany no nahalalana famanana sipa ilay mpa-nampy, ka nalain'ny Po-

Nitrangana tsy fandriam-pahalemana noho ny re-saka halatra omby tanyamin’ny faritra Sofia iny.Omby iray no nisy nakaantsokosoko tao Befani-vana, Kaominina Anahi-drano, distrikan’Antso-hihy, faritra Sofia, ny hari-van’ny alatsinainy teo, to-kony ho tamin’ny 5 ora sysasany. Nanao fanara-han-dia avy hatrany nyFokonolona, sady nam-pandre ny brigadin’nyZandary Anahidrano. Ni-fankatratra ny mpanara-dia sy ilay mpangalatrambola teny ampandroa-hana ny omby. Nanohitrailay jiolahy sady nanaotari-dositra raha hisambo-tra azy ny mpanaradia, kateo no raikitra ny sako-roka. Tsy lasa lavitra ane-

fa izy dia voasambotra.Niharan’ny daroka ary dianamoy ny ainy noho nyhamafin’ny fahavoazanananjo azy. Tonga nana-

marika ny zava-nisy nyZandary sy ny dokoteranaavy amin’ny CSB Anahi-drano. Taorian’izay diananokatra fanadihadiana

ny Zandary ao amin’nybrigady Anahidrano.

Niaina

Tsy fandriampahalemana

Mpangalatr’omby maty niharan’ny fitsaram-bahoaka

Ahitana tranga Mamohe-hatra hatrany ao anivon’ny foloalindahy Malagasyao. Nisy miaramila nifa-mono indray, ka vaky lohatamin’izany ny iray. Miara-mila iray mamo toaka nonidaroka, ka nandratra

miaramila iray namany,miasa any Sakaramy, dis-trikan’Antsiranana II, fari-tra Diana. Nototan’ilay mi-aramila mamo ny vato nylohan’ity namany, ka vakyny handriny. Ny harivan’ny talata 21 janoary 2020

teo, tokony ho tamin’ny 6ora sy sasany no nisehony fandratrana niniananatao ity. Tsaboina ao amin’ny hopitaly miaramila Ant-siranana ilay maratra an-kehitriny, karohina kosailay nahavanon-doza. Na-

nokatra fanadihadiana nyZandary avy ao amin’nybrigadin’i Sakaramy mom-ba ity raharaha manalabaraka indray ny foloalin-dahy Malagasy ity.

Ny Valosoa

Trangam-piarahamonina

Miaramila nifamono, vaky loha ny iray

Taratasin’ny mpamakyManitikitika ahy izao manaraka izao, ka soratako hoan’ny gazety Ny Valosoa Vaovao sy ny mpamakyazy.

TENA MPIVAROTRA TANINDRAZANA NY MPITON-DRA MISY AMIN’IZAO FOTOANA : nilaza moa iAndry tgv t@ fotoanan'ny propagandy, fa omena tanyny Tanora Malagasy. Ny mifanohitra @ izany no misy,fa dia omeny ny vahiny avokoa ny tanin'ny Malagasy.Ny Malagasy kosa dia esorin-dry takaka @ taniny.Namidiny t@ Daewoo i Soalala, nomeny ny TozziGreen ny any Itasy sns.... Omeny olona tokana ny ta-nin'ny vahoaka aman’aliny ha ao Soavinandriana,

omeny ny karana ny tany any Toamasina sy Maha-janga sns... Ho esorina @ taniny ny vahoaka ao Am-bohitrimanjaka, fa omena hanaovan'ny karana sy nyakamany bizina @ fananganana trano sns… Modyasiana tranompanjakana kely.Ankehitriny dia omeny ny arabo ny tany ao Bas Man-goky. EFA TSY RARINY INTSONY IZAO RY VA-HOAKA. MITSANGANA RY TANORA MALAGASYHIARO NY TANINTSIKA FA HO AMIDIN'NY MPAN-GALABATO NY MALAGASY SY NY TANINY ARYNY TARANANY.

Andrianjakahasina RasamimananaMpamaky gazety Ny Valosoa Vaovao

Fjkm Ranovao Maritiora

Vola mitentina 50 tapitrisa ariary no ilaina hamitana ny tsangambato

Ny 3 febroary 2019 no nanomboka ny fankalazana nyjôbily faha-150 taonan’ny Fjkm Ranovao Maritiora Am-bohimangakely, synodamparitany Antananarivo atsina-nana. Rihan’ny fiangonana no tanjon’ny mpino kris-tianina, niarahana tamin’ny zanaka ampielezana, fa hotsangam-baton’izany faha-150 taonan’ny fiangonanaizany. Tsy mijanona eo anefa ny asa, fa mbola mitohysatria mbola hampakatra rindrina sy hanolo tafo nyfiangonana, miaraka amin’ny valin-drihana. Izay indrayny dingana manaraka raha ny nambaran-dRamilison,izay filohan’ny komity, ka vola mitetina 50 tapitrisaariary no mbola ilaina amin’izany . Tao anatin’ny fioma-nana sy ny fanatanterahana ny fankalazana dia maroireo ezaka efa nataon’ny fiangonana, toy ny boatin-dra-kitra, ankoatry ny raki-dehibe fanao isam-bolana, teoihany koa ny tavoahangy Alabastara, ezaka samihafatoy ny alimanaka, fitafiana, satroka, kitapo, hetsika sa-kafo sy fampisehoana horonan-tsary samihafa, sns…Matotra ny fiaraha-miasa eo amin’ny zanaka am-pie-lezana sy ny reni-fiangonana raha ny nambaran’ny fi-lohan’ny zanaka ampielezana, Ralantoherinirina Hantaary miezaka mifanakaiky hatrany ny mpino kristianinamifanampy sy mifanentana. Tsy mijanona hatreo akoryny ezaka raha ny nambaran’ny mpitandrina, Rakoton-drajao Hery, izay mitondra ny Fjkm Ranovao Maritiora,fa eo ihany koa ny tafika masina anatiny hitohy amin’itytaona vaovao ity. Tanjona ihany koa ny hamarananany taon-jôbily amin’ity taona 2020 ity . Sambany moanyreni-fiangonana sy ny zanaka ampielezan’ny FjkmRanovao Maritiora Ambohimangakely no nifampiara-haba nahatratra ny taona vaovao 2020 ary nisian’nyfifanentanana sy ny tohin’ny asa manaraka. Feno tan-teraka ny fiangonana. Fiaraha-misakafo no namara-nana ny fotoana tamin’ny Alahady 12 Janoary 2020lasa teo.

Rajo

Menaka manokana teny Ivato

Sahan’ilay vazaha novidiana iraytapitrisa

Niaiky ity vazaha ity fa misy hery miafina, sa menakahafa mihitsy ity nanorana azy ity .Narary nalemy nan-dritry ny telo taona mantsy ity vazaha ity tany ivelanyary tsy nety sitrana mihitsy, na dia efa maro aza ireodokotera sy mpahay samihafa no nikarakara azy, fa tsynety sitrana mihitsy . Tamin’ny gazety no nahitany nynomeraon’i Jessica 03387 395 41, ka naleony nan-deha taty Madagasikara hitady ity mpanotra sady mpit-sabo ity. Nihaona teny Mandrosoa Ivato izy mianadahy,ka vao in-droa monja izy no notrorin’ity mpitsabo ity ta-min’ny menaka manokana avy any Inde dia sitranatanteraka. Niaiky izy fa menaka hafahafa ity sa misyhery miafina . Sahiko iray tapitrisa io menaka kelyanaty tavoahangy io hoy izy raha amidinao. Namalyavy hatrany anefa ity mpitsabo ity, fa tsy natao hamidyio, fa natao hanavotana olona, izay mila fikarakaranasy natao hanasitrana olona marary na manana olana.Teo vao nihanahana fotsiny ilay vazaha ary nilaza fatsy maninona satria efa sitrana aho aloha. Io vazahaio avy eo no nanaparitaka ny vaovao tany ivelany, kataorian’izay dia nisy vazaha hafa koa no tonga taoamin’i Jessica nitsabo tena satria marary valahanaihany koa. Nahazo fahasitranana ihany koa io rehefanokarakaraina, ka niaiky ihany koa ny fahaizan’itympitsabo ity. Efa nody ihany koa izy io satria hitsabotena fotsiny no nalehany taty Madagasikara.

Namana

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Niaina A.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossible.N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.